< Ezra 2 >
1 Ary izao no olona amin’ izany tany izany izay niakatra avy amin’ ny fahababoana, izay nobaboin’ i Nebokadnezara, mpanjakan’ i Babylona, ka nentiny ho any Babylona, ary niverina ho any Jerosalema sy Joda, samy ho any an-tanànany avy,
Na rĩrĩ, aya nĩo andũ a bũrũri arĩa maacookire kuuma bũrũri ũrĩa maatahĩirwo, arĩa Mũthamaki Nebukadinezaru wa Babuloni aatahĩte akamatwara Babuloni (nao magĩcooka Jerusalemu na Juda, o mũndũ itũũra-inĩ rĩake,
2 dia ny olona izay niaraka tamin’ i Zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Seraia sy Relaia sy Mordekay sy Bilsana sy Mispara sy Bigvay sy Rehoma ary Bana. Ary ny isan’ ny lehilahy tamin’ ny Isiraely dia izao:
makĩrehana na Zerubabeli, na Jeshua, na Nehemia, na Seraia, na Reelaia, na Moridekai, na Bilishani, na Misipari, na Bigivai, na Rehumu, na Baana): Mũigana wa andũ a Isiraeli watariĩ ta ũũ:
3 Ny taranak’ i Parosy dia roa amby fito-polo amby zato sy roa arivo;
njiaro cia Paroshu ciarĩ 2,172,
4 ny taranak’ i Sefatia dia roa amby fito-polo amby telon-jato;
na cia Shefatia ciarĩ 372,
5 ny taranak’ i Ara dia dimy amby fito-polo amby fiton-jato;
na cia Ara ciarĩ 775,
6 ny taranak’ i Pahatamoaba, avy tamin’ ny zanak’ i Jesoa sy Joaba, dia roa ambin’ ny folo amby valon-jato sy roa arivo;
na cia Pahathu-Moabi (iria cioimĩte harĩ Jeshua na Joabu) ciarĩ 2,812,
7 ny taranak’ i Eliama dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;
na cia Elamu ciarĩ 1,254,
8 ny taranak’ i Zato dia dimy amby efa-polo amby sivin-jato;
na cia Zatu ciarĩ 945,
9 ny taranak’ i Zakay dia enim-polo amby fiton-jato;
na cia Zakai ciarĩ 760,
10 ny taranak’ i Bany dia roa amby efa-polo amby enin-jato;
na cia Bani ciarĩ 642,
11 ny taranak’ i Bebay dia telo amby roa-polo amby enin-jato;
na cia Bebai ciarĩ 623,
12 ny taranak’ i Azgada dia roa amby roa-polo amby roan-jato sy arivo;
na cia Azigadi ciarĩ 1,222,
13 ny taranak’ i Adonikama dia enina amby enim-polo amby enin-jato;
na cia Adonikamu ciarĩ 666,
14 ny taranak’ i Bigvay dia enina amby dimam-polo sy roa arivo;
na cia Bigivai ciarĩ 2,056,
15 ny taranak’ i Adina dia efatra amby dimam-polo amby efa-jato;
na cia Adini ciarĩ 454,
16 ny taranak’ i Atera, avy tamin’ i Hezekia, dia valo amby sivi-folo;
na cia Ateri (iria cioimĩte harĩ Hezekia) ciarĩ 98,
17 ny taranak’ i Bezay dia telo amby roa-polo amby telon-jato;
na cia Bezai ciarĩ 23,
18 ny taranak’ i Jora dia roa ambin’ ny folo amby zato;
na cia Jora ciarĩ 112,
19 ny taranak’ i Hasoma dia telo amby roa-polo amby roan-jato;
na cia Hashumu ciarĩ 223,
20 ny zanak’ i Gibara dia dimy amby sivi-folo;
na cia Gibari ciarĩ 95.
21 ny zanak’ i Betlehema dia telo amby roa-polo amby zato;
Andũ a Bethilehemu maarĩ 123,
22 ny mponina tany Netofa dia enina amby dimam-polo;
na andũ a Netofa maarĩ 56,
23 ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato;
na andũ a Anathothu maarĩ 128,
24 ny zanak’ i Azmaveta dia roa amby efa-polo;
na andũ a Azimavethu maarĩ 42,
25 ny zanak’ i Kiriat-arima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato;
na andũ a Kiriathu-Jearimu, na Kefira, na Beerothu maarĩ 743,
26 ny zanak’ i Rama sy Gaba dia iraika amby roa-polo amby enin-jato;
na andũ a Rama na Geba maarĩ 621,
27 ny mponina tany Mikmasy dia roa amby roa-polo amby zato;
na andũ a Mikimasi maarĩ 122,
28 ny mponina tany Betela sy Ay dia telo amby roa-polo amby roan-jato;
na andũ a Betheli na Ai maarĩ 223,
29 ny zanak’ i Nebo dia roa amby dimam-polo;
na andũ a Nebo maarĩ 52,
30 ny taranak i Magbisy dia enina amby dimam-polo amby zato;
na andũ a Magibishi maarĩ 156,
31 ny zanak’ ilay Elama anankiray dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;
na andũ a Elamu ũrĩa ũngĩ maarĩ 1,254,
32 ny taranak’ i Harima dia roa-polo amby telon-jato;
na andũ a Harimu maarĩ 320,
33 ny zanak’ i Loda sy Hadida ary Ono dia dimy amby roa-polo amby fiton-jato;
na andũ a Lodi, na Hadidi, na Ono maarĩ 725,
34 ny zanak’ i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato;
na andũ a Jeriko maarĩ 345,
35 ny zanak’ i Sena dia telo-polo amby enin-jato sy telo arivo.
na andũ a Senaa maarĩ 3,630.
36 Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak’ i Jedaia, avy tamin’ ny mpianakavin’ i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;
Nao athĩnjĩri-Ngai: arĩa maarĩ a njiaro cia Jedaia (a nyũmba ya Jeshua) maarĩ 973,
37 ny taranak’ Imera dia roa amby dimam-polo sy arivo;
na a Imeri maarĩ 1,052,
38 ny taranak’ i Pasora dia fito amby efa-polo amby roan-jato sy arivo;
na a Pashuri maarĩ 1,247,
39 ny taranak’ i Harima dia fito ambin’ ny folo sy arivo.
na a Harimu maarĩ 1,017.
40 Ary ny Levita koa dia izao: Ny taranak’ i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin’ ny taranak’ i Hodavia, dia efatra amby fito-polo.
Nao Alawii: arĩa maarĩ a njiaro cia Jeshua na Kadimieli (iria cioimĩte harĩ ciana cia Hodavia) maarĩ 74.
41 Ary ny mpihira koa dia izao; Ny taranak’ i Asafa dia valo amby roa-polo amby zato.
Nao aini a nyĩmbo: arĩa maarĩ a njiaro cia Asafu maarĩ 128.
42 Ary ny taranaky ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak’ i Saloma, ny taranak’ i Atera, ny taranak’ i Talmona, ny taranak’ i Akoba, ny taranak’ i Hatita, ny taranak’ i Sobay, dia sivy amby telo-polo amby zato izy rehetra.
Nao aikaria a ihingo cia hekarũ, arĩa maarĩ a njiaro cia Shalumu, na cia Ateri, na cia Talimoni, na cia Akubu, na cia Hatita, na cia Shobai, othe maarĩ 139.
43 Ary ny Netinima koa dia izao: Ny taranak’ i Ziha, ny taranak’ i Hasofa, ny taranak’ i Tabaota,
Nacio ndungata cia hekarũ: arĩa maarĩ a njiaro cia Ziha, na Hasufa, na Tabaothu,
44 ny taranak’ i Kerosa, ny taranak’ i Siaha, ny taranak’ i Padona,
na Keroso, na Siaha, na Padoni,
45 ny taranak’ i Lebana, ny taranak’ i Hagabaha, ny taranak’ i Akoba,
na Lebana, na Hagaba, na Akubu,
46 ny taranak’ i Hagaba, ny taranak’ i Salmay, ny taranak’ i Hanana,
na Hagabu, na Shalimai, na Hanani,
47 ny taranak’ i Gidela, ny taranak’ i Gahara, ny taranak’ i Reaia,
na Gideli, na Gaharu, na Reaia,
48 ny taranak’ i Rezina, ny taranak’ i Nekoda, ny taranak’ i Gazama,
na Rezini, na Nekoda, na Gazamu,
49 ny taranak’ i Oza, ny taranak’ i Pasea, ny taranak’ i Besay,
na Uza, na Pasea, na Besai,
50 ny taranak’ i Asna, ny taranaky ny Meonita, ny taranaky ny Nefisita,
na Asina, na Meunimu, na Nefisimu,
51 ny taranak’ i Bakboka, ny taranak’ i Hakofa, ny taranak’ i Harora,
na Bakabuku, na Hakufa, na Harihuru,
52 ny taranak’ i Bazlota, ny taranak’ i Mehida, ny taranak’ i Harsa,
na Baziluthu, na Mehida, na Harasha,
53 ny taranak’ i Barkosa, ny taranak’ i Sisera, ny taranak’ i Tema,
na Barikosi, na Sisera, na Tema,
54 ny taranak’ i Nezia, ny taranak’ i Hatifa.
na Nezia, na Hatifa.
55 Ary ny taranaky ny mpanompon’ i Solomona koa dia izao: Ny taranak’ i Sotahy, ny taranak’ i Sofereta, ny taranak’ i Peroda,
Nacio njiaro cia ndungata cia Solomoni: arĩa maarĩ a njiaro cia Sotai, na Hasoferethu, na Peruda,
56 ny taranak’ i Jala, ny taranak’ i Darkona, ny taranak’ i Gidela,
na Jaala, na Darikoni, na Gideli,
57 ny taranak’ i Sefatia, ny taranak’ i Hatila, ny taranak’ i Pokereta-hazebaima, ny taranak’ i Amy.
na Shefatia, na Hatili, na Pokerethu-Hazebaimu, na Ami.
58 Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon’ i Solomona dia roa amby sivi-folo amby telon-jato.
Ndungata cia hekarũ, hamwe na njiaro cia ndungata cia Solomoni, maarĩ andũ 392.
59 Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin’ ny Isiraely, na tsia):
Nao aya nĩo maambatire kuuma matũũra ma Teli-Mela, na Teli-Harasha, na Kerubu, na Adoni, na Imeri, no matingĩonanirie atĩ nyũmba ciao ciarĩ cia njiaro cia Isiraeli:
60 ny taranak’ i Delaia, ny taranak’ i Tobia, ny taranak’ i Nekoda, dia roa amby dimam-polo amby enin-jato.
Njiaro cia Delaia, na Tobia, na Nekoda, maarĩ andũ 652.
61 Ary ny avy tamin’ ny taranaky ny mpisorona dia izao: Ny taranak’ i Habaia, ny taranak’ i Hakoza, ny taranak’ i Barzilay; nampaka-bady avy tamin’ ny zanakavavin’ i Barzilay Gileadita io, ka dia notononina araka ny anarany.
Na kuuma kũrĩ athĩnjĩri-Ngai: Arĩa maarĩ a njiaro cia Hobaia, na Hakozu, na Barizilai (mũndũ ũrĩa wahikĩtie mwarĩ wa Barizilai ũrĩa Mũgileadi, na eetanagio na rĩĩtwa rĩu).
62 Ireo no nitady ny soratra filazana ny razany, fa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin’ ny fisoronana.
Andũ acio nĩmacaririe maandĩko ma nyũmba ciao, no matiigana kũmona, nĩ ũndũ ũcio makĩeherio thiritũ-inĩ ya athĩnjĩri-Ngai, na magĩtuuo ta andũ maarĩ na thaahu.
63 Ary ny governora nilaza taminy fa tsy mahazo mihinana ny zavatra masìna indrindra izy mandra-pitsangan’ izay mpisorona anankiray mitondra ny Orima sy Tomima.
Nake barũthi wa kũu akĩmaatha matikarĩe irio iria therie mũno o nginya gũkaagĩa mũthĩnjĩri-Ngai ũgũtungata na Urimu na Thumimu.
64 Ny tontalin’ ny olona rehetra dia enim-polo amby telon-jato amby roa arivo sy efatra alina,
Andũ acio othe marĩ hamwe maarĩ 42,360,
65 afa-tsy ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny fito amby telo-polo amby telon-jato sy fito arivo; ary nisy mpihiralahy sy mpihiravavy roan-jato teo aminy;
gũtatarĩtwo ndungata ciao cia arũme na cia andũ-a-nja 7,337; ningĩ nĩ maarĩ na aini a nyĩmbo 200, arũme na andũ-a-nja.
66 ny soavaliny dia enina amby telo-polo amby fiton-jato; ny ampondrany dia dimy amby efa-polo amby roan-jato;
Nĩ maarĩ na mbarathi 736, na nyũmbũ 245,
67 ny ramevany dia dimy amby telo-polo amby efa-jato; ny borikiny dia roa-polo amby fiton-jato sy enina arivo.
na ngamĩĩra 435, na ndigiri 6,720.
68 Ary ny sasany tamin’ ny lohan’ ny fianakaviana, rehefa tonga tao an-tranon’ i Jehovah tany Jerosalema, dia nanatitra tamin’ ny sitrapo hananganana ny tranon’ Andriamanitra eo amin’ ilay efa niorenany.
Rĩrĩa maakinyire nyũmba-inĩ ya Jehova kũu Jerusalemu, atongoria amwe a nyũmba ciao nĩmarutire mũhothi wa kwĩyendera wa gũteithia gwaka rĩngĩ nyũmba ya Ngai o harĩa yarĩ.
69 Nanome araka izay nananany avy izy hanampy ny vola voavory hanaovana ny asa, dia darika volamena arivo sy enina alina ary mane volafotsy dimy arivo ary akanjo-mpisorona zato.
Kũringana na ũhoti wao, nĩmaheanire indo ciigwo kĩgĩĩna-inĩ kĩa wĩra ũcio, makĩheana durakima 61,000 cia thahabu, na betha ratiri 5,000, na nguo 100 cia athĩnjĩri-Ngai.
70 Ary samy tafapetraka teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny sasany tamin’ ny vahoaka sy ny mpihira sy ny mpiandry varavarana ary ny Netinima, dia ny Isiraely rehetra samy tao an-tanànany avy.
Athĩnjĩri-Ngai, na Alawii, na aini a nyĩmbo, na aikaria a ihingo, na ndungata cia hekarũ maatũũrire matũũra-inĩ mao, o hamwe na andũ amwe a acio angĩ, nao andũ arĩa angĩ a Isiraeli magĩtũũra matũũra-inĩ mao.