< 1 Tantara 6 >
1 Ny zanakalahin’ i Levy dia Gersona sy Kehata ary Merary.
Các con Lê-vi là Ghẹt-sôn, Kê-hát, và Mê-ra-ri.
2 Ary ny zanakalahin’ i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.
Các con Kê-hát là Am-ram, Dít-sê-ha, Hếp-rôn, và U-xi-ên.
3 Ary ny zanak’ i Amrama dia Arona sy Mosesy ary Miriama. Ny zanakalahin’ i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara.
Các con Am-ram là A-rôn, Môi-se, và Mi-ri-am. Các con A-rôn là Na-đáp, A-bi-hu, Ê-lê-a-sa, và Y-tha-ma.
4 Eleazara niteraka an’ i Finehasa; ary Finehasa niteraka an’ i Abisoa;
Ê-lê-a-sa sinh Phi-nê-a. Phi-nê-a sinh A-bi-sua.
5 ary Abisoa niteraka an’ i Boky; ary Boky niteraka an’ i Ozy;
A-bi-sua sinh Bu-ki. Bu-ki sinh U-xi.
6 ary Ozy niteraka an’ i Zerahia; ary Zerahia niteraka an’ i Meraiota;
U-xi sinh Xê-ra-hi-gia. Xê-ra-hi-gia sinh Mê-ra-giốt.
7 ary Meraiota niteraka an’ i Amaria; ary Amaria niteraka an’ i Ahitoba;
Mê-ra-giốt sinh A-ma-ria. A-mi-ra sinh A-hi-túp.
8 ary Ahitoba niteraka an’ i Zadoka; ary Zadoka niteraka an’ i Ahimaza;
A-hi-túp sinh Xa-đốc. Xa-đốc sinh A-hi-mát.
9 ary Ahimaza niteraka an’ i Azaria; ary Azaria niteraka an’ i Johanana;
A-hi-mát sinh A-xa-ria. A-xa-ria Giô-ha-nan.
10 ary Johanana niteraka an’ i Azaria (ilay nanao fisoronana tao amin’ ny trano nataon’ i Solomona tany Jerosalema);
Giô-ha-nan sinh A-xa-ria, là thầy tế lễ trong Đền Thờ mà Vua Sa-lô-môn đã dựng tại Giê-ru-sa-lem.
11 ary Azaria niteraka an’ i Amaria; ary Amaria niteraka an’ i Ahitoba;
A-xa-ria sinh A-ma-ria. A-ma-ria sinh A-hi-túp.
12 ary Ahitoba niteraka an’ i Zadoka; ary Zadoka niteraka an’ i Saloma;
A-hi-túp sinh Xa-đốc. Xa-đốc sinh Sa-lum.
13 ary Saloma niteraka an’ i Hilkia; ary Hilkia niteraka an’ i Azaria;
Sa-lum sinh Hinh-kia. Hinh-kia sinh A-xa-ria.
14 ary Azaria niteraka an’ i Seraia; ary Seraia niteraka an’ i Jozadaka;
A-xa-ria sinh Sê-ra-gia. Sê-ra-gia sinh Giô-sa-đác,
15 ary dia lasan-ko babo Jozadaka, nony voatolotr’ i Jehovah ho babon’ i Nebokadnezara ny Joda sy Jerosalema.
là người bị bắt lưu đày khi Chúa Hằng Hữu dùng Nê-bu-cát-nết-sa bắt người Giu-đa và Giê-ru-sa-lem dẫn đi.
16 Ny zanakalahin’ i Levy dia Gersona sy Kehata ary Merary.
Các con Lê-vi là Ghẹt-sôn, Kê-hát, và Mê-ra-ri.
17 Ary izao no anaran’ ny zanakalahin’ i Gersona: Libny sy Semey.
Các con Ghẹt-sôn là Líp-ni và Si-mê-i.
18 Ary ny zanakalahin’ i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.
Các con Kê-hát là Am-ram, Dích-sê-ha, Hếp-rôn, và U-xi-ên.
19 Ny zanakalahin’ i Merary dia Maly sy Mosy. Ary izao no fokon’ ny Levita araka ny rainy:
Các con Mê-ra-ri là Mách-li và Mu-si. Đó là gốc gác của các dòng họ nhà Lê-vi, theo tổ phụ họ.
20 Avy amin’ i Gersona: Libny no zanak’ i Gersona, Jahata no zanak’ i Libny, Zima no zanak’ i Jahata,
Con cháu của Ghẹt-sôn gồm Líp-ni, Gia-hát, Xim-ma,
21 Joa no zanak’ i Zima, Ido no zanak’ i Joa, Zera no zanak’ Ido, Jeateray zanak’ i Zera.
Giô-a, Y-đô, Xê-ra, và Giê-a-trai.
22 Ny zanakalahin’ i Kehata dia Aminadaba, Kora no zanakalahin’ i Aminadaba, Asira no zakalahin’ i Kora,
Con cháu của Kê-hát gồm A-mi-na-đáp, Cô-ra, Át-si,
23 Elkana no zanakalahin’ i Asira, Ebiasafa no zanakalahin’ i Elkana, Asira no zanakalahin’ i Ebiasafa,
Ên-ca-na, Ê-bi-a-sáp, Át-si,
24 Tahata no zanakalahin’ i Asira, Oriela no zanakalahin’ i Tahata, Ozia no zanakalahin’ i Oriela, ary Saoly no zanakalahin’ i Ozia.
Ta-hát, U-ri-ên, U-xi-gia, và Sau-lơ.
25 Ary ny zakalahin’ i Elkana dia Amasay sy Ahimota.
Con cháu của Ên-ca-na gồm A-ma-sai, A-hi-mốt,
26 Ny amin’ i Elkana, ny zananilahy dia Zofay, ary Nahata no zanakalahin’ i Zofay,
Ên-ca-na, Xô-phai, Na-hát,
27 Eliaba no zanakalahin’ i Nahata, Jerohama no zanakalahin’ i Eliaba, Elkana no zanakalahin’ i Jerohama.
Ê-li-áp, Giê-rô-ham, Ên-ca-na, và Sa-mu-ên.
28 Ary ny zanakalahin’ i Samoela dia Vasny lahimatoa sy Abia.
Con trai của Sa-mu-ên là Va-sê-ni (trưởng nam), và A-bi-gia (con thứ).
29 Ny zanakalahin’ i Merary dia Maly, Libny no zanakalahin’ i Maly, Semey no zanakalahin’ i Libny, Oza no zanakalahin’ i Semey,
Con cháu của Mê-ra-ri gồm Mách-li, Líp-ni, Si-mê-i, U-xa,
30 Simea no zanakalahin’ i Oza, Hagia no zanakalahin’ i Simea, Asaba no zanakalahin’ i Hagia.
Si-mê-a, Ha-ghi-gia, và A-sa-gia.
31 Ary izao no notendren’ i Davida ho mpiventy hira tao amin’ ny tranon’ i Jehovah, rehefa voapetraka tao ny fiara,
Vua Đa-vít chỉ định những người hướng dẫn việc ca hát trong nhà của Chúa Hằng Hữu sau khi Hòm Giao Ước được đặt tại đó.
32 ka nanao hira fanompoam-pivavahana izy tao amin’ ny tabernakely, dia ny trano-lay fihaonana, ambara-panaon’ i Solomona ny tranon’ i Jehovah tany Jerosalema; koa raha nanao ny raharahany izy, dia nitsangana araka ny filaharany avy,
Những người này tiếp tục công việc ca hát tại Đền Tạm cho đến ngày Sa-lô-môn xây xong Đền Thờ của Chúa Hằng Hữu ở Giê-ru-sa-lem. Họ cứ theo thứ tự mà làm việc.
33 dia izao no nanompo mbamin’ ny zanany: Tamin’ ny zanakalahin’ ny Kehatita dia Hemana mpihira, zanakalahin’ i Joela, zanakalahin’ i Samoela,
Đây là tên của những người ấy và dòng họ của họ: Hê-man, một nhạc công thuộc dòng Kê-hát. Tổ tiên của Hê-man theo thứ tự từ dưới lên như sau: Giô-ên, Sa-mu-ên,
34 zanakalahin’ i Elkana, zanakalahin’ i Jerohama, zanakalahin’ i Eliala, zanakalahin’ i Toa.
Ên-ca-na, Giê-rô-ham, Ê-li-ên, Thô-a,
35 zanakalahin’ i Zofa, zanakalahin’ i Elkana, zanakalahin’ i Mahata, zanakalahin’ i Amasay,
Xu-phơ, Ên-ca-na, Ma-hát, A-ma-sai,
36 zanakalahin’ i Elkana, zanakalahin’ i Joela, zanakalahin’ i Azaria, zanakalahin’ i Zefania,
Ên-ca-na, Giô-ên, A-xa-ria, Sô-phô-ni,
37 zanakalahin’ i Tahata, zanakalahin’ i Asira, zanakalahin’ i Ebiasafa, zanakalahin’ i Kora,
Ta-hát, Át-si, Ê-bi-a-sáp, Cô-ra,
38 zanakalahin’ i Jizara, zanakalahin’ i Kehata, zanakalahin’ i Levy, zanak’ Isiraely.
Dít-sê-na, Kê-hát, Lê-vi, và Ít-ra-ên.
39 Ary Asafa rahalahiny, izay nitsangana teo amin’ ny ankavanany, dia Asafa, zanakalahin’ i Berekia, zanakalahin’ i Simea,
Phụ tá thứ nhất của Hê-man là A-sáp, thuộc dòng dõi Ghẹt-sôn. Tổ tiên của A-sáp theo thứ tự từ dưới lên như sau: Bê-rê-kia, Si-mê-a,
40 zanakalahin’ i Mikaela, zanakalahin’ i Beseia, zanakalahin’ i Malkia,
Mi-ca-ên, Ba-sê-gia, Manh-ki-gia,
41 zanakalahin’ i Etny, zanakalahin’ i Zera, zanakalahin’ i Adaia,
Ét-ni, Xê-ra, A-đa-gia,
42 zanakalahin’ i Etana, zanakalahin’ i Zima, zanakalahin’ i Simey,
Ê-than, Xim-ma, Si-mê-i,
43 zanakalahin’ i Jahata, zanakalahin’ i Gersona, zanakalahin’ i Levy.
Gia-hát, Ghẹt-sôn, và Lê-vi.
44 Ary ny rahalahin’ ireo kosa, dia ny zanakalahin’ i Merary, nitsangana teo amin’ ny ankaviany: Etana, zanakalahin’ i Kisy, zanakalahin’ i Abdia, zanakalahin’ i Maloka,
Phụ tá thứ hai của Hê-man là Ê-than, người thuộc dòng Mê-ra-ri. Tổ tiên của Ê-than theo thứ tự từ dưới lên như sau: Ki-si, Áp-đi, Ma-lúc,
45 zanakalahin’ i Hasabia, zanakalahin’ i Amazia, zanakalahin’ i Hilkia,
Ha-sa-bia, A-ma-xia, Hinh-kia,
46 zanakalahin’ i Amzy, zanakalahin’ i Bany, zanakalahin’ i Samera,
Am-si, Ba-ni, Sê-me,
47 zanakalahin’ i Maly, zanakalahin’ i Mosy, zanakalahin’ i Merary, zanakalahin’ i Levy.
Mách-li, Mu-si, Mê-ra-ri, và Lê-vi.
48 Ary ny Levita rahalahin’ ireo koa dia efa nomena hanao ny fanompoana rehetra ao amin’ ny tabernakelin’ ny tranon’ Andriamanitra.
Các người Lê-vi khác, là anh em của họ, đều phục vụ trong Đền Tạm, nhà của Đức Chúa Trời.
49 Fa Arona sy ny zananilahy no nanatitra teo ambonin’ ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana sy teo ambonin’ ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra, mba hanao ny raharaha rehetra ao amin’ ny fitoerana masìna indrindra sy hanao fanavotana ho an’ ny Isiraely, araka izay rehetra nandidian’ i Mosesy, mpanompon’ Andriamanitra.
Chỉ có A-rôn và các con ông làm thầy tế lễ. Họ lo việc dâng lễ thiêu, xông hương trên bàn thờ và mọi công việc khác trong Nơi Chí Thánh. Họ làm lễ chuộc tội cho Ít-ra-ên, theo như mọi điều Môi-se, đầy tớ của Đức Chúa Trời, đã truyền dạy họ.
50 Ary ny zanakalahin’ i Arona dia Eleazara, ary Finehasa no zanakalahin’ i Eleazara, Abisoa no zanakalahin’ i Finehasa,
Con cháu A-rôn là: Ê-lê-a-sa, Phi-nê-a, A-bi-sua,
51 Boky no zanakalahin’ i Abisoa, Ozy no zanakalahin’ i Boky, Zerahia no zanakalahin’ i Ozy,
Bu-ki, U-xi, Xê-ra-hi-gia,
52 Meraiota no zanakalahin’ i Zerahia, Amaria no zanakalahin’ i Meraiota, Ahitoba no zanakalahin’ i Amaria,
Mê-ra-giốt, A-ma-ria, A-hi-túp,
53 Zadoka no zanakalahin’ i Ahitoba, Ahimaza no zanakalahin’ i Zadoka.
Xa-đốc, và A-hi-mát.
54 Ary izao no fonenany araka ny vohiny tao amin’ ny zara-taniny avy, dia ny an’ ny taranak’ i Arona, avy amin’ ny fokon’ ny Kehatita; fa azy ny loka:
Sau đây là sự phân phối các thành và đất đai cho các con cháu A-rôn thuộc dòng Kê-hát:
55 Nomeny azy Hebrona tao amin’ ny tanin’ ny Joda sy ny tany manodidina azy.
Dòng Kê-hát nhận được thành Hếp-rôn và các đồng cỏ chung quanh thành này trong đất Giu-đa,
56 Fa ny saha momba ny tanàna sy ny vohiny kosa nomeny an’ i Kaleba, zanak’ i Jefone.
trừ các đồng ruộng và hương thôn ngoại thành, là phần đã chỉ định cho Ca-lép, con Giê-phu-nê.
57 Ary ny taranak’ i Arona nomeny an’ i Hebrona, tanàna fiarovana, ary Libna sy ny tany manodidina azy ary Jatira sy Estemoa sy ny tany manodidina azy
Ngoài ra, con cháu A-rôn còn có các thành trú ẩn với đồng cỏ chung quanh sau đây: Thành Hếp-rôn, Líp-na, Gia-tia, Ết-tê-mô-a,
58 ary Hilena sy ny tany manodidina azy ary Debira sy ny tany manodidina azy
Hi-lên, Đê-bia,
59 ary Asana sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy;
A-san, và Bết-sê-mết.
60 ary avy tamin’ ny firenen’ i Benjamina dia Geba sy ny tany manodidina azy ary Alemeta sy ny tany manodidina azy ary Anotata sy ny tany manodidina azy. Dia telo ambin’ ny folo no isan’ ny tanànan’ izy mianakavy rehetra.
Trong đất Bên-gia-min, họ có Ghê-ba, A-lê-mết, A-na-tốt, và đồng cỏ chung quanh. Có mười ba thành được giao cho con cháu của A-rôn.
61 Ary ny an’ ny taranak’ i Kehata sisa tamin’ ny fokon’ izany firenena izany dia tanàna folo araka ny filokana tamin’ ny antsasaky ny firenen’ i Manase.
Những người còn lại thuộc dòng Kê-hát nhận được mười thành trong đất của phân nửa đại tộc Ma-na-se.
62 Ary ny an’ ny taranak’ i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin’ ny folo tamin’ ny firenen’ Isakara sy ny firenen’ i Asera sy ny firenen’ i Naftaly ary ny firenen’ i Manase any Basana.
Dòng Ghẹt-sôn nhận được mười ba thành, thuộc các đại tộc Y-sa-ca, A-se, Nép-ta-li, và Ma-na-se trong đất Ba-san, phía đông sông Giô-đan.
63 Ary ny loka azon’ ny taranak’ i Merary araka ny fokony dia tanàna roa ambini ny folo avy tamin’ ny firenen’ i Robena sy ny firenen’ i Gada ary ny firenen’ i Zebolona.
Dòng Mê-ra-ri nhận được mười hai thành trong đất của các đại tộc Ru-bên, Gát, và Sa-bu-luân.
64 Dia nomen’ ny Zanak’ i Isiraely ho an’ ny Levita ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy.
Vậy, người Ít-ra-ên cấp thành và đồng cỏ chung quanh cho con cháu Lê-vi.
65 Ary nomeny tamin’ ny filokana ireto tanàna tononina ireto avy tamin’ ny firenena taranak’ i Joda sy ny firenena taranak’ i Simeona ary ny firenena taranak’ i Benjamina.
Các thành thuộc đại tộc Giu-đa, Si-mê-ôn, và Bên-gia-min là được kể tên trên đây được chỉ định cho Người Lê-vi.
66 Fa ny sasany amin’ ny fokon’ ny taranak’ i Kehata dia nahazo tanàna avy tamin’ ny firenen’ i Efraima.
Một số gia đình thuộc dòng Kê-hát nhận được thành từ đại tộc Ép-ra-im các thành trú ẩn với đồng cỏ chung quanh sau đây:
67 Ary nomeny azy Sekema, tanàna fiarovana, tao amin’ ny tany havoan’ i Efraima sy ny tany manodidina azy ary Gazera sy ny tany manodidina azy
Si-chem (thành trú ẩn trên cao nguyên Ép-ra-im), Ghê-xe,
68 ary Jokmeama sy ny tany manodidina azy ary Beti-horona sy ny tany manodidina azy
Giốc-mê-am, Bết-hô-rôn,
69 ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy;
A-gia-lôn, và Gát-rim-môn.
70 ary ny avy tamin’ ny antsasaky ny firenen’ i Manase dia Amera sy ny tany manodidina azy ary Bileama sy ny tany manodidina azy, dia ho an’ ny fokon’ ny taranak’ i Kehata sisa.
Các gia đình này còn nhận được từ phân nửa đại tộc Ma-na-se hai thành với đồng cỏ chung quanh là A-ne và Ba-la-am.
71 Ary ny an’ ny taranak’ i Gersona dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy ary Astarta, sy ny tany manodidina azy avy tamin’ ny antsasaky ny firenen’ i Manase;
Phân nửa đại tộc Ma-na-se còn cấp cho dòng Ghẹt-sôn hai thành với đồng cỏ chung quanh là Gô-lan (thuộc Ba-san) và Ách-ta-rốt.
72 ary ny avy tamin’ ny firenen’ Isakara dia Kadesy sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy
Đại tộc Y-sa-ca cấp cho họ các thành với đồng cỏ chung quanh là: Kê-đe, Đa-bê-rát,
73 ary Ramota sy ny tany manodidina azy ary Anema sy ny tany manodidina azy;
Ra-mốt, và A-nem.
74 ary ny avy tamin’ ny firenen’ i Asera dia Masala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy
Đại tộc A-se cấp các thành Ma-sanh, Áp-đôn,
75 ary Hokoka sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny tany manodidina azy;
Hu-cô, và Rê-hốp với đồng cỏ chung quanh.
76 ary ny avy tamin’ ny firenen’ i Naftaly dia Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy ary Hamona sy ny tany manodidina azy ary Kiriataima sy ny tany manodidina azy.
Đại tộc Nép-ta-li cấp các thành Kê-đe, thuộc Ga-li-lê, Ham-môn, và Ki-ri-a-ta-im với đồng cỏ chung quanh.
77 Ary ny an’ ny sisa, taranak’ i Merary, dia avy tamin’ ny firenen’ i Zebolona, dia Rimono sy ny tany manodidina azy ary Tabara sy ny tany manodidina azy;
Những người còn lại thuộc dòng Mê-ra-ri nhận được hai thành Rim-môn và Tha-bô với đồng cỏ chung quanh từ đại tộc Sa-bu-luân.
78 ary any an-dafin’ i Jordana, tandrifin’ i Jeriko, atsinanan’ i Jordana, koa dia avy tamin’ ny firenen’ i Robena, dia Bazera any an-efitra sy ny tany manodidina azy ary Jaza sy ny tany manodidina azy
Từ đại tộc Ru-bên, phía đông Sông Giô-đan, đối diện Giê-ri-cô, họ nhận các thành Ba-san (thuộc hoang mạc), Gia-xa,
79 ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy;
Kê-đê-mốt, và Mê-phát với đồng cỏ chung quanh.
80 ary avy tamin’ ny firenen’ i Gada dia Ramota-gileada sy ny tany manodidina azy ary Mahanaima sy ny tany manodidina azy
Và từ đại tộc Gát, họ nhận các thành Ra-mốt, thuộc Ga-la-át, Ma-ha-na-im,
81 ary Hesbona sy ny tany manodidina azy ary Jazera sy ny tany manodidina azy.
Hết-bôn, và Gia-ê-xe, với đồng cỏ chung quanh.