< 2 Jaona 1 >

1 Izaho loholona mamangy an’ itompokovavy voafidy sy ny zanany, izay tiako amin’ ny fahamarinana (ary tsy izaho ihany, fa izay rehetra mahalala ny marina koa)
Nkulutu sonikini nkanda wawu kuidi mama diodi disobolo ayi kuidi bana bandi bobo ndieti zola mu kiedika. Bika sia ti minu kaka, vayi, ayi batu boso bobo banzolanga kiedika
2 noho ny fahamarinana izay mitoetra ato anatintsika sady ho ato amintsika mandrakizay: (aiōn g165)
mu diambu di kiedika kidi mu beto ayi kiela kalanga mu beto mu zithangu zioso. (aiōn g165)
3 ho amintsika ny fahasoavana sy ny famindram-po ary ny fiadanana avy amin’ Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy, Zanaky ny Ray, amin’ ny fahamarinana sy ny fitiavana.
Bika nlemvo, mamboti ayi ndembama bibedi kuidi Nzambi Tata ayi kuidi Yesu Klisto, Muana wu Tata, bibanga yeto mu kiedika ayi mu luzolo.
4 Faly indrindra aho, satria misy hitako ny zanakao sasany mandeha amin’ ny fahamarinana araka ny nandraisantsika didy tamin’ ny Ray.
Khini yiwombo ndilembo moni mu mona ti bana baku bankaka bandiatila mu kiedika banga bu tutambudila lutumunu kuidi Tata.
5 Ary mangataka aminao aho ankehitriny, tompokovavy, tsy toy ny manoratra didy vaovao aminao, fa ilay nananantsika hatramin’ ny voalohany ihany, dia aoka hifankatia isika.
Buabu, mama, tala diambu ndikulomba: bika sia ti lutumunu lumona ndikusonikina vayi lolo kuandi tutambula tona vana thonono. Ayi lutumunu beni banga kuandi bu luwila luawu tona vana thonono ti ludiatila mu luzolo.
6 Ary izao no fitiavana, dia ny handehanantsika araka ny didiny. Izany no didy, tahaka ny efa renareo hatramin’ ny taloha ihany, dia ny handehananareo aminy.
7 Fa maro ny mpamitaka efa lasa any amin’ izao tontolo izao, dia ireny tsy manaiky fa efa tonga tamin’ ny nofo Jesosy Kristy. Izy no mpamitaka sy antikristy.
Bila batu bawombo baluvunu batotukidi va nza. Bawu bakikininangako ti Yesu Klisto wuyiza mu nsuni. Mutu wuntubilanga bobo niandi nkua luvunu ayi antiklisto.
8 Mitandrema ianareo, fandrao mahavery izay namonoanay tena, fa mba handraisanareo valim-pitia tanteraka.
Diawu lulubuka tala luedi zimbisa mambu momo luvanga vayi muingi lutambula mfutu wuduka.
9 Izay rehetra mitarika nefa tsy mitoetra ao amin’ ny fampianaran’ i Kristy, dia tsy manana an Andriamanitra. Izay mitoetra ao amin’ ny fampianarana, dia izy no manana ny Ray sy ny Zanaka.
Woso mutu wumvambananga ayi kambulu kangama mu malongi ma Klisto, kasi kithuadi ayi Nzambi ko. Vayi woso mutu widi wukangama mu malongi, niandi widi mu kithuadi ki Tata ayi ki Muana.
10 Raha misy olona mankeo aminareo ka tsy mitondra izao fampianarana izao, aza mampiantrano azy na miarahaba azy akory;
Enati mutu wizidi kuidi beno ayi kakadi nata malongi mama bunalubika kunyakula mu nzoꞌeno, lubika kumvana mboti.
11 fa izay miarahaba azy dia miombona amin’ ny ratsy ataony.
Bila woso wukumvana mboti buna wumfubakananga yandi mu mavanga mandimambimbi.
12 Manana zavatra maro hosoratana aminareo aho, nefa tsy tiako hatao amin’ ny taratasy sy ny ranomainty izany; fa manantena ho tonga atỳ aminareo aho ka hiteny mifanatrika, mba ho tanteraka ny fifalianareo.
Mambu mawombo makidi yama makulusonikina vayi mbengi kubuvangila mu phapi ayi mu thita; vayi diana ndisia mu kuiza kuidi beno ayi solula yeno zizi mu zizi muingi khini eto yiba yiduka.
13 Ny zanaky ny rahavavinao voafidy manao veloma anao.
Bana ba khombꞌaku yi nketo yisobolo bafidisidi mboti.

< 2 Jaona 1 >