< Asan'ny Apostoly 10 >
1 Ary nisy lehilahy anankiray tany Kaisaria, atao hoe Kornelio, kapiteny tamin’ ny antokon’ ny miaramila atao hoe Italiana;
Ku Kaisaleya kwalikuba muntu naumbi lina lyendi Kolonelyo. Muntuyu walikuba mukulene wabashilikali Baciloma, bamulikoto lyalikukwiweti “Likoto lyaku Italiya.”
2 ary mpivavaka tsara sady natahotra an’ Andriamanitra izy mbamin’ ny ankohonany rehetra ka nanao fiantrana be tanin’ ny olona sady nivavaka tamin’ Andriamanitra mandrakariva.
Walikuba muntu walibenga, shikutina Lesa, pamo ne bantu bonse bamung'anda yakendi. Walikunyamfwilisha Bayuda bapenga kayi nekupaila Lesa cindi conse.
3 Ary izy nahita miharihary tamin’ ny fahitana, rehefa tokony ho tamin’ ny ora fahasivy antoandro, fa, indro, nisy anjelin’ Andriamanitra niditra tao aminy ka nanao taminy hoe: Ry Kornelio.
Busuba nabumbi cindi camuma 3 koloko mansailo, walabona bintu mucimbonimboni. Walabona mungelo wa Lesa kesa kulyendiye ne kwambeti, “Koloneliyo!”
4 Ary nony nibanjina azy izy, dia raiki-tahotra ka nanao hoe: Ahoana, Tompoko? Ary izy nanao taminy hoe: Ny fivavakao sy ny fiantranao dia efa tafakatra ho fampahatsiarovana eo anatrehan’ Andriamanitra.
Nendi Koloneliyo walamulangishisha mungeloyo, cabuyowa, ne kumwipusheti, “Nicani Nkambo?” Mungeloyo walambeti, “Lesa lakondwa ne mipailo yakobe, kayi lanuku ncito shakobe shankumbo.
5 Koa ankehitriny maniraha olona hankany Jopa, ka ampanalao Simona anankiray, izay atao hoe koa Petera;
Pacino cindi kotuma bantu ku Yopa, benga bakuwe muntu lina lyakendi Shimoni, ukute kukwiweti Petulo.
6 mitoetra ao amin’ i Simona mpandon-koditra izy, eo amoron-dranomasina ny tranony.
Lekalanga kuli Shimoni naumbi, kanyuka mpaya, ng'anda yakendi ili mumbali mwa lwenje.”
7 Ary rehefa lasa ny anjely izay niteny tamin’ i Kornelio, dia niantso roa lahy tamin’ ny mpanompony izy sy miaramila mpivavaka anankiray isan’ izay nanaraka azy isan’ andro.
Mpwalafumapo mungelo usa ngwalikubandika nendi, Koloneliyo walakuwa basebenshi bakendi babili ne mushilikali. Uyo mushilkali walikuba umo wa abo balikumusebensela, neye walikuba muntu usuni kupaila Lesa.
8 Ary rehefa nambarany taminy izany rehetra izany, dia naniraka azy hankany Jopa izy.
Koloneliyo mpwalapwisha kubambila byonse, walabatuma ku Yopa kwalikuba Petulo.
9 Ary nony ampitso, raha mbola nandeha teny an-dalana izy ireo ka mby teo akaikin’ ny tanàna, dia niakatra teo ambonin’ ny tampon-trano Petera mba hivavaka, rehefa tokony ho tamin’ ny ora fahenina.
Mpobwalaca, basa bantu balatumwa kabacili munshila pepi ne munshi, Petulo walatanta pelu paciluli cabwantalala kuya kupaila, lisuba kalili pamutwi.
10 Dia noana loatra izy ka te-hihinana; fa raha mbola natao ny nahandro, dia azon-tsindrimandry izy
Petulo kacili pacilulico, walanyumfwa nsala, walikuyanda kulyapo kantu. Kabacibamba cakulya, kwalesa cimbonimboni kulyendiye.
11 ka nahita ny lanitra misokatra, sady nisy zavatra midìna toa lamba lehibe nampidinina tamin’ ny zorony efatra ho amin’ ny tany;
Walabona Kwilu kwalacaluka, ne cintu calikwisa panshi calikuboneketi cikwisa cinene casungwa nkokola pelu shina.
12 ary tao anatiny nisy ny biby rehetra izay manan-tongotra efatra sy ny zava-mandady sy mikisaka etỳ an-tany ary ny voro-manidina.
Mopelomo mwalikuba banyama bamishobo ya shiyanashiyana, beshikukalaba, ne bikeni bishikuluka mwilu.
13 Ary nisy feo nanao taminy hoe: Mitsangàna, ry Petera; vonoy, ka hano.
Petulo walanyumfwa liswi lyakwambeti, “Petulo, Punduka, koshina ulye.”
14 Fa hoy Petera: Sanatria, Tompoko! fa tsy mbola nihinana zava-padina na tsy madio aho.
Petulo walambeti, “Sobwe, Nkambo, ame nkanandyapo cintu cabula kuswepa, nambi cishikusesemya.”
15 Fa hoy ilay feo taminy fanindroany: Izay efa nodiovin’ Andriamanitra dia aza ataonao ho fady.
Kayi Petulo walanyumfwa liswi lya kwambeti, “Bintu mbyalaswepeshe Lesa, obe kotambeti nkabyaswepa sobwe.”
16 Ary intelo no nanaovana izany; dia nakarina tany an-danitra niaraka tamin’ izay ilay zavatra.
Ici calenshika tunkanda tutatu, panyuma pakendi cikwisa cisa calabwelela kwilu.
17 Ary raha mbola nieritreritra tao am-pony Petera ny amin’ izay anton’ ny fahitana efa hitany, dia, indreo, ny olona izay nirahin’ i Kornelio nanontany ny tranon’ i Simona ka nijanona teo am-bavahady,
Cindi Petulo mpwalikuyeya bupandulushi bwacintu cisa ncalabona mu cimbonimboni, basa bantu batatu balatumwa ne Kolonelyo, balecana ng'anda ya Shimoni, ne kwimana pacishinga.
18 dia niantso ka nanontany na mitoetra ao Simona, izay atao hoe koa Petera, na tsia.
Balakuwa ne kwipusheti, “Sena paliko mwensu pano lina lyakendi Shimoni, ukute kukwiweti Petulo?”
19 Fa raha mbola nieritreritra ny fahitana Petera, dia hoy ny Fanahy taminy: Indreo, misy telo lahy mitady anao;
Petulo kaciyeya sha bintu bisa mbyalabona mucimbonimboni, Mushimu Uswepa walamwambileti, “Kobona bantu batatu balakuyandaulunga.
20 fa mitsangàna ianao, dia midìna, ary mandehana miaraka aminy, ka aza misalasala, fa Izaho no naniraka azy.
Nyamuka, seluka, wenga nabo kotatonshanya sobwe, pakwinga njame ndabatumu.”
21 Ary Petera nidina tany amin’ ireo olona ireo ka nanao hoe: Inty aho izay tadiavinareo; inona no anton’ ny ahatongavanareo atỳ?
Petulo walaseluka ne kubambila bantu basa, “Muntu ngomulalangaulunga njame. Muleshili cani?”
22 Dia hoy ireo: Kornelio kapiteny, lehilahy marina sady matahotra an’ Andriamanitra ka tsara laza amin’ ny firenen’ ny Jiosy rehetra, dia efa notoroan’ anjely masìna hevitra hampaka anao ho any an-tranony sy hihaino teny avy aminao.
Balo balambeti, “Kolonelyo, mukulene wabashilikali latutumu kulinjamwe. Nimuntu walulama, kayi ukute kutina Lesa, Bayuda bonse bakute kumulumba. Mungelo wa Lesa ewamwambileti amukuwe kung'anda kwakendi kwambeti enganyumfwishishe cena maswi ngomukute.”
23 Ary Petera nampiantrano azy handry tao. Ary nony ampitso dia niainga Petera ka nandeha niaraka taminy, ary ny rahalahy sasany avy tany Jopa niaraka taminy koa.
Popelapo Petulo walabengisha mung'anda, ne kubasengeti bone. Mpobwalaca mumenemene walanyamuka ne kuya nabo. Beshikwiya nabambi baku Yopa balamushindikila.
24 Ary nony ampitso indray dia tonga tany Kaisaria izy. Ary Kornelio niandry azy sady efa nampiangona ny havany sy ny tena sakaizany.
Busuba bwakonkapo, balakashika ku Kaisaleya. Kolonelyo walikabapembelela, pamo ne bakwabo ne banendi mbwalakuwa.
25 Ary raha vao niditra Petera, dia nitsena azy Kornelio ka niankohoka teo amin’ ny tongony sady nitsaoka azy.
Petulo mpwalashika pepi kwambeti engile mung'anda, Kolonelyo walamutambula ne kuliwisha pamyendo ya Petulo, kwambeti amukambilile.
26 Fa Petera nampitsangana azy ka nanao hoe: Mitsangàna; fa izaho dia olona ihany.
Nomba Petulo walamunyamfwilisha kwimana, walambeti, “Aa! Imana, nenjame ndemuntu mbuli njobe!”
27 Ary nony niresaka taminy izy, dia niditra tao an-trano ka nahita ny olona maro tafangona tao.
Petulo walikaya kwamba ne Kolonelyo mpobalikwingila mung'anda, umo mwalacana bantu bangi babungana.
28 Dia hoy izy taminy: Hianareo mahalala fa fady amin’ ny Jiosy ny hanan-draharaha na hiantrano amin’ ny olona hafa firenena; nefa izaho efa nampahafantarin’ Andriamanitra fa tsy misy olona azoko atao hoe fady na tsy madio.
Petulo walabambileti, “Amwe mucinshi cena kwambeti, Muyuda nkasuminishiwa ne mulawo, kusankana ne muntu wamushobo umbi, nambi kwingila mung'anda yakendi sobwe. Nsombi Lesa lanjinshibishi kwambeti, kantambila muntu uliyenseti nkaswepa, nambi eti wasesemya sobwe.
29 Ary amin’ izany dia tsy nandà tsy hankatỳ aho, raha nampanalaina; koa manontany aho: Ahoana moa no nampanalanareo ahy?
Ecebo cakendi ndesa kuno ndiya kukana mpomulankuwu. Lino ndayandanga kwinshiba ncemulankuwili kuno.”
30 Dia hoy Kornelio: Loak’ andro afak’ omaly, mandra-paha-toy izao ny andro, raha nivavaka teto an-tranoko aho mandritra ny ora fahasivy, dia, indro, nisy lehilahy niakanjo akanjo mamirapiratra nitsangana teto anatrehako
Kolonelyo walambeti, “Masuba atatu alapitipo, cindi copele cino camuma 3 koloko mansailo ndalikampaila mung'anda yakame. Ndalabonowa muntu wafwala byakufwala byabekema kaliwemana pantangu pakame.”
31 ka nanao hoe: Ry Kornelio, efa re ny fivavakao, ary efa tsarovana eo anatrehan’ Andriamanitra ny fiantranao.
Walang'ambileti, “Kolonelyo! Lesa lanyumfu mupailo wakobe, lanuku ncito shakobe shankumbo.
32 Koa maniraha hankany Jopa, ka ampanalao Simona, izay atao hoe koa Petera: mitoetra ao an-tranon’ i Simona mpandon-koditra eo amoron-dranomasina izy.
Lino kotuma bantu ku Yopa benga bakuwe Shimoni, ukute kukwiweti Petulo. Uyu muntu lekalanga kuli Shimoni kanyuka mpaya, ng'anda yakendi ili mumbali mwa lwenje
33 Koa niaraka tamin’ izay dia naniraka tany aminao aho; ary nanao soa ianao no avy. Koa ankehitriny izahay rehetra dia efa eto anatrehan’ Andriamanitra hihaino izay rehetra nandidian’ ny Tompo anao.
Ecebo cakendi ndamutumina bantu mwabwangu bwangu, mulenshi cena kwisa. Tuli pano twense pamenso a Lesa kwambeti tunyumfwe bintu byonse Lesa mbyalamwambili kwambeti mutwambile.”
34 Ary Petera niloa-bava ka nanao hoe: Hitako marina tokoa izao fa tsy mizaha tavan’ olona Andriamanitra;
Pakutatikowa kwamba, Petulo walambeti, “Cakubinga lelo ndenshibi kwambeti, Lesa uliya lusalululo.
35 fa amin’ ny firenena rehetra izay olona matahotra Azy ka manao ny marina no ankasitrahany.
Nendi ukute kutambula muntu wamushobo uliwonse uyo lamutininga, kayi lenshinga byalulama.
36 Hianareo mahalala ny teny izay nampitondrainy ho amin’ ny Zanak’ isiraely, mitory teny soa milaza fiadanana amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy (Izy no Tompon’ izao rehetra izao),
Mucinshi kwambeti bene Islayeli walabatumina maswi, ne kubambila Mulumbe Waina wa lumuno kupitila muli Yesu Klistu, Mwami wa bantu bonse.
37 dia ilay teny natomboka hatrany Galilia ka notorina tany Jodia rehetra teo aorian’ ny batisa izay notorin’ i Jaona, dia ny amin’ i Jesosy avy any Nazareta,
Mubinshi cena byalenshika mucishi conse ca Islayeli, kutatikila ku Galileya, kufuma pacindi Yohane mpwalikukambauka sha lubatisho.
38 Izay nohosoran’ Andriamanitra tamin’ ny Fanahy Masìna sy ny hery sady nandehandeha nanao soa sy nahasitrana izay rehetra azon’ ny herin’ ny devoly, satria Andriamanitra nomba Azy.
Mwainshi makani a Yesu waku Nasaleti, kwambeti Lesa walamunanika Mushimu Uswepa ne kumupa ngofu. Walendana paliponse, kaya kwinsa ncito shaina, kusengula bonse abo balikupenshewa ne Muyungaushi, pakwinga Lesa walikuba nendiye.
39 Ary izahay no vavolombelon’ ny zavatra rehetra izay nataony tany amin’ ny tanin’ ny Jiosy sy tany Jerosalema; Izy dia novonoiny nahantony teo amin’ ny hazo;
Afwe njafwe bakamboni wabintu byonse byalenshika mu Yelusalemu, ne mucishi conse ca Islayeli. Balo balamushina nekumupopa pa lusanda.
40 nefa natsangan’ Andriamanitra kosa Izy tamin’ ny andro fahatelo ka nasehony marimarina,
Nsombi pa busuba bwabutatu Lesa walamupundusha kubafu, ne kumusuminisha kwambeti abonekele.
41 tsy tamin’ ny olona rehetra, fa tamin’ ny vavolombelona izay notendren’ Andriamanitra rahateo, dia taminay izay niara-nihinana sy nisotro taminy, rehefa nitsangana tamin’ ny maty Izy.
Uliya kubonekela kubantu bonse sobwe, nsombi kuli bakamboni abo Lesa mbwalasalilalimo. Uku ekwambeti walabonekela kulinjafwe, afwe otwalikulya nekunwa nendi pamo panyuma pakupunduka kubafu.
42 Ary Izy nandidy anay hitory amin’ ny olona ka hanambara fa Izy no voatendrin’ Andriamanitra ho Mpitsara ny velona sy ny maty.
Kayi walatulailila kwambeti twelela kuya kukambaukila bantu bonse, ne kumubela bukamboni kwambeti endiye ngwalasala Lesa kuba momboloshi wabantu bayumi ne bafwa.
43 Izy no ambaran’ ny mpaminany rehetra, fa amin’ ny anarany no hahazoan’ izay rehetra mino Azy famelan-keloka.
Bashinshimi bonse balamwinshila bukamboni, ne kwambeti pacebo ca lina lyakendi, Lesa nakalekelele bwipishi bwa muntu uliyense wamushoma.”
44 Raha mbola nilaza izany teny izany Petera, dia nilatsaka tamin’ izay rehetra nandre ny teny ny Fanahy Masìna.
Petulo kacamba, Mushimu Uswepa waletikila pa bantu bonse balikunyumfwa maswi awo.
45 Ary talanjona ny mino isan’ ny voafora izay niaraka tamin’ i Petera, satria nilatsaka tamin’ ny jentilisa koa ny fanomezana, dia ny Fanahy Masìna.
Bayuda bashoma Mwami Yesu abo balamushindikila Petulo, balakankamana mpobalabona kwambeti Lesa labapa bantu bakunsa cipo ca Mushimu Uswepa.
46 Fa nandre azy niteny tamin’ ny fiteny tsy fantatra sy nankalaza an’ Andriamanitra izy. Dia namaly Petera ka nanao hoe:
Pakwinga balabanyumfwa kabamba milaka yensu, kabatembaula bukulene bwa Lesa. Lino Petulo walambeti,
47 Moa misy olona mahazo mandrara ny rano tsy hanaovana batisa ireo, izay efa nandray ny Fanahy Masìna tahaka antsika koa?
“Aba bantu balatambulu Mushimu Uswepa mbuli ncotwalatambula afwe, sena pali muntu naumbi welela kubakanisha kubatishiwa mumenshi?”
48 Dia nasainy natao batisa amin’ ny anaran’ i Jesosy Kristy izy. Ary nangatahin’ ireo mba hitoetra ao aminy andro vitsivitsy izy.
Lino walabambileti, belela kubatishiwa mu Lina lya Yesu Klistu. Abo bantu balamusengeti ekale nabo kwa masuba ang'ana.