< Asan'ny Apostoly 16 >
1 Dia tonga tany Derbe sy Lystra koa izy; ary, indro, nisy mpianatra anankiray teo atao hoe Timoty ― zanaky ny vehivavy Jiosy izay nino, fa jentilisa rainy ―
Hinu akahika ku Delibe na ku Lusitila, kweatamayi muwuliwa mmonga liina laki Timoti. Nyina waki mewawa avi msadika Myawudi, nambu dadi waki avi Mgiliki.
2 ary tsara laza teo amin’ ny rahalahy tany Lystra sy Ikonioma izy.
Timoti alumbiwi bwina na vamsadika va ku Lusitila na ku Ikonio.
3 Koa tian’ i Paoly ho entiny miaraka aminy izy; dia nalainy izy ka noforany noho ny Jiosy tany amin’ izany tany izany, satria fantatr’ izy rehetra fa jentilisa rainy.
Pauli aganili kulongosana na Timoti mulugendu, hinu akamdumula jandu. Akitili chenicho ndava Vayawudi voha vevatamayi pandi zila, vamanyili kuvya dadi wa Timoti avi Mgiliki.
4 Ary raha nandeha nitety ny tanàna tao izy, dia natolony hotandreman’ ny olona ireo didy navoaky ny Apostoly sy ny loholona tany Jerosalema.
Pavavi mulugendu lwa mumiji vavajovela vandu malagizu ga vamitumi vala na vagogo vala va ku Yelusalemu, vakavajovela vagalanda.
5 Ary nihanahery finoana ny fiangonana sady nihamaro isan’ andro.
Hinu msambi wa vandu vevakumsadika kilisitu vakangamala muusadika, ndi vakayonjokeseka kila ligono.
6 Ary rehefa noraran’ ny Fanahy Masìna tsy hitory ny teny tany Asia izy, dia nandeha namaky ny tany Frygia sy Galatia
Vakapitila mumiji ya Flugia na Galatia muni Mpungu Msopi nakuvayidakila kukokosa ujumbi wula ku Asia.
7 ka efa tonga tany an-tsisin’ i Mysia, dia nitady hankany Bitynia izy, fa tsy navelan’ ny Fanahin’ i Jesosy.
Pavahikili mumibaka ya Musia, valingili kuyingila mulima wa Bisunia. Nambu Mpungu wa Yesu nakuvayidakila.
8 Ary rehefa nandalo an’ i Mysia izy, dia nidina nankany Troasy.
Hinu vapitili ku Musia na kuhamba lumonga ku Tloa.
9 Ary nony alina dia nisy fahitana niseho tamin’ i Paoly, koa, indro, nisy lehilahy Makedoniana nitsangana teo ka nangataka azy hoe: Mità mankaty Makedonia, ka vonjeo izahay!
Lukumbi lwa kilu, Pauli akalota maono amuwene mundu mmonga wa ku Makedonia ayimili balapala na kumuyupa, “Kupuka ubwela ku Makedonia utitangatila.”
10 Ary nony nahita ny fahitana izy, dia nitady handeha niaraka tamin’ izay hankany Makedonia izahay, satria nataonay fa Andriamanitra no efa niantso anay hitory ny filazantsara amin’ ny olona any.
Pauli peagawene maono gala, bahapo tajitendelekili kukupuka kuhamba Makedonia muni tamanyili chakaka Chapanga atikemili tihamba kuvakokosela Lilovi la Bwina kwenuko.
11 Ary nony niondrana an-tsambo niala tany Troasy izahay, dia nizotra nankany Samotrakia; ary nony ampitso dia nankany Neapolia.
Tagendili muwatu kuhuma ku Tloa mbaka Samotilake, na chilau yaki tahikili Neapoli.
12 Ary nony niala teo izahay, dia nankany Filipy, izay tanàna voalohany amin’ izany zara-tanin’ i Makedonia izany sady zana-panjakana; ary nitoetra teo amin’ izany tanàna izany andro vitsivitsy izahay.
Kuhuma kwenuko tikahamba ku Filipi muji mmonga pamulima wa Makedonia, Likoloni la Valumi. Ndi tatamili muji wenuwo mulukumbi lwa magono.
13 Ary tamin’ ny andro Sabata dia nivoaka teo ivelan’ ny vavahady izahay nankeny amoron’ ony, izay nataonay fa nisy fitoerana fivavahana; ary nipetraka teo izahay ka niresaka tamin’ ny vehivavy vory teo.
Ligono la Kupumulila tahumuli kuvala ya muji, na kuhamba pamuhana ya mfuleni pandu petahololela pakuyupila Chapanga. Ndi tikatama na kulongela na vadala vevakonganiki penapo.
14 Ary nisy vehivavy atao hoe Lydia, mpivarotra lamba volomparasy, avy any an-tanàna Tyatira, izay nivavaka tamin’ Andriamanitra, dia nihaino izy, ary ny Tompo nanokatra ny fony hitandrina ny teny izay nolazain’ i Paoly.
Mmonga wa vadala vevatiyuwanila vala, avi mdala mmonga msadika liina laki Lidia, mkolonjinji wa Tuatila, mweigula na kugulisa nyula za mashonga gamahele. Bambu amdindwili mtima waki hati akagalanda malovi gala geajova Pauli.
15 Ary rehefa natao batisa ravehivavy mbamin’ ny ankohonany, dia nangataka izy nanao hoe: Raha ataonareo ho mahatoky amin’ ny Tompo aho, dia midìra ao an-tranoko ka mitoera ao. Dia nanery anay izy.
Mdala yula pamonga na vandu va munyumba yaki pevamali kubatiziwa, akatigongolela, “Ngati chakaka myidakili kuvya nene namsadika wa Bambu, mbwela kutama kunyumba yangu.” Akakangamala kutijovela tihamba.
16 Ary raha nandeha ho any amin’ ilay fitoerana fivavahana izahay, dia nisy ankizivavy anankiray nanam-panahy mahavaly nifanena taminay, ary ny faminaniana nataony no nahazoan’ ny tompony harena be.
Ligono limonga patakavi mukuhamba pandu pa kumuyupa Chapanga, takonganiki na msikana mmonga mvanda mweavi na mzuka wa kulondola. Mdala mwenuyo avapela mashonga gamahele vandu vana vindu vyamahele ndava ulondola waki.
17 Izy nanaraka an’ i Paoly sy izahay ka niantso hoe: Ireo lehilahy ireo dia mpanompon’ Andriamanitra Avo Indrindra, izay manoro anareo lalam-pamonjena.
Msikana yula akatilanda Pauli na tete, ijova kwa lwami luvaha, “Vandu ava ndi vatumisi va Chapanga Mkulu! Vakuvadandaulila njila ya kusanguka!”
18 Ary nataony tamin’ ny andro maro izany. Ary sosotra Paoly, dia nitodika ka nanao tamin’ ny fanahy hoe: Mandidy anao amin’ ny anaran’ i Jesosy Kristy aho hivoaka aminy. Dia nivoaka tamin’ izany ora izany indrindra izy.
Akitili chenicho kwa magono gamahele mbaka ligono limonga Pauli akayoma, akamng'anamukila na kuujovela mzuka wula, “Muuhotola wa Yesu Kilisitu nikulagiza muwuka mundu uyu!” Bahapo mzuka wula ukamuwuka.
19 Ary nony hitan’ ireo tompony fa very ny fanantenany hahazoany harena, dia nisambotra an’ i Paoly sy Silasy izy ka nitondra azy ho any an-tsena any amin’ ny lehibe;
Vakulu va mvanda yula pavawene mpangu wavi wa kupata mashonga kuhuma kwa mvanda wavi umaliki, vakavakamula Pauli na Sila na kuvakwekesa pandu pakugulisila vindu, palongolo ya vakulu va muji.
20 ary rehefa nentiny tany amin’ ireo governora izy roa lahy, dia nolazainy hoe: Ireto lehilahy Jiosy ireto mampitabataba ny tanànantsika loatra
Vakavatakila kwa vahamula mihalu va Loma na kujova, “Vandu ava vileta chitututu pamuji witu navene ndi Vayawudi.
21 ka mampianatra fanao tsy mety horaisintsika na hataontsika, fa Romana isika.
Viwula mivelu yeyibesiwi kwa tete vandu va ku Loma kuyidakila na kuyilanda.”
22 Ary ny vahoaka niara-nitsangana hamely azy; ary ireo governora nanaisotra ny lambany, ka nasainy nokapohina tamin’ ny hazo izy.
Na msambi wa vandu wewavi penapo ukavatova Pauli na Sila. Kangi vahamula mihalu vala vakavapapula nyula za Pauli na Sila, vakahamula vatovewayi ndonga.
23 Ary nony efa nokapohiny mafy dia mafy izy, dia nataony tao an-tranomaizina, ka nasainy niambina azy tsara ny mpiandry tranomaizina.
Pevamali kuvatova neju, vakavasopa muchifungu na linjolinjoli wa jela alagaziwi kuvya mihu muulonda.
24 Ary rehefa nahazo teny toy izany ralehilahy, dia nataony tao amin’ ny tranomaizina anatiny indrindra izy, ary ny tongony nobolokiny mafy tamin’ ny boloky hazo.
Ndava ya malagizu genago, linjolinjoli wa jela akavasopa muchumba cha mugati neju na kuvakunga magendelu gavi muhibiki.
25 Ary nony mamatonalina, dia nivavaka sy nihira fiderana an’ Andriamanitra Paoly sy Silasy; ary nihaino azy ny mpifatotra.
Peyahikili pagati ya kilu Pauli na Sila vamuyupayi na kumuyimbila nyimbu za kumulumbalila Chapanga, kuni vafungwa vayavi vakuvayuwanila.
26 Ary nisy horohorontany mafy dia mafy avy tampoka, ka nihozongozona ny fanorenan’ ny tranomaizina; dia nivoha niaraka tamin’ izay ny varavarana rehetra, ary nivaha avokoa ny fatoran’ izy rehetra.
Chigafula mndendemo mvaha wa ndima ukahumila, wewanyugwisi mikingisa ya jela. Bahapo milyangu hikadinduka na minyololo yevakungiwi vafungwa yikawopoka.
27 Dia nahatsiaro ny mpiandry tranomaizina ka nahita ny varavaran’ ny tranomaizina nivoha, dia nanatsoaka ny sabany izy ka saiky hamono tena, satria nataony fa efa nandositra ny mpifatotra.
Linjolinjoli wa jela peayumwiki na kulola milyangu ya jela gavi mbee, akatola upanga na kugana kujikoma, ndava aholalili kuvya vafungwa voha vatilili.
28 Fa Paoly niantso tamin’ ny feo mahery ka nanao hoe: Aza mamono tena, fa ato ihany izahay rehetra.
Nambu Pauli akakemela kwa lwami luvaha, “Ukoto kujikoma wamwene, muni tee tavoha takona tivii!”
29 Ary izy niantso jiro, dia nikaretsaka niditra sady tora-kovitra ka niankohoka teo anatrehan’ i Paoly sy Silasy.
Linjolinjoli yula peamali kuyupa hahi, akajumbalila mugati akajigwisa pahi pa magendelu ga Pauli na Sila kuni ivagaya kwa wogohi.
30 Ary rehefa nentiny nivoaka izy roa lahy, dia hoy izy: Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho?
Kangi akavalongosa mbaka kuvala, akavakota, “Mwavakulu vangu, nikita kyani nihotola kusanguka?”
31 Dia hoy izy roa lahy: Minoa an’ i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao.
Vene vakamyangula, “Umsadika Bambu Yesu ndi veve pamonga na vandu va munyumba yaku yati mwisanguliwa.”
32 Ary izy roa lahy nitory ny tenin’ ny Tompo taminy sy tamin’ izay rehetra tao an-tranony.
Hinu vakamkokosela Lilovi la Bambu mwene pamonga na vandu va munyumba yaki.
33 Ary nandray azy roa lahy izy tamin’ izany ora amin’ ny alina izany ka nanasa ny dian-kapoka; ary natao batisa tamin’ izay izy mbamin’ izay azy rehetra.
Lukumbi lulolo lwa kilu, linjolinjoli wa jela yula akavatola na kuvasambisa mavamba gavi, kangi mwene na vandu va munyumba yaki vabatiziwi bahapo.
34 Ary rehefa nentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy, dia norosoany hanina teo anoloany, dia nifaly indrindra izy mbamin’ izay rehetra tao an-tranony, satria efa nino an’ Andriamanitra.
Kangi akavagongolela Pauli na Sila kunyumba yaki, kuvapela chakulya. Mwene pamonga na vandu va munyumba yaki vakavya na luheku neju ndava hinu vakumsadika Chapanga.
35 Ary rehefa maraina ny andro, ireo governora dia naniraka ny mpitan-defona ka nanao hoe: Alefaso ireo olona ireo.
Chilau yaki lukela, vahamula mihalu va Chiloma vavatumili vakulu va manjolinjoli na malagizu aga, “Muvadindulila vandu vala.”
36 Ary ny mpiandry tranomaizina nilaza izany teny izany tamin’ i Paoly hoe: Ireo governora efa naniraka handefa anareo, koa ankehitriny mivoaha ianareo ka mandehana soa aman-tsara.
Linjolinjoli wa jela akamjovela Pauli, “Vahamula mihalu va Loma vatumili na ujumbi uwu kwa veve na Sila mudinduliwayi. Hinu mwihotola kuhuma na muhamba na uteke.”
37 Fa hoy Paoly taminy: Efa nokapohiny tsy voatsara teo amin’ ny miharihary izahay, kanefa Romana izahay, ka nataony tao an-tranomaizina, ary ankehitriny moa mamoaka anay mangingina va izy? Tsia, fa aoka izy ihany ho hankatỳ hamoaka anay.
Nambu Pauli akamyangula, “Gavi wuli? Tahokili lepi vatitovili ndonga pavandu kuni tavete tavakolonjinji wa ku Loma. Kangi vatisopili muchifungu na hinu vigana kutidindulila cha mfiyu! Hati padebe! Yikuvagana vene vahamula mihalu ndi vabwela kutidindulila.”
38 Ary ny mpitan-defona nilaza izany teny izany tamin’ ireo governora; dia natahotra izy, raha nahare fa Romana izy roa lahy.
Vakulu va manjolinjoli vakavadandaulila lijambu lila vahamula mihalu, hinu vene pevayuwini kuvya Pauli na Sila vavi vakolonjinji va mulima wa ku Loma vayogwipi.
39 Dia tonga izy ka nanony azy sady nitondra azy nivoaka ary nangataka azy handeha hiala ao an-tanàna.
Ndi vakahamba na kujova, “Chondi mpepayi,” Na pavavahumisi mugati, vakavayupa vawuka pamuji wula.
40 Dia niala tao an-tranomaizina izy ka niditra tao an-tranon’ i Lydia; ary rehefa nahita ny rahalahy izy, dia nananatra azy ka lasa nandeha.
Pauli na Sila pavahumili muchifungu vakahamba kunyumba ya Lidia, kwenuko vakakonganeka na vamsadika. Pevamali kuvakangamalisa mitima vakawuka.