< Hosea 7 >

1 Raha ta-hanasitrana ny Isiraely Aho, dia miseho ny helok’ i Efraima sy ny faharatsian’ i Samaria, fa manao fitaka izy; Miditra ny mpangalatra, ary ny jiolahy manao andiany dia mandehandeha eny ivelany.
o rĩrĩa ndenda kũhonia Isiraeli-rĩ, mehia ma Efiraimu makonanio, nacio ngero cia Samaria ikaguũrio. Maaragia maũndũ ma maheeni, na aici magatua nyũmba, magatoonya, nacio njangiri igatunyana indo njĩra-inĩ;
2 Ary tsy heveriny ao am-po fa tsarovako ny faharatsiany rehetra; Ankehitriny dia gejan’ ny nataony izy, efa tonga eo anatrehako izany.
no rĩrĩ, matimenyaga atĩ nĩndirikanaga ciĩko icio ciao njũru ciothe. Mehia mao nĩmamarigiicĩirie; makoragwo mbere yakwa hĩndĩ ciothe.
3 Amin’ ny faharatsiany no ampifaliany ny mpanjaka, ary amin’ ny laingany ny mpanapaka.
“Makenagia mũthamaki na waganu wao, magakenia anene na maheeni mao.
4 Samy mpaka vadin’ olona avokoa izy rehetra ka toy ny fatana voafanan’ ny mpanendy mofo, izay mitsahatra tsy misorona afo hatramin’ ny ametafetany ny koba ka ambara-pitombony.
Othe nĩ itharia, maakanaga ta riiko rĩa kũrugĩra mĩgate, rĩrĩa mũrugi wa mĩgate atabataragio nĩ gwakĩrĩria kuuma gũkanda mũtu nginya ũimbe.
5 Tamin’ ny andron’ ny mpanjakantsika dia nankarary tena tamin’ ny fanafanan’ ny herin’ ny divay ny mpanapaka; Nifandray tanana tamin’ ny mpaniratsira ny mpanjaka.
Mũthenya wa gĩathĩ kĩa mũthamaki witũ-rĩ, we na anene ake manyuuaga ndibei makarĩĩo, nake akanyiitana moko na arĩa manyũrũranagia.
6 Fa entin’ ireo ho ao am-panotrehana ny fony, toy ny ho ao amin’ ny fatana; Mandritra ny alina dia matory ihany ny mpanendy azy, ary nony maraina dia toy ny lelafo mirehitra ny fatana.
Ngoro ciao nĩ ta riiko rĩa kũrugĩra mĩgate; mathiiaga harĩ we marĩ na waara. Thuti ciao ciakanaga kahora ũtukũ wothe; nakuo gwakĩa rũciinĩ igaakana ta mwaki wa rũrĩrĩmbĩ.
7 Samy mahamay toy ny fatana izy rehetra ka mandevona ny andriambaventiny; Efa lavo avokoa, ny mpanjakany, tsy misy miantso Ahy izy rehetra.
Othe mahiũhĩte ta riiko rĩa kũrugĩra mĩgate; moragaga aathani ao. Athamaki ao othe maniinagwo, na gũtirĩ o na ũmwe wao ũngayagĩra.
8 Efraima dia miharoharo amin’ ireo firenena; Efraima dia efa tonga ampempa tsy voavadika.
“Efiraimu nĩetukanĩtie na ndũrĩrĩ; Efiraimu nĩ mũgate ũtarĩ mũgarũre.
9 Lanin’ ny vahiny ny heriny, nefa tsy fantany akory izany; Eny, efa mipi-bolo ihany izy, saingy tsy fantany.
Andũ a kũngĩ marĩĩaga hinya wake, nowe ndamenyaga ũguo. Njuĩrĩ ciake irĩ na mbuĩ, nowe ndoonaga ũguo.
10 Ary ny avonavon’ Isiraely dia vavolombelona manameloka azy; Nefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy miverina amin’ i Jehovah Andriamaniny ihany izy, na mitady Azy.
Mwĩtĩĩo wa Isiraeli nĩũrutaga ũira wa kũmũũkĩrĩra, no o na kũrĩ ũguo-rĩ, we ndacookagĩrĩra Jehova Ngai wake, kana akamũrongooria.
11 Ary Efraima dia efa tonga tahaka ny voromailala adaladala tsy manan-tsaina; Efa miantso an’ i Egypta izy ary efa mankany Asyria.
“Efiraimu ahaana ta ndutura, ĩrĩa ĩheenekaga narua, ĩtarĩ ũmenyo; rĩmwe akayagĩra bũrũri wa Misiri na rĩrĩa rĩngĩ agathiĩ Ashuri.
12 Raha vao mandeha izy, dia hovelariko aminy ny fandrika haratoko, ka hampidiniko ao toy ny voro-manidina izy; Hofaizako izy araka izay efa nambara tamin’ ny fiangonany.
Rĩrĩa magaathiĩ-rĩ, nĩngaikia wabu yakwa igũrũ rĩao; nĩngamaharũrũkia ta nyoni cia rĩera-inĩ. Rĩrĩa ngaigua nĩmaracookanĩrĩra-rĩ, nĩngamanyiita.
13 Lozan’ ireny! satria nandositra Ahy izy, haringana izy! satria niodina tamiko; Izaho ta-hanavotra azy, fa izy kosa dia lainga no entiny milaza Ahy.
Kaĩ marĩ na haaro-ĩ, tondũ nĩmandiganĩirie! Maroniinwo, tondũ nĩmanemeire! Niĩ nĩnyendaga kũmahonokia, no-o no igenyo manjigagĩrĩra.
14 Ary tsy mitaraina amiko ao am-pony izy, fa midradradradra foana ao am-pandriany; Mitangorona hitady vary sy ranom-boaloboka izy, dia miodina miala amiko.
Matingayagĩra kuuma ngoro-inĩ ciao, no kũgirĩka magirĩkaga marĩ marĩrĩ-inĩ mao. Monganaga hamwe nĩ ũndũ wa ngano, na ndibei ya mũhihano, no niĩ makaahutatĩra.
15 Ary Izaho no nampianatra sy nanatanjaka ny sandriny, nefa izy kosa dia misaintsain-dratsy Ahy,
Ndaamathomithirie na ngĩmekĩra hinya, no-o mathugundaga kũnjĩka ũũru.
16 Miverina ihany izy, nefa tsy ho amin’ ny Avo; Tonga tahaka ny tsipìka manjiona izy; Ho lavon-tsabatra ny mpanapaka azy noho ny firehitry ny lelany; Izany no ho latsany any amin’ ny tany Egypta.
Maticookagĩrĩra Ũrĩa-ũrĩ-Igũrũ-Mũno; mahaana ta ũta ũrĩa ũhĩtagia wathi. Atongoria ao makooragwo na rũhiũ rwa njora, nĩ ũndũ wa ciugo ciao cia rũtũrĩko. Nĩ ũndũ wa ũguo nĩmakanyũrũrio kũu bũrũri wa Misiri.

< Hosea 7 >