< Mpitoriteny 8 >
1 Iza no toy ny hendry? Ary iza no mahalala izay anton-javatra? Ny fahendren’ ny olona mahamiramirana ny tarehiny, ary voaova ny fahadontoan’ ny endriny.
Mi maw palungha baktiah kaom? Mi maw hmuennawk kawng to thui thaih? Palunghahaih mah palungha kami ih mikhmai to pansak moe, anih ih mikhmai amtuenghaih kasae to amkhraisak.
2 Hoy izaho: Tandremo ny didin’ ny mpanjaka noho ny efa nianianana tamin’ Andriamanitra.
Sithaw hmaa ah sak ih lokkamhaih to poek ah loe, siangpahrang lokpaekhaih to tahngai ah.
3 Aza malaky miala eo anatrehany; aza mikikitra amin’ ny fanaovan-dratsy; fa na inona na inona sitrany dia azony atao avokoa;
Siangpahrang hmaa hoi karangah tacawt hmah; kasae hmuen sak hanah angdoe haih hmah; anih loe a koeh baktiah sah tih.
4 fa ny tenin’ ny mpanjaka dia misy hery, ka iza no mahazo manao aminy hoe: Inona no ataonao?
Siangpahrang ih lok loe thacak; mi mah maw anih khaeah, timaw na sak? tiah naa thai tih.
5 Izay mitandrina ny didy tsy mba mikambana amin’ ny fanaovan-dratsy; ary ny fon’ ny hendry dia mahalala fotoana sy fitsarana;
Mi kawbaktih doeh anih ih lok tahngai kami loe nganbawh kana hak mak ai; palungha kami ih palungthin mah loe atue hoi lokcaekhaih to panoek hmaek.
6 fa samy manana ny fotoany sy ny fitsarana azy avy ny hevitra rehetra, satria efa be ny heloky ny olona.
Kami nuiah raihaih hmuenzit pha langlacadoeh, kawbaktih hmuen ah doeh sakhaih atue hoi sakhaih dan to oh boih.
7 Fa tsy mahafantatra izay ho avy izy; fa iza no hampahafantatra azy izay hihaviany?
Hmabang ih akawng loe mi mah doeh panoek ai pongah, angzo han koi hmuen to mi mah maw thui thai tih?
8 Tsy misy olona manan-kery hahatana ny ainy, na manan-kery ny amin’ ny andro hahafatesana; ary tsy misy fahafahana amin’ ny ady, ary ny ratsy fanahy tsy ho voavonjin’ ny faharatsiany.
Angmah ih muithla pazawk hanah, patawn thaih mi doeh om ai; duek thaih han ai ah duekhaih nuiah thacakhaih tawn mi doeh om ai; misatuh kami loe anghak ai; hmuen kasae sah kaminawk loe a sak o ih sethaih mah nihcae to loisak thai mak ai.
9 Izany rehetra izany dia efa hitako avokoa tamin’ ny nampiasako ny foko nandinika ny asa rehetra atao atỳ ambanin’ ny masoandro. Misy andro anapahan’ ny olona ny namany ka ampidirany loza aminy.
Ni tlim ah sak ih hmuennawk boih ka poek naah, hae hmuennawk hae ka hnuk; angmah nganbawh kana hak hanah kami maeto mah kalah kami ukhaih atue to oh.
10 Ary tamin’ izany dia hitako ny ratsy fanahy nalevina ka tafiditra; fa izay nanao ny marina kosa dia lasa niala tamin’ ny fitoeran’ ny masìna ka nohadinoina tao an-tanàna; zava-poana koa izany.
To pacoengah kasae kaminawk loe aphum o, toe hmuenciim ah angzo moe, kacaeh kaminawk duek o naah loe, a sak o ih vangpui kaminawk mah nihcae to pahnet o boih, tiah ka hnuk; hae doeh azom pui ni.
11 Saingy tsy tanterahina vetivety ny famaliana ny ratsy atao, dia izany no ikirizan’ ny fon’ ny zanak’ olombelona amin’ ny fanaovan-dratsy.
Zaehaih sah kaminawk to karangah danpaek ai pongah, kaminawk ih palungthin loe zae sak koehhaih hoiah koi.
12 Eny, fa na dia manao ratsy injato aza ny mpanota ka ela velona ihany, dia fantatro kosa fa hisy soa ho an’ izay matahotra an’ Andriamanitra, dia izay matahotra eo anatrehany.
Kami zae loe zaehaih cumvaito sah moe, hinglung sawk cadoeh; Sithaw zii kaminawk loe angmah hmaa ah khingyahaih hoiah akuep o pongah, khosak hoihaih to hnu o tih, tiah ka panoek khuek boeh.
13 Fa tsy hisy soa ho an’ ny ratsy fanahy; fa ho toy ny aloka izy ka tsy haharitra ela, satria tsy matahotra eo anatrehan’ Andriamanitra.
Kasae kami loe Sithaw to zii ai pongah, khosak hoihaih hnu mak ai; hinghaih doeh sawk mak ai, anih hinghaih loe tahlip baktiah oh.
14 Izao koa no zava-poana izay atao atỳ ambonin’ ny tany: Misy olo-marina iharan’ izay tokony ho valin’ ny asa ratsy; ary misy olo-meloka mahazo izay tokony ho valin’ ny asa marina; hoy izaho: Zava-poana koa izany.
Azom pui ah kaom hmuen to longah ka hnuk let bae vop; kasae kaminawk mah hnuk han koi sethaih to katoeng kaminawk mah hnuk o moe, katoeng kaminawk mah hnuk han koi tangqum to kasae kaminawk mah hnuk o lat; hae doeh azom pui ni, tiah ka poek.
15 Dia noderaiko ny fifaliana, satria tsy misy mahasoa ny olona atỳ ambanin’ ny masoandro afa-tsy ny mihinana sy ny misotro ary ny miravoravo, ka hisy izany amin’ ny fisasarany mandritra ny andro hiainany, izay nomen’ Andriamanitra azy atỳ ambanin’ ny masoandro.
To pongah kanawm ah khosakhaih to tha ka paek, caaknaek moe, kanawm ah ohhaih khue ai ah loe, ni tlim ah kami han amekhaih tidoeh om ai; Sithaw mah hinghaih paek nathung ni tlim ah tok to sak moe, hnuk ih amekhaih loe to baktih nawmhaih khue to boeh ni.
16 Raha nampiasaiko ny foko hahalala fahendrena sy hahita ny raharaha atao atỳ ambonin’ ny tany (fa misy tsy mahita torimaso na andro na alina),
Long nuiah toksakhaih hnuk hanah, palunghahaih hoiah panoek thaih han ka poek naah, mik loe khoving khodai iip ai;
17 dia hitako avokoa ny asan’ Andriamanitra, fa tsy takatry ny sain’ ny olona ny asa atao atỳ ambanin’ ny masoandro; koa na dia mikely aina hitady izany aza ny olona, tsy ho hitany; eny, na ny hendry aza no manao hahafantatra izany, dia tsy ho azony fantarina akory.
Sithaw mah sak ih hmuennawk boih ka khet naah, ni tlim ah sak ih toknawk to mi mah doeh panoek thai ai; tha pathok moe, hnuk han pakrong cadoeh panoek thai mak ai; ue, palungha kami mah ka panoek, tiah a poek, toe hnu thai mak ai.