< 2 Samoela 7 >

1 Ary raha nipetraka tao an-tranony ny mpanjaka, ary efa nampiadanin’ i Jehovah tamin’ ny fahavalony rehetra manodidina azy izy,
Apaman a nagnaed ti ari iti balayna, ken pinaginana isuna ni Yahweh manipud kadagiti amin a nakapalawlaw a kabusorna,
2 dia hoy ny mpanjaka tamin’ i Natana mpaminany: Akory izato izaho mitoetra amin’ ny trano sedera, nefa ny fiaran’ Andriamanitra kosa mitoetra ao anaty lay!
kinuna ti ari kenni Natan a profeta, “Kitaem, agnanaedak iti balay a sedro, ngem agtaltalinaed ti Lakasa ti Tulag ti Dios iti tengnga ti tolda.”
3 Dia hoy Natana tamin’ ny mpanjaka: Andeha, ataovy izay rehetra ao am-ponao; fa Jehovah no momba anao.
Ket kinuna ni Natan iti ari, “Mapanka, aramidem ti adda dita pusom, ta adda ni Yahweh kenka.”
4 Ary tamin’ ny alin’ iny ihany dia tonga tamin’ i Natana ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
Ngem iti dayta met la a rabii immay ti sao ni Yahweh kenni Natan ket kinunana,
5 Andeha, lazao amin’ i Davida mpanompoko hoe: Izao no lazain’ i Jehovah: Hianao va no hanao trano hitoerako?
“Mapanka ket ibagam kenni David nga adipenko, 'Kastoy ti kuna ni Yahweh: Ibangonannak kadi iti balay a pagnaedak?
6 Fa tsy mbola nitoetra an-trano Aho hatramin’ ny nitondrako ny Zanak’ Isiraely niakatra avy tany Egypta ka mandraka androany, fa nifindrafindra toby sy nifindrafindra toerana.
Ta saanak pay a nagnaed iti balay sipud idi aldaw nga inruarko dagiti tattao ti Israel manipud Egipto inggana kadagitoy nga aldaw; ngem ketdi, agakar-akarak iti tolda, ti tabernakulo.
7 Ary tamin’ izay rehetra nifindrafindrako niaraka tamin’ ny Zanak’ Isiraely, moa nisy nitenenako akory va ny firenen’ Isiraely, izay notendreko ho mpiandry ny Isiraely oloko, ka nanaovako hoe: Nahoana no tsy manao trano sedera ho Ahy ianareo?
Kadagiti amin a lugar a nagakar-akarak a kaduak dagiti amin a tattao ti Israel, adda kadi imbagak iti siasinoman kadagiti mangidadaulo kadagiti Israelita a dinutokak a mangaywan kadagiti tattaok nga Israel, nga ibagbagak, “Apay a saandak nga impatakderan iti balay a sedro?”'”
8 Koa lazao amin’ i Davida mpanompoko hoe: Izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro: Izaho no naka anao avy tany an-tsaha, dia avy tamin’ ny niandrasanao ondry, mba ho mpanapaka ny Isiraely oloko.
Ita ngarud, ibagam kenni David nga adipenko, “Kastoy ti kuna ni Yahweh a mannakabalin amin: 'Innalaka manipud iti pagpaspasturan, manipud iti panagpaspastormo iti karnero, tapno iturayam dagiti tattaok nga Israel.
9 Ary nomba anao tamin’ izay nalehanao rehetra Aho, ka naringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra, ary homeko anarana malaza tahaka ny anaran’ izay lehibe ambonin’ ny tany ianao.
Kinaduaanka sadinoman iti napanam ken pinapatayko iti sangoanam dagiti amin a kabusormo. Ken aramidek a natan-ok ti naganmo, kasla nagan dagiti natan-ok a tattao nga adda iti rabaw ti daga.
10 Ary hifidy tany ho an’ ny Isiraely oloko Aho sady hamponina azy, ka dia handry fahizay amin’ ny fonenany ary tsy hanana ahiahy intsony izy, ary ny zanaky ny faharatsiana tsy hampahory azy intsony tahaka ny taloha
Mangisaadak iti lugar a para kadagiti tattaok nga Israel ket pagtalinaedek ida sadiay, tapno makapagnaedda kadagiti bukodda a lugar ket saandanton a mariribukan. Awanton dagiti nadangkes a tattao a mangparigat kadakuada, a kas inaramidda idi,
11 sy tahaka ny hatramin’ ny nanendreko mpitsara ho mpifehy ny Isiraely oloko; ary hampiadana anao ho afaka amin’ ny fahavalonao rehetra Aho. Ary lazain’ i Jehovah aminao koa fa hanome taranaka ho anao Izy.
ti ar-aramidenda manipud kadagidi nga aldaw a binilinko dagiti uk-ukom nga agturay kadagiti tattaok nga Israel. Ket paginanaenka manipud kadagiti amin a kabusormo. Maysa pay, Siak, ni Yahweh, ibagak kenka nga iyaramidanka iti balay.
12 Ary rehefa tapitra ny andronao, ka hodi-mandry any amin’ ny razanao ianao, dia hatsangako handimby anao ny zanakao izay haterakao, ary hampitoeriko ny fanjakany;
Inton malpasto dagiti aldawmo ket maitiponka kadagiti ammam, pataudekto ti sumukat kenka manipud kadagiti kaputotam, maysa nga agtaud iti mismo a bagim, ket ipasdekonto ti pagarianna.
13 dia io no hanao trano ho an’ ny anarako, ary Izaho kosa hampitoetra ny seza fiandrianan’ ny fanjakany ho mandrakizay.
Mangbangunto isuna iti balay gapu iti naganko, ken pagtaginayunekto ti trono iti pagarianna.
14 Izaho ho rainy, ary izy ho zanako. Raha manao izay meloka izy, dia hanariko amin’ ny tsorakazon’ ny olona sy ny kapoky ny zanak’ olombelona;
Agbalinnakto nga amana, ket agbalinto met isuna nga anakko. No makabasol isuna, adalakto isuna babaen iti sarukod dagiti tattao ken babaen iti panangsaplit kadagiti annak ti tattao.
15 nefa ny famindram-poko tsy mba hiala aminy, tahaka ny nanesorako izany tamin’ i Saoly, izay nesoriko teo alohanao.
Ngem agtalinaed kenkuana ti kinapudno ti tulagko, a kas imbabawik kenni Saul, nga inikkatko sakbay a nagarika.
16 Ary ny taranakao sy ny fanjakanao hitoetra eo anatrehanao mandrakizay; ny seza fiandriananao hitoetra mandrakizay.
Mapasingkedanto nga agtalinaed iti agnanayon ti balay ken pagariam. Agtalinaedto nga agnanayon ti tronom.'”
17 Araka izany teny rehetra izany sy araka izao fahitana rehetra izao no nolazain’ i Natana tamin’ i Davida.
Kinasarita ni Natan ni David ket imbagana kenkuana amin dagitoy a sasao, ken imbagana kenkuana ti sibubukel a sirmata.
18 Ary Davida mpanjaka niditra ka nipetraka teo anatrehan’ i Jehovah ary nanao hoe: Zinona moa aho, Jehovah Tompo ô? Ary zinona ny mpianakaviko, no novimbininao ambaraka ankehitriny aho?
Ket immuneg ni ari David ket natugaw iti sangoanan ni Yahweh; kinunana, “Siasino-ak koma, O Yahweh a Dios, ken ania koma ti pamiliak ta inyegnak iti kastoy a kasasaad?
19 Ary mbola ataonao ho zavatra kely ihany aza izany, Jehovah Tompo ô, fa, indro, efa voalazanao koa ny amin’ ny taranaky ny mpanomponao hatramin’ ny mbola any aoriana lavitra aza. Ary izany dia fanaon’ ny olona, Jehovah Tompo ô.
Bassit daytoy a banag iti imatangmo, Apo a Yahweh. Imbagam pay ti maipanggep iti pamilia ti adipenmo a dumtengto ti naindaklan a tiempo, ken impakitam kaniak dagiti sumarsaruno a kaputotak, Apo a Yahweh!
20 Ka inona intsony no holazain’ i Davida aminao? Fa Hianao, Jehovah Tompo ô, no mahalala ny mpanomponao.
Siak daytoy ni David, ania pay ti maibagak kenka? Pinadayawam ti adipenmo, Apo a Yahweh.
21 Noho ny teninao sy araka ny sitraponao no nanaovanao io zavatra lehibe rehetra io, hampahalalanao ny mpanomponao.
Para kadagiti sasaom, ken tapno matungpal ti bukodmo a panggep, inaramidmo dagiti naindaklan a banbanag ken imparangmo daytoy iti adipenmo.
22 Koa amin’ izany dia lehibe Hianao, Jehovah Andriamanitra; fa tsy misy tahaka Anao, ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy Hianao araka izay rehetra ren’ ny sofinay.
Ngarud naindaklanka, Apo a Yahweh. Ta awan ti kas kenka, ken awanen ti Dios malaksid kenka, kas kadagiti nangnangngegmi.
23 Ary aiza moa no misy firenena etỳ an-tany tahaka ny Isiraely olonao, izay nalehan’ Andriamanitra havotana ho olony, sy hanaovany anarana ho Azy, ary hanaovany zavatra lehibe ho anareo sy zava-mahatahotra ho an’ ny taninao teo anatrehan’ ny olonao, izay navotanao ho Anao avy tamin’ ny firenen’ i Egypta sy ny andriamaniny?
Ken ania a nasion ti kasla kadagiti tattaom nga Israelita, ti maysa a nasion iti rabaw ti daga a napanam ken inispalmo, Dios, a para kenka? Inaramidmo daytoy tapno agbalinda a tattaom, a mangitag-ay iti naganmo, ken agaramid kadagiti naindaklan ken nakaskasdaaw nga ar-aramid para iti dagam. Pinapanawmo dagiti nasion ken dagiti didiosenda manipud iti sangoanan dagiti tattaom, nga inispalmo manipud idiay Egipto.
24 Dia nampitoerinao ny Isiraely olonao ho olonao mandrakizay: ary Hianao, Jehovah ô, no efa tonga Andriamaniny.
Inaramidmo ti Israel a bukodmo a tattao iti agnanayon, ken sika, Yahweh ti nagbalin a Diosda.
25 Ary ankehitriny, Jehovah Andriamanitra ô, ilay teny nolazainao ny amin’ ny mpanomponao sy ny taranany dia ampitoero ho mandrakizay, ary ataovy araka izay nolazainao.
Isu nga ita, Yahweh a Dios, dagiti koma ingkarim a maipapan iti adipenmo ken iti pamiliana ket mapasamak iti agnanayon. Aramidem koma a kas iti imbagam.
26 Ary aoka hohalehibiazina mandrakizay ny anaranao ka hatao hoe; Jehovah, Tompon’ ny maro, no Andriamanitry ny Isiraely; ka dia hampitoerina eo anatrehanao ny taranak’ i Davida mpanomponao.
Mataginayon koma a naindaklan ti naganmo, tapno ibaganto dagiti tattao, 'Ni Yahweh a mannakabalin amin ti Dios ti Israel,' kabayatan a maibangbangon iti sangoanam ti balayko, David, toy adipenmo.
27 Fa Hianao, Jehovah Tompon’ ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, efa nilaza tamin’ ny mpanomponao hoe: Izaho hanome taranaka anao; koa izany no nampahasahy ny fon’ ny mpanomponao hanao izao vavaka izao aminao.
Ta sika, Yahweh a mannakabalin amin, a Dios ti Israel, ti nangipablaak iti adipenmo nga iyaramidamto isuna iti balay. Dayta ti makagapu a siak, ti adipenmo, ket napakired nga agkararag kenka.
28 Ary noho izany, Jehovah Tompo ô, satria Hianao no Andriamanitra, ary marina ny teninao, ary Hianao efa nilaza izany zava-tsoa izany ny amin’ ny mpanomponao,
Ita, Apo a Yahweh, Dioska, ken mapagtalkan dagiti sasaom, ken inkarim daytoy nasayaat a kari iti adipenmo.
29 dia aoka ho sitrakao ny hitahy ny taranaky ny mpanomponao haharitra mandrakizay eo anatrehanao; fa Hianao, Jehovah Tompo ô, efa niteny izany; eny, aoka ny fitahianao no hitahianao ny taranaky ny mpanomponao mandrakizay.
Ita ngarud, maay-ayonaka koma daytoy a mangbendision iti balay ti adipenmo, tapno agtultuloy daytoy iti agnanayon iti sangoanam. Ta sika, Apo a Yahweh ti nangibaga kadagitoy a banbanag, ken babaen iti panangbendisionmo agnanayunto a maparparaburan ti balay ti adipenmo.”

< 2 Samoela 7 >