< 1 Samoela 6 >

1 Ary ny fiaran’ i Jehovah dia tany amin’ ny tanin’ ny Filistina fito volana.
I NA malama ehiku i noho ai ka pahu o Iehova ma ka aina o ko Pilisetia.
2 Ary ny Filistina nampaka ny mpisorona sy ny mpanao fankatovana ka nanao hoe: Ahoana no hataontsika amin’ ny fiaran’ i Jehovah? Lazao aminay izay hanateranay azy ho any amin’ ny fitoerany.
Kahea aku la ko Pilisetia i na kahuna, a me ka poe kilokilo, i aku la, Heaha ka makou e hana aku ai i ka pahu o Iehova? E hoike mai ia makou, me ke aha la makou e lawe aku ai ia mea ma kona wahi?
3 Ary hoy ireo: Raha aterinareo ny fiaran’ ny Andriamanitry ny Isiraely, aza aterina foana izy, fa manatera fanati-panonerana ho Azy mihitsy, dia ho sitrana ianareo, ary ho fantatrareo koa izay tsy ialan’ ny tànany aminareo.
I mai la lakou, Ina e lawe aku oukou i ka pahu o ke Akua o ka Iseraela, mai lawe nele aku; aka, e hoihoi aku me ka mohaihala nona: alaila e hoolaia oukou, a e hoikeia hoi ia oukou ka mea i lawe ole ia aku ai kona lima mai o oukou aku.
4 Dia hoy ny olona: Inona ary no fanati-panonerana haterinay ho Azy? Ary hoy kosa ireo: Vay volamena dimy sy totozy volamena dimy, araka ny isan’ ireo andrianan’ ny Filistina; fa aretina iray ihany no manjo anareo rehetra sy ny andriananareo.
Ninau aku la lakou, Heaha ka mohaihala a makou e hoihoi aku ai nona? I mai la lakou, Elima puupuu koko gula, elima iole gula, ma ka helu ana o na haku o ko Pilisetia: no ka mea, hookahi no mai maluna o lakou a pau, a maluna hoi o ko oukou mau haku.
5 Koa manaova sarin’ ny vainareo sy sarin’ ny totozinareo izay manimba ny tany; ary omeo voninahitra ny Andriamanitry ny Isiraely; angamba hanamaivana ny tanany hiala aminareo sy ny andriamanitrareo ary ny taninareo Izy.
No ia mea, e hana oukou i na kii no ko oukou puupuu koko, a me na kii no ko oukou iole, nana i hana ino ka aina; a e hoonani aku oukou i ke Akua o ka Iseraela: malia paha e hoomama mai ia i kona lima mai luna ae o oukou, a me ko oukou mau akua, a me ko oukou aina.
6 Fa nahoana no manamafy ny fonareo ianareo, toy ny nanamafian’ ny Egyptiana sy Farao ny fony? Raha nanao fahagagana namelezany azy Izy, moa tsy nalefany handeha va ny olona, ka dia lasa?
No ke aha la oukou, e hoopaakiki nei i ko oukou naau, e like me ko Aigupita, a me Parao i hoopaakiki ai i ko lakou naau? Ia ia i hana mana ai iwaena o lakou, aole anei ia i kuu aku ia lakou, a hele lakou?
7 Koa ankehitriny manaova sariety vaovao, ary mangalà ombivavy roa mitaiza, izay tsy mbola nasiana zioga, dia afehezo amin’ ny sariety ny ombivavy, ka ento mody ny zanany hiala aminy.
No ia mea, e hana oukou i kaa hou, a lawe i na bipiwahine waiu elua, aole i kau ka auamo maluna o laua, a e nakii i na bipi ma ke kaa, a e lawe i ka laua mau keiki mai o laua aku la:
8 Ary alao ny fiaran’ i Jehovah, ka apetraho eo ambonin’ ny sariety, dia ataovy ao anaty vata kely eo anilany ny fanaka volamena haterinareo ho Azy ho fanati-panonerana, ka ampandehano izany.
A e lawe aku oukou i ka pahu o Iehova, a kau maluna o ke kaa, a e hahao i na mea gula a oukou e hoihoi aku i mohaihala nona maloko o kahi pahu ma ka aoao; a e hoouna aku oukou ia mea, i hele aku ia.
9 Ary izahao, ka raha miakatra amin’ ny lalana mankany amin’ ny taniny ihany ho any Beti-semesy izany, dia Jehovah no nahatonga izao loza lehibe izao tamintsika; fa raha tsy izany, dia ho fantatsika fa tsy ny tanany no namely antsika, fa mby amin’ izay hanjo antsika.
A e nana oukou, ina paha e pii aku ia ma ke ala o kona mokuna, i Betesemesa, alaila, ua hana mai ia i keia ino nui no kakou: aka, i ole. alaila e ike kakou, aole kona lima i hahau mai ia kakou; ua hiki wale mai ia mea ia kakou.
10 Dia nataon’ ny olona izany, ka naka ombivavy roa mitaiza izy, dia nafehiny tamin’ ny sariety ireo, fa ny zanany narindriny tao an-trano.
A hana aku la na kanaka pela; a lawe aku la i na bipiwahine waiu elua, a nakii ia laua ma ke kaa, a hoopaa lakou i ka laua mau keiki maloko o ka hale.
11 Dia napetrany teo ambonin’ ny sariety ny fiaran’ i Jehovah sy ny vata kely ary ny totozy volamena sy ny sarin’ ny vay.
Kau aku la lakou i ka pahu o Iehova maluna o ke kaa, a i kekahi pahu me na iole gula, a me na kii o ko lakou puupuu koko.
12 Ary ny ombivavy nizotra mahitsy tamin’ ny lalana mankany Beti-semesy, dia nandeha tamin’ ny lalambe ka nimàmà teny am-pandehanana, ary tsy nania, na ho amin’ ny ankavanana, na ho amin’ ny ankavia, ary ireo andrianan’ ny Filistina nanaraka azy hatramin’ ny fari-tanin’ i Beti-semesy.
A hele pololei aku la na bipi ma ke ala e hiki ai i Betesemesa, ma ke ala loa ka hele ana, a hele laua me ka uwo ana, aole laua i huli ae ma ka akau, aole hoi ma ka hema; a hele na haku o ko Pilisetia mahope o laua, a hiki i ka mokuna o Betesemesa.
13 Ary ny Beti-semesita nijinja ny vary tritika teny an-dohasaha; ary nanopy ny masony izy ka nahita ny fiara, dia faly raha nahita izany.
A e oki ana ko Betesemesa i ka lakou palaoa ma ke awawa: alawa ae la ko lakou maka iluna, a ike aku la i ka pahu, a olioli lakou i ka ike ana aku.
14 Ary ny sariety tonga teo an-tanimbarin’ i Josoa Beti-semesita, dia nijanona teo, ary nisy vato lehibe teo; dia namaky ny hazon’ ny sariety ny olona ka nanatitra ny ombivavy ho fanatitra dorana ho an’ i Jehovah.
A hele aku la ke kaa maloko o ka mahinaai o Iosua no Betesemesa, a ku malaila; a malaila ka pohaku nui; a wawahi lakou i ka laau o ke kaa, a kaumaha aku la lakou i na bipi i mohaikuni ia Iehova.
15 Ary ny Levita nampidina ny fiaran’ i Jehovah sy ny vata kely izay teo aminy, dia ilay nitoeran’ ny fanaka volamena, ka nametraka azy teo ambonin’ ny vato lehibe; ary tamin’ izany andro izany ny mponina tao Beti-semesy nanatitra fanatitra dorana sy fanatitra hafa alatsa-drà ho an’ i Jehovah.
Lawe mai la na Levi i ka pahu o Iehova, a me kekahi pahu i waiho pu ai me ia me na mea gula maloko, a kau aku la ia mea maluna o ka pohaku nui; a kaumaha aku na kanaka o Betesemesa i na mohaikuni, a ia la, kaumaha aku la no hoi lakou i na mohai ia Iehova.
16 Ary raha hitan’ ireo andriana dimy tamin’ ny Filistina izany, dia niverina nankany Ekrona androtrizay ihany izy.
A ike aku la na haku elima o ko Pilisetia ia mea, hoi aku la lakou ma Ekerona ia la.
17 Ary izao no sary volamenan’ ny vay naterin’ ny Filistina ho fanati-panonerana ho an’ i Jehovah: an’ i Asdoda iray, an’ i Gaza iray, an’ i Askelona iray, an’ i Gata iray, an’ i Ekrona iray;
Eia na puupuu koko gula a ko Pilisetia i hoihoi aku ai i mohaihala ia Iehova: no Asedoda kekahi, no Gaza kekahi, no Asekelona kekahi, no Gata kekahi, no Ekerona kekahi;
18 ary ny totozy volamena dia araka ny isan’ ny tanàna rehetra an’ ny Filistina, izay an’ ireo andriana dimy, an’ ny tanàna mimanda, na ny vohitra any ivelany, ka hatramin’ ny vato lehibe izay nametrahany ny fiaran’ i Jehovah; ary mbola any an-tanimbarin’ i Josoa Beti-semesita mandraka androany izany.
A me na iole gula e like me ka helu ana o na kulanakauhale no na haku elima o ko Pilisetia, na kulanakauhale pa pohaku, a me na kauhale papu a hiki i ua pohaku nui o Abela, kahi a lakou i kau ai i ka pahu o Iehova; a ilaila ua pohaku la ma ka mahinaai o Iosua no Betesemesa, a hiki i keia la.
19 Ary Jehovah namely ny mponina tao Beti-semesy noho ny nijerijeren’ ireo ny fiarany, ka dia olona fito-polo amby dimy alina no maty; dia nisaona ny olona, satria nasian’ i Jehovah, ka be dia be no maty.
A luku mai ia i na kanaka o Betesemesa, no ka mea, ua nana lakou iloko o ka pahu o Iehova, luku mai ia i na kanaka, he kanalima no tausani, a he kanahiku kanaka ia. Auwe na kanaka, no ka Iehova pepehi ana mai i na kanaka me ka luku nui.
20 Ary hoy ny mponina tao Beti-semesy: Iza no mahajanona eo anoloan’ izao Jehovah Andriamanitra masìna izao? Ary ho amin’ iza no hiakarany, rehefa miala amintsika?
I ae la na kanaka o Betesemesa, Owai la ka mea hiki ke ku imua o Iehova keia Akua Hemolele? A ia wai la oia e hele aku mai o kakou aku?
21 Dia naniraka olona nankany amin’ ny mponina tao Kiriata-jearima izy hanao hoe: Efa naverin’ ny Filistina ny fiaran’ i Jehovah; koa midìna ianareo, dia ento miakatra ho any aminareo izy.
Hoouna aku la lakou i na elele i na kanaka o Kiriatiarima, i aku la, Ua hoihoi mai ko Pilisetia i ka pahu o Iehova; e iho mai oukou e lawe aku ia io oukou la.

< 1 Samoela 6 >