< Eksodosy 26 >

1 Ary ny tabernakely dia hataonao ambainy folo amin’ ny rongony fotsy madinika voahasina sy manga sy volomparasy ary mena; kerobima, asan’ ny mpanenona mahay, no hataonao sorany.
“Thondeka hema nyamũre ĩrĩ na itambaya ikũmi cia gũcuurio itumĩtwo na gatani yogothetwo wega ya ndigi cia rangi wa bururu, na cia rangi wa ndathi, na cia rangi mũtune ta gakarakũ, na igemio na makerubi nĩ mũtumi mũũgĩ na wĩra ũcio.
2 Ny halavan’ ny ambainy iray dia valo amby roa-polo hakiho; ary ny lambanan’ ny ambainy iray dia efatra hakiho; hitovy ohatra ny ambainy rehetra.
Itambaya icio cia gũcuurio ciothe ikorwo ciiganaine, mĩkono mĩrongo ĩĩrĩ na ĩnana kũraiha na mĩkono ĩna kwarama.
3 Ambainy dimy no havitrana ho iray; ary ambainy dimy koa no havitrana ho iray.
Itambaya ithano-rĩ, itumanio hamwe, na icio ingĩ ithano itumanio hamwe.
4 Ary manaova tadivavarana manga ho eo an-tsisin’ ny ambainy iray, dia eo an-tsisin’ ny anankiray efa voavitrana; ary manaova toy izany koa amin’ ny ambainy farany, dia eo an-tsisin’ ny anankiray efa voavitrana koa.
Kundĩka ciana cia gĩtambaya kĩa rangi wa bururu mũthia-inĩ wa gĩtambaya gĩa gũcuurio kĩrĩa kĩrĩ mũico wa mwena ũmwe, na wĩke o ro ũguo harĩ gĩtambaya kĩa mũico kĩa mwena ũcio ũngĩ.
5 Tadivavarana dimam-polo no hataonao eo amin’ ny ambainy iray, ary tadivavarana dimam-polo koa no hataonao eo amin’ ny sisin’ ny ambainy izay amin’ ny anankiray efa voavitrana koa; ary hifandray ny tadivavarana.
Kundĩka ciana mĩrongo ĩtano gĩtambaya-inĩ kĩmwe gĩa gũcuurio, na ingĩ mĩrongo ĩtano gĩtambaya-inĩ kĩa mũico kĩa mwena ũcio ũngĩ, na ũringithanie o kĩana na kĩrĩa kĩngĩ.
6 Ary manaova farango volamena dimam-polo, ka akambano amin’ ny farango ny ambainy, ka dia ho voakambana ho iray ny tabernakely.
Ningĩ ũthondeke ngathĩka mĩrongo ĩtano cia thahabu, na ũcihũthĩre na kuohithania itambaya icio cia gũcuurio nĩguo hema ĩyo nyamũre ĩtuĩke kĩndũ kĩmwe.
7 Ary manaova ambainy koa amin’ ny volon’ osy ho lay handrakofana ny tabernakely; dia iraika ambin’ ny folo ambainy no hanaovanao azy.
“Tuma itambaya ikũmi na kĩmwe cia guoya wa mbũri ituĩke hema ya kũhumbĩra hema ĩrĩa nyamũre.
8 Ny halavan’ ny ambainy iray dia telo-polo hakiho, ary ny lambanan’ ny ambainy iray dia efatra hakiho; hitovy ohatra ny ambainy iraika ambin’ ny folo.
Itambaya icio ciothe ikũmi na kĩmwe ikorwo ciiganaine, ikorwo irĩ mĩkono mĩrongo ĩtatũ kũraiha na mĩkono ĩna kwarama.
9 Ary avitrano ny ambainy dimy hikambana, ary ny ambainy enina kosa hikambana. Ary aforeto ny ambainy fahenina amin’ ny sakan’ ny lay anatrehana.
Tumania itambaya ithano cia icio cia gũcuurio ituĩke kĩndũ kĩmwe, nacio icio ingĩ ithathatũ itumanio hamwe. Kũnja gĩtambaya gĩa gatandatũ maita meerĩ mwena wa mbere wa hema.
10 Ary manaova tadivavarana dimam-polo eo an-tsisin’ ny ambainy iray izay farany amin’ ny efa voavitrana; ary tadivavarana dimam-polo koa ho eo an-tsisin’ ny ambainy iray amin’ ny anankiray koa efa voavitrana.
Kundĩka ciana mĩrongo ĩtano mũthia-inĩ wa itambaya cia gũcuurio cia mwena ũmwe, ningĩ wĩke o ũguo mũthia-inĩ wa itambaya icio cia mwena ũrĩa ũngĩ.
11 Ary manaova farango; varahina dimam-polo, ka ampidiro ho eo amin’ ny tadivavarana ary akambano ny lay, ka dia ho iray ihany izy.
Ningĩ ũthondeke ngathĩka mĩrongo ĩtano cia gĩcango, na ũcitoonyie ciana-inĩ nĩgeetha hema ĩyo ĩtuĩke kĩndũ kĩmwe.
12 Ary izay mihoatra amin’ ny ambain’ ny lay, dia ny antsasaky ny ambainy izay mihoatra, dia avelao hiraviravy eo ivohon’ ny tabernakely.
Harĩ ũraihu wa gĩtambaya gĩa gũcuurio ũrĩa ũngĩtigara, nuthu ya gĩtambaya kĩrĩa gĩtigaire nĩ gĩcunjuure mwena wa thuutha wa hema ĩyo nyamũre.
13 Ary ny iray hakiho avy eo amin’ ny lohany roa amin’ ny lamba, izay mihoatra amin’ ny halavan’ ny ambain’ ny lay, dia avelao hiraviravy eo amin’ ny lafibeny roa amin’ ny tabernakely handrakotra azy.
Itambaya cia gũcuurio cia hema ikorwo iraihĩte kũrĩ icio ingĩ na mũkono ũmwe mĩena yeerĩ; kĩrĩa gĩgũtigara gĩcunjuure kĩhumbĩre mĩena ya hema ĩyo nyamũre.
14 Ary manaova koa rakotry ny lay amin’ ny hoditr’ ondrilahy efa nomenaina, ary manaova sarony hodi-takasy ho eo amboniny.
Thondekera hema ĩyo kĩandarũa kĩa njũa cia ndũrũme itoboketio rangi-inĩ mũtune igatunĩha, na igũrũ wakĩo ũkĩhumbĩre na njũa cia pomboo.
15 Ary manaova zana-kazo akasia ho amin’ ny tabernakely.
“Thondeka mbaũ cia kũrũgama cia mũtĩ wa mũgaa cia gwaka hema ĩyo nyamũre.
16 Folo hakiho ny hahavon’ ny zana-kazo iray, ary iray hakiho sy sasany ny indraben’ ny zana-kazo iray.
O rũbaũ-inĩ rũkorwo rũrĩ rwa mĩkono ikũmi kũraiha na mũkono ũmwe na nuthu kwarama,
17 Lahiny roa no ho amin’ ny zana-kazo iray, ka hasiana izay hikambanany; izany no hanaovanao ny zana-kazo rehetra amin’ ny tabernakely.
mbaũ icio igĩe na tũhocio tũcomokete tũigananĩirie. Thondeka mbaũ icio ciothe cia Hema-ĩrĩa-Nyamũre na njĩra ĩyo.
18 Ary manaova ny zana-kazo ho amin’ ny tabernakely, dia zana-kazo roa-polo ho eo amin’ ny lafiny atsimo.
Thondeka mbaũ mĩrongo ĩĩrĩ cia mwena wa gũthini wa hema ĩyo nyamũre,
19 Ary manaova faladia volafotsy efa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin’ ny isan-janakazo iray hiorenan’ ny lahiny roa.
na ũthondeke itina cia betha mĩrongo ĩna cia gũikarĩrwo nĩ mbaũ icio mĩrongo ĩĩrĩ, o rũbaũ rũmwe rũgaikarĩra itina igĩrĩ, o rũmwe rũkorwo rũrĩ rungu rwa kahocio.
20 Ary manaova zana-kazo roa-polo ho eo amin’ ny lafiny faharoa amin’ ny tabernakely, dia ny lafiny avaratra.
Ningĩ mwena ũcio ũngĩ, mwena wa gathigathini wa hema ĩyo nyamũre, thondeka mbaũ mĩrongo ĩĩrĩ
21 Ary manaova faladiany volafotsy efa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin’ ny isan-janakazo iray.
na itina mĩrongo ĩna cia betha o igĩrĩ igaikarĩrwo nĩ rũbaũ rũmwe.
22 Ary ny lafiny andrefana amin’ ny tabernakely, izay ao ivohony, dia hanaovanao zana-kazo enina.
Thondeka mbaũ ithathatũ cia mwena wa na thuutha, nĩguo mwena wa mũthia wa ithũĩro wa hema ĩyo nyamũre,
23 Ary zana-kazo roa no hataonao ho eo amin’ ny zoron’ ny tabernakely amin’ ny lafiny ivoho.
na ũthondeke mbaũ igĩrĩ cia koine cia mwena wa na thuutha.
24 Ary hakambana ho iray izy hatramin’ ny ambany ka hatramin’ ny ambony, ka hasianao vava vola iray ihany: ho toy izany avokoa izy roa; eo amin’ ny zorony roa no hisy izany.
Koine-inĩ icio cierĩ no nginya ikorwo irĩ mbaũ igĩrĩ igĩrĩ kuuma thĩ nginya igũrũ, na ciohanio na mũrĩnga ũmwe; koine cierĩ igakorwo itariĩ ũguo.
25 Ary aoka hisy zana-kazo valo sy ny faladiany volafotsy, dia faladia enina ambin’ ny folo: faladia roa avy ho ambanin’ ny isan-janakazo iray.
Nĩ ũndũ ũcio hegũkorwo na mbaũ inyanya, na itina ikũmi na ithathatũ cia betha, o igĩrĩ igaikarĩrwo nĩ rũbaũ rũmwe.
26 Ary manaova barany hazo akasia: dia dimy ho amin’ ny zana-kazo amin’ ny lafiny iray amin’ ny tabernakely,
“Ningĩ ũthondeke mĩgamba ya mbaũ cia mũgaa: ĩtano yayo nĩ ũndũ wa mbaũ cia mwena ũmwe wa hema ĩyo nyamũre,
27 sy barany dimy ho amin’ ny zana-kazo amin’ ny lafiny iray koa amin’ ny tabernakely, ary barany dimy ho amin’ ny zana-kazo amin’ ny lafiny andrefana izay ao ivohony.
na ĩtano nĩ ũndũ wa mbaũ cia mwena ũcio ũngĩ, na ĩtano nĩ ũndũ wa mbaũ cia mwena wa ithũĩro mũthia-inĩ ũrĩa wa na thuutha wa hema ĩyo nyamũre.
28 Ary ny barany afovoany, izay afovoan’ ny zana-kazo, dia hahatratra ny farany roa.
Mũgamba wa gatagatĩ uume mũthia ũmwe nginya ũrĩa ũngĩ, ũgereire gatagatĩ ka mbaũ icio.
29 Ary ny zana-kazo hopetahanao takela-bolamena, ary hataonao volamena koa ny vava vola aminy, izay hitoeran’ ny barany; ary petaho takela-bolamena koa ny barany.
Gemia mbaũ icio na thahabu, na ũthondeke mĩrĩnga ya thahabu ya kũnyiitĩrĩra mĩgamba ĩyo. O nayo mĩgamba ĩyo nĩĩgemio na thahabu.
30 Ary manangana ny tabernakely araka ny endriny, dia ilay naseho taminao tao an-tendrombohitra.
“Aka hema ĩyo nyamũre kũringana na mũhianĩre ũrĩa wonirio rĩrĩa warĩ kĩrĩma-inĩ.
31 Ary manaova efitra lamba manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina; kerobima, asan’ ny mpanenona mahay, no hataonao sorany.
“Tuma gĩtambaya gĩa gũcuurio kĩa ndigi cia rangi wa bururu, na cia rangi wa ndathi na cia rangi mũtune ta gakarakũ, na cia gatani ĩrĩa yogothetwo wega na ĩkagemio na makerubi nĩ mũbundi mũũgĩ.
32 Ary ahantòny amin’ ny andry hazo akasia efatra izay voapateka takela-bolamena izy; ho volamena koa ny fihantonany; ary eo amin’ ny faladia volafotsy efatra no hiorenany.
Cuuria gĩtambaya kĩu na tũcuurio twa thahabu ikĩngĩ-inĩ inya cia mũgaa iria igemetio na thahabu, na ikarũgama igũrũ rĩa njikarĩro inya cia betha.
33 Ary ny efitra lamba dia ataovy eo ambanin’ ny farango; ary ampidiro ao anatin’ ny efitra lamba ny fiaran’ ny Vavolombelona; ary ny efitra lamba no hampisaraka ny fitoerana masìna sy ny fitoerana masìna indrindra ho anareo.
Cuuria gĩtambaya kĩu gĩa gũcuurio na ngathĩka, na ũcooke ũige ithandũkũ rĩa Ũira thuutha wa gĩtambaya kĩu gĩa gũcuurio. Gĩtambaya kĩu gĩa gũcuurio kĩhakanie Handũ-harĩa-Hatheru na Handũ-harĩa-Hatheru-Mũno.
34 Ary ny rakotra fanaovam-panavotana dia ataovy eo ambonin’ ny fiaran’ ny Vavolombelona eo amin’ ny fitoerana masìna indrindra.
Igĩrĩra gĩtĩ gĩa tha igũrũ rĩa ithandũkũ rĩa Ũira thĩinĩ wa Handũ-harĩa-Hatheru-Mũno.
35 Ary apetraho eo ivelan’ ny efitra ny latabatra, ary ny fanaovan-jiro tandrifin’ ny latabatra amin’ ny lafiny atsimo amin’ ny tabernakely; ary ny latabatra ataovy eo amin’ ny lafiny avaratra.
Iga metha nja ya gĩtambaya kĩu gĩa gũcuurio mwena wa gathigathini wa hema ĩyo nyamũre, naguo mũtĩ wa kũigĩrĩra matawa ũũige mwena wa gũthini ũngʼethanĩre na metha ĩyo.
36 Ary manaova varavarana lamba ho eo amin’ ny lay, dia amin’ ny manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina, asan’ ny mahay tenona samy hafa soratra.
“Itoonyero-inĩ rĩa hema, thondeka gĩtambaya gĩa gũcuurio kĩa rangi wa bururu, na rangi wa ndathi, na rangi mũtune ta gakarakũ, na gatani ĩrĩa yogothetwo wega, kĩgemetio nĩ mũgemia mũũgĩ.
37 Ary manaova andry hazo akasia dimy ho amin’ ny varavarana lamba, ka petaho takela-bolamena; ary ho volamena koa ny fihantonany; ary mandrendreha faladia varahina dimy hiorenany.
Thondekera gĩtambaya kĩu gĩa gũcuurio tũcuurio twa thahabu na itugĩ ithano cia mũgaa igemetio na thahabu. Na ũcitwekerie itina ithano cia gĩcango.

< Eksodosy 26 >