< 1 Timoty 2 >

1 Koa mananatra voalohany indrindra aho mba hatao izay fangatahana, fivavahana, fifonana, fisaorana, ho an’ ny olona rehetra,
Bhai sha ntai kaje, nnjuganje na tenda eja kwa a Nnungu, kwa ligongo lya bhandunji bhowe,
2 ho an’ ny mpanjaka mbamin’ izay rehetra manana fahefana, mba hiainantsika miadana sy mandry fahizay amin’ ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra sy ny fahamaotinana rehetra.
kwa ligongo lya bhapalume, na bhowe bhakwetenje ukulungwa, nkupinga tutame ndamo ja ulele pamo na kwaakuya a Nnugnu, na ndamo ja ukonjelo na gundu.
3 Izany no tsara ka ankasitrahana eo imason’ Andriamanitra, Mpamonjy antsika,
Shene shindushi ni sha mmbone, shikwaanonyela a Nnungu, bhaatapula bhetu,
4 Izay tia ny olona rehetra hovonjena ka ho tonga amin’ ny fahalalana ny marina.
bhaapinga bhandu bhowe bhatapulwanje, na kuimanya indu ya kweli.
5 Fa iray no Andriamanitra, ary iray no Mpanalalana amin’ Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy, Izay olona,
Pabha bhapali a Nnungu bhamope, na bhapali bhaalundanya bhamo, bhaalundanya bhandu na a Nnungu, ni mundu, a Yeshu Kilishitu,
6 sady nanolotra ny tenany ho avotra hisolo ny olona rehetra, dia zavatra ho fitory amin’ izao androny izao.
bhene bhaishoshiye bhayene kwaatapulanga bhandu bhowe. Gwenego pugwaaliji ukong'ondelo, gakaishileje malanga gakwe ga pwaa, kuti a Nnungu bhanapinga kwaatapulanga bhandu bhowe.
7 Mba hanao izany no nanendrena ahy ho mpitory sy Apostoly (milaza ny marina aho, fa tsy mandainga), ho mpampianatra ny jentilisa amin’ ny finoana sy ny fahamarinana.
Kwa lyene ligongolyo, njibhikwa kubha ntume, na nkulunguya, na nkujiganya, ku bhandu bhangabha Bhayaudi, ga ntenga gwa ngulupai na kweli. Ngunabheleketa kweli nngabha unami.
8 Koa tiako ny lehilahy hivavaka eny tontolo eny manandra-tanana masìna, tsy amin’ ny fahatezerana na amin’ ny fifandirana.
Bhai, shingupinga nne, popowe punkuimananga nkujuga, ngunaapinga bhanabhalume bhaajuganje a Nnungu, akuno bhajinwilenje makono gamatakaywe, bhalijuganga gwangali nnjimwa wala mitau.
9 Ary toy izany koa ny vehivavy, hiravaka amin’ ny fitafiana mahamendrika mbamin’ ny fahamaotinana sy ny fahononan-tena, fa tsy amin’ ny volo mirandrana sy ny volamena, na vato soa, na fitafiana saro-bidy,
Nneyo peyo, bhanabhakongwe bhawalanje nngubho ya mmbone, na ya shigundu, na ya langula kwiitimalika ntima, na nngabha kwiikelengelela kwa tibha umbo, wala kwa shaabhu na lulu, eu nngubho ya galama.
10 fa amin’ ny asa tsara, araka izay mahamendrika ny vehivavy manaiky ny fivavahana amin’ Andriamanitra.
Ikabheje kwa itendi ya mmbone, malinga shibhaapinjikwanga bhanabhakongwe bhakwaajogopanga a Nnungu.
11 Aoka ny vehivavy hianatra mangingina ka hanaiky tsara.
Bhanabhakongwe bhaijiganyanje kwa kwiitimalika, akuno bhalikundanga yowe.
12 Fa ny vehivavy tsy avelako hampianatra na hanapaka ny lehilahy, fa hangina ihany.
Nne nguti, jwankongwe anannjiganye wala kuntagwala jwannume, ikabhe aitimalishe.
13 Fa Adama no natao voalohany, vao Eva.
Pabha a Adamu ni bhatandwibhe kupanganywa, kungai a Awa.
14 Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota.
Na wala a Adamu bhangatembwa, ikabhe bhakongwe ni bhatembilwe, gubhajinjile muilebho.
15 Nefa hovonjena ihany izy amin’ ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin’ ny finoana sy ny fitiavana ary ny fahamasinana mbamin’ ny fahononan-tena.
Ikabheje, bhakongwe shibhatapulwe kwa bheleka bhana, ibhaga shibhalonjeye nngulupai na nkupingana, na ukonjelo, na ntima gwa kwiitimalika.

< 1 Timoty 2 >