< 1 Tantara 9 >

1 Dia nisaina araka ny firazanany avy ny Isiraely rehetra; ary, indro, efa voasoratra ao amin’ ny bokin’ ny mpanjakan’ ny Isiraely izany. Ary ny Joda dia nentina ho babo tany Babylona noho ny fahotany.
Hahoi teh, Isarelnaw pueng imthung lahoi separuinae teh, Isarel siangpahrangnaw cauk dawkvah a thut awh. Hateiteh, Judah teh yuemkamcu lah ao hoeh dawkvah, Babilon vah san lah a hrawi awh.
2 Ary ny mponina taloha tamin’ ny taniny sy ny tanànany avy dia ny Isiraely sy ny mpisorona sy ny Levita ary ny Netinima.
A coe awh e khonaw dawk hmaloe kaawm e naw teh Isarelnaw, vaihmanaw, Levihnaw, Nethinimnaw doeh.
3 Ary tany Jerosalema no nonenan’ ny sasany amin’ ny taranak’ i Joda sy Benjamina sy Efraima sy Manase:
Jerusalem vah Judah casak, Benjamin casak, Ephraim hoi Manasseh casak naw hai kho a sak awh.
4 dia Otahy, zanak’ i Amihoda, zanak’ i Omry, zanak’ Imry, zanak’ i Bany, avy amin’ ny taranak’ i Fareza, zanak’ i Joda.
Judah capa Perez casak Bani, Benjamin capa Imri, Imri capa Omri, Omri capa Ammihud, Ammihud capa Uthai.
5 Ary tamin’ ny Silonita dia Asay, lahimatoa, sy ny zanany.
Shiloh e a camin Asaiah hoi ahnie casaknaw,
6 Ary tamin’ ny taranak’ i Zera dia Jeoela sy ny rahalahiny, dia sivi-folo amby enin-jato.
Zerah casak Jeuel hoi a hmaunawngha 690 touh a pha awh.
7 Ary tamin’ ny taranak’ i Benjamina dia Salo, zanak’ i Mesolama, zanak’ i Hodavia, zanak’ i Hasenoa,
Benjamin casak Hassenuah capa Hodaviah, Hodaviah capa Meshullam, Meshullam capa Salu.
8 sy Jibnia, zanak’ i Jerohama, sy Elaha, zanak’ i Ozy, zanak’ i Mikry, sy Mesolama, zanak’ i Sefatia, zanak’ i Regoela, zanak’ i Jibnia;
Jeroham capa Ibneiah, Uzzi capa Elah, Mikhri capa Uzzi, Shephatiah capa Meshullam, Reuel capa Sephatiah, Ibnijah capa Reuel.
9 ary ny isan’ ny rahalahiny araka ny firazanany dia enina amby dimam-polo sy sivin-jato. Ireo lehilahy rehetra ireo dia samy lohan’ ny fianakaviany avy.
Ahnimanaw teh a hmaunawnghanaw 956 a pha awh. Hetnaw pueng teh, miphun dawkvah imthung kahrawikungnaw doeh.
10 Ary tamin’ ny mpisorona dia Jedaia sy Joiariba sy Jatina
Vaihmanaw teh Jedaiah, Jehoiarib hoi Jakhin.
11 sy Azaria, zanak’ i Hilkia, zanak’ i Mesolama, zanak’ i Zadoka, zanak’ i Meraiota, zanak’ i Ahitoba, mpanapaka ny tranon’ Andriamanitra,
Cathut im dawk kahrawikung lah kaawm awh e Ahitub capa Meraioth, Meraioth capa Zadok, Zadok capa Meshullam, Meshullam capa Hilkiah, Hilkiah capa Azariah.
12 ary Adaia, zanak’ i Jerohama, zanak’ i Pasora, zanak’ i Malkia, ary Masay, zanak’ i Adiela, zanak’ i Jazera, zanak’ i Mesolama, zanak’ i Mesilemita, zanak’ Imera.
Jeroham capa Adaiah, Pashhur capa Jeroham, Malkhijah capa Pashhur, Adiel capa Maasai, Jahzerah capa Adiel, Meshullam capa Jahzerah, Meshillemith capa Meshullam, Immer capa Meshillemith.
13 Ary ny rahalahin’ ireo, izay samy lohan’ ny fianakaviany avy, dia enim-polo amby fiton-jato amby arivo; lehilahy mahery amin’ ny fanaovana ny fanompoana ao an-tranon’ Andriamanitra ireo.
Ahnimouh a hmaunawnghanaw hai a napanaw e imthung dawk a lû lah kaawmnaw doeh. Hotnaw teh Cathut im dawk thaw ka tawk thai awh e lah ao awh teh, tami 1760 touh a pha awh.
14 Ary tamin’ ny Levita dia Semaia, zanak’ i Hasoba, zanak’ i Azrikama, zanak’ i Hasabia, tamin’ ny taranak’ i Merary,
Levih, Merari casaknaw teh Hasshub capa Shemaiah, Azrikam capa Hasshub, Hashabiah capa Azrikam.
15 ary Bakbakara sy Haresy sy Galala sy Matania, zanak’ i Mika, zanak’ i Zikry, zanak’ i Asafa,
Bakbakkar Heresh hoi Galal, Mikha capa Mattaniah, Zikhri capa Mikha, Asaph capa Zikhri.
16 ary Obadia, zanak’ i Semaia, zanak’ i Galala, zanak’ i Jedotona, ary Berekia, zanak’ i Asa, zanak’ i Elkana, izay nonina tamin’ ny vohitry ny Netotatita.
Shemaiah capa Obadiah, Galal capa Shemaiah, Jeduthun capa Galal, Asa capa Berekhiah, Elkanah capa Asa teh Netophah kho dawk kho a sak awh.
17 Ary ny mpiandry varavarana dia Saloma sy Akoba sy Talmona sy Ahimana ary ny rahalahiny; fa Saloma no lohany;
Longkha karingkungnaw teh Shallum, Akkub, Talmon hoi Ahiman. Shallum teh lû lah ao.
18 ambaraka ankehitriny dia ao amin’ ny vavahadin’ ny mpanjaka atsinanana izy; ireo no mpiandry varavarana tamin’ ny tobin’ ny taranak’ i Levy.
Ahni teh ha hoehnahlan vah, atunglah kaawm e lah ao. Ahnimouh teh Levih e catounnaw roenae hmuen longkha karingkungnaw lah ao awh.
19 Ary Saloma, zanak’ i Kore, zanak’ i Abiasafa, zanak’ i Kora, sy ny Koraïta rahalahiny araka ny fianakaviany avy no mpanao ny fanompoana amin’ ny fiandrasana ny varavaran’ ny lay; ary ny razany koa dia mpiambina ny vavahady tao amin’ ny tobin’ i Jehovah.
Kore capa Shallum, Ebiasaph capa Kore, Korah capa Ebiasaph hoi a hmaunawnghanaw. Mintoenaw e BAWIPA im dawk thaw katawknaw, kâennae longkha karingkungnaw lah ao awh.
20 Ary Finehasa, zanak’ i Eleazara, no mpanapaka ireo taloha, ary Jehovah nomba azy.
Eleazar capa Phinehas teh BAWIPA ni a okhai teh kahrawikung lah ao.
21 Ary Zakaria, zanak’ i Meselemia, no mpiandry ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana.
Meshelemiah capa Zekhariah teh kamkhuengnae lukkareiim takhang ka ring e lah ao.
22 Ary ny isan’ ireo voafidy ho mpiandry varavarana ireo dia roa ambin’ ny folo amby roan-jato. Ireo dia voasoratra araka ny firazanany tany amin’ ny vohiny avy; ary notendren’ i Davida sy Samoela mpahita izy noho ny fahamarinany.
Longkha ka ring hanelah a rawi e naw teh, 212 touh a pha awh. Devit hoi Samuel ni a tawk awh hane a pouk e naw teh, mae kho lengkaleng a tâconae patetlah separuinae dawk thut e lah ao.
23 Ka dia ireo sy ny taranany no niandry varavarana tao amin’ ny tranon’ i Jehovah, dia ny trano-lay.
Hettelah amamouh hoi a catounnaw haiyah BAWIPA e lukkareiim longkha ka ring hanelah ao awh.
24 Teo amin’ ny lafiny efatra no nitoeran’ ny mpiandry varavarana, dia teo atsinanana sy andrefana sy avaratra ary atsimo.
Kanîtho, kanîloum, atunglah, akalah, petkâtue lah longkha karingkungnaw thaw poe lah ao.
25 Ary ny rahalahiny izay nonina teo amin’ ny vohiny dia nasaina ho avy isan-kafitoana ho eo aminy.
Khote lae a hmaunawnghanaw teh hnin sari touh thung hanelah hnin touh hoi hnin touh, a kâhlai awh vaiteh, meng a tho awh hane doeh.
26 Fa nanao tamin’ ny fahamarinany ireo Levita efa-dahy, lohan’ ny mpiandry varavarana, ireo, ary tonian’ ny efi-trano fitehirizana sy ny rakitry ny tranon’ Andriamanitra koa izy ireo.
Bangkongtetpawiteh, longkha karingkungnaw pali touh teh Levihnaw doeh. Cathut e im dawk a hruek awh e hnopai karingkung lah ao awh.
27 Ary manodidina ny tranon’ Andriamanitra no nandriany; fa izy ireo no mpiambina azy sady adidiny ny famohana ny trano isa-maraina.
Hottelah amom tangkuem longkha paawng e hah thaw poe e lah ao dawkvah, Cathut e im petkâkalup lah a roe awh.
28 Ary ny sasany aminy nitandrina ny fanaka momba ny fanompoana; fa an-isany no nitondrany azy miditra sy mivoaka.
Tangawn ni thaw tawknae puengcangnaw a ring awh, a kuem awh, a la awh, ouk a touk awh.
29 Ary ny sasany aminy koa notendrena hitandrina ny fanaka, dia ny fanaka masìna rehetra, sy ny koba tsara toto sy ny divay sy ny diloilo sy ny ditin-kazo manitra ary ny zava-manitra.
Tangawn teh hnopai hmuen kathoung dawk e puengcangnaw hah, tavai, misur, satui, hmuitui a kuemyawt awh teh a ring awh.
30 Ary ny sasany tamin’ ny zanaky ny mpisorona nangaroharo ny zava-manitra fanosorana.
Vaihma capa tangawn ni hmuitui hah ouk a sak awh.
31 Ary Matatia, anankiray tamin’ ny Levita, lahimatoan’ i Saloma Koraïta, no tonian’ ny zavatra izay natao tamin’ ny fanendasana.
Korah tami Shallum e capa kacuepounge Levih tami Mattithiah teh vaiyei karê thaw a tawk.
32 Ary ny sasany tamin’ ny rahalahiny, tamin’ ny taranaky ny Kehatita, no tonian’ ny mofo aseho hamboatra azy isan-tSabata.
Kohath capanaw thung dawk hoi a hmaunawngha tangawn teh Sabbath hnintangkuem hanelah, vaiyei ka rakueng e lah ao.
33 Ary ireo ihany koa no mpihira, lohan’ ny fianakaviana amin’ ny Levita, izay mitoetra tsy manan-draharaha hafa ao amin’ ireo efi-trano; fa tsy maintsy ho amin’ izany raharaha izany andro aman’ alina izy.
Hetnaw heh la ka sak e Levihnaw a na pa imthung kahrawikung, bawkim rakhan karingnaw, lah ao awh teh, alouke thaw kâbet awh hoeh. Bangkongtetpawiteh, karum khodai thaw katawknaw lah ao awh.
34 Ireo dia lohan’ ny fianakaviana tamin’ ny Levita araka ny firazanany avy, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.
Levih imthung kacuenaw teh, amamae se dawk kacue e lah Jerusalem vah pou ao awh.
35 Ary tao Gibeona no nonenan’ i Jeiela, razamben’ ny an’ i Gibeona, ary ny anaran’ ny vadiny dia Imaka;
Gibeon na pa Jeiel, Jeiel teh Gibeon vah kho a sak teh, a yu min teh Maakah doeh.
36 ary ny zanany lahimatoa dia Abdona, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nera, dia Nadaba,
A camin teh Abdon doeh. Hahoi Zur, Kish, Baal, Ner hoi Nadab.
37 dia Gedora, dia Ahio, dia Zakaria, dia Miklota.
Gedor, Ahio, Zekhariah hoi Mikloth naw a sak.
38 Ary Miklota niteraka an’ i Simeama. Ary ireo koa niara-nonina tamin’ ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.
Mikloth ni Shimeah a sak. Ahni hai Jerusalem vah a hmaunawnghanaw koe ao.
39 Ary Nera niteraka an’ i Kisy; ary Kisy niteraka an’ i Saoly; ary Saoly niteraka an’ i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala.
Ner ni Kish a sak, Kish ni Sawl a sak, Sawl ni Jonathan, Malkhishua, Abinadab hoi Eshbaal a sak.
40 Ary ny zanakalahin’ i Jonatana dia Meribala, ary Meribala niteraka an’ i Mika.
Jonathan casak Meribbaal doeh, Meribbaal ni Maikah a sak.
41 Ary ny zanakalahin’ i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza.
Maikah casak teh Pithon, Melek hoi Tahrea.
42 Ary Ahaza niteraka an’ i Jara; ary Jara niteraka an’ i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an’ i Moza;
Ahaz ni Jarah a sak, Jarah ni Alemeth, Azmaveth hoi Zimri a sak. Zimri ni Moza a sak.
43 ary Moza niteraka an’ i Binea; ary Refaia no zanakalahin’ i Binea, Elasa no zanakalahin’ i Refaia, Azela no zanakalahin’ i Elasa.
Moza ni Binea a sak teh Binea capa Rephaiah, Rephaiah capa Eleasah, Eleasah capa Azel.
44 Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy ka izao no anarany avy: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana; ireo no zanakalahin’ i Azela.
Azel teh capa taruk touh a tawn. A minnaw teh: Azrikam, Bokeru, Ishmael, Sheariah, Obadiah hoi Hanan doeh. Hetnaw teh Azel capanaw doeh.

< 1 Tantara 9 >