< Efesiana 3 >

1 Ary noho izany, izaho Paoly, mpifatotra an’ i Kristy Jesosy, noho ny aminareo jentilisa, ―
Ku njila iya une ne Pavulo ne kungwa va Yeesu kilisite nu nongwa yeno mvi vangapanji.
2 raha mba renareo ny fitondrana ny fahasoavan’ Andriamanitra izay nomena ahy ho anareo,
Nikwidika ukhuta mupulike ku mbombo ya luhungu lwa Nguluve uhuamile kwa nongwa yenyo.
3 fa fanambarana no nampahafantarana ahy ny zava-niafina, araka ny voasoratro tamin’ ny teny fohifohy teo.
Nikuvasimbila ukuhumana nu luvonekelo ulaluvonike kulione. Uvu wayilweli uwifihile ulunosimbile kikedebe mu halata iyinge.
4 Ary araka izany, raha mamaky ianareo, dia ho hainareo fantarina ny fahafantarako ny zava-niafina ny amin’ i Kristy,
Vu vukugakimba aga, vuwyesya ukulumanya uluhala lwango imbuyilweli uwifihile mwa Kilisiti.
5 izay tsy mbola nampahafantarina ny zanak’ olombelona tamin’ ny taranaka lasa tahaka ny fanambaran’ ny Fanahy ankehitriny amin’ ny Apostoly masìna sy ny mpaminany,
Infikolo ifinge uvayilweli uvo sawavombeke vumemyikile kuvona va vanu. Pu lino ulo vulipavuvalafu ku Mempo va vaposihili avimikiiwe na vanyamalago.
6 dia ny ahatongavan’ ny jentilisa ho mpiray lova sy ho tena iray ary ho mpiombona ny teny fikasana ao amin’ i Kristy Jesosy noho ny filazantsara,
Uvuyilweli uwu wifihile kukuta avanu avanyapanji vupilili vayeto na vafumbwe vayito va mbili. Tumivupieli paninye ni ndagano ya Kilisiti ugendela ndivangili.
7 izay nanaovana ahy ho mpanompo araka ny fanomezan’ ny fahasoavan’ Andriamanitra, izay nomena ahy araka ny fiàsan’ ny heriny.
Mu ile mvile mbombi kuwupi wa luhungu lwa Nguluve uvuhumijiwe kulione mu mbombi ga moka ga mwene.
8 Eny, izaho, izay kely noho ny kely indrindra amin’ ny olona masìna rehetra, no nomena izao fahasoavana izao, dia ny hitory amin’ ny jentilisa ny haren’ i Kristy tsy hita lany,
Unguluv ahumije uwipa uwu kulione, sakinu ukuta une nilidebe kuvoni arimikiwe kumbombo ya Nguluve. Uwipa uwu kukuta nonogile ukuvavula uvanyapanji ilivangile nu vutafile uvusavu menyikike mwa Kilisiti.
9 ary ny hampahazava ny olona rehetra mba hahalalany izay fitondrana ny zava-miafina, dia Ilay voafina hatramin’ ny nanaovana izao tontolo izao tao amin’ Andriamanitra, Izay nanao ny zavatra rehetra; (aiōn g165)
Panogile ukuvamulikila avanu voni ukuhuma nu vufumbwe ivya Nguluve uwefihile. Uvu vufumbwe wa Nguluve uwa waifihile ku miaka mingi imitaji, nu Nguluve uvi apelile ifinu vyoni. (aiōn g165)
10 mba hampahafantarina ireo fanapahana sy fahefana any an-danitra amin’ izao ankehitriny izao ny mahamaro samy hafa ny fahendren’ Andriamanitra amin’ ny fitondrany ny fiangonana,
Iye yale ukhuta, ukugendela mu pelela, uluhela lwa Nguluve ulu lulipapingi lumanyikike, uludeva na maka kuvukinga ikya Mepo.
11 araka ny fikasana hatrizay hatrizay izay nataony tao amin’ i Kristy Jesosy Tompontsika, (aiōn g165)
Aga gale gihuwile mbufumbwe wa siku choni uvu awinuke mugati nu nditavya lya Yeesu Kilisiti Untwa veto. (aiōn g165)
12 Izay ananantsika fahasahiana sy fanatonana amin’ ny fahatokiana noho ny finoana Azy.
Ulwakuva mwa Kilisiti tulimuvukifu nu uvuwesyo wa kyingila nu vukifu nu mu ndwidiko kumwene.
13 Koa izany no angatahako aminareo mba tsy ho ketraka amin’ ny fahoriako ho anareo, fa voninahitrareo izany.
Pu nikovodova mleke ukugatala ku vuvuvilwa wango kwapili yenyo, aga ga vudwadwa wenyo.
14 Ary noho izany no andohalehako amin’ ny Ray
Ku njila iye nifugama kwa Daada,
15 Izay ahazoan’ ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany anarana,
uvi umwene kila kikolo kukyanya na pakyanya pakilunga vilangiwe ilitavya.
16 mba homeny anareo, araka ny haren’ ny voninahiny, ny mba hohatanjahina fatratra amin’ ny Fanahiny ny toe-panahinareo;
Nidoova ukuta avape uluhungo, ukuhumana nu vudwadwa wamwene, avachingache na maka ukugendela Mempo va mwene, uvi alimwumi mugati ndyumwe.
17 mba hitoeran’ i Kristy ao am-ponareo amin’ ny finoana, ka hamaka sy hiorina mafy amin’ ny fitiavana ianareo,
Nidoova ukuta Ukilisite atamage ingati ndyumwe ukugendela mundwidiko.
18 mba hahaizanareo mbamin’ ny olona masìna rehetra ny hahafantatra tsara izay sakany sy lavany ary hahavony sy halavany.
Nidoova muve ni likolo nu wufu lwa lugano lwa mwene. Muve mulugano lwa mwene muwesye ukwelewa, paninie na vadiki voni, nda vuvelile uvutandache, uvutale nu vutale ukwiko nas wa lugano wa Kilisiti.
19 ary hahalala ny fitiavan’ i Kristy, izay mihoatra noho ny fahalalana, mba hamenoana anareo ho amin’ ny fahafenoan’ Andriamanitra rehetra.
Nidoova ukuta mulomenye uvuvaha wa lugano wa Kilisite, uva vulutelila uvamanyi. Mugahe pu mudichiwe uvugolofu woni uwa Nguluve.
20 Ary ho an’ izay mahay manao mihoatra noho ny zavatra rehetra, eny, mihoatra lavitra noho izay rehetra angatahintsika na heverintsika aza, araka ny hery izay miasa ato amintsika,
Pu lino kumwene uvi vwesya ukuvoneya kila mbombo, kugooni ugo tudoova ano ugotusaga, ugendela mumaka ga mwene ugogivomba imbombo igati ndwifwe.
21 ho Azy anie ny voninahitra ao amin’ ny fiangonana sy ao amin’ i Kristy Jesosy hatramin’ ny taranaka farany indrindra mandrakizay mandrakizay. Amena. (aiōn g165)
Kumwene kuve nuvudwadwa mugati mu mpelile na mwa Kilisiti Uyesu na Kufivumbuka fyoni uchila lusiku. Amen (aiōn g165)

< Efesiana 3 >