< 1 Tantara 1 >
2 Kenana, Mahalalila, Jareda,
Kenan, Mahalalel, Yared,
3 Enoka, Metosela, Lameka,
Enok, Metusela, Lamek, Nuhu.
4 Noa, Sema, Hama ary Jafeta.
’Ya’yan Nuhu maza su ne, Shem, Ham da Yafet.
5 Ny zanakalahin’ i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseta ary Tirasa.
’Ya’yan Yafet maza su ne, Gomer, Magog, Madai, Yaban, Tubal, Meshek da Tiras.
6 Ary ny zanakalahin’ i Gomera dia Askenaza sy Rifata ary Togarma.
’Ya’yan Gomer maza su ne, Ashkenaz, Rifat da Togarma.
7 Ary ny zanakalahin’ i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy ny Kitima ary ny Dodanita.
’Ya’yan Yaban maza su ne, Elisha, Tarshish, Kittim da Rodanim.
8 Ny zanakalahin’ i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana.
’Ya’yan Ham maza su ne, Kush, Masar Fut da Kan’ana.
9 Ary ny zanakalahin’ i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragarna ary Sabteka. Ary ny zanakalahin’ i Ragama dia Seba sy Dedana.
’Ya’yan Kush maza su ne, Seba, Hawila, Sabta, Ra’ama da Sabteka.’Ya’yan Ra’ama maza su ne, Sheba da Dedan
10 Ary Kosy niteraka an’ i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery teo ambonin’ ny tany.
Kush shi ne mahaifin Nimrod, wanda ya yi girma ya zama babban jarumi a duniya.
11 Ary Mizraima niteraka ny Lodita sy ny Anamita sy ny Lehabita sy ny Naftohita
Masar shi ne mahaifin Ludiyawa, Anamawa, Lehabiyawa, Neftuhawa,
12 sy ny Patrosita sy ny Kaslohita (izay nihavian’ ny Filistina) ary ny Kaftorita.
Fatrusawa, Kasluhiyawa (daga waɗanda Filistiyawa suka fito) da Kaftorawa.
13 Ary Kanana niteraka an’ i Sidona, lahimatoany, sy Heta
Kan’ana shi ne mahaifin Sidon ɗan farinsa, da Hittiyawa,
14 ary ny Jebosita sy ny Amorita sy ny Girgasita
Yebusiyawa, Amoriyawa, Girgashiyawa
15 sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny Sinita
Hiwiyawa, Arkiyawa, Siniyawa,
16 sy ny Arvadita sy ny Zemarita ary ny Harnatita.
Arbadiyawa, Zemarawa da Hamawa.
17 Ny zanakalahin’ i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpahada sy Loda sy Arama sy Oza sy Hola sy Gatera ary Maseka.
’Ya’yan Shem maza su ne, Elam, Asshur, Arfakshad, Lud da Aram.’Ya’yan Aram maza su ne, Uz, Hul, Geter da Meshek.
18 Ary Arpaksada niteraka an’ i Sela; ary Sela niteraka an’ i Ebera.
Arfakshad shi ne mahaifin Shela, Shela kuwa shi ne mahaifin Eber.
19 Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran’ ny iray natao hoe Palega, satria tamin’ ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran’ ny rahalahiny.
Aka haifa wa Eber’ya’ya maza biyu. Aka kira ɗaya Feleg domin a lokacinsa ne aka raba duniya; sunan ɗan’uwansa kuwa shi ne Yoktan.
20 Ary Joktana niteraka an’ i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera
Yoktan shi ne mahaifin Almodad, Shelef, Hazarmawet, Yera
21 sy Hadorama sy Ozala sy Dikla
Hadoram, Uzal, Dikla,
22 sy Ebala sy Abimaela sy Sheba
Ebal, Abimayel, Sheba,
23 sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin’ i Joktana.
Ofir, Hawila da Yobab. Dukan waɗannan’ya’yan Yoktan maza ne.
24 Sema, Arpaksada, Sela,
Shem, Arfakshad, Shela,
27 Abrama (dia Abrahama izany).
da Abram (wato, Ibrahim).
28 Ny zanakalahin’ i Abrahama dia Isaka sy Isimaela.
’Ya’yan Ibrahim maza su ne, Ishaku da Ishmayel.
29 Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan’ Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama
Waɗannan su ne zuriyarsu. Nebayiwot ɗan farin Ishmayel, Kedar, Adbeyel, Mibsam,
30 sy Misma sy Doma sy Masa sy Hadada sy Tema
Mishma, Duma, Massa, Hadad, Tema
31 sy Jetora sy Nafisy ary Kedma. Ireo no zanakalahin’ Isimaela.
Yetur, Nafish da Kedema. Waɗannan su ne’ya’yan Ishmayel maza.
32 Ary ny zanakalahin’ i Ketora, vaditsindranon’ i Abrahama. Izy no niteraka an’ i Zimrama sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha. Ary ny zanakalahin’ i Joksana dia Sheba sy Dedana.
’Ya’yan Ketura maza, ƙwarƙwarar Ibrahim su ne, Zimran, Yokshan, Medan, Midiyan, Ishbak da Shuwa.’Ya’yan Yokshan maza su ne, Sheba da Dedan.
33 Ary ny zanakalahin’ i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’ i Ketora.
’Ya’yan Midiyan maza su ne, Efa, Efer, Hanok, Abida da Elda’a. Dukan waɗannan su ne zuriyar Ketura.
34 Ary Abrahama niteraka an’ Isaka. Ny zanakalahin’ i Isaka dia Esao sy Isiraely.
Ibrahim shi ne mahaifin Ishaku.’Ya’yan Ishaku maza su ne, Isuwa da Isra’ila.
35 Ny zanakalahin’ i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora.
’Ya’yan Isuwa maza, su ne, Elifaz, Reyuwel, Yewush, Yalam da Kora
36 Ny zanak’ i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka.
’Ya’yan Elifaz maza su ne, Teman, Omar, Zefi, Gatam, Kenaz, da Timna wanda aka haifa wa Amalek.
37 Ny zanakalahin’ i Regoela dia Nahata sy Zera sy Sama ary Miza.
’Ya’yan maza Reyuwel su ne, Nahat, Zera, Shamma da Mizza.
38 Ary ny zanakalahin’ i Seïra dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana.
’Ya’yan Seyir maza su ne, Lotan, Shobal, Zibeyon, Ana, Dishon, Ezer da Dishan.
39 Ary ny zanakalahin’ i Lotana dia Hory sy Homama; ary Timna no anabavin’ i Lotana.
’Ya’yan Lotan maza su ne, Hori da Homam. Timna ita ce’yar’uwar Lotan.
40 Ary ny zanakalahin’ i Sobala dia Aliana sy Manahata sy Ebala sy Sefy ary Onama. Ary ny zanakalahin’ i Zibona dia Aia sy Ana.
’Ya’yan Shobal maza su ne, Alwan, Manahat, Ebal, Shefo da Onam.’Ya’yan Zibeyon maza su ne, Aiya da Ana.
41 Ary ny zanakalahin’ i Ana dia Disona. Ary ny zanakalahin’ i Disona dia Hamrana sy Esbana sa Jitrana ary Kerana.
Ɗan Ana shi ne, Dishon.’Ya’yan Dishon maza su ne, Hemdan, Eshban, Itran da Keran.
42 Ary ny zanakalahin i Ezera dia Bilana sy Zavana ary Jakana. Ny zanakalahin’ i Disana dia Oza sy Arana.
’Ya’yan Ezer maza su ne, Bilhan, Za’aban da Ya’akan.’Ya’yan Dishan maza su ne, Uz da Aran.
43 Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin’ ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin’ ny Zanak’ Isiraely: Bela, zanak’ i Beora; ary Dinaba no anaran’ ny tanànany.
Waɗannan su ne sarakunan da suka yi sarauta a Edom kafin wani sarkin mutumin Isra’ila yă yi sarauta. Bela ɗan Beyor, wanda aka kira birninsa Dinhaba.
44 Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak’ i Zera, avy any Bozra.
Sa’ad da Bela ya mutu sai Yobab ɗan Zera daga Bozra ya gāje shi a matsayin sarki.
45 Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama, avy any amin’ ny tanin’ ny Temanita.
Da Yobab ya mutu, Husham daga ƙasar Temaniyawa ya gāje shi a matsayin sarki.
46 Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak’ i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin’ ny tany Moaba; ary Avita no anaran’ ny tanànany.
Sa’ad da Husham ya mutu, Hadad ɗan Bedad, wanda ya ci Midiyan da yaƙi a cikin ƙasar Mowab, ya gāje shi a matsayin sarki. Aka kira birninsa Awit.
47 Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy any Masreka.
Da Hadad ya mutu, Samla daga Masreka ya gāje shi a matsayin sarki.
48 Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy any Rehobota eo amoron’ ny Ony.
Sa’ad da Samla ya mutu, Sha’ul daga Rehobot na kogi ya gāje shi a matsayin sarki.
49 Ary maty Saoly, dia nanjaka nandimby azy Bala-hanana, zanak’ i Akbora.
Sa’ad da Sha’ul ya mutu, Ba’al-Hanan ɗan Akbor ya gāje shi a matsayin sarki.
50 Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran’ ny tanànany; ary ny anaran’ ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin’ i Matreda, zanakavavin’ i Me-zahaba.
Sa’ad da Ba’al-Hanan ya mutu, Hadad ya gāje shi a matsayin sarki. Aka kira birninsa Fau, sunan matarsa kuwa Mehetabel’yar Matired,’yar Me-Zahab.
51 Dia maty koa Hadada. Ary ny loham-pirenen’ i Edoma dia Timna loham-pireneny, Alva loham-pireneny, Jetata loham-pireneny,
Hadad shi ma ya mutu. Manyan Edom su ne, Timna, Alwa, Yetet
52 Oholibama loham-pireneny, Elaha loham-pireneny, Pinona loham-pireneny,
Oholibama, Ela, Finon
53 Kenaza loham-pireneny, Temana loham-pireneny, Mibzara loham-pireneny,
Kenaz, Teman, Mibzar,
54 Magdiela loham-pireneny, Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenen’ i Edoma.
Magdiyel da Iram. Waɗannan su ne manyan Edom.