< Joba 13 >
1 Indro, izany rehetra izany efa hitan’ ny masoko, ary efa ren’ ny sofiko ka fantany.
“Atĩrĩrĩ, maitho makwa nĩmonete maũndũ macio mothe, matũ makwa nĩmamaiguĩte na magataũkĩrwo nĩmo.
2 Izay fantatrareo dia mba fantatro koa; Tsy latsaka noho ianareo aho tsy akory.
Ũrĩa mũũĩ o na niĩ nĩnjũũĩ; mũtirĩ oogĩ kũngĩra.
3 Kanefa raha izaho, dia ny Tsitoha no tiako hitenenana, ary Andriamanitra no iriko handaharan-teny.
No niĩ ndĩrenda kwaria na Mwene-Hinya-Wothe, na ngerirĩria gũciira na Mũrungu.
4 Fa ianareo kosa dia mpamoron-dainga; Dokotera tsy mahomby ianareo rehetra,
No inyuĩ-rĩ, mũranjigĩrĩra ndeto cia maheeni; inyuothe mũrĩ athondekani a tũhũ!
5 Enga anie ka hangina mihitsy ianareo, dia ho fahendrenareo izany!
Naarĩ korwo mwakira ki! Ũndũ ũcio ũngĩtuĩka ũũgĩ harĩ inyuĩ.
6 Masìna ianareo, henoy ny anatro, ary tandremo izay alahatry ny molotro.
Na rĩrĩ, thikĩrĩriai kĩhooto gĩakwa; iguai gũthaithana kwa mĩromo yakwa.
7 Hanao teny tsy marina ho enti-manamarina an’ Andriamanitra va ianareo? Hiteny fitaka ho Azy va ianareo?
Kaĩ mũngĩaria ũũru mũkĩarĩrĩria Mũrungu? Kaĩ mũngĩaria maheeni igũrũ rĩake?
8 Hiangatra ho Azy va ianareo? Handaha-teny ho an’ Andriamanitra va ianareo
Kaĩ mũngĩmuonia kĩmenyano? Kaĩ mũgũciirĩrĩra Mũrungu?
9 Ho tsara aminareo va, raha mandinika anareo Izy? Na ho azonareo fitahina hoatra ny famitaka zanak’ olombelona va Izy?
Angĩmũtuĩria inyuĩ-rĩ, ũndũ ũcio no ũtuĩke mwega? No mũmũheenie ta ũrĩa mũngĩheenia mũndũ?
10 Hanameloka anareo mihitsy Izy, Raha miangatra mangingina ianareo.
Ti-itherũ no amũrũithie mũngĩtuĩka a kuonania kĩmenyano na hitho.
11 Tsy hampahatahotra anareo va ny fahalehibiazany? Ary tsy hitsatoka aminareo va ny fahatahorana avy aminy?
Hĩ, riiri wake ndũngĩmũmakia? Mũtingĩnyiitwo nĩ guoya nĩ ũndũ wake?
12 Ireo teny tononinareo ireo dia ohabolana lavenona foana, ary manda fotaka ihany ny mandanareo.
Mĩario yanyu ya ũũgĩ nĩ thimo hũthũ o ta mũhu; ihooto cianyu no ta kwĩgitĩra na rĩũmba.
13 Mangìna, ka mialà amiko ianareo, mba hitenenako; Fa aoka hanjo ahy ihany izay hanjo ahy.
“Kirai ki, mũreke njarie; o ũrĩa ndĩrĩona-rĩ, rekei nyone.
14 Nahoana no hitondra ny nofoko amin’ ny nifiko aho? Tsia, fa manao ny aiko tsy ho zavatra aho.
Nĩ kĩĩ gĩgũtũma ndĩtoonyie ũgwati-inĩ na ngaiga muoyo wakwa moko-inĩ makwa?
15 Na dia hamono ahy aza Izy, mbola hanantena Azy ihany aho; Kanefa hanamarina ny lalako eo anatrehany aho.
O na angĩnjũraga-rĩ, niĩ nowe ndĩrĩĩhokaga; na ti-itherũ nĩ ngatetera mĩthiĩre yakwa hau mbere yake.
16 Ary izao no ho famonjena ahy: Ny mpihatsaravelatsihy tsy sahy mankeo anatrehany.
Ti-itherũ, ũndũ ũyũ noguo ũgaatuĩka wa kũũhonokia, nĩgũkorwo mũndũ ũtooĩ Ngai ndangĩũmĩrĩria gũũka mbere yake!
17 Mihainoa dia mihainoa ny teniko, ary aoka ho ren’ ny sofinareo ny filazàko.
Thikĩrĩriai wega ũhoro wakwa; matũ manyu nĩmakĩigue ũrĩa nguuga.
18 Indro, fa efa voatoriko ny adiko; Fantatro fa hanan-drariny aho.
Ti-itherũ nĩhaarĩirie ciira wakwa, na nĩnjũũĩ nĩ nguoneka ndĩ wa kĩhooto.
19 Iza no hahazo hifandahatra amiko? Fa raha izany, dia hangina aho ka hiala aina.
Nĩ kũrĩ mũndũ ũngĩhota gũũthitanga? Angĩkorwo nĩ kũrĩ-rĩ, no gũkira ngũkira ngue.
20 Izao zavatra roa loha izao ihany no aza mba atao amiko, dia tsy hiery Anao aho;
“Wee Ngai, ta kĩĩhe o maũndũ maya meerĩ, na ndigũcooka gũkwĩhitha:
21 Esory hanalavitra ahy ny tananao, ary aoka tsy hampahatsiravina ahy fampitahoranao.
Atĩrĩ, eheria guoko gwaku, gũikare kũraya na niĩ, na ũtige kũũmakia na imakania ciaku.
22 Dia miantsoa, fa izaho hamaly; Na aoka hiteny aho, ka valio aho.
Ningĩ ũnjĩte na nĩngwĩtĩka, kana ũkĩreke njarie, nawe ũnjookerie.
23 Firy ary ny heloko sy ny fahotako? Mba ampahalalao izay fiodinako sy fahotako aho.
Nĩ mahĩtia na mehia maigana niĩ njĩkĩte? Nyonia ihĩtia na rĩĩhia rĩakwa.
24 Nahoana no manafina ny tavanao Hianao, ka manao ahy ho fahavalonao?
Ũraahitha ũthiũ waku nĩkĩ, na ũkandua thũ yaku?
25 Moa izay ravin-kazo indaosin’ ny rivotra avy va no ampitahorinao? Ary izay vodivary maina avy va no enjehinao?
Nĩũngĩnyamaria ithangũ rĩrahurutwo nĩ rũhuho? Nĩũgũtengʼerania na maragara momũ?
26 Fa zava-mangidy no tendrenao hamely ahy, ka ampanodiavinao ahy, ny heloky ny fahatanorako;
Nĩgũkorwo nĩ wandĩkĩte maũndũ marũrũ ma kũnjũkĩrĩra, na ũkaangaĩra igai rĩa mehia ma ũnini wakwa.
27 Dia mampiditra ny tongotro eo amin’ ny boloky hazo Hianao ary mitsikilo ny diako rehetra; Ny hodiavin’ ny tongotro dia feranao.
Wohaga magũrũ makwa na mĩnyororo; ũrangagĩra njĩra ciakwa ciothe na ũndũ wa gũcora njoro makinya ma magũrũ makwa.
28 Dia izaho ity izay mihalevona tahaka ny zavatra hanin’ ny fositra, eny, tahaka ny fitafiana lanin’ ny kalalao.
“Nĩ ũndũ ũcio mũndũ amocaga ta kĩndũ kĩbuthĩte, agathira ta nguo ĩrĩĩtwo nĩ memenyi.