< 1 Samoela 14 >

1 Ary tamin’ ny indray andro dia hoy Jonatana, zanak’ i Saoly, tamin’ ny zatovo, mpitondra ny fiadiany: Andeha isika hankany amin’ ny miaramilan’ ny Filistina izay erỳ an-dafy erỳ. Nefa tsy nilaza tamin-drainy izy.
Hnin touh hnin vah, Sawl e capa Jonathan ni sene ka sin e thoundoun buet touh koevah tho, namran lah kaawm e Filistinnaw e taran ka ring e ransanaw aonae koe cet atipouh. A na pa koe dei pouh hoeh.
2 Ary Saoly nitoetra tao an-tsisin’ i Gibea teo ambanin’ ny hazo ampongabendanitra any Migrona; ary ny vahoaka teo aminy dia tokony ho enin-jato lahy;
Sawl teh Gibeah ram apoutnae koelae Migron ram e talekung a rahim vah ao teh, ahni koe tami 600 tabang ao.
3 ary teo koa nisalotra efoda Ahia, zanak’ i Ahitoba, rahalahin’ i Ikaboda, zanak’ i Finehasa, zanak’ i Ely, mpisoron’ i Jehovah tany Silo. Fa tsy fantatry ny olona fa lasa Jonatana.
Shiloh kho e BAWIPA e vaihma bawi Eli capa Phinehas capa Ikhabod e a hmau Ahitub capa Ahijah ni vaihma angki a kho. Hatei Jonathan a cei tie taminaw ni panuek hoeh.
4 Ary teo an-daniny roa teo an-tenatenan’ ny hadilanana izay nitadiavan’ i Jonatana hankanesana ao amin’ ny miaramilan’ ny Filistina dia nisy harambato kitso loha: ny anaran’ ny anankiray dia Bozeza, ary ny anaran’ ny anankiray kosa Sene.
Filistinnaw e roenae hmuen koe Jonathan ni rakan han noenae mon lam vah, avoivang lah lungngoum ao teh buet touh e min teh Bozez, alouke buet touh e min Seneh doeh.
5 Ny iray amin’ ireo harambato ireo dia nijoro avo teo an-daniny avaratra manandrify an’ i Mikmasy, ary ny iray kosa nijoro avo teo atsimo manandrify an’ i Gibea.
Lungngoum buet touh teh atunglah Mikmash kho koe lah thoseh, alouke buet touh e teh akalah Geba kho lah thoseh a kangvawi.
6 Ary hoy Jonatana tamin’ ny zatovo, mpitondra ny fiadiany: Andeha isika hankany amin’ ny miaramilan’ ireo tsy mifora ireo; angamba homba antsika Jehovah, fa tsy misy mahasakana an’ i Jehovah tsy hamonjy, na amin’ ny maro, na amin’ ny vitsy.
Jonathan ni sene ka sin pouh e thoundoun koe tho, vuensom ka a hoeh e roenae hmuen koe cet awh sei. Ayoun nakunghai, apap nakunghai nang ni hai BAWIPA rungngang hoeh nahan a cakâ thai hoeh han dawk, BAWIPA ni maimouh han na sak pouh tâ panue telah a dei.
7 Dia hoy kosa ny mpitondra ny fiadiany taminy: Ataovy izay rehetra ao am-ponao; mandrosoa ihany; indro, hanaraka anao aho araka ny sitraponao.
Sene ka sin e ni ahni koe na lung dawk kaawm e pueng sak. Na pouknae patetlah cet, nang koe ka o doeh telah atipouh.
8 Ary hoy Jonatana: Indro, handroso ho amin’ ireo olona ireo isika ka hiseho aminy.
Jonathan ni ahawi ahnimouh koe cei awh vaiteh kâpâtue awh sei.
9 Ary raha hoy izy: Andraso mandra-pahatonganay any aminareo, dia hitoetra ao amin’ izay itoerantsika ihany isika ka tsy hiakatra eny aminy.
Ahnimouh ni awm awh, kaimouh ka tho awh han tetpawiteh, ahnimouh koe cet laipalah o awh han.
10 Fa raha hoy kosa izy: Miakara etỳ aminay, dia hiakatra isika, fa efa natolotr’ i Jehovah eo an-tanantsika izy; ary izany no ho famantarana ho antsika.
Hatei ahnimouh ni, kaimouh koe takhang awh, telah dei awh pawiteh, takhang awh han. Bangkongtetpawiteh, BAWIPA ni kut dawk na poe awh toe. Maimouh hanelah noutnae lah ao han telah ati.
11 Dia niseho tamin’ ny miaramilan’ ny Filistina izy roa lahy, ary hoy ny Filistina: Indreo, misy Hebreo mifongatra avy any an-davaka niereny.
Hottelah, kahni touh hoi Filistin ramveng ransa aonae koe vah, a kamnue roi. Filistinnaw ni, khenhaw! Hebrunaw a kâhronae khu dawk hoi a tâco telah ati awh.
12 Ary ny miaramila namaly an’ i Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany hoe: Miakara etỳ aminay, dia hanehoanay zavatra ianareo. Ary hoy Jonatana tamin’ ny mpitondra ny fiadiany: Manaraha ahy, fa efa natolotr’ i Jehovah eo an-tànan’ ny Isiraely izy.
Ramveng ransa onae koe kaawm e naw ni Jonathan hoi sene ka sin e koevah, kaimouh koe takhang awh haw, hno buet touh na hmu sak awh han telah a kaw awh. Jonathan ni sene ka sin e koevah, kâbang haw. Bangkongtetpawiteh, BAWIPA ni ahnimouh teh Isarel kut dawk a poe toe telah ati.
13 Ary Jonatana nananika, nandady tongotra aman-tanana, ary nanaraka azy ny mpitondra ny fiadiany. Dia lavo teo anatrehan’ i Jonatana ny Filistina, ary ny mpitondra ny fiadiany namono teo aoriany.
Jonathan teh kâ laihoi a cei. Sene ka sin pouh e ni a kâbang sin. Ahnimouh teh Jonathan e hmalah a rawp awh teh sene ka sin e ni a thei awh.
14 Ary tokony ho roa-polo lahy no matiny aloha, izay novonoin’ i Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany tao anatin’ ny tany tokony ho antsasaky ny vavasa iray akera.
Jonathan hoi sene ka sin e ni law ekah tangawn hmuen ka len e thungup tami 20 tabang a thei awh. Het heh apasuek kâtuknae doeh.
15 Koa nisy hovitra tao amin’ ny toby tany an-tsaha sy tamin’ ny vahoaka rehetra; ary ny teo amin’ ny miaramila sy ny mpandrava nangovitra koa, ary nihorohoro ny tany, ka dia nisy fampangovitana avy tamin’ Andriamanitra.
Tungpupnae hmuen, law, hoi tami pueng koe pâyawnae teh a pha. Ramveng ransa hoi tarankatuknaw hai a pâyaw awh. Tâlî puenghoi a no dawkvah puenghoi a pâyaw awh.
16 Ary ny mpitilin’ i Saoly ao Gibean’ ny Benjamina dia nitazana, ka, indro, niely ny vahoaka sady nifanaritaka be ihany.
Benjamin ram Gibeah e Sawl taran karingkungnaw ni a radoung awh teh, khenhaw! tamihupui teh avoivang lah koung a yawng awh toe, tie a hmu awh.
17 Ary hoy Saoly tamin’ ny olona teo aminy: Alaharo, ka izahao izay niala tamintsika. Ary nony voalahatra ny olona, dia Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany no tsy teo.
Hatnavah Sawl ni ama koe kaawm e tamihu koevah, kâparei awh haw. Apimaw kaawm hoeh, khen awh telah ati. A kâparei awh navah pouk laipalah Jonathan hoi sene ka sin e hah awm hoeh.
18 Dia hoy Saoly tamin’ i Ahia: Ento etỳ ny fiaran’ Andriamanitra (fa teo amin’ ny Zanak’ Isiraely ny fiaran’ Andriamanitra fahizany).
Sawl ni Ahijah koevah, Cathut e thingkong hah hi thokhai awh telah ati. Bangkongtetpawiteh hatnae tueng dawk Cathut e thingkong teh Isarelnaw koe ao.
19 Ary raha Saoly mbola niresaka tamin’ ny mpisorona, dia nandroso sy nitombo ny tabataba terỳ an-tobin’ ny Filistina. Ary hoy Saoly tamin’ ny mpisorona: Aoka ihany.
Sawl ni vaihma bawi a pato lahun nah Filistinnaw roenae hmuen koe e rucatnae hoe apap. Hahoi Sawl ni vaihma bawi koevah na kut hno leih telah atipouh.
20 Ary Saoly sy ny vahoaka rehetra izay teo aminy nivory, ka dia tonga tany amin’ ny ady izy, ary indreo ny Filistina nifamely tamin’ ny sabany, dia izy samy izy, ka nifanaritaka be ihany.
Sawl hoi ama koe kaawm e pueng teh a kamkhueng awh teh tarantuknae koe a cei awh. Khenhaw! amamouh hoi amamanaw tahloi a kâbouk awh teh runae kalen poung ao.
21 Ary ny Hebreo izay teo amin’ ny Filistina taloha ka niara-niakatra taminy ho any an-toby avy tamin’ ny tany manodidina dia nikambana tamin’ ny Isiraely izay teo amin’ i Saoly sy Jonatana koa.
Hothloilah haw tapat e ram dawk ka cet e, hat hoehnahlan Filistin koe lah kaawm e Hebru taminaw hai Sawl hoi Jonathan koevah kaawm e Isarelnaw koe lah a kamlang awh.
22 Ary ny lehilahy rehetra amin’ ny Isiraely izay niery tany amin’ ny tany havoan’ i Efraima, raha nandre ny nandosiran’ ny Filistina, dia nanenjika azy fatratra koa tamin’ ny ady.
Hot patetvanlah, Ephraim mon dawkvah kâhrawk e Isarelnaw ni Filistinnaw a yawng awh tie a thai awh toteh tarantuknae koe a bawk awh teh pou a pâlei awh.
23 Ary Jehovah namonjy ny Isiraely tamin’ izany andro izany; ary tafahoatra any Betavena ny ady.
Hote hnin navah BAWIPA ni hottelah Isarelnaw hah a rungngang teh Bethaven kho totouh a tuk awh.
24 Ary ory ny lehilahy amin’ ny Isiraely tamin’ izany andro izany, nefa Saoly efa nampianiana ny olona hoe: Ho voaozona anie izay olona homan-kanina anio tontolo andro mandra-pamaliko ny fahavaloko. Dia tsy nisy olona nitendry hanina na dia iray akory aza.
Hote Sawl ni thoebonae e hnin dawk Isarelnaw teh a kângairu awh. Bangkongtetpawiteh, Sawl ni ka tarannaw lathueng moi ka pathung hoe roukrak, tangmin a pha hoehroukrak bu ka cat e tami teh thoebo lah awm seh telah taminaw koe lawkkamnae a ta pouh, apinihai rawca cat a hoeh.
25 Ary ny olona rehetra amin’ ny tany dia niditra ny ala; ary nisy tantely teny ambonin’ ny tany.
Tami pueng teh ratu dawk a pha awh teh, khoitui onae koe ao awh.
26 Ary rehefa tonga teo anaty ala ny olona, indro, nisy tantely nitsororoka; fa tsy nisy olona sahy nanainga ny tànany ho amin’ ny vavany, fa natahotra ny fianianana izy.
Kahrawng a kâen awh nah khoitui dekdek a ca e a hmu awh. Thoe a bo e a taki awh dawkvah, apihai a kutdawn hoi hai palem awh hoeh.
27 Fa Jonatana kosa tsy nandre ny nampianianan-drainy ny olona; koa dia narosony ny loha-tehiny teny an-tànany ka natsobony teo amin’ ny tantely, ary nataony teo am-bavany ny tànany, ka dia nazava ny masony.
Jonathan teh a na pa ni tami thoebo lahoi lawk a kam sak e panuek hoeh. A sin e sonron hmo hoi khoipha a cuek teh a palem. Hatnavah a mit vuk a ang.
28 Ary nisy olona anankiray niteny taminy ka nanao hoe: Rainao anie ka efa nampianiana mafy ny olona hoe: Ho voaozona anie izay olona homan-kanina anio; ka efa reraka ny olona.
Ransa buet touh ni a dei pouh, na pa ni sahnin dawk rawca ka cat e pueng teh thoebo lah awm seh telah tami pueng lawkkam a poe.
29 Dia hoy Jonatana: Ikaky efa nampiditra loza tamin’ ny tany; koa jereo, masìna ianareo, he! izato fahazavan’ ny masoko tamin’ ilay nanandramako kely tamin’ ity tantely ity.
Jonathan ni apa ni ram runae a poe. Hete khoitui yitca ka patek e lahoi ka mit banghloimaw a ang sak, khenhaw.
30 Ka mainka fa raha navela hihinanan’ ny olona ny babo azony tamin’ ny fahavalony, tsy ho nahafatesana be lavitra va ny Filistina?
Taminaw ni a taran kut dawk e a la e rawca a ngai patetlah catnet awh haw pawiteh aw, banghloimaw a phu ao han. Atu Filistin taminaw thei hane yit touh thet thai hoeh toe hei.
31 Ary izy ireo namely ny Filistina tamin’ izany andro izany hatrany Mikmasy ka hatrany Aialona, ary reraka indrindra ny olona.
Hate hnin navah Mikmash hoi Aijalon totouh Filistinnaw hah a pâlei awh. Tami pueng a tawntam poung awh.
32 Dia nanaovan’ ny olona an-kazakazaka ny babo, ka naka ondry aman’ osy sy omby ary zanak’ omby izy, dia namono azy teo amin’ ny tany, ka dia nohanin’ ny olona mbamin’ ny ràny.
Taminaw ni hnopai hah a cusin awh teh tu maitotan hoi a ca hah a man awh teh talai dawk a thei awh teh, taminaw ni a thi hoi hmai a ca awh.
33 Ary nisy nanambara tamin’ i Saoly hoe: Indro, ny olona manota amin’ i Jehovah, fa mihinana zavatra mbamin’ ny ràny izy. Ary hoy Saoly: Efa diso ianareo, manakodiava vato lehibe etỳ amiko anio.
Khenhaw! thi hoi hmai a ca awh dawk taminaw ni BAWIPA dawk a yon awh toe telah Sawl koe a dei pouh awh teh, ahni ni nangmouh teh yuem na kamcu hoeh toe. Sahnin vah talung kalenpounge kai koe palet awh telah atipouh.
34 Ary hoy koa izy: Mieleza eny amin’ ny olona ianareo, ka lazao aminy hoe: Samia mitondra ny ombiny etỳ amiko, ary samia mitondra ny ondriny, ka vonoy eto izy, dia hano, ary aza manota amin’ i Jehovah amin’ ny fihinanana zavatra mbamin’ ny ràny. Ary ny vahoaka rehetra samy nitondra ny ombiny niaraka taminy tamin’ izany alina izany ka namono azy teo.
Sawl ni taminaw koe cet awh nateh ahnimouh koe lengkaleng namamae tu, maitonaw hah kai koe thokhai awh nateh, hie hmuen koe thet nateh cat awh haw. Thi hoi hmai ca e lahoi BAWIPA koe yonnae sak awh hanh atipouh e patetlah hat nae tangmin vah taminaw ni lengkaleng amamae maitonaw hah a thokhai awh teh hote hmuen koe a thei awh.
35 Ary Saoly nanao alitara ho an’ i Jehovah; io no alitara voalohany naoriny ho an’ i Jehovah.
Sawl ni BAWIPA hanelah thuengnae khoungroe a sak, hote thuengnae khoungroe teh apasuekpoung BAWIPA hanelah sak e lah ao.
36 Ary hoy Saoly: Andeha isika hidina hanenjika ny Filistina anio alina ka hamabo azy ambara-pahazavan’ ny andro, ary tsy hasiantsika miangana izy. Dia hoy ny olona: Ataovy izay sitrakao. Fa hoy ny mpisorona: Andeha isika hanatona an’ Andriamanitra etoana.
Sawl ni Filistinnaw koe karum vah Filistinnaw pâlei awh nateh khodai totouh buet touh hai hlout hoeh nahan thet awh telah a dei pouh. Ahnimouh ni hai ahawi na tie patetlah sak, telah bout a dei awh. Hatei vaihma bawi ni hete hmuen koe Cathut koe hnai awh ei atipouh.
37 Ary Saoly nanontany tamin’ Andriamanitra hoe: Hidina hanenjika ny Filistina va aho? Hatolotrao eo an-tànan’ ny Isiraely va izy? Fa tsy namaly azy akory Izy androtr’ iny.
Sawl ni Filistinnaw ka tuk han rah maw ahnimanaw Isarelnaw kut dawk na poe han maw, Cathut koe a pacei eiteh, hote hnin dawk lawk dei pouh hoeh.
38 Ary hoy Saoly: Manatona etỳ, ianareo loholona rehetra, ary fantaro ka izahao izay nahatonga izao fahotana androany izao?
Sawl ni nangmouh tamihu ka uk e pueng tho awh, sahnin vah hete yonnae bangnaw maw tie panue hoi hmu hane kâyawm awh haw.
39 Fa raha velona koa Jehovah, Izay Mpamonjy ny Isiraely, dia na amin’ i Jonatana zanako aza no hahitana izany, dia ho faty tokoa izy. Fa tsy nisy namaly azy ny vahoaka rehetra.
Isarelnaw e BAWIPA a hring e patetlah ka capa Jonathan nakunghai a due roeroe han telah ati. Hatei taminaw thueng dawk lawk ka pathung e buet touh hai awm hoeh.
40 Dia hoy kosa izy tamin’ ny Isiraely rehetra: Hianareo no aoka ho an-daniny, ary izaho sy Jonatana zanako kosa ho an-daniny. Ary hoy ny vahoaka tamin’ i Saoly: Ataovy izay sitrakao.
Sawl ni Isarelnaw koe nangmouh hmuen buet touh koe lah awm awh. Kai hoi ka capa Jonathan teh hmuen buet touh koe ka o han ati teh, ahawi na tie patetlah sak yawkaw taminaw ni telah Sawl koe atipouh awh.
41 Dia hoy Saoly tamin’ i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Asehoy izay marina. Ary Jonatana sy Saoly no notànany, fa afaka ny olona.
Sawl ni BAWIPA Isarelnaw e Cathut koe a tang e hah kamnuek sak awh atipouh navah Sawl hoi Jonathan dawk cungpam a pabo teh taminaw pueng a hlout awh.
42 Ary hoy Saoly; Manaova filokana ny amiko sy Jonatana zanako. Ary Jonatana no notànany.
Sawl ni kai hoi ka capa Jonathan hah cungpam rayu awh haw atipouh teh Jonathan e van a bo.
43 Dia hoy Saoly tamin’ i Jonatana: Ambarao amiko izay nataonao. Ary Jonatana nanambara taminy hoe: Nanandrana tantely kely monja tamin’ ny tendron’ ny tehina tetỳ an-tanako aho, ary, indro, tsy maintsy ho faty aho.
Sawl ni Jonathan koevah nang ni bang hno maw na sak dei haw atipouh. Jonathan ni ka kut dawk e sonron hoi khoitui ka tek katang toe. Khenhaw! kai ka due han toe telah Sawl koe bout a dei pouh.
44 Dia hoy Saoly: Hataon’ Andriamanitra toy izany anie, eny mihoatra noho izany aza, raha tsy hatao maty tokoa ianao, ry Jonatana.
Sawl ni na due katang han. Na dout hoehpawiteh Cathut ni hot hlak hoe sak naseh.
45 Fa hoy ny vahoaka tamin’ i Saoly: Ho faty va Jonatana, izay nanao izao famonjena lehibe izao tamin’ ny Isiraely? Sanatria izany! Raha velona koa Jehovah, tsy hisy na dia ny singam-bolony iray akory aza ho latsaka amin’ ny tany, fa niara-niasa tamin’ Andriamanitra izy androany. Ary ny vahoaka namonjy an’ i Jonatana, ka dia tsy maty izy.
Taminaw ni Isarelnaw dawk kalen poung rungngangnae ka sak e Jonathan a due han namaw, khuet dout ti. BAWIPA a hring e patetlah a lû dawk e sam buet touh boehai talai dawk bawt mahoeh. Sahnin vah Cathut hoi rei a tawk ati awh. Hottelah taminaw ni Jonathan a rungngang awh teh dout hoeh.
46 Ary Saoly niakatra rehefa avy nanenjika ny Filistina; ary ny Filistina kosa dia lasa nankany amin’ ny taniny.
Hathnukkhu Sawl ni Filistinnaw pâlei e hah a ban takhai awh teh a onae hmuen koe koung a ban awh.
47 Ary Saoly nahazo ny fanjakan’ Isiraely ary niady tamin’ ny fahavalony rehetra manodidina, dia tamin’ ny Moaba sy ny taranak’ i Amona sy ny Edomita sy ny mpanjakan’ i Zoba ary ny Filistina; ary izay nalehany rehetra dia resiny avokoa.
Sawl ni Isarelnaw lathueng a uknaeram a caksak teh avangvang lae Zobah siangpahrangnaw hoi Filistinnaw a tuk awh. A tuk awh nah tangkuem a tâ awh.
48 Ary namory miaramila izy, dia namely ny Amalekita ka namonjy ny Isiraely tamin’ ny tànan’ izay namaboazy.
Ransanaw a pâkhueng teh, Amalek taminaw a tuk awh. Isarelnaw hah ahnimae kut dawk hoi a rungngang awh.
49 Ary izao no zanakalahin’ i Saoly: Jonatana sy Jisvy sy Malkisoa; izao kosa no anaran’ ny zananivavy roa: ny anaran’ ny vavimatoa Meraba, ary ny anaran’ ny faravavy Mikala.
Sawl e capanaw teh Jonathan, Ishvi hoi Malkhishua doeh. A canu roi e min teh, kacue e Merab, kanaw e teh Mikhal doeh.
50 Ary ny anaran’ ny vadin’ i Saoly dia Ahinoama, zanakavavin’ i Ahimaza: ary ny anaran’ ny komandin’ ny miaramilany dia Abnera, zanak’ i Nera, rahalahin-drain’ i Saoly.
Sawl e a yu teh Ahinoam Ahimaaz canu doeh. Ransabawi e min teh Abner. Sawl e a na pa kanaw teh Ner capa doeh.
51 Ary Kisy no rain’ i Saoly; ary Nera, rain’ i Abnera, dia zanak’ i Abiela.
Kish teh Sawl e a na pa doeh. Abner e na pa Ner teh Abiel capa doeh.
52 Ary mafy ny ady tamin’ ny Filistina tamin’ ny andron’ i Saoly rehetra; koa raha nisy olona matanjaka sy mahery hitan’ i Saoly, dia nalainy ho azy.
Sawl a hringyung thung Filistinnaw hoi puenghoi a kâtuk awh, athakaawme taminaw thoseh a tarankahawinaw thoseh a hmu e pueng hah ama hanelah a pâkhueng.

< 1 Samoela 14 >