< 1 Timoty 5 >
1 Aza mamely mafy loatra ny anti-panahy, fa anaro toy ny ray izy, ny tanora fanahy toy ny rahalahy,
Koto kumuhakalila gogo, ndi mlapisa ngati cheyivya kwa dadi vaku. Vahengela vasongolo ngati valongo vaku,
2 ny vehivavy anti-panahy toy ny reny, ny tanora fanahy toy ny anabavy, amin’ ny fahadiovana rehetra.
Muvahengela vadala vagogo ngati nyina vaku, na vasikana ngati valumbu vaku, kwa uganu woha.
3 Omeo voninahitra ny mpitondratena izay efa mpitondratena tokoa.
Vatangatila valipwela vangali mundu wa kuvangatila vevavili valipwela chakaka.
4 Fa raha misy mpitondratena manana zanaka na zafy, aoka ireo hianatra aloha haneho izay toe-panahy araka an’ Andriamanitra amin’ ny ao an-tranony ka hamaly soa ny rainy aman-dreniny; fa izany no ankasitrahana eo anatrehan’ Andriamanitra.
Nambu ngati lipwela ana vana amala vajukulu, venavo viganikiwa kujiwula gakukita gala gegiganikiwa kuhengewa na vandu vevakumyumpa Chapanga viganikiwa kukita kwa valongo vavi vene na ndi kuvalipa vadadi na vanyina vavi na vagogo vavi, muni ndi lijambu la kuganisa palongolo ya Chapanga.
5 Fa izay efa mpitondratena tokoa ka irery tena dia efa manantena an’ Andriamanitra ka maharitra amin’ ny fangatahana sy ny fivavahana andro aman’ alina
Mdala lipwela chakaka, angali mundu wa kumtangatila, mweavikili huvalila kwa Chapanga na kuyendelela kumuyupa utangatila muhi na kilu.
6 Fa izay vehivavy manaram-po amin’ ny fahafinaretana dia maty fahavelony.
Nambu lipwela mwaitama wumi wa manogelu, mwenuyo amali kufwa pamonga akona wumi.
7 Ary izany zavatra izany no andidio, mba tsy hananany tsiny.
Vapela vandu malagizu aga, muni mundu yoyoha akotoka kuvawona vanamabudilu.
8 Fa raha misy tsy mamelona ny azy, indrindra fa ny ankohonany, dia efa nandà ny finoana izy ka ratsy noho ny tsy mino aza.
Nambu ngati mundu akuvatunza lepi valongo vaki, neju vala va kunyumba yaki, ndi mundu mwenuyo ayibelili sadika yaki, na ndi muhakau neju kuliku mundu mwangasadika.
9 Aza soratana ho isan’ ny mpitondratena izay latsaka noho ny enim-polo taona sady efa nanam-bady indray mandeha ihany
Kotoka kumyandika muchitabu cha mahina ga valipwela, lipwela yoyoha mwangahikisa miyaka sitini. Kangi avya agegiwi mala yimonga ndu,
10 ary tsara laza amin’ ny asa tsara; raha namelon-jaza izy, raha nampiantrano vahiny, raha nanasa ny tongotry ny olona masìna, raha namonjy ny nozoim-pahoriana, raha nazoto nanaraka ny asa tsara rehetra.
na avya na matendu gabwina, mwavalelili vana vaki bwina, mweakuvakalibisa vayehe munyumba yaki, mwavasambisi magendelu vandu va Chapanga, mwavatangatili vandu vanamang'ahiso, na mwajiwusili kukita mambu ga kila namuna.
11 Fa mandava ny mpitondra-tena tanora; fa raha tsy maharitra ny fifehezan’ i Kristy izy, dia ta-hanam-bady
Muchitabu chenicho koto kuvayandikisa mahina ga valipwela vasikana, muni mnogo wavi wa higa ukavya na makakala neju yati vigana kugegewa kuliku kujiwusa kwa Kilisitu,
12 ka hahazo fanamelohana, satria nandà ny finoany voalohany izy.
na kulolekana kukosa usadikika ndava ya lilagizu la kumuhengela Chapanga levavikili pakumbula.
13 Sady mianatra ho malaina koa izy ka mandehandeha mitety trano; ary tsy malaina ihany, fa mpilazalaza sy mpandehandeha miraharaha ny an’ olona ka manao teny tsy mety.
Valipwela ngati venavo viyagisa lukumbi na kugendagenda nyumba yimonga na yingi na vivya vandu veviheha na kujiyingisa mu mambu ga vandu vangi, na kujova mambu gangavya gavi.
14 Koa tiako ny mpitondratena tanora fanahy hanam-bady sy hanana zanaka sy hanapaka ny tranony ka tsy hanome vava ny fahavalo hiteny ratsy.
Hinu ndi nigana valipwela vasikana vagegewa, na kuveleka vana na kuyangalila nyumba zavi muni likoko likoto kupata fwasi ya kujova mambu gahakau ndava yitu.
15 Fa ny sasany efa nivily sahady nanaraka an’ i Satana.
Muni valipwela vangi vamali kuyagila na kumlanda Setani.
16 Raha misy vehivavy mino manana mpitondratena, aoka izy hamelona azy, ary aza avela hahavaky tratra ny fiangonana, mba hamelomany izay efa mpitondratena tokoa.
Nambu ngati mau mkilisitu avi na valipwela mu lukolo lwaki, mwene iganikiwa kuvayangalila ndi lepi kuvalekela lihengu lenilo msambi wa vandu vevakumsadika Kilisitu, muni msambi wa vandu vevakumsadika Kilisitu vakuvatuza vangi vevasigalili.
17 Aoka ny loholona izay mitondra tsara hatao tokony hahazo fanajana roa heny indrindra fa izay nikely aina amin’ ny teny sy ny fampianarana.
Vagogo vavilongosa bwina msambi wa vandu vevakumsadika Kilisitu viganikiwa kutopeswa na kupewa bwina luhuna, neju vala vevihenga lihengu cha kukangamala kukokosa na kuwula.
18 Fa hoy ny Soratra Masìna: “Aza manakombona ny vavan’ ny omby mively vary ianao” Ary koa: “Ny mpiasa miendrika hahazo ny karamany”.
Muni Mayandiku Gamsopi gijova, “Kotoka kukunga ng'ombi mlomo peyihenga lihengu la kuwulula mabenu,” Ndi kangi “Muhenga lihengu iganikiwa kupewa luhuna lwaki.”
19 Aza mandray teny hiampangana loholona, raha tsy misy vavolombelona roa na telo.
Kotoka kuyidakila matakilu gegakuvavala gogo mwevavili chilongosi mu msambi wa vandu vevakumsadika Kilisitu mbaka kuvya na vandu gevajovili vavili amala vadatu.
20 Izay manota dia anaro eo anatrehan’ ny olona rehetra, mba hatahotra koa ny sasany.
Vala vevakumbudila Chapanga vavahakalila pavandu, muni vangi vayogopa mewa.
21 Mananatra anao mafy aho eo anatrehan’ Andriamanitra sy Kristy Jesosy ary ny anjely voafidy mba hotandremanao izany zavatra izany, tsy manao olon-tiana, na manao na inona na inona amin’ ny fiangarana.
Nikulagiza palongolo ya Chapanga, na palongolo ya Kilisitu Yesu na palongolo ya vamtumu va Chapanga, kugalanda malagizu ago changaleka hati limonga na ukita cheyiganikiwa changamlola mundu kumihu.
22 Aza malaky mametra-tanana amin’ olona na iza na iza, ary aza miombona ota amin’ ny sasany; tehirizo madio ny tenanao.
Kotoka kuyumbatika kumvikila mundu yoyoha mawoko ndava ya kumhengela Bambu. Kotoka kujiyingisa mukumbudila Chapanga na vandu vangi, jivika mukunyamba.
23 Aza misotro rano intsony fa misotroa divay kely noho ny vava-fonao sy ny fahosaosanao matetika.
Kotoka kunywa manji ndu, ndi unywa divayi padebe ndava ya lilemi laku, muni ulwala pamahele.
24 Ny fahotan’ ny olona sasany miharihary ka mialoha ho amin’ ny fitsarana, fa ny an’ ny sasany kosa manaraka ato aoriana.
Kumbudila Chapanga kwa vangi kwiloleka hotohoto hati kwakona lukumbi lwa kuhamuliwa, nambu kumbudila Chapanga kwa vangi kwilolekana kandahi pevihamuliwa.
25 Ary miharihary toy izany koa ny asa tsara; ary izay tsy toy izany dia tsy ho azo afenina.
Mewawa matendu gabwina gilolekana njwe, na hati gala gangalolekana waka nakuhotoleka kufiyika.