< 2 Korintiana 12 >
1 Tsy maintsy mirehareha aho, na dia tsy mahasoa aza izany; fa handroso hilaza fahitana sy fanambaran’ ny Tompo aho.
Chinalilape namose ngaikuŵajilwa, nambo chisale yankati yakwiwona ni uunukuko umbatile kutyochela kwa Ambuje.
2 Mahalala olona anankiray ao amin’ i Kristy aho, tokony ho efatra ambin’ ny folo taona lasa izay ― na tao amin’ ny tena, na tsy tao amin’ ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala ― ilay anankiray dia nakarina ho any amin’ ny lanitra fahatelo.
Ngummanyilila mundu jumo mwa Kilisito, ni sambano ipitile yaka likumi ni ncheche, mundu jo ŵajigalikwe kwinani. Ngangwimanyilila kanga mchiilu pane mu mbumu nambo Akunnungu akwimanyilila.
3 Ary mahalala ilay olona anankiray aho ― na tao amin’ ny tena, na tsy tao amin’ ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala ―
Une nguimanyilila yakuti mundu jo ŵajigalikwe kwinani, nambo nganguimanyilila kanga ŵatemi kweleko mchiilu pane ngaŵa mchiilu, Akunnungu nsyene akwimanyilila.
4 fa nakarina ho any Paradisa izy ka nandre teny tsy azo tenenina sady tsy tokony holazain’ olona.
Kweleko kumbepo ko, ŵaipilikene indu yanti, indu yo ngaikusachilwa mundu kuiŵalanga.
5 Ilay anankiray no hataoko rehareha; fa ny amin’ ny tenako dia tsy hirehareha aho afa-tsy amin’ ny fahalemena ihany.
Nipele chinalilape kwaligongo lya mundu jwanti yele nambo ngangulilapa nansyene, ikaŵe chinalilape kwaligongo lya kulepetala kwangu.
6 Fa na dia te-hirehareha aza aho, dia tsy ho adala, fa hilaza ny marina; nefa tsy manao izany aho, fandrao misy olona mihevitra ahy ho mihoatra noho izay ahitany ahy na izay andrenesany ny teniko.
Ngasachile kulilapa ngangaŵe jwakuloŵela, pakuŵa ngasasile isyene pe. Nambo ngulisiŵila, kuti jwalijose atakung'anichisya une mbundile nnope kwipunda yakwiwona njitendaga ni kwipilikana kutyochela kwangune.
7 Ary fandrao hirehareha noho ny habetsaky ny fanambarana aho, dia nasiana tsilo tamin’ ny nofo, dia irak’ i Satana hamely ahy, fandrao hirehareha aho.
Nambo kuti aasiŵile une kulilapa kwannope kwa winji wa iunukuko, napotekwe mchiilu changu mpela ila ngusomwa ni miiŵa, jijaliji mpela jwantenga jwa Shetani kwa kunagasya ni kusiŵila kuti ngasililapa kwakupunda.
8 Izany no nangatahako intelo tamin’ ny Tompo, mba hialan’ izany amiko.
Nachondelele Ambuje katatu kuti kupeteka ko kundyoche.
9 Nefa hoy Izy tamiko; Ampy ho anao ny fahasoavako; fa ny heriko dia tanterahina amin’ ny fahalemena. Koa mainka sitrako ny hirehareha amin’ ny fahalemeko, mba hitoeran’ ny herin’ i Kristy amiko.
Nombewo ŵaasalile, “Ntuuka wangu ukunjenela, pakuŵa ukombole wangu ukumalichika mu kulepetala.” Kwayele chinalilape kwa kwangala mu kulepetala kwangu kuti machili ga Kilisito gatame pachanya pangu.
10 Koa dia finaritra aho amin’ ny fahalemena, amin’ ny fampahoriana, amin’ ny fahaterena, amin’ ny fanenjehana, amin’ ny fahantrana, noho ny amin’ i Kristy; fa ny fahalemeko no fahatanjahako.
Kwa yele ngusengwa pangulepetala ni pangutukanwa ni pangusoŵekwa ni indu ni pangulagaswa ni pangusauka ligongo lya Kilisito. Pakuŵa naŵaga jwakulepetala, katema ko ni pingukola machili.
11 Efa tonga adala aho; ianareo no nahatery ahy; fa tokony hoderainareo aho, satria tsy latsaka noho ireo Apostoly ambony indrindra ireo, na dia tsinontsinona aza aho.
Ndili mpela jwakuloŵela, nambo ŵanyamwe ni mundesisye meje jwanti nyi. Ŵanyamwe mwaŵajilwe kunapa une, pakuŵa naŵajilwe kulapikwa ni ŵanyamwe, ligongo atamuno nganima chindu nambo ngakunyichilila ŵele ŵakuliŵilanga, “Achinduna achakulu.”
12 Ny famantarana mah’ Apostoly ahy dia natao teo aminareo tokoa tamin’ ny faharetana rehetra, tamin’ ny famantarana sy ny fahagagana ary tamin’ ny asa lehibe.
Imanyisyo ni yakusimonjeka yaikumanyisya kuti une ndili nduna yapanganyikwe kukwenu kwa upililiu wose.
13 Fa inona moa no nahalatsaka anareo noho ny fiangonana sasany, afa-tsy ny tsy namakiako tratra anareo? Mamelà ahy ary amin’ izany fahadisoana izany.
Ana chindu chi changanimbanganya kukwenu chinachipangenye mu mipingo jine ja ŵandu ŵakunkulupilila Kilisito? Nganinansausya kwakusaka mungamuchisye. Munechelesye chileŵo chi.
14 Indro, efa fanintelony izao no vonona hankatỳ aminareo aho, nefa tsy hahavaky tratra anareo; fa tsy ny fanananareo no tadiaviko, fa ianareo; fa tsy ny zanaka no tokony hihary ho an’ ny ray aman-dreniny, fa ny ray aman-dreniny no tokony hihary ho an’ ny zanany.
Nnole, sambano naliŵichile chile kunjimajimila kaatatu ni ngasinantopela. Ngangusaka ipanje yenu nambo ngunsaka mwachinsyene. Pakuŵa achaŵelesi akwaŵichila mbiko achiŵana ŵao nambo ŵanache ngakwaŵichila mbiko achaŵelesi ŵao.
15 Ary izaho dia faly indrindra handany sy holanina hahasoa ny fanahinareo, na dia araka ny fitombon’ ny fitiavako anareo aza no fihenan’ ny fitiavanareo ahy.
Chinjisengwa nnope kupeleganya yose ingwete ni namose kulityosya nansyene kwaligongo lya kunkamusya ŵanyamwe. Ana chimunonyele kanandi pakuŵa nannonyele kwannnope?
16 Kanefa, na dia izany aza, izaho tsy nahavaky tratra anareo, fa nanao saina, hono, aho, dia nahazo anareo tamin’ ny fihendrena.
Nipele chinjitichisye kuti nganinantopela. Nambo ŵane akuganisya kuti, “Pakuŵa che Paolo ali jwakalamuka, antanjisye kwakunlambusya.”
17 Moa izay nirahiko tany aminareo va nisy nanaovako anareo ho vola aman-karena?
Ana panamtumile jwantenga kukwenu nampokwele chachili chose kwa litala lya jwantenga jula?
18 Nangataka an’ i Titosy aho, sady nirahiko nomba azy ilay rahalahy. Moa Titosy va nanao anareo ho vola aman-karena? Tsy fanahy iray ihany va no nandehananay? Tsy iray ihany va no dianay?
Nanchisisye che Tito ni kwatuma pamo ni nlongo njetu jwine. Uli che Tito ŵanjiŵile? Ana ngankuimanyilila kuti uwe twapanganyisye masengo kwa nningwa umo, ni tukupanganya chindu kwa litala lilalila?
19 Efa ela izay no nanaovanareo anay ho miala tsiny aminareo. Eo anatrehan’ Andriamanitra no itenenanay ao amin’ i Kristy; fa ny zavatra rehetra, ry malala, dia ho fampandrosoana anareo.
Ana nkuganisya kuti mpaka sambano tukulichenjela twachinsyene kukwenu? Uweji tukuŵecheta paujo pa Akunnungu tuli tulumbikene ni Kilisito. Achambusanga ŵangu yele yose tukwipanganya kwa kunlimbisya ŵanyamwe.
20 Fa matahotra aho, fandrao, rehefa tonga aho, dia hahita anareo ho toy izay tsy tiako, ary ho hitanareo aho ho toy izay tsy tianareo; fandrao hisy fifandirana, fialonana, fiafonafonana, fifampiandaniana, fanaratsiana, fibitsibitsihana, fieboeboana, fikotranana, ―
Ngogopa, apala pachinjiika kukwenu ndakunsimana nganimma inguti pakusaka une, mbesi chimoneche kukwenu ingangusaka moneche. Ngogopa kunsimana nli ni umani ni wiu ni ugongomalo ni makani ni kulambuchisyana ni kunong'onana ni kulifuna ni utindiganyo pasikati jenu.
21 eny, fandrao, rehefa tonga indray aho, dia hampietry ahy eo anatrehanareo Andriamanitro, ary izaho hanana alahelo amin’ ny maro izay nanota teo aloha ka tsy mbola nibebaka tamin’ ny fahalotoana sy ny fijangajangana ary ny fijejojejoana nataony.
Ngogopa kuti pachiiche sooni, Akunnungu ŵangu chanyalusye mmbujo mwenu, noneji chinjililasika kwaligongo lya aŵala ŵandu ŵatesile sambi kalakala nambo nganaleka usakwa wao ni chigwagwa ni chikululu chiŵatesile.