< Genesisy 3 >
1 Ary ny menarana dia fetsy noho ny bibi-dia rehetra izay nataon’ i Jehovah Andriamanitra. Ary hoy izy tamin-dravehivavy: Hanky! efa nataon’ Andriamanitra hoe: Aza ihinananareo ny hazo rehetra amin’ ny saha?
Mia basa banda fo LAMATUALAIN tao sia raefafoꞌ ia, mengge a nahine pepeko-lelekoꞌ lenaꞌ basa e. Lao esa, hambu mengge sa natane inaꞌ a nae, “Tebꞌe, do? Lamatualain ai hei nae, ‘Afiꞌ mia hau boaꞌ mana sia osi ia, to?’”
2 Fa hoy ravehivavy tamin’ ny menarana: Ny voan’ ny hazo eo amin’ ny saha dia azonay ihinanana ihany;
Inaꞌ a nataa nae, “Hokoꞌ! Hai bole mia! Te akaꞌ a hau esa sia osi a taladꞌa na, Lamatualain ai hai fo afiꞌ mia. Ana nae hai afiꞌ mia, ma afiꞌ nggama boa na, te hokoꞌ naa, hai mate.”
3 fa ny voan’ ny hazo eo afovoan’ ny saha kosa no efa nataon’ Andriamanitra hoe: Aza hihinanareo na tendrenareo izany, fandrao maty ianareo.
4 Ary hoy ny menarana tamin-dravehivavy: Tsy ho faty tsy akory ianareo;
Te mengge a nataa nae, “Weh! Naa, nda tebꞌe sa! Hei nda mate sa.
5 fa fantatr’ Andriamanitra fa na amin’ izay andro hihinananareo azy dia hahiratra ny masonareo, ka ho tahaka an’ Andriamanitra ianareo, hahalala ny ny tsara sy ny ratsy.
Lamatualain memaꞌ ai taꞌo naa, huu Ana bubꞌuluꞌ mete ma hei mia hau a boa na, naa, hei mihine bee maloleꞌ ma bee deꞌulakaꞌ, onaꞌ Eni boe.”
6 Ary hitan-dravehivavy fa tsara ho fihinana ny hazo sady mahafinaritra ny maso ary hazo mahatsiriritra hampahahendry, dia nanotazany ny voany ka nihinanany; ary nomeny koa ny vadiny; ka dia nihinana izy.
Boe ma, inaꞌ a nita hau a malole na seli, no boa na onaꞌ maladꞌaꞌ. Ana dꞌua nae, “Mete ma au ua boaꞌ ia, neꞌo au uhine.” Basa ma, ana etu boaꞌ naa, de naa. Ma nendi fee sao na, de ana o naa boe.
7 Dia nahiratra ny mason’ izy mivady, ka fantany fa mitanjaka izy; ary nanjaitra ravin’ aviavy izy, ka nataony sikina ho azy.
Ara raa basa ma, aiboiꞌ ma rahine rae sira maꞌaholaꞌ. Naa de, ara nato hau roo fo babꞌata ao nara.
8 Ary nandre an’ i Jehovah Andriamanitra nitsangantsangana teo amin’ ny saha izy, rehefa ho hariva ny andro; ary ralehilahy sy ny vadiny niery ny tavan’ i Jehovah Andriamanitra tao anaty hazo tao amin’ ny saha.
Bꞌobꞌo na ma, ara rena LAMATUALAIN lao-laoꞌ sia osi a. De ara keke mia hau sa deaꞌ, naa fo, LAMATUALAIN nda nita se sa.
9 Ary Jehovah Andriamanitra dia niantso an-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Aiza moa ianao?
Te LAMATUALAIN noꞌe touꞌ a nae, “Adam! Ho sia bee?”
10 Dia hoy izy: Nandre Anao tao amin’ ny saha aho; dia natahotra aho, satria mitanjaka, ka dia niery.
Touꞌ a nataa nae, “Au rena hara Ma sia ia. Te au mae, huu au maꞌaholaꞌ. Naa de, au keke.”
11 Ary hoy Izy: Iza moa no nanambara taminao fa mitanjaka ianao? Efa nihinanao va ny hazo izay nandrarako anao tsy hihinananao?
Boe ma Lamatualain nae, “Seka nafadꞌe oi ho maꞌaholaꞌ? Taꞌo bee? Ho mua hau boaꞌ fo Au aiꞌ a, to?”
12 Dia hoy ralehilahy: Ny vehivavy izay nomenao ho namako, izy no nanome ahy ny voankazo, ka dia nihinana aho.
Nataa nae, “Inaꞌ ia, fo Lamatualain fee dadꞌi nonoo ngga, ana mana fee au hau boaꞌ a, fo ua!”
13 Ary hoy Jehovah Andriamanitra tamin-dravehivavy: Inona izao nataonao izao? Dia hoy ravehivavy: Ny menarana no namitaka ahy, ka dia nihinana aho.
Boe ma LAMATUALAIN olaꞌ no inaꞌ a nae, “Ho tao saa, ia?” Nataa nae, “Mengge a mana eꞌedik nala au! Naa de, au ua ma.”
14 Ary hoy Jehovah Andriamanitra tamin’ ny menarana: Satria nanao izany ianao, koa amin’ ny biby fiompy rehetra sy ny bibi-dia rehetra dia ianao no voaozona: ny kibonao no handehananao, ary vovo-tany no hohaninao amin’ ny andro rehetra hiainanao.
Basa ma, LAMATUALAIN huku-doki mengge a nae, “Huu tatao ma, Au hukun nggo. Mia basa banda ra, akaꞌ a mesaꞌ nggo dai huku-dokiꞌ ia. Mia oras ia losa mate, nodꞌo mendiꞌ a tenda ma, ma mua siaꞌ a rae a.
15 Dia hampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy ary ny taranakao sy ny taranany: izy hanorotoro ny lohanao, ary ianao kosa hanorotoro ny ombelahin-tongony.
Au tao nggo mo inaꞌ ia bamusuꞌ mikindooꞌ a. Hei ruꞌa nggi tititi-nonosi mara o, taꞌo naa boe. Dei fo, tititi-nonosi mara ero atahori ra ei tingga nara. Te inaꞌ a tititi-nonosi na esa, tutu nalutu langga ma.”
16 Ary hoy koa Izy tamin-dravehivavy: Hahabe dia hahabe ny fahorianao Aho, indrindra fa raha manan’ anaka ianao; ary fahoriana no hiterahanao zanaka; ary ny vadinao no hianteheran’ ny fanirianao, ka izy no hanapaka anao.
Basa ma, Lamatualain nafadꞌe inaꞌ a nae, “Au fee nggo sususaꞌ naeꞌ leleꞌ muiru, ma bꞌonggi no doidꞌosoꞌ seli. Te taꞌo naa o, ho feꞌe hii-nau mo sao ma. Ma ana mana nauli nggo.”
17 Ary hoy koa Izy tamin’ i Adama: Satria efa nihaino ny feon’ ny vadinao ianao, ka nihinananao ny hazo, izay nandrarako anao hoe: Aza ihinananao izany, dia voaozona ny tany noho izay nataonao; fahoriana no hihinanao ny vokany amin’ ny andro rehetra hiainanao.
Boe ma Lamatuaꞌ nafadꞌe touꞌ a nae, “Ho nda tungga Au parenda ngga sa, te tunggaꞌ a sao ma hihii na, de mua hau boaꞌ fo Au aiꞌ a. Naa de Au huku-dokiꞌ nggo boe. Ma Au o huku-doki rae a boe. Mia oras ia losa mate, ho musi tao ues naeꞌ aꞌali rae, fo feꞌe hambu mua na. Naa fo, musodꞌa.
18 Ary haniry tsilo sy hery ho anao izy; ary hohaninao ny anana famboly.
Onaꞌ mae ho sela mataꞌ-mataꞌ o, akaꞌ a duri-nggaut a mori.
19 Ny fahatsembohan’ ny tavanao no hahazoanao hanina mandra-piverinao any amin’ ny tany; fa ny tany no nanalana anao; fa vovoka ianao, ary hiverina ho amin’ ny vovoka indray ianao.
De ho musi tao ues naeꞌ, fo rae a fee nggo mua. Ma mbusa ma musi nandali losa ho mate. Au tao nggo mia rae, de mete ma mate nggo, naa, dadꞌi baliꞌ rae.”
20 Ary ralehilahy nanao ny anaran’ ny vadiny hoe Eva, satria izy no renin’ ny olombelona rehetra.
Basa naa ma, Adam babꞌae sao na ‘Hawa’ (sosoa na ‘mana masodꞌa’), huu basa atahori masodꞌaꞌ ra ina na, eni.
21 Ary Jehovah Andriamanitra nanao akanjo hoditra ho an’ i Adama sy ny vadiny ka nampiakanjo azy.
Boe ma LAMATUALAIN tao buas mia banda rouꞌ, de seluao neu se.
22 Ary hoy Jehovah Andriamanitra: Indro, ny olona efa tonga tahaka ny anankiray amintsika ka hahalala ny tsara sy ny ratsy; ary ankehitriny, andrao haninjitra ny tànany izy ka hakany koa ny hazon’ aina, ary hohaniny, ka ho velona mandrakizay izy;
Basa ma LAMATUALAIN olaꞌ nae, “Ia naa, atahori rahine bee maloleꞌ ma bee deꞌulakaꞌ, onaꞌ Hita boe. Afiꞌ losa ara o raa boaꞌ mia hau mana fee se rasodꞌa rakandoo.”
23 ka dia nesorin’ i Jehovah Andriamanitra tamin’ ny saha Edena izy hiasa ny tany izay nanalana azy.
Naa de, Ana oi hendiꞌ se mia osi Eden. Ara risiꞌ mamana feaꞌ, de aꞌali rae, fo rasodꞌa mia rae a.
24 Eny, noroahiny ny olona; ary nampitoeriny tany atsinanan’ ny saha Edena ny kerobima sy ny lelafon’ ny sabatra mihebiheby hiambina ny lalana mankany amin’ ny hazon’ aina.
Lamatualain oi basa se ma, Ana denu ate malida Nara mia sorga, fo reu ranea osi seriꞌ rulu. Ara toꞌu tafaꞌ mana mbila onaꞌ ai, de lalaes neu-nema. Lamatualain denu se ena dalaꞌ rala neu, huu Ana nda nau atahori ra reu etu hau boaꞌ mana fee se rasodꞌa rakandoo.