< 2 Korintiana 2 >

1 Fa ninia toy izao tato am-poko aho, dia ny tsy hankatỳ aminareo indray amin’ alahelo.
Su nfiriti kuwera hapeni nuwatyangili kayi kuwatenda muhinginiki.
2 Fa raha mampalahelo anareo aho, iza moa no mampifaly ahy, afa-tsy ilay nampalaheloviko ihany?
Handa panuwahinginiziya mwenga, gaa hakanemeziyi? Ndo wala walii yanuwahinginiziyiti!
3 Ary nanoratra izany indrindra aho, fandrao, rehefa tonga aho, dia hahazo alahelo amin’ izay tokony hifaliako, satria matoky anareo rehetra aho, fa ny fifaliako dia anareo rehetra koa.
Toziya nuwalembiriti luhamba alu su paniza nfira ndiri kuhinginiziwa na walii yawafira kunemelera. Nakaka nuvimana neni panemelera, viraa vilii na mwenga hamnemeleri.
4 Fa tamin’ ny haben’ ny fahoriana sy ny alahelon’ ny foko no nanoratako taminareo tamin’ ny ranomaso be, tsy ny hampalahelovana anareo, fa ny mba hahafantaranareo ny fitiavana izay itiavako anareo indrindra.
Nuwalembiriti mwenga kwa ufiru mkulu uganu pantutuwala nentu na masozi ganawa, nfiriti ndiri kuwahinginiziya mwenga, kumbiti kwa kuwalanguziyani kuwera nuwafira nentu mwenga mwawoseri.
5 Fa raha nisy efa nampalahelo, dia tsy nampalahelo ahy ihany izy (nefa tsy ta-hanao teny mafy loatra aho), fa mba nampalahelo anareo rehetra koa.
Vinu, handa muntu yoseri pakamwinginiziyiti yumonga, kahinginiziya ndiri neni gweka yangu, kumbiti kawahinginiziya mwawoseri mwenga na nfira ndiri neni hweri mkalipa nentu.
6 Ampy ho amin’ izany olona izany ny fampijaliana nataon’ ny maro,
Azabu yakapatiti kala kulawa kwa wavuwa wenu imtosha.
7 ka dia aleo mamela heloka sy mampifaly azy kosa ianareo, fandrao dia resin’ ny fitomboan’ alahelo izany olona izany.
Vinu, mwenga mfiruwa kulekiziya muntu ayu vidoda vyakatenda na kumpanana moyu, su nakahinginika nentu.
8 Koa mananatra anareo aho mba hekenareo horaisina tsara amin’ ny fitiavana izy.
Su nuwaluwani mwenga, mumlanguziyi yomberi kayi kuwera mwenga mmufira nakamu.
9 Fa izany koa no nanoratako, mba ho fantatro izay toetrareo, na manaiky amin’ ny zavatra rehetra ianareo, na tsia.
Nembiti luhamba lulii toziya nfiriti kuvimana kuwera mwakala kujimila kila shitwatila.
10 Fa izay avelanareo heloka dia mba avelako heloka koa; ary izaho anefa, raha nisy heloka navelako, dia noho ny aminareo no namelako azy teo imason’ i Kristy,
Pamumlekiziya muntu vidoda vyakuwi, naneni viraa numulekiziya muntu vidoda vyakuwi. Toziya pahwera na shintu sha kulekiziya muntu vidoda vyakuwi, numulekiziya kulongolu kwa Kristu toziya ya mwenga,
11 fandrao ho resin’ ny fitak’ i Satana isika, fa fantatsika ny hafetseny.
su Shetani nakatuzyanga. Toziya tuyimana mipangu yakuwi.
12 Ary rehefa tonga tany Troasy hitory ny filazantsaran’ i Kristy aho, ka novohana varavarana ao amin’ ny Tompo,
Su vinu pansokiti lushi lwa Trowa kushibwera Shisoweru Shiwagira sha Kristu, moniti Mtuwa kavuguliti mlyangu gwa kutenda lihengu lyakuwi.
13 dia tsy tafandry ny fanahiko, satria tsy nahita an’ i Titosy rahalahiko aho; fa nanao veloma ny olona aho, dia niala teo nankany Makedonia.
Kumbiti moyu guntamiti nentu, toziya numwona ndiri mlongu muyetu Titu. Su nuwagambira woseri palii neni mbuka na ng'enditi Makedoniya.
14 Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay mitondra anay mandrakariva ao amin’ i Kristy toy ny fanaon’ izay avy nandresy, ka dia ampisehoany ny hanitry ny fahalalana Azy eny tontolo eny izahay.
Kumbiti, mayagashii kwa Mlungu, kwa yakatulongoziya mashaka goseri mumwanja gwa ukanga wa Kristu. Yomberi katutenda twenezi unakaka wa Kristu, gambira ununkira uherepa kila pahala.
15 Fa hanitr’ i Kristy ho an’ Andriamanitra izahay amin’ izay hovonjena sy izay ho very:
Toziya twenga tulifana na ununkira uherepa wa Kristu yakamlavilira Mlungu, ununkira uherepa yauwafikira wantu woseri yawalopoziwitwi na wantu woseri yawagamira.
16 amin’ ny sasany dia hanitra avy amin’ ny fahafatesana ho amin’ ny fahafatesana; fa amin’ ny sasany kosa dia hanitra avy amin’ ny fiainana ho amin’ ny fiainana. Koa iza moa no antonona ho amin’ izany zavatra izany?
Kwa wantu walii yawagamira, twenga twaununkira waujega kuhowa, kumbiti kwa walii yawalopoziwa, twenga twaununkira waujega ukomu. Hashi, gaa yakaweza kutenda lihengu lya ntambu ayi?
17 Fa tsy mba toy ny maro izay manatsatso ny tenin’ Andriamanitra hahazoam-bola izahay; fa toy ny amin’ ny fahadiovam-po kosa, dia avy amin’ Andriamanitra sady eo anatrehan’ Andriamanitra no itenenanay ao amin’ i Kristy.
Twenga tulifana ndiri gambira wantu walii yawawuza ujumbi wa Mlungu kwa mota yawu, kumbiti twenga twankubwera kwa uherepa wa moyu kulongolu kwa Mlungu, gambira wantu yawatumitwi na Mlungu, patulikolerana pamuhera na Kristu.

< 2 Korintiana 2 >