< Eksodosy 27 >
1 Ary manaova ny alitara amin’ ny hazo akasia: dimy hakiho avy ny lafiny efatra, dia ho efa-joro tsy mivadi-mandry izy; ary telo hakiho ny hahavony.
E HANA oe i kuahu, he laau sitima, elima kubita ka loihi, elima hoi kubita ka lanla: eha no aoao o ke kuahu, a ekolu kubita kona kiekie.
2 Ary manaova ny tandrony eo amin’ ny zorony efatra, ka ataovy miray aminy; ary petaho takela-barahina.
A e hana oe i mau pepeiao ma kona mau kihi eha, no ia laau hookahi, a e uhi ia mau mea i ke keleawe.
3 Ary manaova ny vilaniny fandraofan-davenona handraofana ny lavenony ary ny sotron’ afony sy ny loviany famafazana ary ny fitrebiny sy ny fitondran’ afony; varahina no hanaovanao ny fanaka rehetra momba azy.
E hana oe i kona mau ipu, i mea e lawe aku ai i kona lehu, a me kona mau mea hao lanahu, a me kona mau kiaha, a me kona lou io, a me kona mau ipu ahi, o kona mau oihana a pau, he keleawe.
4 Ary manaova makarakara varahina tahaka ny harato ho eo aminy; ary manaova vava-varahina efatra hatao ambonin’ ny harato eo amin’ ny zorony efatra,
E hana no hoi oe i papa manamana, pukapuka keleawe, a ma ia mea e hana oe i eha mau apo keleawe ma kona mau kihi eha.
5 Ary ataovy eo ambanin’ ny sikin’ ny alitara hatreo ambodiny izany; ary aoka ny makarakara hanasaka ny alitara.
A e waiho hoi ia mea malalo iho o ke kae o ke kuahu, i mau ai ua mea pukapuka la mawaena konu o ke kuahu.
6 Ary manaova bao ho amin’ ny alitara, dia bao hazo akasia, ka petaho takela-barahina,
E hana no hoi oe i mau auamo no ke kuahu, i mau auamo laau sitima, e uhi ia mau mea i ke keleawe.
7 Ary ampidiro eo amin’ ny vava varahina ny bao; ary aoka ho eo amin’ ny lafiny roa amin’ ny alitara ny bao, raha lanjaina izy,
A e hookomoia na auamo maloko o na apo, aia ma na aoao elua o ke kuahu, ua mau auamo la, e amo ai ia mea.
8 Hazo fisaka no arafeto ho alitara, ka ataovy hobokaty; araka izay naseho taminao tao an-tendrombohitra no hanaovana azy.
E hana oe ia mea me na papa, a kawaha mawaena; me ia i hoikeia'ku ai ia oe ma ka mauna, pela lakou e hana'i.
9 Ary manaova ny kianjan’ ny tabernakely: amin’ ny lafiny atsimo hisy fefy lamba rongony fotsy madinika voahasina ho amin’ ny kianja, zato hakiho ny halavany amin’ ny lafiny iray;
E hana no hoi oe i kahua no ka halelewa: no ka aoao akau, ma ke kukulu akau, i mau paku no ke kahua, he olona i hiloia, hookahi haneri kubita ka loihi no ka aoao hookahi:
10 ary ho roa-polo ny tsangantsangany, ary ho roa-polo ny faladiany varahina; ho volafotsy ny fihantonana amin’ ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany,
A o kona mau pou, he iwakalua, me ko lakou mau kumu he iwakalua, o ke keleawe: o na lou o na kia, a me na auka e paa ai, he kala.
11 Ary ho tahaka izany amin’ ny lafiny avaratra, amin’ ny lavany dia hisy fefy lamba, zato hakiho ny halavany, ary ho roa-polo ny tsangantsangany, ary ho roa-polo ny faladiany varahina; ho volafotsy ny fihantonana amin’ ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany,
A no ka aoao akau hoi, ma ka loa, he mau paku, hookahi haneri kubita ka loihi, a me kona mau kia he iwakalua, a me ko lakou mau kumu he iwakalua: o na lou o na kia, a me ko lakou mau auka e paa ai, he kala.
12 Ary hisy fefy lamba dimam-polo hakiho amin’ ny sakan’ ny kianja amin’ ny lafiny andrefana; ho folo ny tsangantsangany, ary ho folo ny faladiany,
A no ka laula o ke kahua ma ka aoao komohana, he mau paku no, he kanalima kubita ka loihi, he umi ko lakou mau kia, a he umi ko lakou mau kumu.
13 Ary ny sakan’ ny kianja amin’ ny lafiny atsinanana ho dimam-polo hakiho.
A o ka laula o ke kahua ma ka aoao hikina, ma ka hikina hoi, he kanalima ia mau kubita.
14 Ary hisy fefy lamba dimy ambin’ ny folo hakiho amin’ ny sakany iray; ho telo ny tsangantsangany, ary ho telo ny faladiany.
O na paku ma kekahi aoao, he umikumamalima kubita, ekolu o lakou mau kia, a me ko lakou mau kumu, ekolu no.
15 Ary hisy fefy lamba dimy ambin’ ny folo hakiho amin’ ny sakany iray koa; ho telo ny tsangantsangany ary ho telo ny faladiany.
A ma kekahi aoao, he mau paku, he umikumamalima kubita, ekolu o lakou mau kia, a me ko lakou mau kumu, ekolu no.
16 Ary eo amin’ ny vavahadin’ ny kianja dia hisy vavahady sy lamba roa-polo hakiho, dia manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina, asan’ ny mahay tenona samy hafa soratra; ho efatra ny tsangantsangany, ary ho efatra ny faladiany.
A no ka puka o ke kahua, he paku, he iwakalua kubita ka loihi, he uliuli, he poni, he ulaula, a me ke olona i hiloia, i hanaia e ka mea humuhumu lopi ano e: eha ko lakou mau kia, a me ko lakou mau kumu eha.
17 Ny tsangantsangany rehetra amin’ ny kianja manodidina dia samy hisy anjaka volafotsy hitohizany; ho volafotsy ny fihantonany, ary ho varahina ny faladiany,
O na kia a pau, a puni ke kahua, e hoopaaia lakou i na auka kala: a o ko lakou mau kumu he keleawe.
18 Ny lavan’ ny kianja ho zato hakiho, ary ny sakany ho dimam-polo hakiho, ary ny hahavony ho dimy hakiho, ka hatao rongony fotsy madinika voahasina izany, ary ho varahina ny faladiany.
O ka loihi o ke kahua, hookahi haneri kubita, a o ka laula, he kanalima, mai o a o; a o ke kiekie, elima no kubita, he olona i hiloia, a o ko lakou mau kumu, he keleawe.
19 Ho varahina avokoa ny fiasana rehetra momba ny tabernakely; ary ny tsimatra rehetra momba azy sy ny tsimatry ny kianja ho varahina koa.
O na oihana a pau o ka halelewa, na mea e lawelawe ai a me kona mau makia a pau, a me na makia a pau o ke kahua, he keleawe.
20 Ary mandidia ny Zanak’ Isiraely hitondra aminao diloilon’ oliva tsara voavely hatao fanazavana, mba hampirehetana jiro mandrakariva.
E kauoha hoi oe i na mamo a Iseraela, e lawe mai lakou nou, i aila oliva maikai, i kuiia, no ka malamalama, i mea e aa mau ai ka ipukukui.
21 Ao anatin’ ny trano lay fihaonana, dia eo ivelan’ ny efitra lamba izay manakona ny Vavolombelona, no handaharan’ i Arona sy ny zanany azy ho eo anatrehan’ i Jehovah hatramin’ ny hariva ka hatramin’ ny maraina; ho lalàna mandrakizay amin’ ny Zanak’ Isiraely izany hatramin’ ny taranany fara mandimby,
Ma ka halelewa o ka ahakanaka, mawaho o ka paku, imua o ka pahu kauawai, na Aarona a me kana mau keiki ia e hooponopono, mai ke ahiahi a kakahiaka imua o Iehova. He kanawai mau loa ia no ko lakou hanauna, no na mamo a Iseraela.