< Joba 14 >
1 Ny olona tera-behivavy dia vitsy andro sady vontom-pahoriana.
“Mũndũ ũciarĩtwo nĩ mũndũ-wa-nja-rĩ, aikaraga o matukũ manini, namo makaiyũrwo nĩ mathĩĩna.
2 Mitsimoka tahaka ny voninkazo izy ka jinjana, ary mihelina tahaka ny aloka izy ka tsy mitoetra.
Akũraga ta ihũa na agacooka akooma; ahĩtũkaga na ihenya ta kĩĩruru, na ndatũũraga.
3 kanefa amin’ izay toy izany foana no ampihiratanao ny masonao? ka dia izay izaho avy no entinao hifandahatra aminao amin’ ny fitsarana!
Mũndũ ta ũcio wakĩmũkũũrĩra maitho? Mũndũ ta ũcio wamũrehe mbere yaku aciirithio?
4 Aiza no misy madio ateraky ny tsy madio? Tsy misy na dia iray akory aza.
Nũũ ũngĩhota kũruta kĩndũ gĩtheru kuuma harĩ kĩndũ kĩrĩa gĩtarĩ gĩtheru? Gũtirĩ o na ũmwe!
5 Raha voafetra ny androny, ary voatendrinao ny isan’ ny volana iainany, ary asianao fefy tsy azony ihoarana,
Matukũ ma mũndũ nĩ matare; nĩũtuĩte mũigana wa mĩeri yake, na nĩũmũigĩire mĩhaka ĩrĩa ataangĩkĩra.
6 Dia mihodìna tsy hanatrika azy Hianao, mba hitsaharany, ka hifaliany amin’ ny androny toy ny mpikarama.
Nĩ ũndũ ũcio tiga kũmũrora, tigana nake, nginya arĩĩkie mĩthenya yake ta mũthũkũmi.
7 Fa azo antenaina ny hazo, satria na dia kapaina aza izy, dia mbola hitsimoka indray, ka tsy maintsy hisy ny solofony;
“Mũtĩ-rĩ, nĩwĩrĩgagĩrĩrwo atĩ ũngĩtemwo, no ũthethũke rĩngĩ, na atĩ mathethũka maguo matikaaga.
8 Na dia efa tonga antitra ao amin’ ny tany aza ny fakany, ary maty ao amin’ ny vovoka ny fotony,
O na mĩri yaguo ĩngĩkũrĩra thĩ na gĩthukĩ kĩaguo kĩũmĩre tĩĩri-inĩ,
9 Raha mahare ny fofon-drano izy, dia hitsimoka indray. Ka handrahaka tahaka ny hazo tanora nambolena.
ũngĩkaguucia maaĩ-rĩ, nĩũgathethũka na ũrute honge ta mũtĩ wa kũhaandwo.
10 Fa ny olona kosa maty ka miampatra; Eny, miala aina ny olona, ary aiza izy?
No mũndũ akuuaga agathikwo; aatuĩkana-rĩ, ndacookaga kuonwo rĩngĩ.
11 Ny rano miala eo amin’ ny kamory, ary ny ony mihena ka ritra,
O ta ũrĩa maaĩ mahũũaga kũu iria-inĩ, na ta ũrĩa mũtaro wa rũũĩ ũngʼaraga ũkooma-rĩ,
12 Ary toy izany koa ny olona; mandry izy ka tsy hitsangana intsony; Eny, mandra-paha-tsy hisian’ ny lanitra dia tsy hahatsiaro izy na hofohazina amin’ ny torimasony.
ũguo noguo mũndũ akomaga na ndacookaga gũũkĩra rĩngĩ; o nginya rĩrĩa igũrũ rĩgaathira-rĩ, andũ matirĩ hĩndĩ magookĩra kana maarahũrwo mookĩre.
13 Enga anie ka hanafina ahy any amin’ ny fiainan-tsi-hita Hianao Ka hampiery ahy mandra-pahafaky ny fahatezeranao! Ary hanendry fetr’ andro ho ahy, dia hahatsiaro ahy (Sheol )
“Naarĩ korwo wahitha thĩinĩ wa mbĩrĩra, na ũnjige hitho-inĩ nginya rĩrĩa marakara maku magaathira! Naarĩ korwo wanduĩra gĩathĩ, ũgaacooka kũndirikana hĩndĩ ĩyo. (Sheol )
14 Raha maty ny olona, moa ho velona indray va izy? Raha izany, dia hiandry mandritra ny andro fanafihako aho, mandra-pahatongan’ ny fahafahako.
Mũndũ akua-rĩ, nĩagatũũra muoyo rĩngĩ? Matukũ makwa mothe ma wĩra mũritũ-rĩ, ngweterera ihinda rĩakwa rĩa kwerũhĩrio hinya rĩkinye.
15 Dia hiantso Hianao, ary izaho hamaly Anao; ary mba halahelo ny asan’ ny tananao Hianao.
Wee ũgetana, na niĩ nĩngagwĩtĩka; na nĩũkeerirĩria kĩũmbe gĩkĩ wombire na moko maku.
16 Fa ankehitriny manisa ny diako Hianao; Tsy mitsikilo ny fahotako va Hianao?
Hĩndĩ ĩyo nĩũgatara makinya makwa, no ndũkarũmbũiya mehia makwa.
17 Efa voaisy tombo-kase ny kitapo misy ny fahadisoako; Ary voazaitranao ny heloko.
Mahĩtia makwa meekĩrĩtwo mondo-inĩ, ĩkoohwo na ĩkahũũrwo mũhũũri; nĩũkahumbĩra mehia makwa.
18 Kanefa na dia ny tendrombohitra aza, raha mianjera, dia mihalevona; Ary ny vatolampy dia afindra hiala amin’ ny fitoerany;
“No rĩrĩ, o ta ũrĩa kĩrĩma kĩenjekaga na gĩkamomoka, na o ta ũrĩa rwaro rwa ihiga rũeheragio handũ ha ruo,
19 Lanin’ ny rano ny vato; ary indaosin’ ny riaka ny vovo-tany: Toy izany no fanimbanao ny fanantenan’ ny zanak’ olombelona.
na o ta ũrĩa maaĩ mamuthũraga mahiga, na o ta ũrĩa mbura nene ĩtwaraga tĩĩri-rĩ, ũguo noguo wanangaga kĩĩrĩgĩrĩro kĩa mũndũ.
20 Mandresy azy ho mandrakizay Hianao, ka lasa izy; Manova ny tarehiny Hianao ka mampandeha azy.
Wee ũmũtooragia o rĩmwe rĩa kũigana, nake agathira; ũgarũraga gĩthiithi gĩake ũrĩa kĩhaana, na ũkamũingata.
21 Omem-boninahitra ny zanany nefa tsy fantany; Ary mietry ireo, nefa tsy hitany.
Ariũ ake mangĩheo gĩtĩĩo, ndangĩmenya ũhoro ũcio; mangĩconorithio, we ndoonaga ũndũ ũcio.
22 Ny mihatra amin’ ny tenany ihany no mampanaintaina azy, ary ny mihatra amin’ ny tenany ihany no mampalahelo ny fanahiny.
We no ruo rwa mwĩrĩ wake aiguaga, nake atũũraga o ecaayagĩra.”