< 2 Mpanjaka 12 >

1 Ary tamin’ ny taona fahafito nanjakan’ i Jeho no vao nanjaka izy; ary efa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Zibia, avy any Beri-sheba.
Na rĩrĩ, mwaka-inĩ wa mũgwanja wa Jehu, Joashu agĩtuĩka mũthamaki, na agĩthamaka arĩ Jerusalemu mĩaka mĩrongo ĩna. Nyina eetagwo Zibia; na oimĩte Birishiba.
2 Ary Joasy nanao izay mahitsy eo imason’ i Jehovah tamin’ ny androny rehetra izay nanoloran’ i Joiada mpisorona saina azy.
Joashu nĩekire maũndũ marĩa magĩrĩire maitho-inĩ ma Jehova mĩaka ĩrĩa yothe Jehoiada mũthĩnjĩri-Ngai aamũtaarire.
3 Nefa kosa ny fitoerana avo tsy mba noravana; ary ny olona mbola namono zavatra hatao fanatitra sady nandoro ditin-kazo manitra teo amin’ ny fitoerana avo ihany.
No rĩrĩ, kũndũ kũrĩa gũtũũgĩru gwa kũrutĩra magongona gũtieheririo; andũ mathiire na mbere kũrutĩra magongona na gũcinĩra ũbumba kuo.
4 Ary hoy Joasy tamin’ ny mpisorona: Ny vola amin’ ny zava-masìna rehetra izay nampidirina tao an-tranon’ i Jehovah, dia ny volan’ ny olona voaisa sy ny vola rehetra izay azo tamin’ ny tomban’ olona ary ny vola rehetra Izay nentin’ ny isan-olona an-tsitrapo ho ao an-tranon’ i Jehovah,
Joashu akĩĩra athĩnjĩri-Ngai atĩrĩ, “Cookanĩrĩriai mbeeca iria ciothe irehagwo irĩ cia maruta marĩa maamũre ma hekarũ ya Jehova, na mbeeca iria irutagwo cia gwĩtara, na mbeeca iria ciamũkagĩrwo kuuma mĩĩhĩtwa-inĩ ya andũ o na mbeeca iria irehagwo hekarũ na ũndũ wa kwĩyendera.
5 aoka horaisin’ ny mpisorona amin’ ny olom-pantany avy izany ka hanamboarany ny simba amin’ ny trano, na amin’ inona na amin’ inona no hitany misy simba.
Ĩtĩkĩriai mũthĩnjĩri-Ngai o wothe aamũkagĩre mbeeca kuuma kũrĩ ũmwe wa aigi a kĩgĩĩna, na mũreke ihũthĩrwo na gũcookereria hekarũ kũrĩa guothe ĩngĩkorwo ĩrĩ tharũku.”
6 Kanjo hatramin’ ny fahatelo amby roa-polo taona nanjakan’ i Joasy mpanjaka dia tsy mbola voavoatry ny mpisorona ihany ny simba tamin’ ny trano.
Na rĩrĩ, o na gũkinyĩria mwaka-inĩ wa mĩrongo ĩĩrĩ na ĩtatũ wa Mũthamaki Joashu, athĩnjĩri-Ngai magĩkorwo matiacookereirie hekarũ.
7 Ka dia niantso an’ i Joiada mpisorona sy ny mpisorona sasany koa Joasy mpanjaka ka nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no tsy nanamboatra ny simba amin’ ny trano? Koa ankehitriny, aza mandray vola amin’ ny olom-pantatrareo intsony ianareo, fa omeo hanamboarana ny simba amin’ ny trano ny vola.
Nĩ ũndũ ũcio Mũthamaki Joashu agĩĩta Jehoiada ũrĩa mũthĩnjĩri-Ngai na athĩnjĩri-Ngai arĩa angĩ, akĩmooria atĩrĩ, “Nĩ kĩĩ mũtaracookereria hekarũ kũrĩa ĩtharũkĩte? Mũtigeetie mbeeca ingĩ kuuma kũrĩ aigi kĩgĩĩna, no cineanei nĩguo icookererie hekarũ kũrĩa ĩtharũkĩte.”
8 Ary ny mpisorona nanaiky tsy handray vola amin’ ny olona intsony sady tsy hanamboatra ny simba amin’ ny trano.
Nao athĩnjĩri-Ngai magĩtĩkĩra atĩ matikũngania mbeeca ingĩ kuuma kũrĩ andũ, na atĩ o ene tio megũcookereria hekarũ.
9 Fa Joiada mpisorona naka vata anankiray, dia noloahany ny rakony, ary napetrany teo anilan’ ny alitara tamin’ ny sisiny ankavanana eo am-pidirana amin’ ny tranon’ i Jehovah; dia nalatsaky ny mpisorona, mpiandry varavarana, tao ny vola rehetra izay nampidirina ho ao an-tranon’ i Jehovah.
Nake Jehoiada ũrĩa mũthĩnjĩri-Ngai akĩoya ithandũkũ na agĩtũra ngunĩko yarĩo irima. Akĩrĩiga mwena wa ũrĩo wa mũndũ agĩtoonya hekarũ ya Jehova. Athĩnjĩri-Ngai arĩa maarangagĩra itoonyero magĩĩkĩra mbeeca ciothe ithandũkũ-inĩ iria ciarehagwo hekarũ-inĩ ya Jehova.
10 Ary rehefa hitany fa be ny vola tao am-bata, dia niakatra ny mpanoratry ny mpanjaka sy ny mpisoronabe, ka nofonosiny ny vola izay hita tao an-tranon’ i Jehovah sady nisainy.
Hĩndĩ ĩrĩa yothe moonaga mbeeca nĩciaingĩha ithandũkũ-inĩ, mwandĩki-marũa wa mũthamaki na mũthĩnjĩri-Ngai ũrĩa mũnene mookaga, magatara mbeeca iria ciakoragwo irehetwo hekarũ-inĩ ya Jehova na magaciĩkĩra mĩhuko.
11 Ary ny vola voalanja dia natolotr’ ireo ho eo an-tanan’ ny mpiraharaha, dia izay voatendry ny amin’ ny tranon’ i Jehovah; ary ireo kosa namoaka azy ho amin’ ny mpandrafitra sy ny mpanao trano izay nanamboatra ny tranon’ i Jehovah
Rĩrĩa mũigana wa mbeeca wahinga, makanengera andũ arĩa maathuurĩtwo matuĩke arori a wĩra wa hekarũ. Mbeeca icio ciarĩhaga aruti a wĩra wa hekarũ ya Jehova na andũ a wĩra wa mbaũ, na aaki,
12 sy ho amin’ ny mpandatsa-bato sy ny mpipaika, ary hamidy hazo sy vato voapaika hanamboarana ny simba amin’ ny tranon’ i Jehovah sy holanina amin’ izay rehetra hanamboarana azy.
na arĩa maakaga na mahiga, na aicũhia a mahiga. Maagũraga mbaũ na mahiga maicũhie nĩ ũndũ wa gũcookereria hekarũ ya Jehova kũrĩa yatharũkĩte na makarĩha mahũthĩro mothe ma gũcookereria hekarũ.
13 Nefa tsy nisy lovia volafotsy, na antsy, na lovia famafazana, na trompetra, na izay fanaka volamena sy volafotsy na inona na inona, natao ho amin’ ny tranon’ i Jehovah tamin’ ny volafotsy nampidirina tao;
Mbeeca iria ciarehagwo hekarũ-inĩ itiahũthagĩrwo na gũthondeka iraĩ cia betha, kana magathĩ ma gũthima ndaambĩ, kana mbakũri cia kũminjaminja, kana tũrumbeta, kana kĩndũ o gĩothe gĩa thahabu kana gĩa betha nĩ ũndũ wa hekarũ ya Jehova.
14 fa nomeny ny mpiasa izany ka nentin’ ireo nanamboatra ny tranon’ i Jehovah.
Mbeeca icio ciarĩhaga aruti a wĩra arĩa maarutaga wĩra wa gũcookereria hekarũ.
15 Ary tsy nampamoahiny ny olona izay notolorany ny vola homena ny mpiasa, fa nahatoky ireo.
Matioragia mathabu ma mbeeca kuuma kũrĩ andũ arĩa maanengerete mbeeca marĩhe aruti a wĩra, tondũ andũ acio maarĩ ehokeku biũ.
16 Fa ny vola natao fanati-panonerana sy fanatitra noho ny ota dia tsy mba nampidirina tao an-tranon’ i Jehovah, fa an’ ny mpisorona kosa izany.
Mbeeca cia maruta ma mahĩtia, na maruta ma mehia itiarehagwo hekarũ-inĩ ya Jehova, icio ciarĩ cia athĩnjĩri-Ngai.
17 Ary tamin’ izany dia niakatra Hazaela, mpanjakan’ i Syria, ary namely an’ i Gata ka nahafaka azy; ary nizotra niakatra hamely an’ i Jerosalema koa izy.
Ihinda-inĩ o rĩu Hazaeli mũthamaki wa Suriata akĩambata agĩthiĩ agĩtharĩkĩra Gathu na akĩrĩtaha. Ningĩ akĩhũndũka, agĩthiĩ gũtharĩkĩra Jerusalemu.
18 Ary Joasy, mpanjakan’ ny Joda, naka ny zavatra rehetra izay nohamasinin’ ny mpanjakan’ ny Joda razany, dia Josafata sy Jehorama sy Ahazia, mbamin’ ny zavatra nohamasinin’ ny tenany koa sy ny volamena rehetra hita tamin’ ny rakitra, na ny tao an-tranon’ i Jehovah, na ny tao an-tranon’ ny mpanjaka, ary nampitondrainy ho any amin’ i Hazaela, mpanjakan’ i Syria, izany; ka dia niverina tsy nankany Jerosalema Hazaela.
No rĩrĩ, Joashu mũthamaki wa Juda akĩoya indo ciothe iria ciatheretio ikaamũrwo nĩ maithe make, nao nĩ Jehoshafatu, na Jehoramu na Ahazia, athamaki a Juda o na iheo iria we mwene aamũrĩte, o na thahabu iria ciakoretwo kĩgĩĩna-inĩ kĩa hekarũ ya Jehova, o na iria ciarĩ nyũmba ya ũthamaki, agĩcineana itwarĩrwo Hazaeli mũthamaki wa Suriata, nake agĩthiĩ, agĩtiga gũtharĩkĩra Jerusalemu.
19 Ary ny tantaran’ i Joasy sisa mbamin’ izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ ny bokin’ ny tantaran’ ny mpanjakan’ ny Joda va izany?
Ha ũhoro wa maũndũ marĩa mangĩ makoniĩ wathani wa Joashu, na ũrĩa wothe eekire-rĩ, githĩ matiandĩkĩtwo ibuku-inĩ rĩa mahinda ma athamaki a Juda?
20 Ary nitsangana ny mpanompon’ i Joasy ka niodina taminy, dia namono azy tao an-trano Milo, ao am-pidinana mankany Sila.
Nao anene ake makĩmũciirĩrĩra ndundu mamũũkĩrĩre, makĩmũũragĩra Bethi-Milo, njĩra-inĩ ya gũthiĩ Sila.
21 Fa Jozakara, zanak’ i Simata, sy Jozabada, zanak’ i Somera mpanompony namely azy ho faty; dia nalevina tao amin’ ny razany tao an-tanànan’ i Davida izy; ary Amazia zanany no nanjaka nandimby azy.
Nao anene arĩa maamũũragire nĩ Jozakaru mũrũ wa Shimeathu, na Jehozabadu mũrũ wa Shomeru. Joashu agĩkua na agĩthikwo hamwe na maithe make itũũra-inĩ rĩa Daudi. Nake mũriũ Amazia agĩtuĩka mũthamaki ithenya rĩake.

< 2 Mpanjaka 12 >