< 1 Tantara 8 >

1 Ary Benjamina niteraka an’ i Bela, lahimatoa, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo,
Benyamin shi ne mahaifin, Bela ɗansa na fari, Ashbel ɗansa na biyu, Ahara na uku,
2 sy Noha, fahefatra, ary Rafa, faralahy.
Noha na huɗu da Rafa na biyar.
3 Ary ny zanakalahin’ i Bela dia Adara sy Gera sy Abihoda
’Ya’yan Bela maza su ne, Addar, Gera, Abihud
4 sy Abisoa sy Namana sy Ahoa
Abishuwa, Na’aman, Ahowa,
5 sy Gera sy Sefofana ary Horama.
Gera, Shefufan da Huram.
6 Ary izao no zanakalahin’ i Ehoda (izao no lohan’ ny fianakavian’ ny mponina any Geba; ary nitondra azy ho babo tany Manahata,
Waɗannan su ne zuriyar Ehud, waɗanda suke kawunan iyalan waɗanda suke zama a Geba waɗanda aka kuma kwasa zuwa Manahat.
7 Namana sy Ahia ary Gera; izy no nitondra azy ho babo), niteraka an’ i Oza sy Ahihoda izy.
Na’aman, da Ahiya, da Gera. Gera ne shugabansu lokacin da aka kai su bauta, shi ne ya haifi Uzza da Ahilud.
8 Ary Saharaima niteraka tao amin’ ny tany Moaba taorian’ ny nisaorany an’ i Hosima sy Bara vadiny.
An haifa’ya’ya maza wa Shaharayim a Mowab bayan ya saki matansa Hushim da Ba’ara.
9 Ary Hodesy vadiny no niterahany an’ i Jobaba sy Ziba sy Mesa sy Malkama
Ya haifi Yobab, Zibiya, Hodesh, Malkam,
10 sy Jeoza sy Sakia ary Mirma. Ireo no zananilahy, samy lohan’ ny fianakaviany avy.
Yewuz, Sakiya da Mirma ta wurin Hodesh matarsa. Waɗannan su ne’ya’yansa, kawunan iyalai.
11 Ary Hosima no niterahany an’ i Abitoba sy Elpala.
Ya haifi Abitub da Efa’al ta wurin Hushim.
12 Ary ny zanakalahin’ i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an’ i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny;
’Ya’yan Efa’al maza su ne, Eber, Misham, Shemed (wanda ya gina Ono da Lod tare da ƙauyukan kewayensu),
13 Beria koa sy Sema, izay lohan’ ny fianakavian’ ny mponina ao Aialona sady nandroaka ny mponina tao Gata;
da Beriya da Shema, waɗanda suke kawunan iyalan waɗanda suke zama a Aiyalon waɗanda kuma suka kori mazaunan Gat.
14 ary Ahio sy Sasaka sy Jeremota
Ahiyo, Shashak, Yeremot
15 sy Zebadia sy Arada sy Adera
Zebadiya, Arad, Eder,
16 sy Mikaela sy Jispa sy Joha (zanakalahin’ i Beria ireo),
Mika’ilu, Isfa da Yoha su ne’ya’yan Beriya maza.
17 ary Zebadia sy Mesolama sy Hizky sy Hebera
Zebadiya, Meshullam, Hizki, Heber,
18 sy Jismeray sy Jizlia sy Jobaba (zanakalahin’ i Elpala ireo),
Ishmerai, Izliya da Yobab su ne’ya’yan Efa’al maza.
19 ary Jakima sy Zikry sy Zabdy
Yakim, Zikri, Zabdi,
20 sy Elienay sy Ziletahy sy Eliala
Eliyenai, Zilletai, Eliyel,
21 sy Adaia sy Beraia sy Simrata (zanakalahin’ i Simey ireo),
Adahiya, Berahiya da Shimra su ne’ya’yan Shimeyi maza.
22 ary Jispana sy Hebera sy Eliala
Ishfan, Eber, Eliyel,
23 sy Abdona sy Zikry sy Hanana
Abdon, Zikri, Hanan,
24 sy Hanania sy Elama sy Antotia
Hananiya, Elam, Antotiya,
25 sy Jifdia sy Penoela (zanakalahin’ i Sasaka ireo),
Ifdehiya da Fenuwel su ne’ya’yan Shashak maza.
26 ary Samseray sy Seharia sy Atalia
Shamsherai, Shehariya, Ataliya,
27 sy Jaresia sy Elia sy Zitry (zanakalahin’ i Jerohama ireo).
Ya’areshiya, Iliya da Zikri su ne’ya’yan Yeroham maza.
28 Ireo no lohan’ ny fianakaviany araka ny firazanany, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.
Dukan waɗannan su ne kawunan iyalai, manya kamar yadda aka lissafta a cikin zuriyarsu, suka zauna a Urushalima.
29 Ary tao Gibeona no nonenan’ ny razamben’ ny an’ i Gibeona, ary ny anaran’ ny vadiny dia Imaka,
Yehiyel na Gibeyon ya zauna a Gibeyon. Sunan matarsa Ma’aka,
30 ary Abdona no lahimatoany, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nadaba,
ɗansa na fari kuwa shi ne Abdon, sai Zur, Kish, Ba’al, Ner, Nadab,
31 dia Gedora, dia Ahio, dia Zakera.
Gedor, Ahiyo, Zeker
32 Ary Miklota niteraka an’ i Simea. Ireo koa dia niara-nonina tamin’ ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.
da Miklot, wanda ya zama mahaifin Shimeya. Su ma sun zauna kusa da danginsu a Urushalima.
33 Ary Nera niteraka an’ i Kisy; ary Kisy niteraka an’ i Saoly; ary Saoly niteraka an’ i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala.
Ner shi ne mahaifin Kish, Kish mahaifin Shawulu, kuma Shawulu ne mahaifin Yonatan, Malki-Shuwa, Abinadab da Esh-Ba’al.
34 Ary ny zanakalahin’ i Jonatana dia Meribala; ary Meribala niteraka an’ i Mika.
Ɗan Yonatan shi ne, Merib-Ba’al wanda ya zama mahaifin Mika.
35 Ary ny zanakalahin’ i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza.
’Ya’yan Mika maza su ne, Fiton, Melek, Tereya da Ahaz.
36 Ary Ahaza niteraka an’ i Joada; ary Joada niteraka an’ i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an’ i Moza;
Ahaz shi ne mahaifin Yehowadda, Yehowadda shi ne mahaifin Alemet, Azmawet da Zimri, Zimri kuwa shi ne mahaifin Moza.
37 ary Moza niteraka an’ i Binea; Rafa no zanakalahin’ i Binea, Elasa no zanakalahin’ i Rafa, Azela no zanakalahin’ i Elasa
Moza shi ne mahaifin Bineya; Rafa, Eleyasa da kuma Azel.
38 Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’ i Azela.
Azel yana da’ya’ya maza shida, kuma ga sunayensu. Azrikam, Bokeru, Ishmayel, Sheyariya, Obadiya da Hanan. Dukan waɗannan’ya’yan Azel maza ne.
39 Ary ny zanakalahin’ i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy.
’Ya’yan ɗan’uwansa Eshek su ne, Ulam ɗan farinsa, Yewush ɗansa na biyu da Elifelet na uku.
40 Ary ny zanakalahin’ i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak’ i Benjamina.
’Ya’yan Ulam maza jarumawa ne sosai waɗanda suke iya riƙe baka. Suna da’ya’ya maza masu yawa da jikoki, 150 gaba ɗaya. Dukan waɗannan zuriyar Benyamin ne.

< 1 Tantara 8 >