< 1 Petera 3 >
1 Ary toy izany koa, ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo, mba ho voataonan’ ny fitondran-tenan’ ny vavy izy, na dia tsy amin’ ny teny aza (raha tàhiny misy tsy manaiky ny teny),
Mewawa, na nyenye vadala muvatopesa vagosi vinu, ngati vavi vangi vangasadika lilovi la Chapanga, vasadika kwa kulola matendu ginu. Yati vihutika changali kujovewa lilovi,
2 rehefa hitany ny fahadiovan’ ny fitondran-tenanareo amin’ ny fahatahorana.
muni yati vilola matendu ginu chemwitama bwina na wa utopesa.
3 Ary aoka ny firavahanareo tsy ho zavatra eny ivelany, toy ny firandranam-bolo sy ny firava-bolamena na ny fiakanjoana;
Kujinyambisa kwinu kukoto kuvya cha kuvala ndu, ngati kutiva mayunju mitindu ya kukangasa, kuwala vindu vyevitengenizwi kwa zahabu, na nyula za mashonga gamahele.
4 fa aoka ho toetra miafina ao am-po, izay tsy mety ho lò, dia ny fanahy malemy sady miadana, izay soa indrindra eo imason’ Andriamanitra.
Nambu, kujinyambisa kuvya kwekuhuma mugati ya mitima yinu, kujinyambisa kwangahalibika, na mtima wabwina upoli, chenicho ndi chindu chabwina neju kwa Chapanga.
5 Fa tahaka izany no niravahan’ ny vehivavy masìna fahiny, izay nanantena an’ Andriamanitra sady nanaiky ny vadiny;
Ndava chenichi ndi chavajinyambisi vadala va msopi va kadeni, vala vevamhuvali Chapanga. Vajinyambisi kwa kuvayidakila vagosi vavi.
6 dia tahaka an’ i Saraha, izay nanaiky an’ i Abrahama ka nanao azy hoe “tompoko”; dia zanany ianareo, raha mba manao soa ka tsy matahotra izay fampitahorana na inona na inona.
Ngati Sala cheamyidakili mngwana waki Ibulahimu, akamkemela bambu. Nyenye hinu muvi vana va Sala ngati mwikita gabwina changali kuyogopa.
7 Ary toy izany koa, ianareo lehilahy, miaraha mitoetra aminy araka ny marina, manaja ny vavy, tahaka ny mety hatao amin’ ny fanaka malemilemy kokoa sady mpiara-mandova ny fahasoavan’ ny fiainana, ― mba tsy ho voasakana ny fivavahanareo.
Mewawa na vagosi nyenye, mutama na vadala vinu kwa luhala, kuni mumanya kuvya vene vevalendili kuliku nyenye. Hinu mganikiwa kuvatopesa, ndava yati mwipokela nawu njombi ya wumi wa Chapanga ndi wumi wa magono goha gangali mwishu. Ngati mwikita chenicho kawaka chindu chechidivalila gala gemukumuyupa Chapanga.
8 Farany, miraisa saina ianareo rehetra, ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, mifamindrà fo, manetre tena,
Kwa kumalikisa nijova naha, muvya na mtima umonga na kuhengelana lipyana, na kuganana ngati valongo, muvya vapoli na vangolongondi.
9 tsy mamaly ratsy ny ratsy, na fanaratsiana ny fanaratsiana; fa aoka hisaotra kosa, satria ho amin’ izany no niantsoana anareo mba handova fitahiana.
Mkoto kuvawuyisila vandu uhakau kwa uhakau, amala liligu kwa liligu, nambu muvamotisa, ndava ago ndi gemukemeliwi na Chapanga kuhenga, namwene yati akuvamotisa.
10 “Fa na iza na iza maniry fiainana sy ta-hahita andro soa, Aoka izy hiaro ny lelany amin’ ny ratsy Ary ny molony mba tsy hiteny fitaka;
Ngati chegijova Mayandiku Gamsopi, “Mundu yoyoha mweigana kuhekelela kutama, na kulola magona gabwina, mlomo waki akotoka kujova udese na lulimi lwaki lukoto kujova gahakau.
11 Ary aoka izy hiala amin’ ny ratsy ka hanao soa; Aoka izy hitady fihavanana sy hanaraka azy.
Mundu mwenuyo ndi aleka uhakau, akita gabwina. Kangi alonda uteke kwa mtima waki woha.
12 Fa ny mason’ ny Tompo dia mitsinjo ny marina, Ary ny sofiny mihaino ny fitarainany, Fa ny tavan’ ny Tompo dia tezitra amin’ ny mpanao ratsy”.
BAMBU akuvayangalila bwina vandu vevakumganisa na makutu gaki giyuwana bwina pevakumuyupa. Nambu BAMBU akuvayidakila lepi vevikita uhakau.”
13 Ary iza no hanisy ratsy anareo, raha mazoto amin’ izay tsara ianareo?
Wu, yani mweihotola kuvalemasa nyenye ngati mwikangamala kukita gabwina?
14 Fa raha tàhiny mitondra fahoriana noho ny fahamarinana ianareo, dia sambatra; ary aza matahotra tahaka azy, ary aza mangorohoro ianareo;
Nambu, hati ngati yati mwing'ahika ndava ya kukita ga kumganisa Chapanga, ndi mmotisiwi. Mkoto kumyogopa mundu yoyoha, mkoto kuvya mtahu.
15 fa manamasìna an i’ Kristy ho Tompo ao am-ponareo; ary aoka ho vonona mandrakariva ianareo hamaly izay manontany anareo ny amin’ ny anton’ ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin’ ny fahalemem-panahy sy ny fanajana,
Nambu mumgundamila Kilisitu mugati ya mitima yinu na mumtopesa mwene ndi BAMBU. Magono goha jitendelekela kuvayangula vevakuvakota mambu ga huvalila yeyivi mumitima yinu,
16 ka manàna fieritreretana tsara, mba ho menatra izay manaratsy ny fitondran-tenanareo tsara ao amin’ i Kristy, dia izay anendrikendrehana anareo.
nambu mkita chenicho kwa upoli na kwa utopesa. Muvya na mtima weulangisa mwangabuda, muni pemwiligiwa, vala vevijova uhakau ndava ya matendu ginu gabwina mukuwungana na Kilisitu, yati vikola soni.
17 Fa raha sitrapon’ Andriamanitra, dia tsaratsara kokoa ny hitondra fahoriana amin’ ny fanaovan-tsoa noho ny amin’ ny fanaovan-dratsy.
Chabwina kung'ahika ndava ya kukita gabwina, ngati chenicho ndi cheigana Chapanga, kuliku kung'ahika ndava ya kukita gahakau.
18 Fa Kristy koa aza efa nijaly indray mandeha noho ny ota, ny Marina hamonjy ny tsy marina, mba hitondra antsika ho amin’ Andriamanitra, ka novonoina tamin’ ny nofo, fa novelomina tamin’ ny fanahy,
Muni Kilisitu mwene afwili mala yimonga ndu, ndava ya kubuda kwa vandu voha, mwene mweakumganisa Chapanga afwili ndava ya vandu vangamganisa Chapanga, muni avapeleka nyenye kwa Chapanga. Akomiwi chihiga nambu Mpungu Msopi amkitili kuvya mumi kavili.
19 izay nandehanany sy nitoriany teny tamin’ ireo fanahy tao an-tranomaizina,
Mewawa kwa njila ya Mpungu Msopi mwenuyo ndi akahamba kuzikokosela mipungu yeyavili muchifungu,
20 dia izay tsy nanaiky fahiny, fony niandry ny fahari-pon’ Andriamanitra tamin’ ny andron’ i Noa, raha mbola namboarina ny sambo-fiara, izay nidiran’ ny olona vitsy, dia izy valo mianaka, ka dia namonjena azy ny rano,
zenizo ndi mipungu ya vandu vevabelili kumyidakila Chapanga penapo kadeni. Chapanga peavalindila kwa usindimala, lukumbi lula Nuhu peajengayi watu uvaha weukemiwa Safina. Na mugati Safina yeniyo mwavi na vandu vadebe ndu. Vandu nane ndu ndi vevasanguliwi mumanji,
21 izay mamonjy anareo koa ankehitriny, dia ny batisa, izay tenan’ io tandindona io, ― tsy ny fanesorana ny fahalotoan’ ny nofo anefa, fa ny fitadiavana’ ny fieritreretana tsara eo anatrehan Andriamanitra, amin’ ny nitsanganan’ i Jesosy Kristy tamin’ ny maty.
na manji ago ndi ulangisu ubatizu weukuvasangula nyenye hinu. Lepi ndava ya kunyambisa uhakau muhiga, ndi ngati lilaganu lelivikiwi kwa Chapanga kwa mtima wangajova angabuda palongolo ya Chapanga. Yikuvasangula kwa njila ya kuyuka kwa Yesu Kilisitu,
22 Izay eo amin’ ny tanana ankavanan’ Andriamanitra; fa efa lasa ho any an-danitra Izy ka efa nampanekena Azy ny anjely sy ny fahefana ary ny hery.
mwene ahambili kunani kwa Chapanga na atamili pandu pa utopesa muchiwoko cha kulyela cha Chapanga ilongosa, vamitumi va kunani kwa Chapanga. Vakulu na vana makakala vavi pahi yaki kwenuko kunani.