< Daniela 8 >
1 Tamin’ ny taona fahatelo nanjakan’ i Belsazara mpanjaka dia nisy fahitana niseho tamiko, izaho Daniela, taorian’ ilay niseho tamiko tamin’ ny voalohany.
I KA makahiki ekolu o ke au ia Belehazara ke alii, ua hoikeia mai ia'u ia Daniela nei, ka hihio mahope iho o ka mea i hoikeia mai ia'u mamua.
2 Ary nahita tamin’ ny fahitana aho, ka raha mbola nijery aho, dia, indro, tao Sosana tao amin’ ny lapan’ ny mpanjaka izay ao amin’ ny tany Elama aho; ary nahita tamin’ ny fahitana aho, ka teo amoron’ ny ony Olay aho.
Ua ike au ma ka hihio ana; a i kuu ike ana, ma ka pakaua no au ia wa, ma Susana, ma ka aina o Elama; a ike aku la au ma kuu hihio ana, aia no au ma ka muliwai o Ulai.
3 Dia natopiko ny masoko, ka hitako, fa, indro, nisy ondrilahy iray nitsangana teo amoron’ ny ony, izay nanana tandroka roa; lava ireo tandroka ireo, ary ny anankiray lava noho ny anankiray, nefa ilay lavalava kokoa no niposaka taoriana.
Alaila, leha ae la ko'u mau maka, a ike aku la au, aia hoi, he hipa kane e ku ana ma kapa o ka muliwai nona na pepeiaohao elua; ua kiekie kona mau pepeiaohao; ua oi aku uae ke kiekie o kekahi i ko kekahi, a o ka mea kiekie oia ka mea i ulu hope ae.
4 Hitako ny ondrilahy manoto miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo; ary tsy nisy biby nahajanona teo anoloany, ary tsy nisy naharombaka izay mby teny an-tanany; fa nanao araka izay sitrapony izy ka tonga lehibe.
Ike aku la no hoi au i ua hipa kane la e hookui ana ma ke komohana, a me ke kukulu akau, a me ke kukulu hema; i ole e hiki i kekahi holoholona ke ku imua ona, aole nae i hiki i kekahi ko hoopakele ae mai kona lima aku; aka, hana iho la oia mamuli o kona makemake iho a lilo no ia i mea nui.
5 Ary raha mbola nandinika aho, dia, indro, nisy osilahy nivoaka avy tany andrefana ka nitety ny tany rehetra, nefa tsy nikasika ny tany; ary ilay osilahy dia nanana tandroka lehibe teo anelanelan’ ny masony.
A i ko'u noonoo aia, aia hoi, he kao kane, holo mai la ia mai ke komohana mai, maluna o ka honua a pau, aole ia e paa iki ma ka lepo; a o ua kao kane la he pepeiaohao nui mawaenakonu o kona mau maka.
6 Ary izy nankeo amin’ ilay ondrilahy nanana tandroka roa, dia ilay efa hitako nitsangana eo amoron’ ny ony, ka nanazakazaka azy tamin’ ny fahatezeran’ ny heriny.
A hele mai la ia i ka hipakane nona ua mau pepeiaohao la elua, ka mea a'u i ike ai e ku ana ma ka muliwai, a holo aku la io na la, me ka huhu ikaika.
7 Ary hitako nanatona ho eo anilan’ ny ondrilahy izy, dia nisafoaka taminy ka namely ny ondrilahy ary nanapaka ny tandrony roa, ka tsy nahajanona teo anoloany intsony ilay ondrilahy, fa nazerany teo amin’ ny tany ka nohitsakitsahiny; ary tsy nisy nahavonjy ilay ondrilahy teny an-tànany.
A i ko'u ike ana ia ia, hookokoke ia i ka hipakane, ua wela kona huhu ia ia, a kui ikaika aku la oia i ka hipakane, a haihaiia kona mau pepeiaohao; aole ikaika iloko O ka hipakane e ku imua ona, aka, hoolei oia ia ia ilalo i ka lepo, a hehi iho la ia maluna ona; aohe mea nana e hoopakele i ka hipakane mai kona lima aku.
8 Ary dia nihahery indrindra ilay osilahy; nefa nony nahery izy, dia tapaka ilay tandrony lehibe; ary nisy efatra lehibe nipoitra nisolo iny nifanandrify tamin’ ny rivotra efatry ny lanitra.
No ia mea, mahuahua loa ka ikaika o ua kao kane la; a i kona wa i ikaika loa ai, ua uhaiia kona pepeiaohao nui; a ua paniia no hoi Kona hakahaka i na pepeiaohao nui eha, e ku pono ana i na makani eha o ka lani.
9 Ary nisy tandroka kely nipoitra avy tamin’ ny anankiray amin’ ireny ka nihalehibe indrindra nianatsimo sy niantsinanana ary nankany amin’ ny tany mahafinaritra.
Kupu mai la no hoi kekahi pepeiaohao liilii noloko mai o kekahi o lakou, a lilo ia i mea nui loa ma ke kukulu hema, a ma ka hikina, a ma ka aina oluolu.
10 Ary nihalehibe izy ka nihatra tamin’ ireo maro be eny amin’ ny lanitra; ary nisy nazerany ho amin’ ny tany ireo maro be sy ny kintana ka nohitsakitsahiny.
A haanui oia ia ia iho i ka Puali o ka lani; a hoohina i kekahi o ka puali, a me na hoku ilalo i ka honua, a hehi iho la maluna o lakou.
11 Eny, nihalehibe izy ka dia niady tamin’ ny Komandin’ ireo maro be, ary nesorina taminy ny fanatitra isan’ andro, ary ny fitoerana masìna noravana.
Oia, haanui oia ia ia iho i ka luna o ka poe puali, a hoopau oia i ka mohai o na la, o ka wahi hoano kekahi, ua hooleiia ilalo.
12 Ary nisy maro be mbamin’ ny fanatitra isan’ andro natolotra azy noho ny fahadisoana, dia nazerany ho amin’ ny tany ny fahamarinana; ary niasa izy sady nambinina.
A ua haawiia mai ia ia kekahi poe e ku e i ua mau mohai la no ka hala, a ua hoolei oia i ka mea oiaio ilalo i ka honua; a hana aku la oia, a lanakila.
13 Dia nandre ny masìna anankiray niteny aho, ary nisy masìna iray koa nanao tamin’ ilay niteny hoe: Mandra-pahoviana ny fahitana mandrakariva sy ny fahotana mahatonga fandravana mba hanolorana ny fitoerana masìna sy ireo maro be ho fanitsaka?
Alaila, lohe aku la au i kekahi haipule e olelo ana, a i aku kekahi haipule e i ua haipule la e olelo ana, Pehea ka loihi o ka hihio no ka mohai o na la, a no ka mea ino e hooneoneo ai, no ka haawi ana i kahi hoano a me ka puali, e hehiia malalo iho o ka wawae?
14 Ary hoy izy tamiko: Taon-jato sy roa arivo andro; ary nony afaka izany, dia amin’ izay vao hodiovina ny fitoerana masìna.
A i mai la ia ia'u, A hala na la elua tausani ekolu haneri; alaila e hoomaemae ia kahi hoano.
15 Ary nony nahita ny fahitana izaho Daniela ka nitady hahafantatra izany, dia, indro, nisy nanana tarehy tahaka ny olona nitsangana teo anatrehako.
Eia kekahi, i ka wa a'u a Daniela nei i ike ai ma ka hihio, a imi au i ke ano, alaila, aia hoi, ku mai la kekahi mea imua o'u, ua like kona ano me ko ke kanaka.
16 Ary nandre feon’ olona tao afovoan’ i Olay aho, izay niantso ka nanao hoe: Ry Gabriela, ampahalalao ny fahitana ity lehilahy ity.
A lohe aku la au i ka leo kanaka ma Ulai e kahea ana, i ae la, E Gaberiela e, e hoakaka ae oe i na mea i ikeia ma ka hihio, i keia kanaka.
17 Ary dia nankeo amin’ ilay nitsanganako izy; ary nony tonga izy, dia raiki-tahotra aho ka nikarapoka nihohoka; nefa hoy izy tamiko: Aoka ho fantatrao, ry zanak’ olona, fa io fahitana io dia milaza ny farany.
Alaila, hookokoke mai oia i kahi a'u i ku ai, a i kona hiki ana mai, makau iho la au, a haule iho ilalo ko'u maka: aka, i mai la oia ia'u, E ike pono oe, e ke keiki a ke kanaka; no ka mea, no ka manawa mahope keia hihio.
18 Ary raha niresaka tamiko izy, dia renoky ny torimaso teo amin’ ny tany aho; fa izy nanohina nampitsangana ahy.
A i kana olelo ana mai ia'u, ua moe loa iho la au ilalo ko'u maka i ka honua: aka, hoopa mai oia ia'u, a hoala ae ia'u iluna.
19 Dia hoy izy: Indro, hampahafantariko anao izay ho tonga amin’ ny fahatezerana farany; fa ho amin’ ny fotoana any am-parany izany.
I mai oia ia'u, Aia hoi, e hoakaka au ia oe i ka mea e hiki mai ana ma ka manawa hope o ka huhu ana; no ka mea, no ka wa mahope keia hihio.
20 Ilay ondrilahy hitanao nanana tandroka roa dia ny mpanjakan’ i Media sy Persia.
O ka hipakane au i ike ai nona na pepeiaohao elua, he mau alii laua o Media, a me Peresia.
21 Ary ny osilahy lava volo dia ny mpanjakan’ i Grisia; ary ny tandroka lehibe teo anelanelan’ ny masony dia ny mpanjaka voalohany.
A o ua kao kane huluhulu la, oia ke alii o Helene; a o ua pepeiaohao nui la mawaenakonu o kona mau maka, oia ke alii mua.
22 Ary ny amin’ ilay efa tapaka, ka nisy efatra nitsangana nandimby azy, dia hisy fanjakana efatra hitsangana avy amin’ ny jentilisa, nefa tsy mitovy hery aminy.
A o ka haihai ana o ia mea, a kupu mai na mea eha e pani i kona hakahaka, pela no e ku mai ai na aupuni eha mai loko mai o keia lahuikanaka, aka, aole nae e like me kona ikaika.
23 Ary ny hiafaran’ ny fanjakany, rehefa tanteraky ny mpanota ny asany, dia hisy mpanjaka hitsangana, izay masia-tarehy sy mahafantatra zavatra saro-pantarina.
A i ka hope o ko lakou aupuni, i ka manawa i piha ai ko lakou hewa, e ku mai kekahi alii, he maka hihiu kona, he mea ike i na olelo pohihihi.
24 Ary ho be ny heriny, nefa tsy amin’ ny herin’ ny tenany; ary mahagaga ny fanimbana hataony; ary hambinina izy ka hahefa ary hanimba ny mahery sy ny olo-masìna.
A e nui auanei kona ikaika, aole nae ma kona ikaika iho; a e luku loa aku ia, a lanakila hoi; e hana aku ia, a e pepehi no hoi ia i ka poe ikaika, a me ka poe haipule.
25 Ary ny fahafetseny koa no hahatanteraka ny fitaka eny an-tanany; ary izy hiavonavona am-po ka handringana ny maro amin’ izay tsy ampoiziny; ary hitsangana hanohitra ny Andrianan’ ny andriana izy, kanjo ho torotoro kosa, nefa tsy hisy tanana hamely azy tsinona.
A ma kona maalea hoi, e hoolanakila oia i ka hana maalea a kona lima; e hookiekie oia ia ia iho iloko o kona naau, a i ka wa maluhia, e luku aku ia i na lehulehu; a e ku e no hoi ia i ke Alii o na'lii; aka, e okaoka liilii no ia me ka lima ole.
26 Ary dia marina ny amin’ ireo andro voalaza ireo, nefa ahorony ny fahitana, fa mbola ho andro maro izany.
A o ka hihio no ke ahiahi a me ke kakahiaka, ka mea i haiia mai, he oiaio no ia; no ia mea, e pani oe i ua hihio la; no ka mea, no na la he nui loa ia.
27 Ary izaho Daniela dia torana ka nandraiky narary andro vitsivitsy; ary nony afaka izany dia nitsangana aho ka nanao ny raharahan’ ny mpanjaka; ary ka aho ny amin’ ny fahitana, nefa tsy nisy nahafantatra izany.
Owau, o Daniela nei, ua maule iho la au, a ua mai hoi i kekahi mau la. Mahope iho, ku ae la au iluna, a hana ae la i ka hana a ke alii; a kahaha nui iho la ko'u naau i ua hihio la, aka, aohe mea nana i ike.