< Isaia 3 >
1 Fa, indro, Jehovah, Tompon’ ny maro, Manaisotra amin’ i Jerosalema sy Joda izay andry sy tohana rehetra: Dia ny mofo sy ny rano rehetra, izay tohan’ aina,
Nkolo Yawe, Mokonzi ya mampinga, akomi pene ya kobotola masungi nyonso, kati na Yelusalemi mpe kati na Yuda: lisungi ya bilei mpe lisungi ya mayi;
2 Ny lehilahy mahery sy ny mpiady, Ny mpitsara sy ny mpaminany, Ny mpanao fankatovana sy ny loholona,
bilombe mpe basoda ya mpiko, basambisi mpe basakoli, bato oyo balobaka makambo oyo ekoya mpe bakambi;
3 Ny mpifehy ny dimam-polo sy ny manan-kaja, Ny mpanolo-tsaina sy ny mahay zavatra Ary ny mahay ny fiboeriboeriky ny mpanao ody.
bakonzi ya basoda mpe bato ya lokumu, bapesi toli, bato mayele ya misala ya maboko mpe bato oyo basalelaka maji.
4 Ary hanendry ankizilahy madinika ho lehibeny Aho, Ary ny haitraitran-jaza no hanapaka azy.
Nakosala ete bilenge mibali bakoma bakonzi na bango mpe bana mike bakamba bango.
5 Ary hifanipaka izy samy iray firenena, Dia samy ny namany avy sy ny akaiky azy avy; Ny tovolahy hirehareha amin’ ny anti-panahy, Ary ny tsy manan-daza amin’ ny manan-daza.
Bato bakokoma konyokolana bango na bango: moko akonyokola mosusu, mpe moninga akonyokola moninga na ye mosusu; bilenge bakotosa mikolo te, bato pamba bakotelemela bato ya lokumu;
6 Raha misy olona angatahin’ ny rahalahiny ao an-tranon-drainy ka ataony hoe: Hianao no manana lamba, koa aoka ho mpanapaka anay, Ary aoka ity faharavana ity ho raharahanao,
moko akokanga ndeko na ye ya mobali kati na ndako ya tata na bango mpe akoloba: « Yo oyo ozali na kazaka, okozala mokonzi na biso, kamata mokumba ya libebi oyo na maboko! »
7 Dia namaly izy amin’ izany andro izany hoe: Tsy mety ho dokotera aho, Fa ao an-tranoko tsy misy hanina na lamba; Koa tsy azonareo hatao mpanapaka ny olona aho.
Kasi na mokolo wana, akoganga: « Te, nazali na ngai monganga te, mpe nazali na bilei to bilamba te kati na ndako na ngai; bokomisa ngai mokonzi te! »
8 Fa tafintohina Jerosalema, Ary potraka Joda, satria ny lelany sy ny asany dia samy manohitra an’ i Jehovah Mba hihaika ny mason’ ny voninahiny.
Yelusalemi ezali kotepatepa, mpe Yuda ekweyi; mpo ete maloba mpe misala na bango ezali ya botomboki liboso ya Yawe, ezali kotelemela lokumu ya Kombo na Ye.
9 Ny fisehon’ ny tarehiny miampanga azy; Ary mampiharihary ny fahotany tahaka an’ i Sodoma izy ka tsy manafina azy. Lozan’ ny fanahiny! Fa mampidi-doza amin’ ny tenany izy.
Bilongi na bango ezali kofunda bango; bazali kolakisa masumu na bango ndenge bato ya Sodome bazalaki kosala, bazali kobomba yango te. Mawa na bango, pamba te bamilukeli nde makambo!
10 Lazaonareo ny amin’ ny marina fa hahita soa izy, Fa ny vokatry ny asany no hohaniny.
Loba na moto ya sembo: « Bolamu ekobila yo, pamba te okosepela na mbuma ya misala na yo. »
11 Lozan’ ny ratsy fanahy! hiharan’ ny ratsy izy, Satria ny valin’ ny nataon’ ny tànany ihany no hanody azy.
Mawa na moto mabe! Pasi ezali likolo na ye, pamba te akozwa lifuti kolanda misala na ye.
12 Ny amin’ ny oloko, dia zaza no mampahory azy, Ary ireo vehivavy no manapaka azy. Ry oloko ô, ny mpitarika anao no mampivily anao Sady mandrava ny lalana alehanao.
Bilenge bazali konyokola bato na Ngai, basi bazali koyangela bango. Oh bato na Ngai, bakambi na bino babungisi bino nzela, babimisi bino libanda ya nzela oyo bosengeli kolanda!
13 Jehovah mitsangana handahatra Ka miatrika hitsara ny firenena.
Yawe atelemi na esambiselo, atelemi mpo na kosambisa bato.
14 Jehovah miampanga ny loholona sy ny lehiben’ ny olony amin’ ny fitsarana hoe: Hianareo no efa nandevona ny tanim-boaloboka; Ary ao an-tranonareo ny fananan’ ny malahelo izay efa nalaina an-keriny.
Yawe akosamba elongo na bampaka mpe bakambi ya bato na Ye: « Ezali nde bino bato bobebisi elanga na Ngai ya vino! Botondisi bandako na bino na biloko oyo bobotoli epai ya babola!
15 Ahoana no hevitrareo no dia hosihosenareo ny oloko, Ary torotoroinareo ny tavan’ ny malahelo? Hoy Jehovah, Tompon’ ny maro.
Mpo na nini bozali konyata bato na Ngai mpe kotiola bomoto ya babola; » elobi Nkolo Yawe, Mokonzi ya mampinga?
16 Ary hoy koa Jehovah: Satria miavona ireo zanakavavin’ i Ziona ka mandeha mianjonanjona sy manao maso meloka Sady kasikasy fandeha Ary mampikorintsandrintsana ny fehin-tongony,
Yawe alobi: « Lokola basi ya Siona bazali lofundu, lokola batambolaka mapeka likolo mpe balalisaka miso na lofundu, lokola batambolaka na kodenda malembe-malembe mpe na kolelisa biloko ya monzele oyo balataka na makolo na bango,
17 Noho izany dia hataon’ ny Tompo feno tako-pery ny tampon-dohan’ ny zanakavavin’ i Ziona, Ary Jehovah hampiseho ny fitanjahany.
Yawe akokomisa mito ya basi ya Siona mapalata mpe akotika bango bolumbu. »
18 Amin’ izany andro izany dia hesorin’ i Jehovah ny firavaka rehetra, na ny fehin-tongotra, Na ny fehi-loha, na ny sarim-bolan-tsinana,
Na mokolo wana, Nkolo akolongola bango biloko na bango oyo basalelaka monzele: basheneti oyo balataka na makolo mpe babiju ya talo oyo ezalaka lokola moyi mpe sanza;
19 Na ny kavina voavola, na ny rojo, na ny fisalobonana makarakara,
biloko ya matoyi, basheneti oyo balataka na maboko, bavwale,
20 Na ny satroka, na ny rojo parapaingo, na ny fehin-kibo misy haingony, Na ny fitoeran-dranomanitra, na ny ody fanaony ravaka,
bitendi oyo bakangaka na mito, basheneti, mikaba, milangi ya malasi, bakisi ya kokangela nzoto,
21 Na ny peratra, na ny kavin’ orona,
bapete ya mosapi, bapete ya zolo,
22 Na ny akanjo fihaingoana, na ny kapôty, Na ny saly, na ny poketra,
bilamba ya feti, banzambala oyo etika nzoto, bakazaka, basakosi ya mike,
23 Na ny fitaratra fizahana, na ny akanjo somizy anatiny, Na ny satroka fihaingoana, na ny lamba fisaronana;
bilamba oyo emonisaka nzoto, bilamba ya lino, maputa mpe bitambala.
24 Ary ny manitra hosoloana ny maimbo; Ary ny fehin-kibo tsara hosoloana ny mahazaka; Ary ny volo voavoatra tsara hosoloana ny boriana; Ary ny akanjo miebanebana hosoloana ny lamba fisaonana; Ary ny hatsaran-tarehy hosoloana ny tomboka amin’ ny vy mahamay.
Na esika ya solo kitoko ya malasi, ekozala nde solo mabe; na esika ya mokaba, ekozela nde singa; na esika ya suki bakanga kitoko na moto, ekozala nde libandi; na esika ya bilamba ya talo, ekozala nde bilamba ya saki; na esika ya elongi kitoko, ekozala nde elongi mabe.
25 Ny lehilahy ao aminao ho lavon-tsabatra, Ary ny mahery ao aminao ho faty an’ ady;
Mibali na bino bakokufa na mipanga, basoda na bino ya mpiko bakokufa na bitumba.
26 Ka dia hitomany sy hisaona ny vavahadiny; Ary ho lao ny tanàna ka hanjokaiky,
Bikuke ya Siona ekolela mpe ekozala na matanga; boye Siona ekokelela mpe ekovanda na mabele.