< Asan'ny Apostoly 7 >
1 Ary hoy ny mpisoronabe: Moa izany tokoa va?
Mu prista mukulwana chacho, “izi zintu zeniti?”
2 fa hoy Stefana: Mihainoa, ry rahalahy sy ianareo ray: Andriamanitry ny voninahitra niseho tamin’ i Abrahama razantsika, raha tany Mesopotamia izy, fony tsy mbola nonina tany Harana,
sitefana chacho, “va nchizyangu ni ve shangu, muteke kwangu: Ireeza we nkanya ava voneki kwe shetu Abrahama hava kwina mwa mesopotamia, naseni ku kekala kwa haran;
3 ka nanao taminy hoe: Mialà amin’ ny taninao sy ny havanao, ka andeha ho any amin’ ny tany izay hasehoko anao.
chacho kwali, 'siye inkanda yako ni mahasi yako, mi uyende mu nkanda yete ni kutondeze.'
4 Dia niala tamin’ ny tanin’ ny Kaldeana izy ka nonina tany Harana; ary rehefa maty ny rainy, dia nafindran’ Andriamanitra niala teo izy hankany amin’ ny tany izay onenanareo ankehitriny.
Cha siya inkanda ya makaladani niku ke kala kwa karani; kuzwaho, hava fwili isi, Ireeza cha muleta mweyi inkanda, mumuhala hanu.
5 Ary tsy nomeny lova teto izy, na dia eram-paladia akory aza; kanefa nampanantenainy izy fa homeny azy sy ny taranany mandimby azy ho lovany izany, na dia tsy mbola nanan-janaka akory aza izy.
kakwina chavahi kwali chokuyola, ne, kena chivali chikando kuti alyate itende hateni. kono ava sepisi- nanga aho Abrahama kena aveni kuva kale mwana-ilikuti ahinde inkanda kuva chiluwo chakwe ni lusika lwakwe kuzwa kwali.
6 Ary nolazain’ Andriamanitra fa ny taranany hivahiny any amin’ ny tanin’ ny firenena hafa ary handevoziny sy hampahoriny efa-jato taona.
Ireeza avali kuwamba kwali vuti, ishika lyakwe mulikahale inako zana mwi nkanda isali yayo, mi vene ve nkanda vaka va vike muvuhikana niku va nyandisa ke mianda yone.
7 Nefa ny firenena izay hotompoiny dia hotsaraiko kosa, hoy Andriamanitra; ary rehefa afaka izany, dia hivoaka izy ka hanompo Ahy eto amin’ ity tany ity.
imi muni atule inkanda mwete vakave vahikana; chawamba Ireeza; mi chizamanezo kavazwe mwateni nikuni lapela mwechi chivaka;
8 Ary nomeny fanekena amin’ ny famorana izy. Ary dia niteraka an’ isaka izy ka namora azy tamin’ ny andro fahavalo; ary Isaka niteraka an’ i Jakoba, ary Jakoba niteraka ny patriarka roa ambin’ ny folo lahy.
mi avahi Abrahama chilikani cho mupato, cwale Abrahama cheza kuva isi wa Isaka niku mutwala ku mupato kamazuva amana lyanza ni tunwe to tatwe. Isaka cheza kuva isi wa Jakovo, mi Jacovo isi wa vana ve kumi nivo vele.
9 Ary nialona an’ i Josefa ny patriarka ka nivarotra azy ho any Egypta; nefa Andriamanitra nomba azy
Vayendi vava susuwezwe cho muuna kwineku lya Josefa mi chiva muwuza kwa Egepita, mi Ireeza ava kwina naye,
10 ka nahafaka azy tamin’ ny fahoriany rehetra sady nanome azy fahasoavana sy fahendrena teo imason’ i Farao, mpanjakan’ i Egypta; ary izy nanendry azy ho mpanapaka any Egypta mbamin’ izay rehetra tao an-dapany.
mi chamulukulula ku manyando akwe onse, nikumuha chisemo ni butali havusu bwa Pharaoh, mulena wa Egepita. Pharaoh chamupanga ngambela mwa Egepita ni mwinzuvo yakwe yonse.
11 Ary nisy mosary eran’ i Egypta sy Kanana rehetra, ka mafy ny fahoriana; ary tsy nahita hanina ny razantsika.
Linu aho chikweza inzala monse mwa Egepita ni kanana, Ni manyando makando mi veshetu kena vavawani zilyo.
12 Fa nony nandre Jakoba fa nisy vary tany Egypta, dia naniraka ny razantsika izy tamin’ ny voalohany.
Kono jakovo hazuwa kuti kwina mundale mwa Egepita cha tumina veshetu va veshetu che ntanzi.
13 Ary tamin’ ny fanindroany dia fantatr’ izy mirahalahy avy Josefa, ary dia fantatr’ i Farao koa ny havan’ i Josefa.
cho vuveli Josefa chalivonahaza ku vakwame; mi mahasi a Josefa chiveza kwi ziveka kwa Pharaoh.
14 Ary Josefa naniraka ka nampaka an’ i Jakoba rainy mbamin’ ny mpianakaviny rehetra, dia olona dimy amby fito-polo izy.
Josefa cha vona vamukulwe kuti vakasumpe Jamusi isi wakwe kwiza kwa Egepita, ni mahasi akwe onse, makumi amana iyanza ni makumi ovele ni vantu va mana iyanza.
15 Ary Jakoba nidina nankany Egypta, dia maty izy sy ny razantsika;
Cwale Jakovo chayenda mwa Egepita; cha kafwa, iye ni vasukulu va vasukulu.
16 ary nentina ho any Sekema izy ka nalevina tao amin’ ny fasana izay novidin’ i Abrahama vola tamin’ ny zanak’ i Hamora tany Sekema.
Vava twalwa kwa shecham nikuka lazikwa mwi vita ilyo Abrahama lyavawuli ke ntenko mwa silivela ni vana va hamor mwa shecham.
17 Fa rehefa ho tonga ny fotoana hahatanterahana ny teny fikasana, izay nataon’ Andriamanitra tamin’ i Abrahama, dia nitombo sy nihamaro ny olona tany Egypta,
Sina inako ye nsepiso hachiyina hafuhi, insepiso yava pangi Ireeza kwa Abrahama, vantu vava kuli niku hweza mwa Egepita,
18 mandra-pitsangan’ ny mpanjaka hafa tany Egypta, izay tsy nahalala an’ i Josefa.
haisi hakuva kezi zumwi Simwine mwa Egepita, uzu murena yasena va kwizi chintu kuamana ni Josefa.
19 Ary izy nanao hafetsena tamin’ ny razantsika, dia nampahory azy, ka dia samy nanary ny zanany vao teraka mba tsy ho velona izy.
Murena yoswana uzu ava chengeleli vantu niku nyandisi va sukulu vave sukulu, vavahi vana vavo kwi nkozi niva hupula kuti kavahale.
20 Tamin’ izany andro izany no nahaterahan’ i Mosesy, ary tsara teo anatrehan’ Andriamanitra izy ka notezaina telo volana tao an-tranon’ ny rainy.
Keyo inako Mushe ava pepwa, sekeli mulotu havusu bwe ireeza, mi ava kuvikitwe mwi nzuvo ivesi cha mwezi yo tatwe.
21 Fa rehefa nariana izy, dia nalain’ ny zanakavavin’ i Farao ka notezainy ho zanany.
hava ku vikitwe hanze, mwana Pharaoh ava muañuli niku mulela sina njiwakwe.
22 Ary Mosesy nampianarina ny fahendrena rehetra nananan’ ny Egyptiana, ary nahery tamin’ ny teniny sy ny asany izy.
Mushe ava kwina inzivo mwintuto zonse za Egepita; mi avana ziho mu manzwi ni mumitendo.
23 Ary rehefa ho efa-polo taona izy, dia velona tao am-pony ny hamangy ny Zanak’ isiraely, rahalahiny
kono hachavali kuchutile kuzilimo ze kumi zone, chiya keza munkulo yakwe kuti akapotele va mukulwakwe, vaana va isilaele.
24 Ary raha nahita ny anankiray nampahorina maina izy, dia namaly ka namono ilay Egyptiana ary namonjy ilay nampahorina.
kuvona mu isilaele na sikululwa, Mushe chamu lamulela ni ku vozekeza yava ku lwisa isilaele:
25 Ary nataony fa ho fantatry ny rahalahiny fa ny tànany no hamonjen’ Andriamanitra azy; kanjo tsy fantany.
Ava kutele kuti va mukulwe kava zuwisise kuti Ireeza che yanza lyakwe ava kuva haza, kono kena vava zuwisisi.
26 Ary nony ampitson’ iny dia niseho tamin’ ireo izay niady Mosesy ary nanao izay hampihavana azy ka nanao hoe: Raondriana, mirahalahy ianareo, koa nahoana ianareo no miady?
Izuva lyitatama cheza kuvamwi ma Isilaele vavakwete kupanga inkani; avaliki kuva vika mwinkozo hamwina; chacho; vakwame, muva kwaluzuvo, chinzi hamu lizuwisa kuchisa?'
27 Fa ilay namely maina ny namany dia nanosika azy ka nanao hoe: Iza no nanendry an’ ialahy ho mpanapaka sy mpitsara anay?
kono yava fosekezi zumwi chamu timba, nikucho,' yava kupangi muyendisi ni muatuli hewulu lyetu?
28 Moa ta-hamono ahy koa va ialahy tahaka ny namonoan’ ialahy ilay Egyptiana omaly?
kana usaka kunihaya, sina movehaili ma Egepita izona?
29 Ary tamin’ izany teny izany dia nandositra Mosesy ka nivahiny tany amin’ ny tany Midiana, ary tany no niterahany zanaka roa lahy.
Mushe chatiya hamana kuzuwa izi; cheza kuva muyendi mwinkanda ya midian, uko kwavavi isi wa vaana vo vele.
30 Ary rehefa afaka efa-polo taona, dia nisy anjely niseho taminy tany an-efitry ny tendrombohitra Sinay teo anaty lelafo teo amin’ ny voaroy.
zilimo ze kumi yone hazihita, iñiloi chilyeza kuli vonahaza mwihalaupa lya mount sinayi, mu mulilo mukando muka zuka.
31 Ary Mosesy, nony nahita, dia gaga noho ny fahitana; nefa nony nanatona handinika izy, dia tonga ny feon’ ny Tompo nanao hoe:
Mushe ha vona mulilo, cha komoka ha vona izo; mi hava ku chunine kuka vona izo, chikweza inzwi lye Ireeza, kuwamba,
32 Izaho no Andriamanitry ny razanao, dia Andriamanitr’ i Abrahama sy Isaka ary Jakoba. Dia tora-kovitra Mosesy ka tsy sahy nandinika.
njime Ireeza wa veshako, Ireeza wa Abrahama, niwa Isaka, niwa Jakovo,' Mushe cha chachalika mi kena va liki ku lola.
33 Ary hoy Jehovah taminy: Esory ny kapa amin’ ny tongotrao; fa masìna io tany ijanonanao io.
Ireeza cha wamba kwali, 'chupule insangu zako, kaho chivaka cho zimene hachili chivaka chi jolola.
34 Hitako tokoa ny fahorian’ ny oloko any Egypta, ary reko ny fitarainany, dia nidina hamonjy azy Aho. Koa andeha ankehitriny, dia hirahiko ho any Egypta ianao.
Niva voni luli manyando avantu vangu se vena mwa Egepita; niva zuwi intongosi zavo, mi niva kezi kwiza kuva haza; cwale wize, kani ku tume kwa Egepita.'
35 Izany Mosesy izany dia nolaviny ka nataony hoe: Iza no nanendry an’ ialahy ho mpanapaka sy mpitsara? kanjo izy ihany no nirahin’ Andriamanitra ho mpanapaka sy mpanavotra nomban’ ny tanan’ ny Anjely, Ilay niseho taminy teo amin’ ny voaroy.
Uzu Mushe uvava kani, havava wambi,' njeni yava kupangi muyendisi ni muatuli?' - njeye Ireeza yava tumi kuva zonse muyendisi ni mulukululi. Ireeza ava mutumi ke yanza lye ñiloyi lyiva voneki kwa Mushe muka zuka.
36 Izy no nitondra ny olona nivoaka sady nanao fahagagana sy famantarana tany Egypta sy teo amin’ ny Ranomasina Mena ary tany an-efitra efa-polo taona.
Mushe chava zwisa mwa Egepita, hamana kupanga imakazo ni zisupo mwa Egepita mi nikwiwate lyempi, mi nimwihalaupa ke zilimo zimana makumi one.
37 Izany no Mosesy izay nilaza tamin’ ny Zanak’ isiraely hoe: Mpaminany no hatsangan’ Andriamanitra ho anareo avy amin’ ny rahalahinareo, tahaka ahy.
Nji Mushe yoswana yava wambi kuvantu va Isilaele,' Ireeza ka vuse mu polofita wenu mukati kava mukulwenu, mupolofita ya swana neme.'
38 Izy ilay teo amin’ ny fiangonana tany an-efitra mbamin’ ny Anjely izay niteny taminy tany an-tendrombohitra Sinay sy tamin’ ny razantsika, ka izy no nandray teny velona mba homeny antsika.
Uzu nji mukwame yava kwina muchikwata mwi halaupa ne ñiloyi lyiva wambi naye kwi rundu lya sinai. Uzu njimukwame yava kwina niva sukulu vava sukulu; uzu njimukwame yava amuheli manzwi ahala zwiza kutuha.
39 Nefa ny razantsika tsy nety nanaiky azy, fa nandà, dia manina an’ i Egypta ny fony,
Uzu nji mukwame uzo va sukulu vava sukulu vava kani kwichilila; vava mutandili kule navo, mi mwinkulo zavo vava voli kwa Egepita.
40 ka hoy izy tamin’ i Arona: Anaovy andriamanitra izahay, hitarika antsika eo aloha; fa ilay Mosesy iny, izay nitondra antsika nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta, dia tsy fantatray izay nanjo azy.
Keyo inako chiva wamba kwa Aruni,' Tupangile va zimu vete va tuyendise. haili kozu Mushe, yava tuzwisi mwinkanda ya Egepita, katwizi chapangahala kwali.'
41 Ary dia nanao ombilahy kely izy tamin’ izany andro izany, dia nanatitra fanatitra tamin’ ny sampy ka niravoravo tamin’ ny asan’ ny tànany.
Cwale chiva panga iñombe mwao mazuva nikuleta chitavelo kwecho chizimu, niku tava cho musevezi wa mayanza yavo.
42 Fa Andriamanitra nihodina, dia nanolotra azy hanompo izay eny amin’ ny lanitra; araka ny voasoratra eo amin’ ny bokin’ ny mpaminany hoe: Moa nanatitra zavatra voavono sy fanatitra ho Ahy efa-polo taona tany an-efitra va ianareo, ry taranak’ isiraely?
Kono Ireeza cha sanduka niku va siya kuti va lapele inkani mwiwulu, sina mwiñolelwemwi mbuka ya mapolofita,' kana muva nihi iñombe ni chitavelo ke zilimo zimana makumi one mwi halaupa, inzuvo ya Isilaele?
43 Tsia, fa nobetainareo ny tranolain’ i Moloka sy ny kintan’ ny andriamanitra atao hoe Refana, Dia ny endri-javatra izay nataonareo hivavahana, Ka dia hamindra anareo ho any ankoatr’ i Babylona Aho.
muva zumini i tabernakele ya moleki ni nkani ze zimu rafani, nizi vupiwa zi muvapangi kuti muzilapele: Mikani mihinde kwi mihitiliza kwa babilona.'
44 Ny trano-lain’ ny Vavolombelona dia teo amin’ ny razantsika tany an-efitra, tahaka ny voatendrin’ izay niteny tamin’ i Mosesy mba hanaovany azy araka ny endrika izay efa hitany.
Va sukulu vava sukulu sevena itabernaka yo vupaki yo mwihalaupa, Sina Ireeza mwava laeli hava kuwamba ni Mushe, kuti aipange sina chivupeho chava voni.
45 Izany koa dia noraisin’ ny razantsika izay nandimby ireo, ka nentiny niditra niaraka tamin’ i Josoa tamin’ ny nahazoany ny tanin’ ny firenena izay noroahin’ Andriamanitra hiala teo anoloan’ ny razantsika hatramin’ ny andron’ i Davida;
Ichi njichintu va sukulu va vasukulu, mwinzila yavo, kuleta munkanda ni Joshuwa. Ichi chiva pangahali havavezi kwinjila nikuluwa mwinkanda izo Ireeza zava zwisi havusu bwava sukulu vava sukulu. Ivakwina vulyo mbwita mu mazuva a Davida,
46 izy nahita fitia anatrehan’ Andriamanitra ka nangataka hahita trano ho an’ Andriamanitr’ i Jakoba.
yava wani chisemo mumenso a Ireeza; ava kumbili kuwana chivaka chamekalo cha Ireeza wa Jakovo.
47 Fa Solomona kosa no nanao trano ho Azy.
Kono Solomoni ava zakili Ireeza izuvo.
48 Kanefa ny Avo Indrindra tsy mitoetra ao amin’ izay nataon-tànan’ olona; araka ny nolazain’ ny mpaminany hoe:
Nihakuva bulyo, yohanzi kekali mumazuvo okuzaka ni, mayanza; iswana sina mupolofita ha wamba,
49 Ny lanitra no seza fiandrianako, Ary ny tany no fitoeran-tongotro; Koa trano manao ahoana no hataonareo ho Ahy? hoy Jehovah, Ary manao ahoana no ho fitoerana fitsaharako?
Iwulu chihuna changu, mi ifasi malyatilo amatende angu. Inzuvonzi yowola kuni zakila? Simwine uwamba: kapa chivaka chamapumulelo angu chinahi?
50 Tsy ny tanako va no nanao izao zavatra rehetra izao?
kena kuti iyanza lyangu lyipangi izi zintu zonse?'
51 Ry olona mafy hatoka sady tsy voafora fo sy sofina, ianareo manohitra ny Fanahy Masìna mandrakariva; tahaka ny nataon’ ny razanareo ihany no ataonareo koa.
Inwe vantu va zuminine insingo nive inkulo zi sena mumupato ni matwi, mukaninanga Luho Lujolola; mupanga sina muvava kupangira va sukulu vava sukulwenu.
52 Iza no mpaminany izay tsy nenjehin’ ny razanareo? Eny, novonoiny aza izay naminany ny fihavian’ ilay Marina; ary ankehitriny dia efa tonga mpamadika sy mpamono Azy ianareo,
Njeni kuva porofita va sukulu vava sukulwenu isena uvavanyandisi? vavehayi maporofita vava voneki ku matangiro okukeza kuyo jolola; mi hanu chimweza kuva vaveteki ni vehayi vakwe nemwe,
53 dia olona izay nahazo ny lalàna tamin’ ny nandaharan’ anjely azy, nefa tsy nankato izany.
Inwe vantu muva amuheli milao ivatangwa ku mañiloyi, kono kena muva ichilili.”
54 Ary nony nandre izany izy ireo, dia lotika ny fony, ka nihidy vazana taminy izy.
Linu va kwame ve nkuta hava zuwa izi zintu, vava fundwa kwinkulo, chiva suma meeno avo kwa sitefeni.
55 Fa Stefana, feno ny Fanahy Masìna, dia nibanjina ny lanitra ka nahita ny voninahitr’ Andriamanitra sy Jesosy nitsangana teo ankavanan’ Andriamanitra,
Kono iye, kakwizula luho lu jolala, chalolelela kwi wulu chokutokomela mi chavona inkanya ye Ireeza; mi chavona Jesu na zimene kwiyanza lya chilyiso lye Ireeza.
56 dia nanao hoe: Indro, hitako ny lanitra misokatra ary ny Zanak’ olona mitsangana eo ankavanan’ Andriamanitra.
Sitefani chawamba, “lole, nibwene mawulu eyalukite, mi mwana muntu uzimene kwiyanza lye chiliso lye Ireeza.”
57 Ary ny olona niantso tamin’ ny feo mahery sady nanentsin-tadiny ka indray nirodona taminy,
Kono ve nkuta chiva huweleza mwinzwi lyikando, nikwiyala matwi avo niku muhwelela hamwina vonse;
58 dia nandroaka azy ho eny ivelan’ ny tanàna ka nitora-bato azy; ary ireo vavolombelona dia nametraka ny fitafiany teo anilan’ ny tongotry ny zatovo anankiray atao hoe Saoly.
vava muzindiri hanze yo muleneñi nikumu pwachola: mi impaki chiza zala zi zwato zavo za hanze ha matende a muswisu wa muhwile yo supwa Saule.
59 Ary ny olona nitora-bato an’ i Stefana, izay niantso hoe: Ry Jesosy Tompo ô, raiso ny fanahiko.
havavali kupwachola sitefani, avazwili havusu kusumpa kwa Simwine ni kuwamba,” Simwine Jesu, tambule luho lwangu.”
60 Dia nandohalika izy ka niantso tamin’ ny feo mahery hoe Tompo ô, aza atao ho helony anie izao ota izao. Ary rehefa nilaza izany izy, dia nodi-mandry.
Cha kuvama hansi niku huwa ke linzwi ikando, “Simwine, kanji ukwati ichi chivi kuvali.” hacha mana kuwamba izi, chalala.