< Jeremia 47 >

1 Ny tenin’ i Jehovah izay tonga tamin’ i Jeremia mpaminany ny amin’ ny Filistina, fony Farao tsy mbola namely an’ i Gaza.
KA olelo a Iehova i hiki mai ia Ieremia, i ke kaula, e ku e i na Pilisetia mamua o ko Parao anai ana ia Gaza.
2 Izao no lazain’ i Jehovah: Indro, misy rano mizotra avy any avaratra ka ho tonga ony maria manafotra ny tany mbamin’ izay rehetra ao aminy, dia ny tanàna mbamin’ izay monina ao aminy; Ka dia hitaraina ny olona, ary hidradradradra ny mponina rehetra amin’ ny tany.
Ke i mai nei o Iehova penei; Aia hoi, ke pii mai nei na wai, mai ke kukulu akau mai, a e lilo i wai kahe, a e halana mai no maluna o ka aina, a maluna o kona mau mea a pau e piha'i, o ke kulanakauhale, a me ka poe e noho la maloko; alaila, e uwe ai na kanaka, a e aoa hoi ka poe a pau o noho la ma ka aina.
3 Noho ny fikatrokatroky ny kitron’ ny soavaliny matanjaka sy ny fikorodondrodon’ ny kalesiny ary ny fikotrototroky ny kodiany ny ray dia tsy miherika ny zanany, fa efa miraviravy tanana,
No ka halulu o ka hahi ana o na maiuu o kona mau lio, a no ka holo ikaika ana o kona mau kaakaua, a me ke kani ana o kona mau kaa, aole e nana ihopo na makuakane i na keiki, no ka nawaliwali o na lima.
4 Noho ny hihavian’ ny andro handravana ny Filistina rehetra sy handringanana izay sisa rehetra amin’ ny mpamonjy an’ i Tyro sy Sidona; Fa horavan’ i Jehovah ny Filistina, dia ny sisa avy any amin’ ny nosy Kaftora.
No ka la e hiki mai ana, e anai loa i na Pilisetia a pau, a e hooki aku, mai Turo, a mai Zidona aku i na mea kokua a pau i koe; no ka mea, e anai loa no o Iehova i na Pilisetia, i ke koena hoi o ka moku o Kapetora.
5 Voaharatra Gaza, ringana Askelona mbamin’ ny sisa amin’ ny lohasahany; Mandra-pahoviana no mbola hitetika ny tenanao ianao?
Ua hiki mai ka ohule maluna o Gaza, ua hooki loa ia o Asekelona, o ke koena hoi o ke awawa. Pehea la ka loihi o kou okioki ana ia oe iho?
6 Indrisy ry sabatr’ i Jehovah! Mandra-pahoviana no tsy hitsaharanao? Midìra ao amin’ ny tranonao ihany; Mitsahara, ka mijanòna.
E ka pahikaua o Iehova, pehea la ka loihi, a moe oe? e hoihoi ae ia oe iho ma kau wahi; e hoomaha, a e noho malie.
7 Hataony ahoana no fitsahatra. Fa Jehovah no nandidy azy, eny, hamely an’ i Askelona mbamin’ ny eny amoron-dranomasina no efa nanendreny azy.
Pehea la e hiki ai ia ia ke moe? No ka mea, ua kauoha o Iehova ia ia e ku e ia Asekelona, i ko kahakai. Malaila kona kuhikuhi ana ia ia.

< Jeremia 47 >