< Genesisy 28 >
1 Ary Isaka nampaka an’ i Jakoba ka nitso-drano azy ary namepetra azy hoe: Aza maka vady avy amin’ ny zanakavavin’ ny Kananita ianao.
Boe ma Isak noꞌe Yakob, de fee ne papala-babꞌanggiꞌ ma denu e nae, “Rena malolole! Ho afiꞌ sao ina Kanaꞌan.
2 Miainga ka mankanesa any Mesopotamia, any amin’ ny tranon’ i Betoela rain-dreninao; dia makà vady any, avy amin’ ny zanakavavin’ i Labana anadahin-dreninao.
Te muu sia Padan Aram, sia baꞌi Betuel ume na, fo sao mala toꞌo Labꞌan ma ana feto na esa.
3 Ary Andriamanitra Tsitoha anie hitahy anao ka hahamaro fara anao sy hampitombo anao, mba ho tonga firenena maro ianao;
Au hule-oꞌe fo Lamatualain Mana Koasa fee nggo papala-babꞌanggiꞌ, fo ho umbu-ana mara ramahefu, ma tititi-nonosi mara dadꞌi leo manaseliꞌ.
4 ary homeny anao anie ny fitahiana an’ i Abrahama, dia ho anao sy ny taranakao koa, mba handovanao ny tany fivahinianao, izay efa nomen’ Andriamanitra an’ i Abrahama.
Naa fo, Lamatualain hehelu-fufuli Na neu Abraham tudꞌa neu nggo, mo tititi-nonosi ma. Dei fo hambu mala rae fo Lamatualain helu-fuli fee neu Abraham a.
5 Ary Isaka nampandeha an’ i Jakoba ka dia lasa izy nankany Mesopotamia, ho any amin’ i Labana, zanak’ i Betoela Syriana, anadahin-dRebeka, renin’ i Jakoba sy Esao.
Isak olaꞌ basa ma, ana mboꞌi Yakob Padan Aram neu, nisiꞌ toꞌo Labꞌan no baꞌi Betuel na umen.
6 Ary nony hitan’ i Esao fa Isaka efa nitso-drano an’ i Jakoba ka efa nampandeha azy ho any Mesopotamia haka vady any ary nitso-drano azy sady namepetra azy hoe: Aza maka vady avy amin’ ny zanakavavin’ ny Kananita ianao;
Boe ma Esau rena oi Isak fee Yakob papala-babꞌanggiꞌ, ma ai e fo afiꞌ sao ina Kanaꞌan. Ana o rena oi, ama na denu odꞌi na neu sao toꞌo na ana feto na esa sia Padan Aram
7 koa Jakoba efa nanaraka ny tenin’ ny rainy aman-dreniny ka lasa nankany Mesopotamia;
Yakob rena aman no inan parenda na, de lao Padan Aram neu.
8 ary hitan’ i Esao fa efa ratsy teo imason’ Isaka rainy ny zanakavavin’ ny Kananita:
Esau o bubꞌuluꞌ oi, ama na nda hii eni sao, atahori Kanaꞌan ra sa.
9 dia lasa Esao nankany amin’ Isimaela ka naka an’ i Mahalota, zanakavavin’ Isimaela, zanak’ i Abrahama, sady anabavin’ i Nebaiota, ho vadiny, ho fanampin’ ny vady izay nananany.
De ana nisiꞌ ama aꞌa na Ismael, de sao nala Ismael anan, naran Mahalat. Mahalat ia, Nebayot feton.
10 Dia nivoaka avy tany Beri-sheba Jakoba ka nankany Harana.
Leleꞌ naa Yakob lao hela Beer Syeba, fo nae Haran neu.
11 Ary tonga teo amin’ ny fitoerana anankiray izy ka nandry teo niloaka alina, satria efa maty ny masoandro; dia naka vato tamin’ izany fitoerana izany izy, ka nataony ondana, dia nandry teo izy.
Relo a mopo ma, ana losa mamanaꞌ esa, de sungguꞌ sia naa. Ana nae sungguꞌ ma, haꞌi nala fatu esa, fo tao dadꞌi ainulu.
12 Ary nanonofy izy, ka, indro, nisy tohatra niorina tamin’ ny tany, ka nipaka tamin’ ny lanitra ny lohany; ary, indreo, nisy anjelin’ Andriamanitra niakatra sy nidina teo aminy.
Tetembaꞌ naa, ana nalamein nita eꞌedaꞌ esa nambariiꞌ sia rae ma tonggo na losa lalai. Lamatualain ate Nara mia sorga onda-hene eꞌedaꞌ a.
13 Ary, indro, Jehovah niseho teo amboniny ka nanao hoe: Izaho no Jehovah, Andriamanitr’ i Abrahama rainao sy Andriamanitr’ Isaka; ny tany izay andrianao dia homeko anao sy ny taranakao;
Sia meit naa, Yakob nita LAMATUALAIN nambariiꞌ sia bobꞌoa na, de olaꞌ nae, “Au ia LAMATUALAIN, ho baꞌi ma Abraham no Isak Lamatualain na. Dei fo Au fee rae ia neu nggo ma tititi-nonosi mara.
14 ary ny taranakao ho be tahaka ny vovoka amin’ ny tany; dia hiely any andrefana sy any atsinanana ary any avaratra sy any atsimo ianao; ary aminao sy ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ ny tany.
Mete te, tititi-nonosi mara ramahefu onaꞌ afu. Ara sea-sarangganggaa bee-bꞌee reu sia basa mamanaꞌ. Mia tititi-nonosi mara, basa nusaꞌ sia raefafoꞌ hambu papala-babꞌanggiꞌ.
15 Ary, indro, Izaho momba anao ka hiaro anao amin’ izay lalan-kalehanao rehetra ary hampody anao indray ho amin’ ity tany ity; fa tsy handao anao Aho mandra-panaoko izay voalazako taminao.
Musunedꞌa malolole! Ho muu sia sudꞌiꞌ a bee-bꞌee o, Au unea nggo. Dei fo Au o baliꞌ nggo misiꞌ nusaꞌ ia. Au nda hela mesaꞌ nggo sa. Ma Au o tao utetu basa hehelu-fufuliꞌ fo Au helu fee nggoꞌ a.”
16 Ary Jakoba nahatsiaro tamin’ ny torimasony, dia nanao hoe: Ato amin’ ity fitoerana ity tokoa Jehovah, fa izaho no tsy nahalala.
Yakob sungguꞌ fela ma nae, “Au feꞌe uhine ae, LAMATUALAIN o sia ia boe!”
17 Dia raiki-tahotra izy ka nanao hoe: Endrey, mahatahotra ity fitoerana ity! tsy hafa ity, fa tranon’ Andriamanitra sy vavahadin’ ny lanitra.
Ma ana namatau, de duꞌa nae, “We! Mamanaꞌ ia tao au ao fulu ngga tenggou. Memaꞌ Lamatualain ume na sia ia! Ia, lelesu nisiꞌ sorga neu.”
18 Ary nifoha maraina koa Jakoba, dia naka ilay vato izay nataony ondana ka nanorina azy ho tsangam-bato, dia nampidina diloilo teo aminy.
Mbila fefetu ana na, Yakob fela, haꞌi nala fatu ainuluꞌ a, de naririi e dadꞌi tatandaꞌ. Ana mbori mina nisiꞌ fatu a ata, de beꞌutee neu Lamatualain.
19 Ary ny anaran’ izany fitoerana izany dia nataony hoe Betela, fa Lozy no anaran’ ilay tanàna tany aloha.
Ana babꞌae mamanaꞌ naa naran Betel, sosoa na nae ‘Lamatualain ume na’. (Maꞌahulu na, mamanaꞌ naa, naran Lus).
20 Dia nivoady Jakoba ka nanao hoe: Raha homba ahy Andriamanitra ka hiaro ahy amin’ izao lalana alehako izao, ary hanome ahy mofo hohaniko sy lamba hitafiako,
Boe ma Yakob sumba nae, “Mete ma Lamatualain no au, ma nanea au sia dala ngga, ma fee nanaat ma bua-baꞌus,
21 ka ho tafaverina soa aman-tsara any amin’ ny tranon’ ny raiko aho, dia Jehovah no ho Andriamanitro,
losa au baliꞌ no masodꞌaꞌ, naa, LAMATUALAIN dadꞌi au Lamatua ngga.
22 ary ity vato izay naoriko ho tsangam-bato ity ho tranon’ Andriamanitra, ary izay rehetra homenao ahy, dia homeko Anao tokoa ny ampahafolony.
Fatu fo au uririiꞌ ia, dadꞌi mamana beꞌuteeꞌ neu Lamatualain. Ma basa saa fo Ana fee au, dei fo au fee baliꞌ babanggiꞌ esa mia sanahulu.”