< Joba 25 >

1 Dia namaly Bildada Sohita ka nanao hoe.
Ndipo Bildadi Mshuhi akajibu:
2 Fanapahana sy fampahatahorana no ao aminy, manao fihavanana any amin’ ny avo Izy.
“Mamlaka na kuheshimiwa ni vyake Mungu; yeye huthibitisha amani katika mbingu juu.
3 Azo isaina va ny miaramilany? Ary fahazavan’ iza no tsy ihoaran’ ny Azy?
Je, majeshi yake yaweza kuhesabika? Ni nani asiyeangaziwa na nuru yake?
4 Ary aiza no hahamarina ny zanak’ olombelona eo anatrehan’ Andriamanitra? Ary aiza no hadio izay tera-behivavy?
Mtu awezaje kuwa mwadilifu mbele za Mungu? Awezaje mtu aliyezaliwa na mwanamke kuwa safi?
5 Indro, ny volana aza tsy mangarangarana, ary ny kintana aza tsy madio eo imasony;
Ikiwa hata mwezi sio mwangavu nazo nyota si safi machoni pake,
6 Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak’ olombelona, izay olitra.
sembuse mtu ambaye ni funza: mwanadamu ambaye ni buu tu!”

< Joba 25 >