< 2 Korintiana 9 >
1 Fa ny amin’ ny fiantrana ho an’ ny olona masìna, dia tsy misy tokony hanoratako aminareo;
Game ni hidimar bi tsartsra a bin na anh ne bawu.
2 fa fantatro ny fahazotoanareo, izay ataoko rehareha ny aminareo amin’ ny Makedoniana hoe: Efa vonona hatry ny taon-itsy Akaia, ary ny zotom-ponareo dia namporisika ny maro.
Me to marmari bi wa me gbresan ni wu ni shishi ndi bi Makidonyah. Me lah ne bawu Akaya ba riga na mlan son tu senmu nhoyu bi sanbruandi ba ri dun
3 Kanefa naniraka ireo rahalahy ireo ihany aho, fandrao dia ho foana ny reharehanay ny aminareo amin’ izany zavatra izany, mba ho vonona ianareo araka izay nolazaiko,
Me to ba ni yi emre vayi na dun grea ni yin ka he wu lheya ma, ni yi son ne whre, na wa metre duniya ti.
4 fandrao, raha tàhiny hisy hiaraka amiko ny avy eto Makedonia ka hahita anareo tsy mbola vonona, dia ho menatra izahay (mba tsy hanaovanay hoe, ianareo) noho izany fahatokiana izany.
Idan ana nayina rin nime bi Makidoniyawa ba whume da na ye bi nahe shutina ki jin shan me na ha nikpe metra ni tu bina me khrin gabagadi ni tu bi.
5 Koa nataoko fa tsy maintsy mangataka ny rahalahy handeha hialoha ho any aminareo aho ka hahavita rahateo ny fiantranareo izay nokasainareo teo aloha, mba hovitaina toy ny fiantrana izany, fa tsy toy ny fahihirana.
Me to abi dun me tru mrevayi dun ba ye ni kafi tom ni yin shirin ne gudumawa wa bi yo iyu. wa yi ha naki ni shiri be ni matsayi bayarwa ni ti lulu ana kpe wu funkpa na
6 Fa izao no lazaiko: Izay mamafy kely, dia kely no hojinjany; fa izay mamafy be, dia be kosa no hojinjany.
Intra naki whu wa wu chun fime wu chan fime wa wu chun brabra nitun lulu whu kpa lulu.
7 Aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian’ ny fony avy, tsy amin’ ny alahelo, na amin’ ny faneriterena; fa ny mpanome amin’ ny fifaliana no tian’ Andriamanitra.
Ko di anh no wa surm no di no na no di sorfunna ko ba fun ne gbegble in Rji ni so bi wa ba no ne kpamhye sar ba.
8 Ary Andriamanitra mahay mampitombo ny fahasoavana rehetra aminareo, mba hanananareo ny onony rehetra mandrakariva amin’ ny zavatra rehetra, ka hitombo amin’ ny asa tsara rehetra;
Rji ha ni gbegble yo lulu ni ko anh da no bra ko nita ani dun kpe bi so ana kon sun niyi da ribabany dun dindi wa bi ha wu.
9 araka ny voasoratra hoe: Namafy izy, eny, nanome ho an’ ny malahelo; Ny fahamarinany maharitra mandrakizay. (aiōn )
Na di ba nah a ga wo ma da no bin bana ha ni wu na. Ti bima ni ha tutur (aiōn )
10 Ary Izay manome voa ho an’ ny mpamafy sy mofo hohanina dia hanome sy hahabe ny voa afafinareo ary hampitombo ny vokatry ny fahamarinanareo,
Wa a no bi wu chun ni gurasa don birin, ani no da du brabra ni yi wu bin wu chun. ani yo chan adalci ni bra.
11 dia hanan-karena amin’ ny zavatra rehetra ianareo ka handroso amin’ ny hitsim-po, izay mahatonga ny fisaoranay an’ Andriamanitra.
Bi he niwu babran nita no kim ni ndu ba gir ni Rji nitu mbu.
12 Fa ny fanaovana izany fanompoam-pivavahana izany dia tsy mahafaka ny alahelon’ ny olona masìna ihany, fa mahabe ny fisaoran’ ny maro an’ Andriamanitra koa,
Tin wa hidima ni ha dinma tsatra din ribanbanya hi ndun. bi bra da gir ni Rji.
13 satria ny fizahan-toetra anareo amin’ izany fanompoana izany no ankalazany an’ Andriamanitra noho ny fitananareo tsara ny fanekenareo ny filazantsaran’ i Kristy sy noho ny fahazotoanareo amin’ ny fiantrana ho azy sy ho an’ ny olona rehetra;
Ba tsra yin na to hidima na gber Rji ni tin biyayya ni tre hlan Almasihu. Bi gbersan Rji ta jawa no uwu bi ni bru.
14 ary amin’ ny fangatahany ho anareo dia manina anareo izy noho ny haben’ ny fahasoavan’ Andriamanitra aminareo.
Ba he ni umre wu toyin na bra ni yi wu ba ti wa ni tun alheri Rji ni tu bi.
15 Isaorana anie Andriamanitra noho ny fanomezany tsy azo tononina.
Gri ni Rji ni no ma a na kgo kgo bran