< Joba 22 >
1 Dia namaly Elifaza Temanita ka nanao hoe:
Nake Elifazu ũrĩa Mũtemaani agĩcookia atĩrĩ:
2 Mahasoa an’ Andriamanitra va ny olona? Tsia, fa mahasoa ny tenany ihany ny olon-kendry.
“Mũndũ aahota kũguna Mũrungu? O na mũndũ mũũgĩ-rĩ, akĩhota kũmũguna?
3 Mampaninona ny Tsitoha moa, raha marina ianao, sa misy tombony ho Azy, raha ataonao tsy misy diso ny alehanao?
Nĩ gĩkeno kĩrĩkũ ũthingu waku ũngĩrehere Mwene-Hinya-Wothe? Nĩ uumithio ũrĩkũ angĩgĩa naguo angĩkorwo mĩthiĩre yaku ndĩrĩ ũcuuke?
4 Moa ny fahatahoranao Azy va no ananarany anao, sy ifanatrehany aminao amin’ ny fitsarana?
“Arakũrũithia na agagũthitanga nĩ ũndũ wa wĩtigĩri Ngai waku?
5 Tsy be va ny faharatsianao, sady tsy hita isa ny helokao?
Githĩ waganu waku ti mũnene? Mehia maku-rĩ, makĩrĩ mũthia?
6 Fa efa naka tsatòka tsy ahoan-tsy ahoana tamin’ ny rahalahinao ianao ka nanendaka ny akanjon’ ny mahantra.
Wetirie ũgitĩri kuuma kũrĩ ariũ a thoguo hatarĩ gĩtũmi; nĩwaũrire andũ nguo, ũkĩmatiga njaga.
7 Tsy nanome rano hosotroin’ ny mangetaheta ianao sady tsy nahafoy hanina ho an’ ny noana.
Arĩa anogu ndwamaheire maaĩ, na nĩwaimire arĩa ahũtu irio,
8 Fa ny olona sandriana ihany no nanana ny tany; Ary ny manan-kaja ihany no nitoetra teo.
o na gũtuĩka warĩ mũndũ ũrĩ hinya, ũrĩ na mĩgũnda: mũndũ ũheetwo gĩtĩĩo, na watũũraga kuo.
9 Efa nampialainao maina ny mpitondratena. Ary tapahina ny sandrin’ ny kamboty.
Nĩwaingatire atumia a ndigwa matarĩ na kĩndũ, na ũkĩniina hinya wa arĩa matarĩ na maithe.
10 Koa noho izany dia misy fandrika manodidina anao, ary ny fahatahorana dia mampihorohoro anao tampoka;
Nĩkĩo ũthiũrũrũkĩirio nĩ mĩtego, nĩkĩo thĩĩna wa narua ũkũmakagia,
11 Moa tsy ianao va ny maizina Sy ny rano mandriaka mandifotra anao?
nĩkĩo ũtumanĩirwo nĩ nduma, ũkaremwo nĩkuona, na nokĩo mũiyũro wa maaĩ ũkũhubanĩirie.
12 Tsy avo tahaka ny lanitra va Andriamanitra? Jereo ny hahavon’ ny kintana, endrey ny hahavony!
“Githĩ Ngai ndarĩ o kũu igũrũ o igũrũ? O na ta kĩone ũrĩa njata iria irĩ igũrũ mũno itũũgĩrĩte!
13 Nefa hoy ianao: Ataon’ Andriamanitra ahoana no fahafantatra? Mahay mitsara ary ankoatry ny rahona maizina va Izy?
No rĩrĩ, wee ũroiga atĩrĩ, ‘Mũrungu nĩ atĩa angĩmenya? No atuanĩre ciira nduma-inĩ ta ĩno?
14 Ny rahona matevina manakona Azy, ka tsy mahita Izy; Ary mandehandeha eny amin’ ny lanitra Izy.
Matu matumanu nĩmamũhumbĩrĩte, nĩ ũndũ ũcio ndangĩtuona rĩrĩa egũceera kũu igũrũ gacũmbĩrĩ.’
15 Moa hizotra amin’ ny lalana izay nalehan’ ny olona fahagola va ianao? Dia ilay nalehan’ ny olona ratsy fanahy.
Ũgũtũũra ũgeraga o njĩra ya tene ĩrĩa andũ aaganu managerera?
16 Izay nesorina alohan’ ny androny, ka nindaosin’ ny riaka ny fanorenany,
Nĩmahuririo ihinda rĩao rĩtanakinya, mĩthingi yao ĩgĩthererio nĩ mũiyũro wa maaĩ.
17 Dia ireo izay manao tamin’ Andriamanitra hoe: Mialà aminay! Ary inona no azon’ ny Tsitoha atao ho anay?
Nao meerire Mũrungu atĩrĩ, ‘Tigana na ithuĩ! Mwene-Hinya-Wothe-rĩ, angĩtwĩka atĩa?’
18 Kanefa Izy no efa nameno zava-tsoa ny tranony ho lavitra ahy anie ny fisainan’ ny ratsy fanahy!
No rĩrĩ, nĩwe waiyũririe nyũmba ciao na indo njega, nĩ ũndũ ũcio niĩ njikaraga haraaya na kĩrĩra kĩa andũ arĩa aaganu.
19 Ny marina mahita ka mifaly, Ary ny tsy manan-tsiny mihomehy ireny hoe:
“Andũ arĩa athingu nĩmeyonagĩra mwanangĩko wa acio aaganu, magakena; arĩa matarĩ na ũũru mekĩte mamanyũrũragia makiugaga atĩrĩ:
20 Marina tokoa fa efa rava ny fahavalontsika, ary ny hareny betsaka efa levon’ ny afo.
‘Ti-itherũ thũ ciitũ nĩnyanange, mwaki nĩũcinĩte ũtonga wao.’
21 Mifankazara amin’ ny Tsitoha ianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan’ ny soa aminao.
“Athĩkĩra Ngai ũikare ũrĩ na thayũ nake, ũndũ ũyũ nĩguo ũgaakũrehere ũgaacĩru.
22 Masìna ianao, mandraisa fampianarana avy amin’ ny vavany, ary alatsaho ao am-ponao ny teniny.
Ĩtĩkĩra ũrutani wa kanua gake, na ũige ciugo ciake ngoro-inĩ yaku.
23 Raha miverina aminy ianao, dia haorina tsara, eny, raha ampanalavirinao ny lainao ny heloka.
Ũngĩcookerera ũcio Mwene-Hinya-Wothe, nĩegũkwamũkĩra; ũngĩeheria waganu kũraya na hema yaku,
24 Ario eny amin’ ny vovoka ny akoram-bolamena sy ny akoram-bolafotsy, eny, ario eny amin’ ny vato eny an-dohasahan-driaka ny volamena avy any Ofira;
na ũte ngũmba ciaku cia thahabu rũkũngũ-inĩ, na thahabu yaku ya Ofiri ũmĩte na kũu ndwaro-inĩ cia mahiga kũu mũkuru-inĩ,
25 Fa ny Tsitoha no ho akoram-bolamenanao sy akoram-bolafotsinao, Ary ho volafotsy mamirapiratra ho anao.
hĩndĩ ĩyo ũcio Mwene-Hinya-Wothe agaatuĩka thahabu yaku, na atuĩke betha ĩrĩa njega mũno harĩ we.
26 Fa amin’ izany dia hiravoravo amin’ ny Tsitoha ianao ka hanandratra ny tavanao amin’ Andriamanitra.
Ti-itherũ, hĩndĩ ĩyo nĩũkona gĩkeno thĩinĩ wa ũcio Mwene-Hinya-Wothe, na nĩũgatiirĩra Ngai ũthiũ waku.
27 Raha mifona aminy ianao, dia hihaino anao Izy; Ary ny voadinao dia hefainao.
Nĩũkamũhooya, nake nĩagakũigua, nawe nĩũkahingia mĩĩhĩtwa yaku.
28 Ary raha misy kasainao hatao, dia hotanterahina aminao, ary hamirapiratra amin’ ny lalanao ny mazava.
Ũrĩa watua wĩkwo nĩguo ũrĩkagwo, naguo ũtheri nĩ ũkaara njĩra-inĩ ciaku.
29 Raha misy mietry, dia hataonao hoe: Misandrata; fa ny manetry tena hovonjeny.
Hĩndĩ ĩrĩa andũ angĩ manyiihio, nawe ũkoiga, ‘Nĩmatũũgĩrio!’ Hĩndĩ ĩyo nĩakahonokia arĩa makuĩte ngoro.
30 Hanafaka ny olona meloka Izy, eny, ny fahadiovan’ ny tananao no hamonjena azy.
Nĩakahonokia o na ũrĩa ũrĩ na ũcuuke, ahonokio nĩ ũndũ wa ũtheru wa moko maku.”