< Genesisy 17 >

1 Ary rehefa sivy amby sivi-folo taona Abrama, dia nisehoan’ i Jehovah izy ka nitenenany hoe: Izaho no Andriamanitra Tsitoha; mandehana eo anatrehako, ka aoka ho tsy misy tsiny ianao.
Abram too sio nulu sio ma, LAMATUALAIN natudꞌu Aon neu e nae, “Au ia, Lamatualain fo Mana Koasa. Ho musi tungga mukundoo Au hihii Ngga, ma musodꞌa no ndo-tetuꞌ.
2 Fa Izaho hanao ny fanekeko ho amiko sy ho aminao ary hahamaro anao indrindra.
Au ae tao manggatee hehelu-fufuliꞌ Ngga, fo tao tititi-nonosi mara ramaheta.”
3 Dia niankohoka Abrama; ary Andriamanitra niteny taminy ka nanao hoe:
Abram rena nala ma ana sendeꞌ lululangga na ma naloe langga na losa rae a. Lamatualain o olaꞌ nakandoo nae,
4 Raha ny amiko, dia, indro, aminao ny fanekeko, ka ho tonga rain’ ny firenena maro ianao.
“Au helu-fuli o nggo, taꞌo ia: Dei fo ho dadꞌi leo naeꞌ bei-baꞌi nara. Naa de, nara ma nda afiꞌ Abram sa (sosoa na ‘amaꞌ nenenahineꞌ’), te nara ma dadꞌi Abraham (sosoa na ‘nusaꞌ naeꞌ bei-baꞌi nara’).
5 Ary ny anaranao tsy hatao hoe Abrama intsony, fa hatao hoe Abrahama, satria efa nataoko ho rain’ ny firenena maro ianao.
6 Dia hahamaro ny taranakao indrindra Aho, ka hataoko ho firenena maro ianao; ary hisy mpanjaka hiseho avy aminao.
Dei fo Au tao tititi-nonosiꞌ mara ramahefu-ramabela. Au ufefela leo naeꞌ mia se, ma soꞌu maneꞌ naeꞌ mia tititi-nonosi naa ra.
7 Ary haoriko ny fanekeko ho amiko sy ho aminao mbamin’ ny taranakao mandimby anao hatramin’ ny taranaka fara mandimby, ho fanekena mandrakizay, mba ho Andriamanitrao sy ny taranakao mandimby anao Aho.
Au toꞌu uhereꞌ hehelu Ngga o nggo ma tititi-nonosi mara. Hehelu-fufuliꞌ ia nda etu sa, huu Au ia, ho mo tititi-nonosi mara Lamatualain ma.
8 Ary homeko anao sy ny taranakao any aorianao ny tany fivahinianao, dia ny tany Kanana rehetra, ho fananana mandrakizay; ary ho Andriamaniny Aho.
Basa rae Kanaꞌan ia, Au fee neu nggo mo tititi-nonosi mara. Oras ia, ho numban a sia ia. Dei fo tititi-nonosi mara soa rae Kanaꞌan ia losa doo na neu. Ma Au o dadꞌi sira Lamatualain na.
9 Dia hoy Andriamanitra tamin’ i Abrahama: Fa ny aminao kosa, dia hitandrina ny fanekeko ianao, dia ianao sy ny taranakao mandimby anao hatramin’ ny taranaka fara mandimby.
Te ho mo tititi-nonosi mara musi toꞌu mihereꞌ hehelu-fufuliꞌ ia losa babasa na. Basa touꞌ ra musi sunat.
10 Ary izao no fanekeko ho amiko sy ho aminareo sy ny taranakao mandimby anao, dia izay hotandremanareo: hoforana ny lehilahy rehetra eo aminareo.
11 Dia hoforana ianareo; ary ho famantarana ny fanekena ho amiko sy ho aminareo izany.
Ia naa, ho musi muu sunat basa touꞌ mia fai beꞌe faluꞌ ra. Ho bobꞌonggi ma, atahori mana tao ues ra, no ate fo hasa mia nusa feaꞌ, basa se musi sunat. Sunat ia, dadꞌi hita ruꞌa nggita bukti hehelu-fufuliꞌ na sia hei ao mara.
12 Ny zazalahy teraka havaloana eo aminareo no hoforana, dia ny lehilahy rehetra amin’ ny taranakareo hatramin’ ny fara mandimby: na ny ompikely, na izay novidim-bola tamin’ ny hafa firenena ka tsy avy amin’ ny taranakao.
13 Tsy maintsy hoforana ny ompikelinao sy izay novidinao vola; ary ny fanekeko dia ho ao amin’ ny nofonareo ho fanekena mandrakizay.
14 Ary ny lehilahy tsy voafora, izay tsy mbola noforana, dia hofongorana tsy ho amin’ ny fireneny; efa nivadika ny fanekeko izy.
Touꞌ bee nda sunat sa naa, ana nda masoꞌ sia Au hehelu-fufuli Ngga rala, ma nda dadꞌi Au atahori Ngga sa.”
15 Dia hoy Andriamanitra tamin’ i Abrahama: Ny amin’ i Saray vadinao, dia tsy mba hataonao Saray intsony ny anarany, fa Saraha no ho anarany.
Basa de, Lamatualain olaꞌ nakandoo nae, “Mia faiꞌ ia, ho afiꞌ moꞌe sao ma, mae Sarai, te maeꞌ a Sara.
16 Ary hitahy azy Aho ka hampanana azy zazalahy ho anao; eny, hitahy azy Aho, ka ho tonga firenena maro izy; ary hisy mpanjakan’ ny firenena maro avy aminy.
Dei fo Au fee papala-babꞌanggiꞌ naeꞌ neu Sara, fo ana bonggi fee nggo ana touꞌ esa. Tebꞌe! Dei fo Sara dadꞌi leo naeꞌ bei-baꞌi nara. Au o soꞌu maneꞌ naeꞌ mia tititi-nonosi na.”
17 Dia niankohoka Abrahama ary nitsiky, dia nanao anakampo hoe: Hiteraka va aho, izay efa zato taona? ary hiteraka va Saraha, izay efa sivi-folo taona?
Boe ma Abraham sendeꞌ lululangga na, ma beꞌutee losa rae a. Te ana mali sia rala na, ma duꞌa nae, “Tou lasi naeꞌ too natun esa onaꞌ au ia, feꞌe hambu anaꞌ? Ma Sara o lasi naeꞌ too sio nulu naa, feꞌe nae bꞌonggi ena?”
18 Ary hoy Abrahama tamin’ Andriamanitra: Enga anie ka Isimaela no ho velona eo anatrehanao!
De ana nafadꞌe Lamatualain nae, “Lamatualain. Hela fo Ismael hambu au hata-heto ngga o, nda saa saꞌ boe.”
19 Ary hoy Andriamanitra: Tsia, fa Saraha vadinao hiteraka zazalahy aminao; ary ny anarany dia hataonao hoe Isaka; ary ny fanekeko haoriko aminy ho fanekena mandrakizay ho an’ ny taranany mandimby azy.
Te Lamatualain nataa nae, “Hokoꞌ! Mete te sao ma Sara bꞌonggi ana touꞌ esa. Ho musi babꞌae naran, Isak. Au hehelu-fufuli Ngga tudꞌa neu e, no tititi-nonosi nara, losa doo na neu.
20 Ary ny amin’ Isimaela, dia efa nihaino anao Aho; indro, efa nitahy azy Aho ka hahamaro ny taranany sy hampitombo azy indrindra; hiteraka andriana roa ambin’ ny folo izy, satria efa notendreko ho firenena lehibe.
Te Au o rena saa fo moꞌe fee Ismael. Naa de, Au o fee papala-babꞌanggiꞌ neu e, ma tao umuhefu-umubela tititi-nonosi nara boe. Dei fo hambu maneleo sanahulu rua mia tititi-nonosi nara. Ma tititi-nonosi nara dadꞌi leo esa manaseliꞌ.
21 Nefa ny fanekeko haoriko amin’ Isaka, izay haterak’ i Saraha aminao raha avy ny taona toy izao.
Onaꞌ mae taꞌo naa o, Au hehelu-fufuli Ngga ia fee neu ana ma Isak. To mana nemaꞌ ia, nandaa no leleꞌ ia, Sara bꞌonggi e.”
22 Ary rehefa vita ny teny nataony taminy, dia niakatra Andriamanitra niala teo amin’ i Abrahama.
Olaꞌ basa taꞌo naa ma, Lamatualain lao hela Abraham.
23 Koa dia nalain’ i Abrahama Isimaela zanany sy ny ompikeliny rehetra mbamin’ izay rehetra novidiny vola dia ny lehilahy rehetra tao an-tranony; dia noforany androtrizay indrindra ireo araka izay nolazain’ Andriamanitra taminy.
Faiꞌ naa boe, Abraham tungga Lamatualain parenda Na, de ana sunat. Ana o sunat Ismael no basa touꞌ mana sia ume na ma basa ate touꞌ ra boe. Leleꞌ naa, Abraham too sio nulu sio, ma Ismael too sanahulu telu.
24 Ary efa sivy amby sivi-folo taona Abrahama, raha noforana izy.
25 Ary efa telo ambin’ ny folo taona Isimaela zanany, raha noforana izy.
26 Androtrizay indrindra no namorana an’ i Abrahama sy Isimaela zanany;
27 ary ny lehilahy rehetra tao an-tranony, dia ny ompikely mbamin’ izay novidim-bola tamin’ ny hafa firenena, dia samy niara-noforana taminy avokoa.

< Genesisy 17 >