< Joeli 3 >
1 « Na mikolo mpe na tango wana, tango nakozongisa bakangami ya Yuda mpe ya Yelusalemi,
Fa, indro, amin’ ireo andro ireo sy amin’ izany fotoana izany, raha hampodiko ny Joda sy Jerosalema avy amin’ ny fahababoany,
2 nakosangisa bato ya bikolo nyonso mpe nakokitisa bango na lubwaku ya Jozafati. Nakosambisa bango kuna na tina na libula na Ngai, Isalaele, bato na Ngai; pamba te bapanzi bato na Ngai kati na bikolo mpe bakaboli mokili na Ngai.
Dia hangoniko ny jentilisa rehetra ka ho entiko midìna ao amin’ ny Lohasahan’ i Josafata, ary ao no hifandaharako aminy noho ny amin’ ny Isiraely, oloko sy lovako, izay naeliny tany amin’ ny jentilisa; Ary nozarazarainy ny taniko,
3 Babeti zeke mpo na kokabola bato na Ngai, bapesi bilenge mibali basi ya ndumba, bateki bilenge basi mpo na kozwa kaka vino, mpe balangwe yango.
Sady nanaovany loka ny oloko, dia zazalahy no nataony takalon’ ny vehivavy janga, ary zazavavy no namidiny divay ka nosotroiny.
4 Eh bongo bino, Tiri mpe Sidoni, bituka ya bato ya Filisitia, likambo nini lisusu kati na Ngai mpe bino? Bolingi kozongisela Ngai mabe to kotombokela Ngai? Soki yango nde ezali makanisi na bino, Ngai nde nasengeli kozongisela bino mabe na lombangu.
Ary ianareo koa, ry Tyro sy Sidona, sy ry tany Filistia rehetra, moa mampaninona Ahy akory ianareo? Hamaly Ahy va ianareo, sa hanahoana Ahy? Faingana dia faingana no hanatsingerenako ny nataonareo ho eo an-dohanareo,
5 Pamba te bozwaki palata mpe wolo na Ngai, bomengo na Ngai ya motuya makasi mpe bomemaki yango na batempelo na bino.
Noho ny natanareo ny volafotsiko sy ny volamenako, sy ny nitondranareo ny zava-tsoako mahafinaritra ho ao amin’ ny tempolinareo;
6 Botekaki bato ya Yuda mpe ya Yelusalemi epai ya Bagreki mpo na komema bango mosika ya mokili na bango.
Ary ny zanak’ i Joda sy ny zanak’ i Jerosalema dia namidinareo tamin’ ny zanaky ny Grika, hamindranareo azy hanalavitra ny taniny.
7 Ngai moko nakopesa bango makasi mpo ete babima na bisika nyonso epai wapi botekaki bango.
Indro, hofohaziko izy hiala ny amin’ ny tany Izay nahaverezany noho ny nahalafosanareo azy, ary hatsingeriko ho eo an-dohanareo ny nataonareo,
8 Nakoteka bana na bino ya mibali mpe ya basi epai ya bato ya Yuda, mpe bango bakoteka bango epai ya bato ya Sabe, ekolo ya mosika penza, » elobi Yawe.
Ka hamidiko ho lasan’ ny zanak’ i Joda kosa ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ary hamidiny amin’ ny Sabeana kosa ireny, dia ho an’ izay firenena lavitra; Fa Jehovah no efa niteny.
9 « Bosakola likambo oyo kati na bikolo: Bobulisa mampinga mpo na bitumba! Bolamusa bilombe! Tika ete bilombe nyonso ya bitumba bapusana mpe baya!
Antsoy any amin’ ny jentilisa izany, miantsoa hanao ady masìna, fohazy ny lehilahy mahery, aoka handroso ny mpiady rehetra ka hiakatra;
10 Bosala mipanga, na nzela ya bakongo na bino; mpe makonga, na nzela ya bipasola na bino! Tika ete moto na bolembu aloba: ‹ Nazali makasi. ›
Tefeo ho sabatra ny fangadinareo, ary ho lefona ny antsinareo fanetezam-boaloboka; Aoka izay kelikely aina hihiaka hoe: Mahery aho!
11 Bino bikolo nyonso ya zingazinga, boya na lombangu mpe bosangana! Oh Yawe, kitisa bilombe na Yo!
Avia faingana, ianareo jentilisa rehetra avy eny manodidina eny, dia ento midìna ao ny maherinao, Jehovah ô.
12 Tika ete bikolo nyonso elamuka mpe emata kino na lubwaku ya Jozafati! Pamba te kuna nde nakovanda mpo na kosambisa bikolo nyonso ya zingazinga.
Hifoha ny jentilisa ka hiakatra ho ao amin’ ny Lohasahan’ i Josafata; Fa ao no hipetrahako hitsara ny jentilisa rehetra avy eny manodidina eny.
13 Bosimba bambeli, pamba te bambuma eteli. Boya, bokamola bambuma ya vino, pamba te ekamolelo etondi, banzungu etondi, mabe na bango eleki ndelo.
Arosoy ny fijinjana, fa masaka ny vokatra; Avia ianareo, ka manosihose, fa feno ny famiazam-boaloboka, mihoatra ny vata fanantazana, fa be ny faharatsiany.
14 Bato bazali ebele, ebele penza, na lubwaku ya kosambisama. Mokolo ya Yawe ekomi pene, na lubwaku ya kosambisama.
He izany vahoaka mireondreona ao amin’ ny lohasaha fitsarana! Fa efa antomotra ny andron’ i Jehovah ao amin’ ny lohasaha fitsarana.
15 Sanza mpe moyi ekoyinda, minzoto ekongenga lisusu te.
Ny masoandro sy ny volana ho tonga maizina, ary ny kintana tsy hamirapiratra,
16 Wuta na Siona, Yawe akoloba makasi; wuta na Yelusalemi, akoloba na mongongo makasi lokola kake; Lola mpe mabele ekoningana. Kasi Yawe akozala ekimelo mpo na bato na Ye, engumba batonga makasi mpo na bana ya Isalaele.
Jehovah mierona ao Ziona, ary mampikotroka ao Jerosalema, ka hihorohoro ny tany aman-danitra; Fa Jehovah no fialofan’ ny olony sy fiarovana mafy ho an’ ny Zanak’ Isiraely.
17 Boye, bokoyeba solo ete Ngai nazali Yawe, Nzambe na bino; navandaka na Siona, ngomba na Ngai ya bule. Yelusalemi ekozala engumba ya bule, bapaya bakolekela lisusu wana te.
Ary dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay monina ao Ziona, tendrombohitro masìna; Dia ho masìna Jerosalema, ary ny hafa firenena tsy mba handeha hamaky eo intsony.
18 Na mokolo wana, bangomba ekotangisa vino ya sika, mpe miliki ekotanga na bangomba mikuse. Miluka nyonso ya Yuda ekotonda na mayi, etima moko ya mayi ekobima wuta na Tempelo ya Yawe mpe ekosopela lubwaku ya banzete ya akasia mayi.
Amin’ izany andro izany dia hipoipoitra ranom-boaloboka ny tendrombohitra, handriaka ronono ny havoana, ho feno rano ny lohasahan-driak’ i Joda rehetra, ary hisy loharano hivoaka avy ao an-tranon’ i Jehovah ka handena ny lohasahan-driak’ i Sitima.
19 Kasi mokili ya Ejipito ekobebisama, mokili ya Edomi ekokoma esobe mpo na makambo mabe oyo basalaki epai ya bato ya Yuda, pamba te basopaki makila ya bato ya Yuda na mabele na bango, atako basalaki mabe te.
Egypta kosa ho tonga tany lao, ary Edoma ho efitra foana, noho ny fampahoriana ny taranak’ i Joda, dia ny nandatsahany rà marina teo amin’ ny taniny.
20 Bato bakokoma kovanda na mokili ya Yuda mpo na libela, mpe na engumba Yelusalemi, libela na libela.
Fa Joda honenana mandrakizay, ary Jerosalema hatramin’ ny taranaka fara mandimby.
21 Nakopetola bino mpo na ngambo ya makila, mpo ete nanu napetola bino te. »
Ary hamaly ny rà marina izay tsy mbola novaliako Aho; Fa Jehovah monina ao Ziona.