< Galatiana 6 >
1 Ry rahalahy, raha misy olona azon’ ny ota tsy nahy aza, dia atsanganonareo izay manana ny Fanahy amin’ ny fahamorana izy, ka mihevera ny tenanao, fandrao ianao koa mba halaim-panahy ihany.
Nobakwesu, naumwi wenu wajanika ulimukubisya, inywe nimuli amuuya mwelede kumuboozya amuuya muboombe. Amulikatazye lwenu nubeeni, ikuti inywebo mutasunkwi.
2 Mifampitondrà izay mahavesatra, ary aoka izany no hahatanterahanareo ny lalàn’ i Kristy.
Mubwezelane mukuli, mpawo muzuzikizye mulawu waKkilisito.
3 Fa raha misy manao ny tenany ho zavatra, kanjo tsinontsinona, dia mamitaka ny tenany izy.
Na umwi uyeeya kuti ulimbwabede wekatakwe mbwabede pe, ulikuyeeya lwakwe mwini.
4 Fa aoka ny olona rehetra samy hizaha toetra ny asany avy, dia samy hanana hafaliana ny amin’ ny tenany ihany izy, fa tsy ny amin’ ny olon-kafa;
Awumwi alingule mulimo wakwe, mpawo kulikankayizya kwakwe kunoli mulinguwe kakutali kulumwi pe.
5 fa samy hitondra ny entany avy ny olona rehetra.
Kambo umwi awumwi uyonyampula mukuli wakwe.
6 Aoka izay ampianarina ny teny mba hahafoy zava-tsoa ho an’ izay mampianatra.
Ooyo uyiisigwa ijwi welede kwabilaana zintu zibotu awoyo uyiisya.
7 Aza mety hofitahina ianareo; Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin’ ny olona no hojinjany.
Muteeenwi pe. Leza tasekwi, kufumbwa muntu nchabyala, nchenchiicho nchayotebula.
8 Fa izay mamafy ho an’ ny nofony dia hijinja fahasimbana avy amin’ ny nofo; ary izay mamafy ho an’ ny Fanahy dia hijinja fiainana mandrakizay avy amin’ ny Fanahy. (aiōnios )
Nkambo oyo ubyala imbuto munyama yakwe, kuzwa kunyama uyotebula lunyonyko. Kuli ooyo ubyala imbuto kumuuya kuzwa kumuuya uyotebula buumi ibutamani. (aiōnios )
9 Ary aza mba ketraka amin’ ny fanaovan-tsoa isika; fa amin’ ny fotoan’ andro no hijinjantsika, raha tsy reraka isika.
Tutakatali mukuchita kabotu, nkambo kuchindi cheelede tuyotebula, kuti tetwakalengwana.
10 Koa araka ny ananantsika andro hanaovana, dia aoka isika hanao soa amin’ ny olona rehetra, indrindra fa amin’ ny mpianakavin’ ny finoana.
Alimwi, nituchili amweenya, ngatuchitile bantu boonse bubotu, kwindilila abo bang'anda yalusyomo.
11 Indro ny havaventin’ ny soratra izay soratan’ ny tanako ho aminareo.
Mulange kukomena kwamagwalo ngimulembela amaboko aangu.
12 Na iza na iza te-hiseho ho tsara amin’ ny nofo, dia ireo no manery anareo hoforana, nefa noho izao ihany: fandrao henjehina noho ny hazo fijalian’ i Kristy izy.
Abo bayanda kubotesya izyanyama balikweezya kumwangila ikuti mupalulwe. Balikuchita obo biyo kuti batapenzegwi nkambo kachiingano chaKkilisito.
13 Fa na dia ny tenan’ izy voafora aza dia tsy mitandrina ny lalàna; kanefa tiany ho forana koa ianareo, mba hireharehany amin’ ny nofonareo.
Nikuba kulaabo bakalipalula takwe nibakabamba mulawu, Pesi bayanda kuti mupalulwe ikuti bakali kankayizye nkambo kamibili yanu.
14 Fa sanatria raha mba misy hataoko rehareha afa-tsy ny hazo fijalian’ i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahavoahombo izao tontolo izao tamin’ ny hazo fijaliana, raha ny amiko, ary izaho kosa, raha ny amin’ izao tontolo izao.
Pesi nsyelede kulikankayizya pe kunze kwakulikankayizizya chiingano cha Mwami wesu Jesu Kkilisito, mukwiinda mulinchicho inyika yakakankaminwa alindime, andime kunyika.
15 Fa samy tsy mahasoa na ny famorana na ny tsi-famorana, fa ny ho olom-baovao.
Nikuba kupalulwa na kutapalulwa takwambi chintu pe, pesi chibaligwa biyo mbulenge bupya.
16 Ary izay rehetra mandeha araka ity fitsipika ity, dia ho aminy anie ny fiadanana sy ny famindram-po, ary ho amin’ ny Isiraelin’ Andriamanitra.
Kuli boonse benda munzila eeyi, lumuuno aluzyalo alube alimbabo nikuba kulabo bana ba Izilayili wa Leza.
17 Amin’ izao sisa izao aoka tsy hisy hanahirana ahy intsony; fa izaho mitondra ny marik’ i Jesosy voatomboka eo amin’ ny tenako.
Kuzwa lino kutabi uchindikazya pe, nkambo amubili wangu ndibwezede impa zya Jesu.
18 Ho amin’ ny fanahinareo anie, ry rahalahy, ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompontsika. Amena.
Luzyalo lwaMwami Jesu Kkilisito alube amyuuya yanu, nobakwesu, Amen.