< 1 Korintiana 11 >

1 Aoka hanahaka ahy ianareo, dia tahaka ny anahafako an’ i Kristy.
Lino konkelani, ame mbuli nenjame ncondakonkelenga Klistu.
2 Ary midera anareo aho, satria mahatsiaro ahy amin’ ny zavatra rehetra ianareo sady mitana tsara ny fampianarana natolotra, araka ny nanolorako azy taminareo.
Ndamulumbunga pakwinga mulanganukunga mubintu byonse, kayi mulakonkelenga biyisho mbyondalamushiyila.
3 Ary tiako ho fantatrareo fa Kristy no lohan’ ny lehilahy rehetra; ary ny lehilahy kosa no lohan’ ny vehivavy; ary Andriamanitra no lohan’ i Kristy.
Nomba ndayandanga kwambeti mwishibeti Klistu endiye mutwi wa mutuloba uliyense. Neye mutuloba endiye mutwi wa mutukashi, neye Lesa endiye mutwi wa Klistu.
4 Ny lehilahy rehetra, raha mivavaka na maminany ka misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany.
Na mutuloba pa kupaila nambi pa kushinshima kaliwalifweka kumutwi ukute kunyansha mutwi wakendi.
5 Fa ny vehivavy rehetra kosa, raha mivavaka na maminany ka tsy misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany, satria toy ny voaharatra izy.
Neye mutukashi pakupaila nambi pa kushinshima kali wabula kulifweka kumutwi ukute kunyansha mutwi wakendi. Uliya kupusana ne mutukashi ngobalacese munkunyu.
6 Fa raha tsy misaron-doha ny vehivavy, dia aoka hohetezana izy; fa raha mahamenatra ny vehivavy ny hohetezana na ny hoharatana, dia aoka hisaron-doha izy.
Na mutukashi ubula kulifweka kumutwi, cilicena kucesa mishishi yakendi. Pakwinga nicansoni mutukashi kucesa munkunyu nambi kucesa mishishi, neco, wela kulifweka kumutwi.
7 Ny lehilahy dia tokony tsy hisaron-doha, satria endrika sy voninahitr’ Andriamanitra izy; fa ny vehivavy kosa no voninahitry ny lehilahy.
Mutuloba nkalayandikinga kulifweka kumutwi pakwinga ukute kulesha cimo ne bulemu bwa Lesa. Kakuli mutukashi neye ebulemu bwa mutuloba.
8 Fa tsy ny vehivavy no nihavian’ ny lehilahy; fa ny lehilahy no nihavian’ ny vehivavy.
Pakwinga mutuloba uliya kupangwa kufuma kumutukashi, nsombi mutukashi endiye walapangwa kufuma kumutuloba.
9 Fa tsy ny lehilahy no natao ho an’ ny vehivavy, fa ny vehivavy no ho an’ ny lehilahy.
Kayi mutuloba uliya kulengwa cebo ca mutukashi sobwe, nsombi mutukashi endiye walalengwa cebo camutuloba.
10 Izany no mahamety ny vehivavy hisaron-doha noho ny amin’ ny anjely.
Neco, cebo ca bintu ibi ne cebo cabangelo, mutukashi alifweke kumutwi kwambeti cibe cilesho ca bulemu mbwakute.
11 Kanefa ao amin’ ny Tompo tsy misy vehivavy raha tsy misy lehilahy, ary tsy misy lehilahy raha tsy misy vehivavy.
Mubuyumi bwetu muli Lesa, mutukashi nkela kubako kwabula mutuloba nambi mutuloba kubako kwakubula mutukashi.
12 Fa toy ny nihavian’ ny vehivavy avy tamin’ ny lehilahy, dia toy izany koa no nihavian’ ny lehilahy avy tamin’ ny vehivavy; fa Andriamanitra kosa no ihavian’ ny zavatra rehetra.
Mbuli mutukashi ncalapangwa kufuma kumutuloba, neye mutuloba ukute kusemwa kufuma kumutukashi. Ibi byonse byalafuma kuli Lesa.
13 Hevero ao am-ponareo: Mendrika va raha mivavaka amin’ Andriamanitra ka tsy misaron-doha ny vehivavy?
Lino, kamulyomboloshani mobene na ngaciboneka cena kwambeti mutukashi apailenga kuli Lesa nkali wabula kulifweka kumutwi.
14 Tsy mampianatra anareo va izao fomban’ ny zavatra rehetra izao fa raha lava volo ny lehilahy, dia mahafa-boninahitra azy izany?
Sena, bwikalo bwa buntu bwetu nkabukute kutwiyisheti cikute kupa nsoni mutuloba akutenga mishishi itali?
15 Fa raha lava volo kosa ny vehivavy, dia voninahitra ho azy izany fa ny volo no nomena azy ho fisaronana.
Nsombi kumutukashi neye ebulemu Lesa mbwalapa mutukashi mishishi itali itali kwambeti imufwekenga kumutwi.
16 Fa raha misy olona toa tia ady, dia tsy manana izany fanao izany isika, na ny fiangonan’ Andriamanitra.
Na pali muntu layandanga kutoteka pamakani awa, afwe nambi mibungano ya Lesa tuliya mwambo naumbi wampaililo wapita uwu sobwe.
17 Ary raha manao izao didy izao aho, dia tsy midera anareo tsy akory, satria tsy miangona hihatsara ianareo, fa hiharatsy.
Lino, ncondayandanga kumulailila nteti mukondwe naco. Pakwinga mibungano yenu ilabanga yaipa kayi nkayaina.
18 Fa voalohany indrindra, raha miangona ao am-piangonana ianareo, dia reko fa misy fisarahana eo aminareo; ary mba misy inoako ihany izany.
Cakutanguna ndanyumfungeti mwabungananga pamo mumubungano mulasalulananga. Ndashoma kwambeti mpani makani awa nakubinga.
19 Fa tsy maintsy misy fitokoana eo aminareo, mba haseho eo aminareo izay olona ankasitrahana.
Nkandatonshanyanga sobwe, pela kuba kupusana miyeyo pakati penu kwambeti abo balenshinga calulama baboneke.
20 Koa raha miangona ianareo, dia tsy misy hihinanana ny Fanasan’ ny Tompo akory.
Neco mukute mwabungananga pamo nkamukute kulya cakulya ca mansailo ca Mwami sobwe.
21 Fa raha mihinana ianareo, dia samy homana ny sakafony avy aloha ianareo; koa ny anankiray dia noana, fa ny anankiray kosa mamo.
Pakwinga mukute kulya kwakusalana cakwinseti nabambi bakute bashala babula cakulya, kakuli nabambi bakute kwinsa kukolewa.
22 Moa tsy manan-trano hihinanana sy hisotroana va ianareo? Sa manao tsinontsinona ny fiangonan’ Andriamanitra ka manome henatra ny tsy manana? Inona no holazaiko aminareo? Hidera anareo va aho? Tsy hidera anareo amin’ izany aho.
Sena muliya manda enu uko nkomwelela kulyela nekunwinina? Sena mulayandangowa kupesha nsoni mubungano wa Lesa, nekunyalisha abo bantu balabulunga cakulya? Mulayandanga ng'ambeconi? Ndimulumbe sena? Pa bintu ibi nkandelela kumulumba sobwe.
23 Fa izaho efa nandray tamin’ ny Tompo izay natolotro anareo kosa, fa Jesosy Tompo tamin’ iny alina iny izay namadihana Azy, dia nandray mofo,
Ciyisho ncondalatambula ku Mwami encondalamupa kwambeti busuba busa mansailo, Mwami Yesu mpwalayabwa walamanta shinkwa,
24 ary rehefa nisaotra Izy, dia novakiny, ka hoy Izy: Ity no tenako ho anareo; izao no ataovy ho fahatsiarovana Ahy.
mpwalalumbaisha Lesa ne kukomona walambeti “Uwu emubili wakame ngondabengele njamwe. Kamwinsanga ici kuba cakunganukilapo.”
25 Dia araka izany koa ny kapoaka, rehefa nihinana, dia hoy Izy: Ity kapoaka ity no ilay fanekena vaovao amin’ ny rako; izao no ataovy ho fahatsiarovana Ahy, na oviana na oviana no misotro ianareo.
Kayi copeleco mpobalapwisha kulya walamanta nkomeshi ya waini nekwambeti “Nkomeshi iyi ecipangano ca linolino cilapangwa nemilopa yakame. Cibe cakunganukilapo cindi conse mwanwanga.”
26 Fa na oviana na oviana ianareo no mihinana itony mofo itony sy misotro amin’ ny kapoaka, dia manambara ny fahafatesan’ ny Tompo ianareo mandra-pihaviny.
Pakwinga cindi conse mwalyanga shinkwa nekunwina munkomeshi iyi, mukute kukambauka shalufu lwa Mwami mpaka cindi nceti akese.
27 Koa na zovy an zovy no mihinana ny mofo sy misotro amin’ ny kapoaky ny Tompo amin’ ny fanahy tsy mendrika, dia ho meloka ny amin’ ny tena sy ny ran’ ny Tompo izy.
Ecebo cakendi na muntu uliyense ulya shinkwa uwu nekunwina munkomeshi ya Mwami munshila yabula kwelela, lepishilinga mubili nemilopa ya Mwami.
28 Fa aoka ny olona hamantatra ny tenany, dia aoka izy hihinana ny mofo sy hisotro amin’ ny kapoaka.
Neco muntu uliyense katana ulya shinkwa nekunwina munkomeshi iyi alicencete mwine abone nawelela.
29 Fa izay rehetra mihinana sy misotro dia mihinana sy misotro fanamelohana ho an’ ny tenany, raha tsy mamantatra ny tena izy.
Pakwinga na bantu kabalya shinkwa nekunwina mu nkomeshi cakuteshiba mubili wa Klistu nceulapandululunga, bakute kulikwila lombolosho.
30 Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry.
Ecebo cakendi bantu bangi pakati penu balatyompwanga kayi balakolwanga nabambi bafwa.
31 Fa raha mba mamantatra ny tenantsika isika, dia tsy mba hotsaraina.
Na katulicenceta, nkatwela kwingila mulombolosho lulico sobwe.
32 Fa raha tsaraina isika, dia faizan’ ny Tompo mba tsy hohelohina miaraka amin’ izao tontolo izao.
Neco Lesa ukute kutupa cisubulo, kwambeti twiye kuba ne mano kwambeti, katutakacanika nemulandu pamo nebantu bacinka manungo pabintu byapa cishi capanshi.
33 Koa raha miangona hihinana ianareo, ry rahalahy, dia mifampiandrasa.
Neco, mobanse bame, batuloba ne batukashi, cindi ncomulabungananga pamo kulya Mulalilo wa Mwami kamupembelanga banenu.
34 Ary raha misy olona noana, aoka izy hihinana no an-tranony, mba tsy hiangonanareo ho fahamelohana. Ary ny zavatra sisa dia halahatro, rehefa tonga aho.
Uliyense lanyumfunga nsala alyele limo cakulya kung'anda kwakendi kwambeti kamutaliletela cisubulo cindi ncomulabungananga pamo. Bintu nabimbi mbyondabulu kwamba ninkese nkabyambe ndakesa.

< 1 Korintiana 11 >