< 1 Petera 5 >

1 Koa ny amin’ ny loholona izay eo aminareo, izaho, izay naman ny loholona sy vavolombelon’ ny fijalian’ i Kristy ary mpiombona ny voninahitra efa haseho koa, dia mananatra azy hoe:
Ni lumba va vakulwana mukati kenu, Ime, neme ni mukulwana. Neme ni mpaki ya masukuluko a Keresite, neme ni zumwi mu nkanya yete ni i wulwe.
2 Andraso ny ondrin’ Andriamanitra izay eo aminareo, mitandrina azy tsy an-terỳ, fa amin’ ny sitrapo [araka an’ Andriamanitra]; tsy amin’ ny fitiavana harena maloto, fa amin’ ny zotom-panahy;
Cwale, ni mi kuteka, vakulwana, mu lise nenza muraka we ngu za Ireza zina mukati kenu. Muzi lole, insiñi kevaka lya kuti mu saka vulyo, kono akuli nanwe mu saka, che ntato ya Ireza. Mu zi lole, isiñi cha kusa sepa masheleñi, kono chaku saka.
3 tsy ho mpanjakazaka, amin’ ny anjara-fiandrasana, fa ho fianaran’ ny ondry.
Kanji mu chitì sina muvusa hewulu lya vantu vena mu mpabalelo yenu. kono, muve mutala ku mutapi.
4 Ary rehefa miseho ny Lohan’ ny mpiandry, dia hahazo ny satro-boninahitra tsy mety simba ianareo,
Cwale Mulisani Mukulwana cha wumbulwa, mu mu tambule vu simwine vwe nkanya.
5 Ary ianareo izay mbola tanora fanahy kosa, dia maneke ny loholona. Eny, samia misikìna fanetren-tena ianareo ka mifanompoa; fa “Andriamanitra manohitra ny miavonavona, fa manome fahasoavana ho an’ ny manetry tena”.
Mu nzila iswana, inwe muva hwire, muli voze hansi ku va kulwana vakwame. Mwense vulyo, muli zwatike muvuikokovezo ni ku tusana zumwi cha zumwi. Kakuli Ireza ukanina valikumusa, kono uha chishemo kwa vana vali kokoveza.
6 Koa amin’ izany manetre tena ambanin’ ny tàna-maherin’ Andriamanitra, mba hanandratany anareo amin’ ny fotoan’ andro;
Cwalehe mulikokoveze mwikonde lya manza eziho e Ireza iri kuti nawole kumi nyemuna mwinako ikeza.
7 ary apetraho aminy ny fanahianareo rehetra; fa Izy no miahy anareo.
Muvike impiraelo zenu hali, kakuli u virela kuamana na nwe.
8 Mahonòna tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany;
Muve ni muhupulo u chena, mu tondere. Chila chenu, iye diavulusi, uvu undavu ukwete kulira nazimboka, ku gana zumwi weta halole.
9 tohero izy, ka miorena tsara amin’ ny finoana ianareo, satria fantatrareo fa izany fahoriana izany dia manjo ny rahalahinareo rehetra eran’ izao tontolo izao.
Muzimane cho kumulwisa. Muve va kolete mwi ntumero yenu. Mwizi kuti manyando a swana akwete kuhitiwa mu ali kuva lumeri kuninenu mu nkanda.
10 Ary Andriamanitry ny fahasoavana rehetra, Izay efa niantso anareo ho any amin’ ny voninahiny mandrakizay ao amin’ i Kristy, rehefa niaritra fahoriana vetivety ianareo, dia Izy no hahatanteraka sy hampiorina ary hampitoetra anareo. (aiōnios g166)
Chimwa mana kunyanda kavaka zana, Ireza we chishemo chonse, yava misupi mwikanya ina mwa Keresite, kami kondise, kumi zimika ni kumi koza. (aiōnios g166)
11 Ho Azy anie ny fanjakana mandrakizay mandrakizay. Amena. (aiōn g165)
Kwali kuve ni vulena kuya kwi ire ni ire. Ameni. (aiōn g165)
12 Efa manoratra teny fohifohy ho aminareo aho hampitondraina an’ i Silasy, izay ataoko ho rahalahy mahatoky, dia mananatra anareo aho ka manambara fa izany no tena fahasoavan’ Andriamanitra, ― tomoera tsara amin’ izany ianareo.
Ni zuminina Silvanus sina muzwale yo sepahala, mi chi ni va miñolera chovu fuhi chakwe. Ni mi lumerisa mi nipaka kwenu kuti ziniva miñoleri njo vuniti bwe chishemo che Ireza. Muzimane mwateni.
13 Izay any Babylona, voafidy ho namanareo, manao veloma anareo, ary Marka zanako koa.
Mukulwakazi wina mwa Vavilona, yo ketetwe hamwina nanwe, umi lumerisa. Hamwina ni Mareka, mwanangu we chikwame, umi lumerisa.
14 Mifanaova veloma amin’ ny fanoroham-pitiavana. Ho aminareo rehetra izay ao amin’ i Kristy anie ny fiadanana.
Mulumerise zumwi ni zumwi che michuchuno ye rato. Mi inkozo ive kwenu mwense vena mwa Keresite.

< 1 Petera 5 >