< 2 Tantara 8 >
1 Ary nony afaka ny roa-polo taona naonaovan’ i Solomona ny tranon’ i Jehovah sy ny lapan’ ny tenany,
Thuutha wa mĩaka mĩrongo ĩĩrĩ, ihinda rĩrĩa Solomoni aahũthĩrire gwaka hekarũ ya Jehova o na nyũmba yake ya ũthamaki-rĩ,
2 dia namboariny ny tanàna izay nomen’ i Hirama azy ka namponenany ny Zanak’ isiraely.
Solomoni nĩaakire rĩngĩ matũũra marĩa aaheetwo nĩ Hiramu, na akĩmahe andũ a Isiraeli matũũre thĩinĩ wamo.
3 Ary Solomona nankany Hamata-zoba ka naharesy azy.
Solomoni agĩcooka agĩthiĩ Hamathu-Zoba na akĩrĩtaha.
4 Ary nanorina an’ i Tadmora tany an-efitra sy ny tanana fitehirizana rehetra izay nataony tany Hamata izy.
Ningĩ agĩcooka agĩaka Tadimori kũu werũ-inĩ na matũũra manene mothe marĩa aakĩte kũu Hamathu ma kũigwo indo.
5 Ary namboariny koa Beti-horona ambony sy Beti-horona ambany, tanàna mafy misy manda sy vavahady mihidy,
Nĩaakire Bethi-Horoni ya Mwena wa Igũrũ, na Bethi-Horoni ya Mwena wa Mũhuro rĩngĩ, marĩ matũũra manene mairige, marĩ na thingo, na ihingo, na mĩgĩĩko ya igera,
6 ary Baleta sy ny tanàna fitehirizana rehetra izay an’ i Solomona sy ny tanàna rehetra fitoeran-kalesy sy ny tanàna fitoeran’ ny mpitaingin-tsoavaly ary izay rehetra tian’ i Solomona haorina tany Jerosalema sy tany Libanona ary tany amin’ ny tany nanjakany rehetra.
o ũndũ ũmwe na Baalathu, na matũũra make mothe manene ma kũiga indo, na matũũra make mothe manene ma ngaari cia mbaara na mbarathi ciake, na agĩaka kĩrĩa gĩothe eerirĩirie kũu Jerusalemu, na Lebanoni, o na kũndũ guothe bũrũri-inĩ ũrĩa aathanaga.
7 Ary ny amin’ ny olona sisa rehetra tamin’ ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, izay tsy isan’ ny Isiraely
Andũ othe arĩa maatigaire kuuma kũrĩ Ahiti, na Aamori, na Aperizi, na Ahivi, na Ajebusi (nao andũ acio matiarĩ Aisiraeli),
8 dia ny taranany izay sisa nandimby azy teo amin’ ny taniny, fa tsy naringan’ ny Isiraely, no nampanaovin’ i Solomona fanompoana mandraka androany.
ũguo nĩ kuuga atĩ, njiaro ciao iria ciatigarĩte bũrũri-inĩ, iria andũ a Isiraeli mataaninĩte, acio nĩo maandĩkithirio nĩ Solomoni matuĩke ngombo ciake cia kũrutithio wĩra na hinya, na noguo gũtũire nginya ũmũthĩ.
9 Fa ny Zanak’ isiraely dia tsy mba nampanaovin’ i Solomona izany, fa ireo kosa no miaramila sy komandin’ ny mpanafika malaza ary komandin’ ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny
No Solomoni ndaatuire andũ a Isiraeli ngombo cia wĩra wake; acio nĩo maarĩ andũ ake a kũrũa mbaara, o na aathi a anene ake, na aathi a ngaari ciake cia ita, na atwari a ngaari icio.
10 Ary izao no mpifehy ny olona voatendrin’ i Solomona mpanjaka, dia dimam-polo amby roan-jato izay nanapaka ny olona.
O na ningĩ no-o maarĩ atongoria anene a Mũthamaki Solomoni, maarĩ anene 250 a kũrũgamĩrĩra andũ acio.
11 Ary Solomona nitondra ny zanakavavin’ i Farao niakatra avy tany an-Tanànan’ i Davida ho ao amin’ ny trano izay nataony ho azy, fa hoy izy: Ny vadiko tsy mahazo mitoetra ao an-tranon’ i Davida, mpanjakan’ ny Isiraely, fa masìna izay efa nidiran’ ny fiaran’ i Jehovah.
Solomoni akĩruta mwarĩ wa Firaũni kuuma Itũũra Inene rĩa Daudi, akĩmũrehe nyũmba ya ũthamaki ĩrĩa aamwakĩire, tondũ oigire atĩrĩ, “Mũtumia wakwa ndangĩtũũra nyũmba ya Mũthamaki Daudi, mũthamaki wa Isiraeli, nĩgũkorwo kũndũ kũrĩa ithandũkũ rĩa kĩrĩkanĩro kĩa Jehova rĩtoonyete nĩ gũtheru.”
12 Ary tamin’ izany Solomona nanatitra fanatitra dorana ho an’ i Jehovah teo ambonin’ ny alitaran’ i Jehovah, izay naoriny teo anoloan’ ny lavarangana fidirana;
Igũrũ rĩa kĩgongona kĩa Jehova kĩrĩa Solomoni aakĩte mbere ya gĩthaku, hau nĩho Solomoni arutĩire Jehova maruta ma njino,
13 eny, nanatitra izay fanao isanandro izy araka ny didin’ i Mosesy dia tamin’ ny Sabata sy ny voaloham-bolana ary ny fotoam-pivavahana intelo isan-taona, dia tamin’ ny andro firavoravoana fihinanana mofo tsy misy masirasira sy ny andro firavoravoana manarakaraka ireo herinandro ary ny andro firavoravoana fitoerana amin’ ny trano rantsan-kazo.
O ta ũrĩa maabataranĩtie kũrutwo o mũthenya nĩ ũndũ wa maruta marĩa Musa aathanĩte ma Thabatũ, na ma Tũrũgamo twa Mweri, na ma ciathĩ ithatũ cia o mwaka, nĩcio Gĩathĩ kĩa Mĩgate ĩtarĩ Mĩĩkĩre Ndawa ya Kũimbia, na Gĩathĩ gĩa Ciumia, na Gĩathĩ gĩa Ithũnũ.
14 Ary notendreny koa ny antokon’ ny mpisorona araka ny nandaharan’ i Davida rainy azy ho amin’ ny fanompoany avy ary ny Levita ho amin’ ny anjara-raharahany koa, dia ny hidera sy hanao fanompoam-pivavahana eo anoloan’ ny mpisorona araka ny raharaha fanao isan’ andro, ary ny mpiandry varavarana araka ny antokony amin’ ny isam-bavahady; fa izany no nandidian’ i Davida lehilahin’ Andriamanitra, azy.
Kũrũmanĩrĩra na wathani ũrĩa watuĩtwo nĩ ithe Daudi, nĩamũrire ikundi cia athĩnjĩri-Ngai nĩ ũndũ wa mawĩra mao, o na Alawii nĩguo matongoragie hĩndĩ ya kũgooca na ningĩ mateithagĩrĩrie athĩnjĩri-Ngai kũringana na mabataro ma o mũthenya. Ningĩ nĩamũrire ikundi cia arangĩri a ihingo marangagĩre ihingo mwanya mwanya, tondũ ũguo nĩguo Daudi, mũndũ wa Ngai, aathanĩte.
15 Ary tsy nialan’ ireo ny didin’ ny mpanjaka tamin’ ny mpisorona sy ny Levita na amin’ inona na amin’ inona, indrindra fa ny amin’ ny rakitra.
Nao matiatigire kũrũmĩrĩra watho ũrĩa mũthamaki aathĩte athĩnjĩri-Ngai kana Alawii ũndũ-inĩ o wothe hamwe na ũmenyereri wa igĩĩna.
16 Toy izany no nanamboaran’ i Solomona ny asa rehetra nataony hatramin’ ny andro nanorenany ny tranon’ i Jehovah ka ambara-pahavitany; ka dia vita tsara ny tranon’ i Jehovah.
Wĩra wa Solomoni wothe nĩwahingirio kuuma mũthenya ũrĩa mũthingi wa hekarũ ya Jehova wakirwo nginya ĩkĩrĩka. Nĩ ũndũ ũcio hekarũ ya Jehova ĩkĩrĩkio gwakwo.
17 Ary tamin’ izay Solomona dia nankany Ezion-gebera sy Elota eo amoron’ ny ranomasina any amin’ ny tany Edoma,
Ningĩ Solomoni agĩthiĩ Ezioni-Geberi na Elathu hũgũrũrũ-inĩ cia Edomu.
18 ary ny mpanompon’ i Hirama dia nampandehaniny hitondra sambo sy mpanompo izay mahay ranomasina; ary niara-nandeha tamin’ ny mpanompon’ i Solomona ho any Ofira ireo ka nahazo talenta volamena dimam-polo amby efa-jato tany izy, dia nentiny tany amin’ i Solomona mpanjaka izany.
Nake Hiramu akĩmũtũmĩra marikabu irũgamĩrĩirwo nĩ anene ake, andũ arĩa mooĩ ũhoro wa iria. Andũ acio, hamwe na andũ a Solomoni magĩtwarithia marikabu nginya Ofiri na magĩcooka makĩrehe taranda 450 cia thahabu, iria maatwarĩire Mũthamaki Solomoni.