< Deotoronomia 12 >

1 Izao no didy sy fitsipika izay hotandremanareo harahina any amin’ ny tany izay omen’ i Jehovah, Andriamanitry ny razanao, anao holovana amin’ ny andro rehetra hiainanareo ambonin’ ny tany.
Dagitoy dagiti alagaden ken bilbilin a salimetmetanyo iti daga nga it-ited ni Yahweh, ti Dios dagiti ammayo, nga itedna a tagikuaenyo, iti amin nga al-aldaw nga agbibiagkayo iti daga.
2 Horavanareo mihitsy ny toerana rehetra izay nanompoan’ ny firenen-tsamy hafa izay horoahinareo ny andriamaniny teny ambonin’ ny tendrombohitra avo sy ny havoana ary teny ambanin’ ny hazo maitso rehetra.
Awan duadua a dadaelenyonto amin dagiti lugar a nagdaydayawanda kadagiti dios dagiti nasion a tagikuaenyo, kadagiti nangato a banbantay, kadagiti turturod, ken iti sirok ti tunggal nalangto a kayo;
3 Dia horavanareo ny alitarany, ary hotorotoroinareo ny tsangam-baton-tsampiny, ary hodoranareo amin’ ny afo ny Aserahany, ary ny sarin-javatra voasokitra, izay andriamaniny, dia hokapainareo, ka dia hofoananareo tsy ho eo amin’ izany tany izany intsony ny anarany.
ken rebbaenyonto dagiti altarda, burborenyo dagiti nasagradoan a bato nga adigida, ken puoranyo dagiti tekken ti Aserada; putdenyo dagiti nakitikitan a ladawan dagiti diosda ken dadaelenyo dagiti naganda iti dayta a lugar.
4 Aza manao toy izany amin’ i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.
Saankayo nga agdaydayaw kenni Yahweh a Diosyo iti kasta a wagas.
5 Fa ny tany izay hofidin’ i Jehovah Andriamanitrareo amin’ ny firenenareo rehetra hasiany ny anarany sy honenany no hohatoninareo sy halehanareo.
Ngem iti lugar a piliento ni Yahweh a Diosyo kadagiti amin a tribu a pangikabilanna iti naganna, daytanto ti lugar a pagnaedanna, ken sadiayto ti papananyo.
6 Ary any no hitondranareo ny fanatitra doranareo sy ny fanatitrareo hafa alatsa-drà sy ny fahafolon-karenareo sy ny fanatitra asandratry ny tananareo sy ny fanalam-boadinareo sy ny fanati-tsitraponareo ary ny voalohan-teraky ny ombinareo sy ny ondry aman’ osinareo;
Sadiayto ti pangipananyo kadagiti daton a maipuor amin, dagiti sakripisioyo, dagiti apagkapulloyo, ken dagiti daton nga idatag dagiti imayo, dagiti sapata a datonyo, dagiti daton nga agtaud iti kaungganyo, ken dagiti inauna nga annak dagiti baka ken karneroyo.
7 ary any no hihinananareo sy ny ankohonanareo eo anatrehan’ i Jehovah Andriamanitrareo ary hifalianareo amin’ izay rehetra harin’ ny tananareo, izay efa nitahian’ i Jehovah Andriamanitrao anao.
Sadiayto ti pangananyo iti sangoanan ni Yahweh a Diosyo ken agrag-okayo kadagiti amin a banag a nangikabilanyo kadagiti imayo, dakayo ken dagiti sangakabbalayanyo, a nangbendisionan ni Yahweh a Diosyo kadakayo.
8 Aza manao araka izay rehetra ataontsika eto ankehitriny intsony ianareo, dia izao samy manao izay mahitsy eo imasony avy izao.
Saanyonto nga aramiden amin dagiti banbanag nga ar-aramidentayo ditoy ita nga aldaw, ita ar-aramiden ti tunggal maysa ti umno kadagiti bukodda a mata,
9 Fa ianareo tsy mbola tonga any amin’ ny fitsaharana sy ny lova izay omen’ i Jehovah Andriamanitrao anao.
ta saankayo pay a nakadanon iti panaginana, iti tawid nga it-ited kadakayo ni Yahweh a Diosyo.
10 Fa rehefa tafita an’ i Jordana ianareo ka monina any amin’ ny tany izay omen’ i Jehovah Andriamanitrareo anareo holovana, ary homeny fitsaharan’ ady amin’ ny fahavalonareo rehetra manodidina ianareo ka mandry fahizay,
Ngem inton bumallasiwkayo iti Jordan ken agnaed iti daga nga ipatawid ni Yahweh a Diosyo kadakayo, ken no ikkannakayo iti inana manipud kadagiti amin a kabusoryo iti aglawlawyo, tapno agbiagkayo a natalged,
11 dia eo amin’ ny tany izay hofidin’ i Jehovah Andriamanitrareo hampitoerany ny anarany no hitondranareo izay rehetra andidiako anareo, dia ny fanatitra doranareo sy ny fanatitrareo hafa alatsa-drà sy ny fahafolon-karenareo sy ny fanatitra asandratry ny tananareo, ary izay zavatra tsara ataonareo voady amin’ i Jehovah.
ket mapasamakto dayta iti lugar a pilien ni Yahweh a Diosyo a panginaedanna ti naganna, ipanyonto sadiay dagiti amin nga ibilinko kadakayo: dagiti daton a maipuor amin, dagiti sakripisioyo, dagiti apagkapulloyo, dagiti daton nga idatag dagiti imayo, ken amin dagiti piniliyo a daton para kadagiti sapata nga isapatayo kenni Yahweh.
12 Dia hifaly eo anatrehan’ i Jehovah Andriamanitrareo ianareo sy ny zanakareo-lahy sy ny zanakareo-vavy sy ny ankizilahinareo sy ny ankizivavinareo ary ny Levita izay ao an-tanànanareo; fa ny Levita tsy mba manana anjara na lova eo aminareo.
Agra-okayonto iti imatang ni Yahweh a Diosyo—dakayo, dagiti annakyo a lallaki ken babbai, dagiti adipenyo a lallaki ken babbai, ken dagiti Levita nga adda iti uneg ti ruanganyo, gapu ta awan iti pasetna wenno matawid kadakayo.
13 Mitandrema mba tsy haterinao eny amin’ izay tany rehetra tianao ny fanatitra doranao;
Agannadkayo a saanyo nga idaton ti datonyo a maipuor amin iti tunggal lugar a makitayo;
14 fa eo amin’ ny tany izay hofidin’ i Jehovah ihany amin’ ny firenenao anankiray no hanateranao azy, sady eo koa no hanaovanao izay rehetra andidiako anao.
ngem iti lugar a piliento ni Yahweh ti maysa kadagiti tribuyo ti pangidatonanyo kadagiti daton a maipuor amin, ket aramidenyonto sadiay ti amin a banag nga ibilinko kadakayo.
15 Kanefa mahazo mamono zavatra sy mihinan-kena ianao, araka izay rehetra irinao eny amin’ ny tanànanao rehetra, araka ny fitahian’ i Jehovah Andriamanitrao izay omeny anao; na ny maloto, na ny madio dia samy mahazo mihinana azy ihany, tahaka ny ahazoany mihinana ny gazela sy ny diera.
Nupay kasta, mabalinyo ti mangparti ken mangan kadagiti ayup iti uneg ti amin a ruanganyo, no tarigagayanyo, nga aw-awaten ti bendision ni Yahweh a Diosyo kadagiti amin nga itedna kadakayo; agpada a mabalin a kanen daytoy dagiti saan a nadalus ken dagiti nadalus a tattao, dagiti ayup a kas iti gasela ken ti ugsa.
16 Kanefa ny ràny no aza hanina, fa aidino amin’ ny tany toy ny rano.
Ngem saanyo a kanen ti dara; ibukbokyo daytoy iti daga a kasla danum.
17 Tsy azonao hanina ao an-tanànanao, na ny ampahafolon’ ny varinao sy ny ranom-boalobokao sy ny diloilonao, na ny voalohan-teraky ny ombinao sy ny ondry aman’ osinao, na ny zavatra rehetra hataonao voady, na ny fanati-tsitraponao, na ny fanatitra asandratry ny tananao.
Saanyo a mabalin a kanen iti uneg dagiti ruanganyo ti apagkapullo ti trigoyo, baro nga arakyo, lanayo, wenno ti inauna nga anak ti baka ken karneroyo; ken saanyo a kanen ti aniaman a karne nga idatonyo a mapakuyogan iti aniaman kadagiti sapata nga aramidenyo, wenno dayta ket daton a nagtaud iti kaungganyo, wenno daton nga idatag ti imayo.
18 Fa eo anatrehan’ i Jehovah Andriamanitrao no hihinananao azy, dia eo amin’ ny tany izay hofidin’ i Jehovah Andriamanitrao, dia ianao sy ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy sy ny ankizilahinao sy ny ankizivavinao ary ny Levita izay ao an-tanànanao; ary hifaly eo anatrehan’ i Jehovah Andriamanitrao ianao amin’ izay rehetra hanin’ ny tananao.
Ngem ketdi, kanenyonto daytoy iti sangoanan ni Yahweh a Diosyo iti lugar a pilienna—dakayo, dagiti annakyo a lallaki ken babbai, dagiti adipenyo a lallaki ken babbai, ken dagiti Levita nga adda iti uneg dagiti ruanganyo; agrag-okayonto iti sangoanan ni Yahweh a Diosyo maipapan kadagiti amin a banbanag a pangikabilanyo kadagiti imayo.
19 Mitandrema mba tsy ho foinao ny Levita amin’ ny andro rehetra hiainanao amin’ ny taninao.
Annadanyo ti bagiyo a saanyo a baybay-an dagiti Levita bayat iti panagnaedyo iti dagayo.
20 Raha hitarin’ i Jehovah Andriamanitrao ny fari-taninao, araka izay nolazainy taminao, ka hoy ianao: Hihinan-kena aho, satria maniry hihinan-kena ny fanahinao, dia mahazo mihinan-kena araka izay rehetra irin’ ny fanahinao ianao.
Inton palawaen ni Yahweh a Diosyo dagiti beddengyo, kas inkarina kadakayo, ket ibagayo, 'Manganak iti lasag,' gapu iti tarigagayyo a mangan iti karne, mabalinkayo a mangan iti karne, kas tartarigagayan ti kararuayo.
21 Raha lavitra anao loatra ny tany izay hofidin’ i Jehovah Andriamanitrao hasiany ny anarany, dia hamonoanao ny ombinao sy ny ondry aman’ osinao izay nomen’ i Jehovah anao, araka izay efa nandidiako anao, ary hohaninao ao an-tanànanao, araka izay rehetra irin’ ny fanahinao izany.
No adayo unay kadakayo ti lugar a pilien ni Yahweh a Diosyo a pangikabilanna iti naganna, ket mabalinyo ti mangparti iti sumagmamano kadagiti baka ken karnero nga inted ni Yahweh kadakayo, kas imbilinko kadakayo; mabalinyo a kanen daytoy iti uneg dagiti ruanganyo, kas tartarigagayan iti kararuayo.
22 Kanefa tahaka ny ahazoanao mihinana ny gazela sy ny diera no hahazoanao mihinana ireny: na ny maloto na ny madio dia samy mahazo mihinana azy.
Kasla iti panagsida iti gasela ken ti ugsa, isu a mabalinyo a kanen daytoy; agpada a mabalin a mangan iti daytoy ti saan a nadalus ken ti nadalus a tattao.
23 Kanefa tandremo tsara mba tsy hohaninao ny rà, fa ny rà no aina, ary tsy mahazo mihinana ny aina amin’ ny hena ianao.
Siguradoenyo laeng a saanyo a kanen ti dara, ta ti dara ket isu ti biag; saanyo a kanen ti biag agraman ti karne.
24 Aza mihinana azy ianao, fa aidino amin’ ny tany toy ny rano izy;
Saanyonto a kanen daytoy; Ibukbokyonto daytoy iti daga a kasla danum.
25 eny, aza mihinana azy ianao, mba hahita soa ianao sy ny taranakao mandimby anao, raha manao izay mahitsy eo imason’ i Jehovah ianao.
Saanyonto a kanen daytoy, tapno sumayaatkayonto, ken dagiti annakyo a sumarsaruno kadakayo, no aramidenyo ti umno iti imatang ni Yahweh.
26 Kanefa ny zava-masinao sy ny zavatra nataonao voady dia ento mankany amin’ ny tany izay hofidin’ i Jehovah.
Ngem dagiti banag a kukua ni Yahweh nga adda kadakayo, ken dagiti daton para kadagiti sapatayo—alaenyo dagitoy ket mapankayo iti lugar a pilien ni Yahweh.
27 Ary atero eo amin’ ny alitaran’ i Jehovah Andriamanitrao ny fanatitra doranao, dia ny henany sy ny ràny; ary ny ran’ ny fanatitrao hafa dia aidino eo amin’ ny alitaran’ i Jehovah Andriamanitrao, fa ny henany dia azonao hohanina ihany.
Idatonyonto sadiay dagiti datonyo a maipuor amin, ti karne ken ti dara, iti rabaw ti altar ni Yahweh a Diosyo; maibukbokto ti dara dagiti sakripisioyo iti altar ni Yahweh a Diosyo, ket kanenyonto ti lasag.
28 Tandremo, ka henoy izao teny rehetra izao, izay andidiako anao, mba hahita soa ianao sy ny taranakao mandimby anao mandrakizay, raha manao izay tsara sy mahitsy eo imason’ i Jehovah Andriamanitrao ianao.
Ngilinenyo ken denggenyo amin dagitoy a sasao nga ibilinko kadakayo, tapno sumayaatkayo ken dagiti annakyo a sumarsaruno kadakayo iti agnanayon, no aramidenyo ti nasayaat ken umno iti imatang ni Yahweh a Diosyo.
29 Rehefa aringan’ i Jehovah Andriamanitrao eo anoloanao ny firenen-tsamy hafa, izay alehanao horesenao, ary handresy azy ianao ka honina eo amin’ ny taniny,
No dadaelen ni Yahweh a Diosyo dagiti nasion iti sangoananyo, inton serrekenyo tapno tagikuaen dagitoy, ket matagikuayo dagitoy, ket agnaedkayo iti dagada,
30 dia mitandrema, fandrao voafandrika hanaraka ny fanaony ianao, rehefa voaringana eo anoloanao izy; ary andrao mamotopototra ny amin’ ny andriamaniny ianao ka manao hoe: Nanao ahoana no nanompoan’ ireny firenena ireny ny andriamaniny? fa izaho koa mba hanao toy izany.
Agannadkayo tapno saankayo a mapalab-ogan iti panangsursurotyo kadakuada, kalpasan a nadadaelda iti sangoananyo—mapalab-ogankayo iti panangammo kadagiti diosda, iti panagdamdamag, ''Kasano ti panagdaydayaw dagitoy a nasion kadigiti diosda? Kastanto met ti aramidek.''
31 Aza manao toy izany amin’ i Jehovah Andriamanitrao; fa ny fahavetavetana rehetra, izay halan’ i Jehovah, no nataony tamin’ ny andriamaniny; fa ny zananilahy sy ny zananivavy aza dia nodorany tamin’ ny afo ho an’ ny andriamaniny.
Saanyonto nga aramiden dayta kas panangraemyo kenni Yahweh a Diosyo, ta amin a banag a makarimon ken kagurgura ni Yahweh, ket inaramidda kadagiti diosda; puoranda pay dagiti annakda a lallaki ken babbai para kadagiti diosda.
32 Izay rehetra andidiako anareo dia tandremo mba harahina; aza ampianao izany, ary aza anesoranao.
Aniaman nga ibilinko kadakayo, ngilinenyo daytoy. Saanyo a kissayan wenno nayunan daytoy.

< Deotoronomia 12 >