< Joba 19 >
1 Dia namaly Joba ka nanao hoe:
Yobo azongisaki:
2 Mandra-pahoviana no hampalahelovanareo ny fanahiko sy hanorotoroanareo ahy amin’ ny fiteny?
« Kino tango nini bokotungisa ngai mpe kolembisa ngai na maloba na bino?
3 Efa im-polo izay no nanaratsianareo ahy; Tsy misoroka izay hampahory ahy ianareo.
Tala, botioli ngai mbala zomi, mpe bozali kobundisa ngai na soni te.
4 Ary raha diso tokoa aho, dia izaho ihany no andrian’ ny fa hadisoako.
Soki ezali penza ya solo ete nabungi nzela, mbeba na ngai etali kaka ngai moko.
5 Raha mirehareha amiko kosa ianareo ka mampiaiky ahy ho nanao izay mahamenatra,
Soki mpe bolingi komimona likolo na ngai mpe kosalela pasi na ngai mpo na kotiola ngai,
6 Dia aoka ho fantatrareo fa Andriamanitra no efa nampitanondrika ahy ka efa naningotra ahy tamin’ ny fandrika haratony.
wana boyeba ete Nzambe nde asali ngai mabe mpe azingeli ngai na monyama na Ye.
7 Indro, miantso mafy aho hoe: Loza! nefa tsy misy mamaly ahy; Mitaraina aho, nefa tsy mahita rariny.
Atako nagangi ete basali ngai mabe, nazali kozwa ata eyano moko te; ata soki nabeleli ete basunga ngai, moto oyo akokata likambo azali te.
8 Ny lalako dia nofefeny, ka tsy afa-mandroso aho; ary nasiany maizina teo amin’ ny lalana alehako.
Akangi nzela na ngai mpo ete nakoka koleka te, atondisi nzela na ngai nyonso na molili,
9 Ny voninahitro nalany tamiko, ary nesoriny ny satro-boninahitra teo an-dohako.
alongoli ngai lokumu, mpe alongoli motole na moto na ngai,
10 Efa nandrava ahy manodidina Izy, ka efa ho faty aho; Ary efa nofongorany tahaka ny hazo ny fanantenako.
asasi-sasi ngai na bangambo nyonso kino nakomi pene ya kokufa, apikoli elikya na ngai ndenge bapikolaka nzete;
11 Dia nampirehetiny tamiko ny fahatezerany, ka nataony ho fahavalony aho.
kanda na Ye ezali kotumba ngai, mpe azali kotanga ngai na molongo ya banguna na Ye;
12 Miara-mandroso ny antokon’ ny miaramilany ary manandratra tovon-tany hamelezany ahy izy ka mitoby manodidina ny laiko.
mampinga na Ye ezali kopusana na makasi penza, ezingeli ngai mpe ndako na ngai mpo na kosala ngai mabe.
13 Ny rahalahiko efa nampanalaviriny ahy; Ary ny olona nahazatra ahy efa nihafahafa tamiko avokoa.
Akaboli ngai na bandeko na ngai, bongo bato oyo bayebi ngai bapesi ngai mokongo,
14 Efa tsy misy eto intsony ny havako, ary ny sakaizako efa nanadino ahy.
balingami na ngai balimwe, mpe baninga na ngai babosani ngai;
15 Ny vahiny izay mitoetra ao an-tranoko sy ny ankizivaviko aza samy manao ahy ho olon-kafa; Tonga olon-ko azy eo imasony aho.
bato oyo nayambaki na ndako na ngai mpe basali na ngai ya basi, bango nyonso bakomi kotala ngai lokola mopaya, bakomi komona ngai lokola moto oyo batikala koyeba te.
16 Antsoiko ny mpanompoko, nefa tsy namaly ahy izy; Mifona aminy amin’ ny vavako aho.
Nazali kobenga mosali na ngai, kasi azali ata koyanola ngai te, atako monoko na ngai moko nde ezali kobondela ye.
17 Ny fofonaiko mahaloiloy ny vadiko, ary maharikoriko ny zanak’ ineny aho.
Solo ya monoko na ngai ekomi kokimisa ata mwasi na ngai, bongo bandeko na ngai moko penza bayini ngai.
18 Eny, ny ankizilahy madinika aza mamingavinga ahy; Raha te-hitsangana aho, dia miteny mamely ahy ireny.
Ata bilenge mibali ya mike bakomi koseka ngai; soki kaka nabimi, bakomi kosambwisa ngai.
19 Na dia izay nifankazatra tamiko indrindra aza dia manao ahy ho zava-betaveta, ary izay olon-tiako dia mivadika ho fahavaloko.
Balingami na ngai nyonso ya motema bayini ngai, bato oyo nazalaki kolinga babalukeli ngai;
20 Ny taolako miraikitra amin’ ny hoditro sy ny nofoko, ary ny akanjo-nifiko ihany no hany sisa azoko enti-mandositra.
nakomi eloko pamba, natikali kaka poso ya nzoto mpe mikuwa, nazali kobika kaka na misuni ya minu na ngai.
21 Mamindrà fo amiko, mamindrà fo amiko ianareo, ry sakaizako ô; fa ny tànan’ Andriamanitra efa mikasika ahy.
Balingami na ngai, boyokela ngai mawa, nabondeli bino penza, boyokela ngai mawa, pamba te loboko ya Nzambe ebeti ngai.
22 Nahoana no manenjika ahy tahaka an’ Andriamanitra koa ianareo ka tsy mety afa-po amin’ ny nofoko?
Mpo na nini bozali kolandela ngai boye, ndenge kaka Nzambe azali kolandela ngai? Botondi mosuni na ngai te?
23 Enga anie ka ho voasoratra ny teniko! Enga anie ka ho voatomboka eo amin’ ny boky ireny!
Ah, soki ata maloba na ngai ekomamaki, soki ekomamaki na buku!
24 Enga anie ka ho voasoratra amin’ ny vy fanoratana sady voasy firaka eo amin’ ny vatolampy ho mandrakizay izy!
Elingaki kokomama na ekomeli ya ebende, ya ebende oyo ya songe penza, mpo na kotobola makomi yango na mabanga mpo ete etikala wana mpo na libela.
25 Kanefa raha izaho, dia fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy, ka hitsangana any am-parany eo ambonin’ ny vovoka Izy.
Ngai, nayebi na ngai malamu ete Mosikoli na ngai azali na bomoi, mpe, awa na mokili, akotelema ya suka mpo na kokata likambo na ngai.
26 Ary rehefa levona ny hoditro, izao simba izao, sady afaka amin’ ny nofoko aho, dia hahita an’ Andriamanitra;
Sima na kobebisama ya poso ya nzoto na ngai, ngai, na nzoto na ngai, nakomona Nzambe.
27 Eny, izaho no hahita Azy, ary ny masoko no hijery, fa tsy olon-kafa. Efa matim-paniriana ny saiko ato anatiko.
Solo, nakomona Ye, miso na ngai moko ekomona Ye, ngai moko penza, moto mosusu te.
28 Raha hoy ianareo: Andeha hanenjika azy fatratra isika. Fa hita ao anatiny ny fototry ny mahameloka azy.
Bino oyo bozali koloba: ‹ Tokolanda ye ndenge nini? › Mpe bino bato oyo bomoni mabe kati na ngai,
29 Dia matahora ny sabatra ianareo; Fa ny fahatezerana dia heloka mendrika ny hovalian-tsabatra, mba ho fantatrareo fa misy fitsarana.
bolenga bino moko liboso ya mopanga, pamba te mopanga ezali esalelo ya kanda mpo na masumu, mpe bokoyeba ete kosambisama ezali. »