< Genesisy 46 >
1 Ary niainga Isiraely nitondra izay rehetra nananany ka nankany Beri-sheba, dia namono zavatra hatao fanatitra ho an’ Andriamanitr’ Isaka rainy izy.
Basa naa ma, Yakob naꞌalilinuꞌ sudꞌiꞌ a saa nara, de lao hela Kanaꞌan. Losa kambo Berseba, ana hala banda tao tutunu-hohotuꞌ fee Lamatualain, fo mia dalahulu na aman Isak namahereꞌ a.
2 Ary Andriamanitra niteny tamin’ Isiraely tao amin’ ny fahitana nony alina ka nanao ho: Ry Jakoba, ry Jakoba ô! Ary hoy kosa izy: Inty aho.
Tetembaꞌ sa, nalamein. Sia meit naa, ana rena Lamatualain noꞌe nae, “Wei! Yakob! Yakob! Fela fo rena dei!” Boe ma ana nataa nae, “Taꞌo bee?”
3 Dia hoy Izy: Izaho no Andriamanitra, dia Andriamanitry ny rainao; aza matahotra hidina any Egypta ianao, fa hataoko firenena lehibe any ianao.
Lamatualain nae, “Au ia, Lamatualain fo ama ma namahere mia maꞌahulu na. Afiꞌ mumutau Masir muu. Te dei fo Au tao tititi-nonosi mara dadꞌi leo monaeꞌ sia naa.
4 Izaho hiara-midìna aminao ho any Egypta; ary Izaho hitondra anao hiakatra indray tokoa ary ny tànan’ i Josefa no hanirina ny masonao.
Au o nggo Masir muu boe. Ma dei fo Au o baliꞌ tititi-nonosi mara risiꞌ Kanaꞌan fai. Leleꞌ ho mate, naa, ana ma Yusuf sia bobꞌoa ma.”
5 Dia niainga Jakoba ka niala tao Beri-sheba; ary ny zanak’ Isiraely nitondra an’ i Jakoba rainy sy ny zanany madinika ary ny vadiny teo anatin’ ny sariety, izay efa nampitondrain’ i Farao hitondrana azy.
De Yakob no ana nara lao hela kambo Berseba. Ara fua e, no sao-ana nara, reu kareta fo mane Masir haituaꞌ ra.
6 Ary nentin’ izy ireo ny omby aman’ ondriny sy ny fananany, izay efa nohariny tany amin’ ny tany Kanana, dia tonga tany Egypta Jakoba sy ny zanany rehetra nomba azy:
Ara rendi hata-heto nara, ma basa banda mana dadꞌi sira ena na mia Kanaꞌan. No taꞌo naa, Yakob no ana mone nara, ana feton, ma basa umbu nara ma sufe nara, lao Masir reu.
7 ny zananilahy sy ny zafini-lahy nomba azy, ary ny zananivavy sy ny zafini-vavy; eny, nentiny nomba azy ho any Egypta avokoa ny zanany rehetra.
8 Ary izao no anaran’ ny zanak’ Isiraely izay tonga tany Egypta, dia Jakoba sy ny zananilahy:
Yakob no bobꞌonggi nara mana lao Masir reu, naeni: Ruben, ana uluꞌ a,
9 Robena, lahimatoan’ i Jakoba. Ary ny zanakalahin-dRobena dia Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy
no ana nara Henok, Palu, Hesron, ma Karmi.
10 Ary ny zanakalahin’ i Simeona dia Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina sy Zohara ary Saoly, zanakalahin’ ny vehivavy Kananita.
Simeon, no ana nara Yemuel, Yamin, Ohad, Yakin, ma Sohar. No Saul, fo Simeon ana na mia sao ina Kanaꞌan.
11 Ary ny zanakalahin’ i Levy dia Gersona sy Kehata atỳ Merary.
Lewi, no ana nara Gerson, Kehat, ma Merari.
12 Ary ny zanakalahin’ i Joda dia Era sy Onana sy Sela sy Fareza ary Zera; ary Era sy Onana anefa dia maty tany amin’ ny tany Kanana ihany. Ary ny zanakalahin’ i Fareza dia Hezrona sy Hamola.
Yahuda, no ana nara Sela, Peres ma Sera. Yahuda ana feaꞌ na, Er ma Onan, mate se mia Kanaꞌan. Ana o no Peres ana nara Hesron ma Hamul.
13 Ary ny zanakalahin’ Isakara dia Tola sy Pova sy Joba ary Simrona.
Isaskar, no ana nara Tola, Pua, Ayub, ma Simron.
14 Ary ny zanakalahin’ i Zebolona dia Sereda sy Elona ary Jahalela.
Sebulon, no ana nara Sered, Elon, ma Yahleel.
15 lreo no zanakalahin’ i Lea izay naterany tamin’ i Jakoba tany Mesopotamia, ary Dina zananivavy; ny isan’ ny zananilahy rehetra mbamin’ ny zananivavy dia telo amby telo-polo.
Basa se, Yakob no Lea ana nara. Ara bꞌonggi se mia Mesopotamia. Ara o ma ana inaꞌ esa, nara na Dina. Dadꞌi Yakob no Lea tititi-nonosi nara, basa se atahori telu nulu telu.
16 Ary ny zanakalahin’ i Gada dia Zifiona sy Hagy sy Sony sy Ezbona sy Erỳ sy Aroda ary Arely.
Boe ma, Yakob ana nara mia sao esa fai, naeni: Gad no ana nara Sifion, Hagi, Suni, Esbon, Eri, Arodi, ma Areli.
17 Ary ny zanak’ i Asera dia Jimna sy Jisva sy Jisvy sy Beria ary Sera, anabavin’ ireo; ary ny zanakalahin’ i Beria dia Hebera sy Malkiela.
Aser, no ana nara Yimna, Yiswa, Yiswi, Beria, no feto na, naran Sera. Ma Beria ana nara Heber no Malkiel.
18 Ireo no zanak’ i Zilpa, izay nomen’ i Labana an’ i Lea zananivavy, ary ireo no naterany tamin’ i Jakoba, dia enina ambin’ ny folo izy.
Basa se, atahori sanahulu nee. Sira, Yakob no sao na Silpa umbu-ana nara. Silpa naa, ate fo Labꞌan fee neu anan Lea, Yakob sao ulu na.
19 Ny zanakalahin-dRahely, vadin’ i Jakoba dia Josefa sy Benjamina.
Boe ma, hambu Yakob sao feaꞌ na fai, naran Rahel. Ana bꞌonggi anaꞌ rua, nara nara Yusuf no Benyamin.
20 Ary ny zanakalahin’ i Asenata, zanakavavin’ i Poti-fera, mpisorona tao Ona, izay naterak’ i Josefa tany amin’ ny tany Egypta, dia Manase sy Efraima.
Leleꞌ naa, Yusuf sao nala Asnat mia Masir. Ama ari na, malangga agama sia kamboꞌ On, naran Potifera. Yusuf no Asnat ana nara, Efraim no Manase.
21 Ary ny zanakalahin’ i Benjamina dia Bela sy Bakera sy Asbela sy Gera sy Namana sy Ehy sy Rosy sy Mopima sy Hopima ary Arda.
Benyamin o tungga Masir neu no ana nara Bela, Beker, Asibel, Gera, Naaman, Ehi, Ros, Mupim, Hupim, ma Ared.
22 Ireo no zanakalahin-dRahely, izay naterany tamin’ i Jakoba; efatra ambin’ ny folo ny isan’ izy rehetra.
De Yakob no sao na Rahel tititi-nonosi na, atahori sanahulu haa.
23 Ary ny zanakalahin’ i Dana dia Hosima.
Yakob sao na feꞌe esa fai, naran Bilha. Ana nara, Dan no Naftali. Dan o tungga Masir neu no ana na Husim.
24 Ary ny zanakalahin’ i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera ary Silema.
Ma Naftali no ana nara Yasel, Guni, Yeser ma Silem.
25 Ireo no zanakalahin’ i Bila, izay nomen’ i Labana an-dRahely zananivavy, ary ireo no naterak’ i Jakoba; fito no isan’ izy rehetra.
Yakob no Bilha tititi-nonosi na, atahori hitu. Bilha naa, Rahel ate na fo ana hambu ma ama na Labꞌan.
26 Ny isan’ izay rehetra nankany Egypta niaraka tamin’ i Jakoba, dia izay naloaky ny kibony, afa-tsy ny vadin’ ny zanakalahin’ i Jakoba dia enina amby enim-polo.
Dadꞌi Yakob tititi-nonosi nara fo mana risiꞌ Masir reu a, atahori nee nulu nee. Nda feꞌe ana mone-ana feto feu nara sa.
27 Ary ny zanakalahin’ i Josefa, izay naterany tany Egypta, dia roa lahy; ny isan’ ny terak’ i Jakoba rehetra, izay tonga tany Egypta, dia fito-polo.
Tamba Yusuf no ana na rua fo bꞌonggi se sia Masir, de reken naa Yakob no basa bobꞌonggi nara mana leo sia Masir, atahori hitu nulu.
28 Ary Joda nirahiny nialoha azy hankany amin’ i Josefa mba hanoro lalana azy ho any Gosena; dia tonga tany amin’ ny tany Gosena izy.
Ara rae deka Masir ma, Yakob denu ana na Yahuda laoꞌ naꞌahuluꞌ, neu noꞌe Yusuf, nema nandaa no e sia Gosen. Ara losa Gosen boe ma,
29 Ary Josefa nampanamboatra ny kalesiny, dia niakatra hitsena an’ Isiraely rainy tany Gosena izy; ary raha niseho taminy izy, dia namihina ny vozony ka nitomany ela teo amin’ ny vozony.
Yusuf sae kareta na, de neu nandaa no aman sia naa. Ara randaa ma, Yusuf holu aman, de nggae doo na seli.
30 Ary hoy Isiraely tamin’ i Josefa: Aoka ho faty amin’ izao aho, satria efa hitako ny tavanao, fa mbola velona ihany ianao.
Yakob olaꞌ no Yusuf nae, “Ana Yusuf e! Ia naa, au ita nggo ena. Ma bubꞌuluꞌ ho feꞌe masodꞌaꞌ. Naa de, mae au mate oras ia o, malole.”
31 Ary hoy Josefa tamin’ ny rahalahiny sy ny ankohonan’ ny rainy: Hiakatra aho hilaza amin’ i Farao ka hanao aminy hoe: Ny rahalahiko sy ny ankohonan’ ny raiko, izay tany amin’ ny tany Kanana, dia efa tonga atỳ amiko.
Basa de, Yusuf nafadꞌe basa odꞌi-aꞌa nara nae, “Au musi uu ufadꞌe maneꞌ a, ae bobꞌonggi nggara rema mia Kanaꞌan.
32 Ary mpiandry ondry ireo lehilahy ireo, fa mpiompy omby aman’ ondry izy; ary ny ondry aman’ osiny sy ny ombiny mbamin’ izay rehetra ananany dia nentiny avokoa.
Dei fo au ufadꞌe ae hei ia, atahori mana maꞌaboi bibꞌi lombo ma sapi. Naa de hei mendi banda ma hata-hetoꞌ mara mia Kanaꞌan.
33 Ary raha hiantso anareo Farao ka hanao hoe: Inona no raharaha fanaonareo?
Mete ma maneꞌ a noꞌe hei, ma natane ue-tatao mara saa,
34 dia izao no havalinareo: Miompy omby aman’ ondry no raharaha fanaon’ ny mpanomponao, hatry ny fony vao zaza ka ambaraka ankehitriny, dia izahay sy ny razanay koa mba hahazoanareo monina ao amin’ ny tany Gosena, satria fahavetavetana amin’ ny Egyptiana ny mpiandry ondry rehetra.
na mitaa mae, basa hai mana miꞌiboi banda mia anadikiꞌ ima, onaꞌ hei bei-baꞌi mara boe. No naa, dei fo ana fee hei leo sia Gosen.” Yusuf nafadꞌe taꞌo naa, huu atahori Masir ra melumudꞌu, leo raꞌabꞌue ro atahori manatadꞌa ra.