< 1 Mpanjaka 5 >
1 Ary Hirama, mpanjakan’ i Tyro, naniraka ny mpanompony ho any amin’ i Solomona, satria reny fa izy no voahosotra ho mpanjaka handimby an-drainy; fa Hirama dia sakaizan’ i Davida hatrizay ela izay.
HOOUNA mai la o Hirama ke alii o Turo i kaua mau kauwa io Solomona la, no ka mea, ua lohe oia i ko lakou poni ana ia ia i alii ma ka hakahaka o kona makuakane; no ka mea, he hoaaloha mau o Hirama no Davida.
2 Ary Solomona naniraka tany amin’ i Hirama hanao hoe:
Hoouna aku la hoi o Solomona io Hirama la, i aku la,
3 Fantatrao fa Davida raiko tsy nahavita trano ho an’ ny anaran’ i Jehovah Andriamaniny noho ny ady nanodidina azy, ambara-panaon’ i Jehovah ireo ho eo ambanin’ ny faladiany.
Ua ike no oe i ko'u makuakane ia Davida aole i hiki ia ia ke kukulu i ka hale no ka inoa o Iehova kona Akua, no ua kaua e puni ana ia ia ma na aoao a pau, a hiki i ka manawa i waiho iho ai ke Akua ia lakou malalo ae o kona mau kapuwai
4 Fa ankehitriny Jehovah Andriamanitro efa nanome ahy fitsaharana amin’ ny manodidina, ka tsy misy fahavalo na loza manjo intsony.
Aka, ano la, ua haawi mai nei Iehova ko'u Akua i ka maha a puni, i ole he mea ku e, aole hoi mea e popilikia ai.
5 Ary, indro, izaho mikasa hanao trano ho an’ ny anaran’ i Jehovah Andriamanitro, araka ilay nolazain’ i Jehovah tamin’ i Davida raiko hoe: Ny zanakao izay hapetrako eo amin’ ny seza fiandriananao handimby anao, izy no hanao trano ho an’ ny anarako.
Eia no hoi, ke manao nei au e kukulu i ka hale no ka inoa o Iehova ko'u Akua, mamuli o ka Iehova i olelo mai ai ia Davida ko'u makuakane, i ka i ana mai, O kau keiki au e hoonoho ai maluna o kou nohoalii ma kou wahi, oia ke hana mai i hale no ko'u inoa.
6 Roa dia mba asaovy misy mikapa hazo sedera any Libanona ho ahy; ary ny vahoakako hiarata amin’ ny vahoakanao, ka ny karaman’ ny vahoakanao dia homeko anao araka izay hotononinao; fa fantatrao fa tsy mba misy olona atỳ aminay mahay mikapa hazo tahaka ny Sidoniana.
Ano hoi e kauoha ae oe e kalai lakou i mau laau kedera no'u, mai Lebanona mai; a o ka'u poe kauwa kekahi pu me kau poe kauwa; a e uku aku wau ia oe no kau poe kauwa e like me kau olelo a pau; no ka mea, ua ike oe, aohe mea iwaena o makou e akamai i ke kalai laau e like me ko Sidona.
7 Ary rehefa ren’ i Hirama ny tenin’ i Solomona, dia faly indrindra izy ka nanao hoe: Ankehitriny izao dia isaorana anie Jehovah, Izay nanome zanakalahy hendry ho Davida hanapaka izao olona betsaka izao.
Eia kekahi, i ka lohe ana o Hirama i na olelo a Solomona, olioli nui ae la ia, i iho la hoi ia, E hoomaikaiia o Iehova i keia la, ka mea i haawi mai ia Davida i keiki naauao maluna o keia lahuikanaka nui.
8 Ary Hirama naniraka tany amin’ i Solomona hanao hoe: Efa reko ny nanirahanao tatỳ amiko; koa izaho dia hanao izay rehetra irinao ny amin’ ny hazo sedera sy ny hazo kypreso.
Hoouna mai la o Hirama io Solomona la, i mai la, Ua noonoo ae nei au i na mea au i kauleo mai ai ia'u; a e hana no wau i kau mea e makemake ai a pau i na laau kedera a me na laau kaa.
9 Ny vahoakako hitondra azy midìna avy any Libanona ho any amin’ ny ranomasina, ary hofeheziko ka hampandehaniko mitsinkafona amin’ ny rano ho any amin’ izay hotononinao, ary any vao hoberahiko izy, ka dia ianao kosa no hampaka azy; ary ianao dia hanao izay iriko amin’ ny fanomezan-kanina ho an’ ny ankohonako.
E lawe ae ka'u poe kauwa mai Lebanona ae a kahakai; a na'u no e alo aku ia mau mea ma ke kai, ma na huina laau lana, i kahi au i hoomaopopo mai ai, a e hoopae aku au ia lakou malaila, a e lawe ae oe; a e hooko ae i ko'u makemake i ka haawi ana mai i ka ai na ko ka hale o'u.
10 Ary Hirama dia nanome hazo sedera sy hazo kypreso ho an’ i Solomona araka izay rehetra nilainy.
Pela i haawi mai ai o Hirama i na laau kedera a me na laau kaa e like me kona makemake a pau.
11 Ary Solomona kosa nanome an’ i Hirama vary tritika roa alina kora ho an’ ny ankohonany ary diloilo roa-polo kora avy amin’ ny oliva voatoto; izany no nomen’ i Solomona an’ i Hirama isan-taona isan-taona.
A haawi aku la o Solomona ia Hirama i na kora hua palaoa he iwakalua tausani i ai na ko kona hale, a me na kora aila maemae he iwakalua. Pela i haawi ai o Solomona ia Hirama i kela makahiki keia makahiki.
12 Ary Jehovah nanome fahendrena an’ i Solomona, araka izay nolazainy taminy; ary nihavana Hirama sy Solomona, ka nanao fanekena izy roa lahy.
Haawi mai la hoi o Iehova i ka naauao ia Solomona e like me kana olelo hoopomaikai ia ia: a he kuikahi like ko Hirama me Solomona, a hana pu iho la laua i berita.
13 Ary Solomona mpanjaka naka olona tamin’ ny Isiraely rehetra hanao fanompoana, ka olona telo alina no nalainy.
A auhau ae la o Solomona ke alii i ka Iseraela a pau, a o ka auhau he kanakolu tausani kanaka.
14 Ary nirahiny nankany Libanona ireny, dia iray alina no indray milatsaka isam-bolana; iray volana izy no tany Libanona, ary roa volana kosa mba tany an-tranony; ary Adonirama no nifehy azy rehetra.
Hoouna aku la oia ia lakou i Lebanona he umi tausani i ka malama, ma na papa; hookahi malama i noho ai lakou ma Lebanona, a elua malama i noho ai lakou ma ko lakou mau hale iho; a o Adonirama maluna o keia auhau.
15 Ary Solomona nanana mpitondra entana fito alina sy tambato valo alina teny an-tendrombohitra,
Ia Solomona he kanahiku tausani kanaka halihali i na mea hali, a he kanawalu tausani mea kalai ma na kuahiwi.
16 afa-tsy ny lehiben’ ireo olona voatendrin’ i Solomona ireo, izay nitandrina ny raharaha, dia telonjato amby telo arivo lahy izay nifehy ny mpiasa.
Okoa na luna nui o ko Solomona mau luna, na mea maluna o ka hana, ekolu tausani me na haneri ekolu o na luna i hooponopono i na kanaka e hana ana i ka hana.
17 Ary ny mpanjaka dia nandidy hanamboatra vato vaventy tsara sady voapaika hatao fanorenan’ ny trano.
Kauoha mai la ke alii, a lawe mai la lakou i na pohaku nui, na pohaku he nui ke kumukuai, na pohaku kalaiia e hoonoho iho i ke kumu o ka hale.
18 Ary ny mpiasan’ i Solomona sy Hirama (indrindra fa ny avy any Gebala) no nipaika sy nanamboatra ny hazo sy ny vato hatao trano.
Na ko Solomona poe hanahale, a me ko Hirama poe hanahale i kalai, a me ko Gibela. Pela lakou i hoomakaukau ai i na laau a me na pohaku e hana'ku ai i ka hale.