< Hebreo 7 >
1 Fa io Melkizedeka io, izay mpanjakan’ i Salema sy mpisoron’ Andriamanitra Avo Indrindra, ilay nitsena an’ i Abrahama, rehefa niverina avy nandresy ny mpanjaka maro izy ka nitso-drano azy,
Yai eno Melkizedeki, mpwalu wa Salemu kuhani wa Nnongo wa kunani, abwanagine ni Abrahamu kabuya kuoma kuabulaga apwalume ni kumbariki.
2 sady nomen’ i Abrahama ny ampahafolon’ ny zavatra rehetra aza (voalohany, raha adika ny anarany, dia Mpanjakan’ ny fahamarinana, dia vao Mpanjakan’ i Salema koa, izany hoe: Mpanjakan’ ny fiadanana;
Abrahamu kaampaya jimo ya komi ya kila kilebe sa abi atweti. Lina lake “Melkizedeki” maana yake “mpwalume wa haki” ni iyeya “mpwalume wa Salemu” ambaye nga 'mpwalume wa amani.”
3 tsy manan-dray, tsy manan-dreny, tsy manana tantaram-pirazanana, tsy manana voalohan’ andro na faran’ ny fiainana, fa natao tahaka ny Zanak’ Andriamanitra), ― izy dia mitoetra ho mpisorona mandrakariva.
Ntopo tate ntopo mao, ntopo abelezi ntopo mwanzo wa siku ntopo mwiso wa lisiku badala yake aigala kuhani milele kati mwana wa Nnongo.
4 Ary hevero ny halehiben’ io lehilahy io ―, izay nomen’ i Abrahama patriarka ny ampahafolon’ izay tsara tamin’ ny zavatra nobaboina.
Fikiria wete yeno mundu eyo ni nkolo, mbelei witu Abrahamu ampayi yimo ya komi na ilebe inoike atweti kuvita.
5 Ary izay avy tamin’ ny taranak’ i Levy ka mandray ny fisoronana no mahazo teny haka ny fahafolon-karena amin’ ny olona araka ny lalàna, dia amin’ ny rahalahiny izany, na dia teraky ny kibon’ i Abrahama aza ireny;
Hakika, ukolo wa alawi balyo bapokii ofisi za kikuhani bai ni amri kuoma kusaliya kutola yimo ya komi kuoma kwa kila bandu, kuoma kwa Aisrael ayabe, pamope ni bembe, pia ni lukolo kuoma kwa Abrahamu.
6 nefa izay tsy isan’ ny firazanan’ ireo akory no nandray ny fahafolon-karena tamin’ i Abrahama sy nitso-drano ilay nanana ny teny fikasana.
Lakini Melkizedeki, ywembe lukolo kwako wa alawi, apokii yimo ya komi kuoma kwa Abrahamu, ni kaambariki ywembe abi ni ahadi.
7 Ary tsy azo lavina akory anefa fa ny kely no mahazo tso-drano amin’ ny lehibe noho ny tenany.
Palo ikanikiwe kwaa mundu nchunu barikilwa ni nkolo.
8 Ary etỳ dia izay olona mety maty no mandray ny fahafolon-karena, fa any kosa dia izay nambara fa velona.
Kwa likowe leleno mundu ywa pokya yimo ya komi awaa lisiku jimo lakini kwa lyenge yumo ywaa apokii yimo ya komi kuoma kwa Abrahamu kaikoywa kati ya atami.
9 Ary toa azo lazaina fa Levy aza, izay mandray ny fahafolon-karena, dia mba nandoa ny fahafolon-karena koa tao anatin’ i Abrahama,
kwa namna ya kulongela, Lawi apokii yimo ya komi, iyeya apiye yimo ya komi kwa Abrahamu.
10 satria mbola tao an-kibon-drainy ihany izy tamin’ ny nitsenan’ i Melkizedeka an’ i Abrahama.
Kwa maana Lawi abile mu; iuno ya tate bake Abrahamu wakati Melkizedeku akwembine ni Abrahamu.
11 Koa raha nisy fanatanterahana tamin’ ny fisoronan’ i Levy (fa tamin’ izany no nahazoan’ ny olona ny lalàna), ahoana no mbola ilana mpisorona hafa hiseho araka ny fanaon’ i Melkizedeka ihany, izay tsy hotononina ho araka ny fanaon’ i Arona?
Kati ukamilifu utiwezekana patya kwa ukuhani wa Lawi, (Kwa eyo pae yake bandu hupokya saliya), pabile ni hitaji lyaako zaidi kwa kuhani ywenge kuinua baada ya nfumo wa Melkizedeki, na kemelwa kwaa baada ya mpangilio ba Haruni?
12 Fa raha ovana ny fisoronana, dia tsy maintsy ovana koa ny lalàna.
Kwa eyo ukuhani mana ubadilike, yapalikwa na saliya kubadilika.
13 Fa Izay nolazaina amin’ izany teny izany dia avy tamin’ ny firenena hafa, izay tsy nisy olona manompo eo amin’ ny alitara.
Yumo ywabile ni makowe aga gabaywa kuhusu kabila lyenge, kuoma kwabe ntopo ywahukumilwa mu'madhabahu.
14 Fa hita marimarina fa avy tamin’ ny Joda no nisehoan’ ny Tompontsika, ary izany firenena izany dia tsy nisy nolazain’ i Mosesy akory ny amin’ izay ho mpisorona.
Nga yabile wazi kuwa Ngwana witu abokite mu'Yuda, likabila lyabile Musa alibaya kwaa kuhusu makuhani.
15 Ary hita marimarina kokoa indray izany, raha misy Mpisorona hafa miseho ka tahaka an’ i Melkizedeka,
Nga aya tugabaya nga wazi mana itei kuhani ywenge atiboka kwa mpwano wa Melkizedeki.
16 izay natao tsy araka ny lalàn’ izay didy momba ny nofo, fa araka ny herin’ ny fiainana tsy manam-pahataperana.
Kuhani yolo wayambe yumo kwaa ywabile kuhani nnani ya msingi ba saliya zabile husiana na ubeleko wa mundu, lakini mu'misingi ya ngupu ya maisha gawezekana kwaa haribika.
17 Fa Izy dia nambara hoe: “Hianao no Mpisorona mandrakizay Araka ny fanaon’ i Melkizedeka”. (aiōn )
Kwa eyo maandiko yatishuhudia kuhusu ywembe: “Ywembe nga kuhani milele boka ku'mfumo wa Melkizedeki.” (aiōn )
18 Fa misy fahafoanana ny didy nialoha noho ny halemeny sy ny tsi-fanasoavany
Kwa mana amri yabile ya kwanza yatibekwa pembeni mana yabile zaifu na yaifaike kwaa.
19 (fa ny lalàna dia tsy nahatanteraka na inona na inona), ary misy kosa fampidirana ny fanantenana tsaratsara kokoa, izay anatonantsika an’ Andriamanitra.
Eyo saliya yapangite kwaa chochoti sakikamilifu. Ila, pabile ni ujasiri unoyite kwa ago tunkengama Nnongo.
20 Ary tahaka an’ i Melkizedeka tsy natao mpisorona raha tsy tamin’ ny fianianana
No ujasiri unoyite walowa patikana kwaa ila kwa ndela ya lapa, kwa likowe lee makuhani wenge bachukianga kwaa kilapo chochoti.
21 ― fa ireny kosa dia natao mpisorona tsy tamin’ ny fianianana, fa Ity tamin’ ny fianianana nataon’ ilay nilaza taminy hoe: “Efa nianiana Jehovah ka tsy hanenina: Hianao no Mpisorona mandrakizay” (aiōn )
Lakini Nnongo akichukii kilapo palyo abayite husu Yesu, “Ngwana alapile ni kana abadili malango gake.'wenga wa kuhani milele.” (aiōn )
22 ― dia tahaka izany koa no nanaovana an’ i Jesosy ho Mpiantoka ny fanekena tsara lavitra.
Kwa likowe lee Yesu atiisa kuba kati dhamana ya liagano linoyite.
23 Fa natao maro ireny mpisorona ireny, satria tsy navelan’ ny fahafatesana haharitra izy;
Hakika, kiwo huzuia makuhani tama milele. Yee nga kwa mana babile makuhani banansima, yumo baada ya ywenge.
24 fa Izy kosa dia manana fisoronana tsy dimbiasana, satria maharitra mandrakizay Izy; (aiōn )
Lakini kwa mana Yesu atama milele, ukuhani wake ubadilika kwaa. (aiōn )
25 koa amin’ izany dia mahavonjy tokoa izay manatona an’ Andriamanitra amin’ ny alalany Izy, satria velona mandrakizay hanao fifonana ho azy.
Kwa eyo ywembe kae ywaweza kwa ukamilifu kamilisha kwalopwa balo bankaribia Nnongo petya kwake, kwa mana ywembe atama daima kwa kuloba kwaajili yabe.
26 Fa Mpisoronabe tahaka izao no miendrika ho antsika: dia Izay masìna, tsy misy tsiny, tsy misy loto, voasaraka amin’ ny mpanota ka natao avo noho ny lanitra,
Kwa eyo kuhani nkolo wa namna yee atistahili kwitu. Abile kwaa ni sambi, hatia, nsafi, ywatengwa kuoma kwa babile ni sambi, ni ywabile nnani kuliko maunde.
27 Izay tsy mila hanatitra fanatitra isan’ andro tahaka ny ataon’ ireny mpisoronabe ireny, voalohany noho ny otan’ ny tenany, dia vao noho ny an’ ny olona kosa; fa izany dia nataony indray mandeha ihany, raha nanatitra ny tenany Izy.
Ywembe abile kwaa ni lihitaji, mpwano wa makuhani akolo. kuoma dhabihu kila lisoba, kwanza kwa sambi yake mwene, ni baadae kwa sambi sa bandu. Apangite nyoo mara jimo kwa boti, paajilekite ywembe mwene.
28 Fa ny lalàna dia manendry olona izay manana fahalemena ho mpisoronabe; fa ny tenin’ ny fianianana kosa, izay tato aorian’ ny lalàna, dia manendry ny Zanaka, Izay notanterahina ho mandrakizay. (aiōn )
Kwa saliya huchawa bandu babile adhaifu kuba nga makuhani, akolo, lakini neno lya kiapo, lalibile baada ya saliya, ywachaulilwe Mwana, ywapangilwe kuba nga mkamilifu milele. (aiōn )