< 1 Tesaloniana 2 >

1 Fa ny tenanareo, ry rahalahy, dia mahalala fa tsy foana ny fidiranay tatỳ aminareo;
Koeinaakhqi, nangmih a venawh ka mi law ce a hoeina am awm hy tice sim uhyk ti.
2 fa rehefa nampahorina sy nisetrasetrana tany Filipy izahay teo aloha, tahaka ny fantatrareo ihany, dia sahy tao amin’ Andriamanitray izahay hiteny taminareo ny filazantsaran’ Andriamanitra, na dia be aza ny fanoherana.
Nami sim hawh amyihna, lamma na Filipi khaw awh ni the ni kha na unawh kyinaak hu unyng, cehlai Khawsa ak pyinaak caming nangmih a venawh awithang leek kqawn law thai unyng.
3 Fa ny fananaranay dia tsy avy amin’ ny fitaka, na ny fahalotoana, na ny soloky.
Nangmih a venawh qeennaak ka mi thoeh law ce amak thym kawpoek amak ciim ing am sai law unyng, ka ni thainaak khqi aham ka mi ngaih a dawngawh awm amni.
4 Fa tahaka ny nankasitrahan’ Andriamanitra anay, ka notolorana ny filazantsara ho adidinay izahay, dia araka izany koa no itenenanay, tsy toy ny mila sitraka amin’ olona, fa amin’ Andriamanitra, Izay mizaha toetra ny fonay.
Khawsa ing awithang leek khoem sak nawh ak dyihpyi thlangkhqi nani ka mi awm. Thlanghqing zeelnaak am sui unyng saw, kawlung ak qymkung Khawsa ak kawngaih sai aham ni ka mingcai hy.
5 Fa tsy nanao teny mandrobo akory izahay na oviana na oviana, tahaka ny fantatrareo ihany, na nihatsaravelatsihy hanafina fieremana (Andriamanitra no vavolombelona);
Ityk awh awm oekqu doena awi ap kqawn khawi unyng, ak pyh ngaihnaak dah aham awm ap kqawn unyng - Khawsa ing ni sim khqi hy.
6 ary tsy nitady voninahitra tamin’ olona izahay, na taminareo, na tamin’ ny sasany, na dia nanam-pahefana hahavaky tratra aza izahay, araka izay mah’ Apostolin’ i Kristy anay.
Thlanghqingkhqi am kyihcahnaak am sui unyng, nangmih am kyihcahnaak awm am sui unyng, u a kyihcahnaak awm am sui unyng. Khrih a ceityih na ka mi awm a dawngawh nangmih aham phyihqihna awm, awm thai hlai unyng,
7 Fa nalemy fanahy teo aminareo izahay, tahaka ny reny mitaiza ny zanany naterany,
anu ing a cakhqi a cuun amyihna nangmih a venawh kawdung thlang na awm unyng.
8 dia toy izany no nahazoto anay, noho ny fitiavanay anareo indrindra; hanome anareo, tsy ny filazantsaran’ Andriamanitra ihany, fa ny ainay koa aza, satria efa malalanay ianareo.
Nangmih ka ni lung naak khqi soeih a dawngawh Khawsak awithang leek zeel doena ka mik kqawn doeng kaana ka mi hqingnaak awm ni pek khqi unyng, ka ni thin tlawhnaak khqi a dawngawh,
9 Fa tsaroanareo, ry rahalahy, ny fikelezanay aina sy ny fisasaranay; fa niasa andro aman’ alina, mba tsy hahavaky tratra na dia olona iray akory taminareo aza, no nitorianay ny filazantsaran’ Andriamanitra taminareo.
Koeinaakhqi kaimih a kyinaak ingkaw khuikhanaak ning zaak sim pyi uhyk ti, nangmih a venawh Khawsak awithang leek ka mik kqawn huili awh u awm phyihqih peek aham am kami ngaih a dawngawh than dai bibi unyng.
10 Hianareo no vavolombelona ary Andriamanitra koa fa masìna sy marina ary tsy nanan-tsiny tokoa ny fitondran-tenanay teo imasonareo izay mino,
Nangmih amik cangnaak thlangkhqi venawh ak ciim ingkaw ak dyng caana ka mi awm ce nangmih ing ni sim u tiksaw Khawsa ingawm sim hy.
11 toy ny fantatrareo fa tahaka ny ray amin’ ny zanaka no namporisihanay sy nampiononanay anareo isam-batana sy nananaranay mafy anareo,
Pa ing a cakhqi a hloep amyihna nangmih kani hloep khqi ce sim uhyk ti,
12 mba handehananareo miendrika an’ Andriamanitra, Izay miantso anareo ho amin’ ny fanjakany sy ny voninahiny.
tha ni pek khqi nyng, ngaihqepnaak awi kqawn law unyng, a qam ingkaw a boeimangnaak ak khuiawh nangmih anik khykung Khawsa mik cuuk hatlaak na khawsak aham awi kqawn law unyng.
13 Ary noho izany izahay koa dia tsy mitsahatra misaotra an’ Andriamanitra, satria rehefa nandray ny tenin’ Andriamanitra izay notorinay ianareo, dia tsy noraisinareo ho tenin’ olona, fa araka izay marina, dia ny tenin’ Andriamanitra, izay miasa anatinareo izay mino koa.
Kaimih a ven awhkawng na ming zaak Khawsak awi ce nami do awh, thlang ak awi zap amyihna am do u tiksaw Khawsak awi qoe qoe na, nangmih amik cangnaak khqi a venawh bi a binaak amyihna nami do a dawngawh Khawsa venawh a boet kaana zeelawi kqawn unyng.
14 Fa ianareo, ry rahalahy, dia efa tahaka ny fiangonan’ Andriamanitra any Jodia izay amin’ i Kristy Jesosy; fa ny nanjo anareo noho ny nataon’ ny iray firenena aminareo dia sahafa amin’ ny nanjo ireo koa noho ny nataon’ ny Jiosy taminy,
Koeinaakhqi, nangmih taw Khrih awh ak awm, Judah qam awhkaw thlangboel ak oet na awm uhyk ti: cekkhqi ing a mimah Juda pyi a thekhanaak ami huh amyihna nangmih awm na mik thlang nawn a thekhanaak ce hu uhyk ti.
15 izay namono an’ i Jesosy Tompo sy ny mpaminany koa ary nandroaka anay sady tsy manao ny sitrapon’ Andriamanitra ary manohitra ny olona rehetra,
Judahkhqi ing Bawipa Jesu ingkaw tawnghakhqi ce him unawh kaimih awm ni hqek khqi hy, Khawsak kaw am nawm sak unawh thlang boeih a qaal na awm uhy.
16 ka mandrara anay tsy hitory amin’ ny jentilisa mba tsy hamonjena ireny, mba hameno ny fahotan’ ny tenany mandrakariva; kanjo efa niharan’ ny fahatezerana hatramin’ ny farany izy.
Gentelkhqi venawh awithang leek ap kqawn pe thai unyng saw, thaawng na a mami awm naak aham tha lo uhy.
17 Ary izahay, ry rahalahy, rehefa tafasaraka taminareo vetivety foana tamin’ ny fanatrehana, fa tsy tamin’ ny fo, dia vao mainka nitady sy naniry fatratra hahita ny tavanareo.
Vemyihna a mimah a thawlhnaak ce a boet dyna cun uhy, cedawngawh Khawsa ak kawsonaak ce a dytnaak nataw a mingmih ak khanawh tlaak pek khqi hy.
18 Koa naniry hankany aminareo indray mandeha amana indroa izahay, dia izaho Paoly; nefa nosakanan’ i Satana izahay.
Nangmih a venawh law aham ngaih unyng - kai, Paul ve law aham cai bai cai bai nyng - cehlai, setan ing ni kang hy.
19 Fa inona moa no fanantenanay, na fifalianay, na satro-boninahitra reharehanay? Moa tsy ianareo eo anatrehan’ i Jesosy Tompontsika amin’ ny fihaviany va?
Kaimih ang ngaih-unaak, zeelnaak, ni Bawipa Jesu a law awh a haaiawh kaimih a boeimangnaak lumyk ce ikaw? Nangmih am aw?
20 Fa ianareo no voninahitray sy fifalianay.
Nangmih ve kaimih a boeimangnaak ingkaw zeelnaak na awm uhyk ti.

< 1 Tesaloniana 2 >