< Estera 7 >

1 Ary ny mpanjaka sy Hamana dia nankao amin’ i Estera, vadin’ ny mpanjaka, ho ao amin’ ny fanasana
Amola hina bagade Segesisi amola Ha: ima: ne da Eseda ea lolo nabe eno amoga asi.
2 Ary hoy indray ny mpanjaka tamin’ i Estera teo am-pisotroan-divay tamin’ ny andro faharoa inona no angatahinao, ry Estera, vadin’ ny mpanjaka? Fa homena anao izany. Ary inona ange no tadiavinao? Fa na dia hatramin’ ny antsasaky ny fanjakana aza dia hotovina izany.
Ilia da gilisili waini nana, hina bagade da Esedama bu adole ba: i, “Hina bagade uda, Eseda di! Adi lama: bela: ? Dia hanai adole ba: sea, na da dima imunu. Di da na fifi asi gala dogoa fili, la: idi digili ima: ne sia: sea, na da dima imunu.”
3 Dia namaly Estera, vadin’ ny mpanjaka, ka nanao hoe: Raha mahita fitia eto imasonao ary aho, ry mpanjaka, ka sitraky ny mpanjaka, dia aoka homena ahy ny aiko araka ny fifonako ary ny fireneko araka ny fangatahako;
Hina bagade uda Eseda amane adole i, “Hina bagade noga: idafa! Di da na asaboi adole ba: su liligi nama imunusa: hanai galea, na da na amola na fi dunu da mae bogole esaloma: ne hanai.
4 fa namidy izahay, dia izaho sy ny fireneko, mba haringana sy hovonoina ary haripaka; fa raha tahìny namidy ho andevolahy sy ho andevovavy izahay, dia ho nangina ihany aho; kanefa anie tsy mahonitra ny fatiantoky ny mpanjaka tsinona ilay fahavalo e.
Na fi dunu amola na, ninia da medole legemusa: bidi lai dagoi. Ninia da udigili hawa: hamomusa: bidi lai dagoi ganiaba, na da dima hame sia: na: noba. Be nini da enoga gadenenewane medole lelegemu galebe.”
5 Dia namaly Ahasoerosy mpanjaka ka nanao tamin’ i Estera, vadin’ ny mpanjaka, hoe: Iza moa izany, ary aiza no hisy hasesiky ny fony hanao izany akory?
Amalalu, hina bagade Segesisi da hina bagade uda Eseda ema fofogadigili, amane adole ba: i, “Nowa da agoane hamoma: ne sia: bela: ? Amo dunu da habila: ?”
6 Fa hoy Estera: Io Hamana ratsy fanahy io no rafilahy sy fahavalo! Dia raiki-tahotra teo anatrehan’ ny mpanjaka sy ny vadin’ ny mpanjaka Hamana.
Eseda bu adole i, “Ninia ha lai dunu amola ninima se iasu dunu da amo wadela: i dunu Ha: ima: ne, e fawane.” Ha: ima: ne da fofogadigili beda: ne, hina bagade amola iduama sosodolaligi.
7 Ary tezitra dia tezitra ny mpanjaka, dia nitsangana niala teo am-pisotroan-divay ho eny an-tanimbolin’ ny trano; ary Hamana kosa nitsangana hangataka ny ainy tamin’ i Estera, vadin’ ny mpanjaka, satria hitany fa misy loza hamelin’ ny mpanjaka azy.
Hina bagade da baligili bagadedafa ougili wa: legadole, moia gadili asi. Ha: ima: ne ea ba: loba, hina bagade da dafawane ema se imunu ba: i. Amaiba: le, e da mae asili, Esedama e fidima: ne, ema adole ba: musa: dawa: i galu.
8 Ary ny mpanjaka niverina avy teo an-tanimbolin’ ny trano ho ao amin’ ilay efa nisotroany divay teo, ary Hamana sendra niapoka tamin’ ny farafara nandrian’ i Estera. Dia hoy ny mpanjaka: Moa hisavika ny vadin’ ny mpanjaka eto anatrehako eto an-trano va io? Raha vantany vao naloaky ny vavan’ ny mpanjaka izany teny izany, dia nisy nanarona ny tavan’ i Hamana
E da Eseda ea ema asigima: ne adole ba: musa: , Eseda ea fisu fafai amo bega: hisu gala: la sa: i. Amalalu, hina bagade da bu ganodini golili misi. E da ba: loba, Ha: ima: ne da Eseda ea fisu fafai amo bega: gala: la sa: i dialebe ba: beba: le, e da ha: giwane ougili halale sia: i, “Amo dunu da na uda ni ba: lea, na diasu ganodini, wadela: lesima: bela: ?” Hina bagade da amo sia: noba, ea gulusu danai hawa: hamosu dunu da misini, Ha: ima: ne ea odagi dofoga: i.
9 Ary Harbona, tsindranolahy anankiray, izay teo anatrehan’ ny mpanjaka, dia nilaza hoe Indro miorina eo akaikin’ ny tranon’ i Hamana ny hazo, dimam-polo hakiho ny hahavony, izay nataon’ i Hamana hanantonany an’ i Mordekay, ilay niteny soa ho an’ ny mpanjaka. Dia hoy ny mpanjaka ahantòny amin’ io izy.
Amalalu, hina bagade ea gulusu danai hawa: hamosu dunu afae ea dio amo Habona, da amane sia: i, “Hina bagade! Modigai da dia esalusu gaga: i dagoi. Be Ha: ima: ne da amo mae dawa: le, Modigai fuga: musa: , ifa duni bugili fugalegei amo 22 mida sedade defei gagula heda: i dagoi.” Hina bagade da amane sia: i, “Defea! Ha: ima: ne amoga fuga: musa: hegoa: nesima!”
10 Ary Hamana dia nahantony tamin’ ilay hazo efa natsangany hanantonana an’ i Mordekay. Dia vao izay no nionona ny hatezeran’ ny mpanjaka.
Amalalu, ilia da Modigai hegoa: nesimusa: fafai, amoga Ha: ima: ne galogoaga hegoa: nesi dagoi. Amalalu, Segesisi ea ougi da gumina sa: i.

< Estera 7 >