< Isaia 18 >
1 Indrisy ny tany be fibiziziokan’ elatra! Izay any an-dafin’ ny onin’ i Etiopia,
A UWE ka aina eheu kani, Ka mea ma kela aoao o na kahawai o Aitiopa:
2 Izay mampandeha iraka eny ambonin’ ny ranomasina, ao anaty lakan-jozoro ambonin’ ny rano, ka manafatra azy hoe: Mandehana, ry iraka faingam-pandeha, ho any amin’ ny firenena lava tsanganana sady mandimandina, any amin’ ny olona mahatahotra hatreto ka hatrany hatrany, dia firenena mpanao teny tsy valiana sady maherisetra, izay vakin’ ny ony maro ny taniny.
Ka mea i hoouna i na elele ma ke kai, Ma na moku kome maluna o na wai. O hele, e na luna mama, I ka lahuikanaka ikaika, a koa hoi, I ka lahuikanaka weliweli, mai ka wa kahiko mai, I ka lahuikanaka mana i ka luku aku, A halanaia ko lakou aina e na muliwai.
3 Ry mponina rehetra amin’ izao tontolo izao sy mpitoetra etỳ ambonin’ ny tany! Raha misy faneva atsangana eo an-tampon-tendrombohitra, dia mijere ianareo, ary raha misy anjomara tsofina, dia mihainoa.
E ka poe a pau e noho la ma ka honua, A me na mea a pau e noho ana ma ke ao nei, A hapaiia ka hae ma na mauna, e nana oukou, A kani ka pu, e hoolohe hoi.
4 Fa izao no nolazain’ i Jehovah tamiko hangina Aho aloha ka hijery eto amin’ ny fitoerako, raha mbola mipoaka tsara ny hainandro, ary misy zavona amin’ ny hainandro fararano.
No ka mea, penei i olelo mai ai o Iehova ia'u, E hoomaha ana au, a me ka nana aku maloko o ko'u wahi e noho ai, E like me ka mehana olu maluna o na mea ulu, Me he ao hau la hoi i ka wa wela o ka hoiliili ai.
5 Fa raha mbola tsy tonga ny fararano, rehefa tapitra ny fitsimohany, ka efa mby am-boany ny voniny, dia horantsanany amin’ ny fanetezam-boaloboka ny rantsany, ary hotapahiny sy hesoriny ny sakeliny.
No ka mea, mamua o ka hoiliili ai ana, I ka mohala ana o ka pua, A lilo ka pua i huawaina oo, Alaila, e paipai oia i na lala i na pahi paipai, A e lawe aku no oia i na lala, e paipai aku no.
6 Dia hafoy avokoa izy ho an’ ny vorona mpihaza eny an-tendrombohitra sy ho an’ ny biby eny ambonin’ ny tany; ary ny vorona mpihaza handany fahavaratra any; Ary ny biby rehetra ambonin’ ny tany handany ririnina any.
E waiho pu ia no lakou no na manu o na mauna, A no na holoholona o ka honua; E kau no na manu maluna olaila, a pau ke kau, E noho no malaila na holoholona a pau o ka aina, a pau ka hoilo.
7 Amin’ izany andro izany dia hisy fanomezana ho entina ho an’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, dia firenena lava tsanganana sady mandimandina, ary avy amin’ ny firenena mahatahotra hatreto ka hatrany hatrany dia firenena mpanao teny tsy valiana sady maherisetra, Izay vakin’ ny ony maro ny taniny ho ao amin’ ny fitoeran’ ny anaran’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, dia ny tendrombohitra Ziona.
Ia manawa, e laweia mai na makana no Iehova o na kaua, He lahuikanaka ikaika, a koa hoi, He poe weliweli hoi, mai ka wa kakiko mai, He lahuikanaka mana i ka luku aku, Ua halanaia ko lakou aina e na muliwai, A i kahi o ka inoa o Iehova o na kaua, I ka mauna hoi o Ziona.