< 2 Tantara 11 >

1 Ary nony tonga tany Jerosalema Rehoboama, dia novoriny ny taranak’ i Joda sy Benjamina, dia miaramila valo alina amby iray hetsy voafantina, hiady amin’ ny Isiraely hampody ny fanjakana ho an-dRehoboama.
Rĩrĩa Rehoboamu aakinyire Jerusalemu, akĩũngania andũ a kuuma nyũmba ya Juda na Benjamini, andũ a kũrũa mbaara 180,000, nĩgeetha makarũe na Isiraeli, nĩguo macookerie Rehoboamu ũthamaki.
2 Kanjo kosa ny tenin’ i Jehovah tonga tamin’ i Semaia, lehilahin’ Andriamanitra, ka nanao hoe:
No rĩrĩ, kiugo kĩa Jehova gĩgĩkinyĩra Shemaia mũndũ wa Ngai, akĩĩrwo atĩrĩ,
3 Mitenena amin-dRehoboama, zanak’ i Solomona, mpanjakan’ ny Joda, sy amin’ ny Isiraely rehetra amin’ ny Joda sy ny Benjamina hoe:
“Thiĩ wĩre Rehoboamu mũrũ wa Solomoni mũthamaki wa Juda, na wĩre andũ a Isiraeli othe kũu Juda na Benjamini atĩrĩ,
4 Izao no lazain’ i Jehovah: Aza mandeha hiady amin’ ny rahalahinareo, fa samia mody any an-tranony avy ianareo, fa avy amiko izao zavatra izao. Ary nihaino ny tenin’ i Jehovah ny olona, ka dia samy lasa nody, fa tsy nandeha hamely an’ i Jeroboama.
‘Jehova ekuuga ũũ: Tigai kwambata mũkahũũrane na ariũ a ithe wanyu. O mũndũ wothe wanyu nĩacooke mũciĩ, nĩgũkorwo nĩ niĩ njĩkĩte ũndũ ũyũ.’” Nĩ ũndũ ũcio magĩathĩkĩra ciugo cia Jehova na magĩtiganĩria ũhoro wa gũthiĩ kũhithũkĩra Jeroboamu.
5 Ary Rehoboama nitoetra tany Jerosalema ka nanamboatra tanàna mimanda tany Joda.
Rehoboamu agĩtũũra Jerusalemu na agĩaka matũũra ma ũgitĩri kũu Juda, namo nĩ maya:
6 Ny namboariny dia izao: Betlehema sy Etama sy Tekoa
Bethilehemu, na Etamu, na Tekoa,
7 sy Beti-zora sy Soko sy Adolama
na Bethi-Zuru, na Soko, na Adulamu,
8 sy Gata sy Maresa sy Zifa
na Gathu, na Maresha, na Zifu,
9 sy Adoraima sy Lakisy sy Azeka
na Adoraimu, na Lakishi, na Azeka,
10 sy Zora sy Aialona ary Hebrona, izay tanàna mimanda ao amin’ ny Joda sy ny Benjamina.
na Zora, na Aijaloni, na Hebironi. Maya maarĩ matũũra manene mairigĩirwo na thingo cia hinya kũu Juda na Benjamini.
11 Ary nanamafy ny tanàna mimanda izy sady nametraka mpanapaka tao aminy ary nanisy hanina sy diloilo ary divay betsaka.
Agĩĩkĩra ũgitĩri wamo hinya na akĩiga anene a mbũtũ cia mbaara kuo, o hamwe na mĩthiithũ ya irio, na maguta ma mĩtamaiyũ, na ndibei.
12 Ary tamin’ ny isam-bohitra dia nasiany ampinga lehibe sy lefona avokoa, sady nohamafiny dia nohamafiny ny vohitra; ary ny Joda sy ny Benjamina no nomba azy.
Nĩaigire ngo na matimũ matũũra-inĩ macio manene, na agĩtũma magĩe hinya mũno. Nĩ ũndũ ũcio Juda na Benjamini gũgĩtuĩka gwake.
13 Ary ny mpisorona sy ny Levita izay teo amin’ ny Isiraely rehetra dia nanatona azy avy tany amin’ ny fari-taniny avy.
Nao athĩnjĩri-Ngai na Alawii kuuma ngʼongo ciao ciothe kũu Isiraeli guothe maarĩ mwena wake.
14 Fa ny Levita nandao ny tanànany sy ny tany manodidina azy ka nankany Joda sy Jerosalema (fa Jeroboama sy ny zanany efa nanaisotra azy tsy ho mpisorona ho an’ i Jehovah,
Nĩgũkorwo Alawii nĩmatiganĩirie ũrĩithio wao na indo ciothe, magĩũka Juda na Jerusalemu, nĩgũkorwo Jeroboamu na ariũ ake nĩmamagiririe kũruta wĩra ta athĩnjĩri-Ngai a Jehova.
15 fa nanendry mpisorona ho amin’ ny fitoerana avo sy ho an’ ny Seïrima ary ho an’ ny ombilahy kely izay nataony).
Nake agĩthuura athĩnjĩri-ngai ake mwene nĩ ũndũ wa kũndũ kũrĩa gũtũũgĩru, na nĩ ũndũ wa kũrutĩra magongona mĩhianano ya mbũri na ya njaũ ĩrĩa aathondekete.
16 Ary na iza na iza tamin’ ny firenen’ Isiraely rehetra no nanolotra ny fony hitady an’ i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, dia nanaraka ireo nankany Jerosalema hamono zavatra hatao fanatitra ho an’ i Jehovah, Andriamanitry ny razany.
Andũ othe a kuuma kũrĩ o mũhĩrĩga wa Isiraeli arĩa maahaarĩirie ngoro ciao kũmaatha Jehova, Ngai wa Isiraeli, magĩkĩrũmĩrĩra Alawii nginya Jerusalemu makarutĩre Jehova Ngai wa maithe mao magongona.
17 Ka dia nampahery ny fanjakan’ ny Joda izy sady nampahavitrika an-dRehoboama, zanak’ i Solomona, telo taona; fa nandeha tamin’ ny lalan’ i Davida sy Solomona telo taona izy.
Makĩongerera ũthamaki wa Juda hinya na makĩnyiitĩrĩra Rehoboamu mũrũ wa Solomoni handũ ha mĩaka ĩtatũ, na ihinda rĩu nĩmathiiaga na mĩthiĩre ya Daudi na ya Solomoni.
18 Ary Rehoboama naka an’ i Mahalota, zanakavavin’ i Jerimota, zanak’ i Davida, sy Abihaila, zanakavavin’ i Eliaba, zanak’ i Jese, ho vadiny,
Nake Rehoboamu nĩahikirie Mahalathu, ũrĩa warĩ mwarĩ wa mũriũ wa Daudi wetagwo Jerimothu na wa Abihaili mwarĩ wa mũrũ wa Jesii wetagwo Eliabu.
19 izay nahazoany zaza, dia Jeosy sy Semaria ary Zahama.
Nake akĩmũciarĩra aanake aya: Jeushu, na Shemaria, na Zahamu.
20 Ary nanarakaraka azy, dia nalainy koa Imaka, zanakavavin’ i Absaloma, izay niteraka an’ i Abia sy Atahy sy Ziza ary Selomita taminy.
Ningĩ akĩhikia Maaka mwarĩ wa Abisalomu, ũrĩa wamũciarĩire Abija, na Atai, na Ziza na Shelomithu.
21 Ary Rehoboama tia an’ Imaka, zanakavavin’ i Absaloma, mihoatra noho ny vadiny sy ny vaditsindranony rehetra (fa naka vady valo ambin’ ny folo sy vaditsindrano enim-polo izy ka niteraka lahy valo amby roa-polo sy vavy enim-polo).
Rehoboamu nĩendire Maaka mwarĩ wa Abisalomu gũkĩra atumia arĩa angĩ othe na gũkĩra thuriya ciake ciothe. Atumia ake othe maarĩ 18 na thuriya 60, ciana cia aanake 28, na cia airĩtu 60.
22 Ary Abia, zanakalahin’ Imaka, no nataon-dRehoboama lohany ho mpanapaka ny rahalahiny; fa izy no efa nokasainy hampanjakaina.
Rehoboamu nĩathuurire Abija mũrũ wa Maaka atuĩke mũriũ mũnene wa ariũ a ithe acio angĩ nĩgeetha akaamũtua mũthamaki.
23 Ary hendry izy ka nampiely ny zanany eran’ ny tanin’ ny Joda sy ny Benjamina rehetra, dia tany amin’ ny tanàna mimanda rehetra, ka nomeny hanina betsaka sady nitadiavany vady maro.
Nĩatũmĩrire ũũgĩ, akĩhurunjĩra ariũ ake amwe ngʼongo-inĩ ciothe cia Juda na Benjamini, na akĩmahurunjĩra matũũra-inĩ mothe manene marĩa maarĩ mairigĩre. Nĩamaheire mĩthiithũ mĩiganu, na akĩmacarĩria o mũndũ atumia aingĩ.

< 2 Tantara 11 >