< Hebreo 4 >
1 Koa na dia mbola misy teny fikasana fa hiditra any amin’ ny fitsaharany aza isika, dia aoka isika hatahotra, fandrao mba misy eo aminareo toa tsy mahatratra izany.
nitukima ki mla rli mre ncheme nidu ndu rombi nikon koshishi ndi you ngyu ni tawu urjia
2 Fa isika koa dia nitoriana filazantsara tahaka ireny ihany; kanefa ny teny izay efa reny dia tsy nahasoa azy, satria tsy niharo finoana tao amin’ izay nandre.
uhkiowo dbu trendindima yandaa yanda kpewandi ba hla ni bawua ama tondu mua ana tindu nibiwandi bawou na kambani nyeme niwuana
3 Fa isika izay nino no miditra amin’ izany fitsaharana izany, araka ny voalazany hoe: “Toy ny nianiako tamin’ ny fahatezerako hoe: Tsy hiditra amin’ ny fitsaharako mihitsy izy”, na dia vita hatramin’ ny nanorenana izao tontolo izao aza ny asa.
aikita biwandi kitondi kitayi kiri nimyi kusia yandakpewandi atre aimishirji ni myinfumu bana ri ni myi kusimuyina atreromba tundame arliga ti rjini mumla ngbunglu
4 Fa nilaza ny andro fahafito Izy eo amin’ ny teny anankiray araka izao: “Ary Andriamanitra nitsahatra tamin’ ny asany rehetra tamin’ ny andro fahafito”.
atintrame ni buburi nimyi vi utamgbah irji akusi mimyiviutangbah nitu indu iwandi atia
5 Ary amin’ izao koa: “Tsy hiditra amin’ ny fitsaharako mihitsy izy”.
nalatrendi bana rini bubuu kusimuna
6 Koa satria mbola hiditra eo ihany ny sasany, ary izay nitoriana filazantsara tamin’ ny voalohany dia tsy niditra noho ny tsi-finoana,
nitutokima adon nibrarinduba rini husiia iwandi irji hra nibawunduba rimyia ingarli turzii mu israilawa gbubgwu biwandi bawo tundudindi mayi nitu kusimaa bana rimyimana doubakamba ni wotrema
7 dia mametra andro anankiray indray Izy, na dia efa ela toy izany aza, milaza ao amin’ i Davida hoe: “Anio”, araka ny voalaza teo hoe: “Anio, raha hihaino ny feony ianareo Aza manamafy ny fonareo”
irji alaziviri iwandi bala toa luwa aziviyi na tre ni dauda ruzji ni tuturu mu iwandi bana hlawua luwa idandiwohkama nakpa sronmbi time me nayi
8 Fa raha Josoa no nanome azy fitsaharana, dia tsy mba ho nilaza andro hafa Izy tao aorian’ izany.
idan joshua anduba kusi irji me ani nala treniviringana
9 Koa dia mbola misy sabata fitsaharana ho an’ ny olon’ Andriamanitra.
nitukima iri hra bub ujusonsi ni chachu sati nidyima
10 Fa izay niditra tao amin’ ny fitsaharany, dia Izy koa no nitsahatra tamin’ ny asany, tahaka an’ Andriamanitra tamin’ ny Azy.
indiwandi irinimyi kusia irji ni tutuma me akuson nitu induma ni tandakpewandi irjiatini umaa
11 Koa aoka isika hazoto hiditra amin’ izany fitsaharana izany, fandrao hisy olona latsaka amin’ ny tsi-finoana tahaka izany koa.
sabani kima kiti shishi nikiri nikusimua dondu kouyga duna hla bibi hamanutuwa wandi batia
12 Fa velona sy mahery ny tenin’ Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin’ ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan’ ny fo.
itrerjia aheni sisreh ani rli zah injingha harli bi rlima anivuyaba hi myi sroni bzi anirla rinimyi hurdu anito mye tmre usroh nikpeiwandi ani yatiua
13 Ary tsy misy zavatra ary na inona na inona izay tsy miseho eo anatrehany; fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy aharihary eo imason’ izay iafaran’ ny ataontsika.
kongye iwande batiu ba iriiwandi irji nato naa saidai kongyeheni kizirji niwu ngarhi ahoni kirziji nishima iwandikonngga ni bla tuma nishishima
14 Koa satria Isika manana Mpisoronabe lehibe, Izay lasa namaky ny lanitra, dia Jesosy, Zanak’ Andriamanitra, aoka isika hihazona ilay efa nekentsika.
lahuniiwandi tunda kihe nimyi bi hlah trerji biwandi vuybanitrarji yesu ivreirji kinji tre irjibu ngbangbah
15 Fa isika tsy manana mpisoronabe izay tsy mahay miara-mitondra ny fahalementsika, fa Izay efa nalaim-panahy tamin’ ny zavatra rehetra tahaka antsika, kanefa tsy nanana ota.
do kinaheni binikonitrarjina bana he ni losro nimyi jbukpanbu mumakon kehenijiri iwandi aheni nkonbaa ndi batrau tounbua saide bauatou nilatrena
16 Koa aoka isika hanatona ny seza fiandrianan’ ny fahasoavana amin’ ny fahasahiana, mba hahazoantsika famindram-po sy hahitantsika fahasoavana ho famonjena amin’ izay andro mahory.
kiyenitra dindi ndu isronbu nduna jokwuna dudidiba wruhle nidukife kpendindi iwandi anizota nintohwandi kin nyemea