< Yobo 39 >

1 Oyebi tango nini bantaba ya ngomba ebotaka? Osila komona ndenge mboloko ebotaka?
Fantatrao va ny fotoana fiterahan’ ny osi-dia any amin’ ny harambato? Voahevitrao va ny fiterahan’ ny dieravavy?
2 Osila kotanga basanza oyo ewumelaka na zemi? Oyebi tango oyo ebotaka?
Mahisa ny andro ahatanterahany va ianao? Ary fantatrao va ny fotoana fiterahany?
3 Ekogumbama, ekobota bana na yango mpe ekolongwa na pasi na yango ya kobota.
Miondrika izy ka teraka, sady alefany ny faharariany.
4 Bana na yango ekozwa makasi, ekokola na libanda, ekokende mosika mpe ekozonga lisusu te.
Donga ny zanany, mihalehibe any an-efitra ireny; Mivoaka izy ka tsy mety miverina intsony.
5 Nani akangoli ane ya zamba? Nani apesi yango bonsomi?
Iza moa no nandefa ny boriki-dia ho karenjy? Ary iza no namaha ny fatoran’ ny boriki-dia,
6 Ngai nde napesi yango esobe lokola ndako, mpe mabele ya mungwa lokola esika ya kovanda.
Izay nomeko ny tani’ hay ho fitoerany ary ny tanin-tsira ho fonenany?
7 Esekaka makelele ya bingumba mpe eyokaka te mongongo ya motambolisi ya mpunda.
Ihomehezany ny fitabatabana ao an-tanàna; Tsy ahoany akory ny fiantsoantson’ ny mpampandeha;
8 Etambolaka na ngomba mpo na koluka bilei mpe elukaka na bokebi matiti nyonso ya mobesu.
Any an-tendrombohitra rehetra any no fihinanany, ary mitady ny zava-maitso rehetra izy.
9 Mpakasa ekoki kondima kosalela yo? Ekoki kolekisa butu na elielo na yo ya banyama?
Mba mety manompo anao va ny ombimanga na handry ao am-pahitrao amin’ ny alina?
10 Okoki kokanga mpakasa na singa ya ebende oyo ebalolaka mabele? Ekoki kolanda yo mpo na kotondisa mabwaku na mabele?
Mahafatotra ny ombimanga amin’ ny mahazaka ho ao am-bavasanao va ianao? Na mety manaraka anao handravona bainga any an-dohasaha va izy?
11 Okotia solo elikya na yo kati na yango, mpo ete makasi na yango ezali monene? Okotikela yango mosala na yo?
Azonao itokiana va izy satria lehibe ny heriny? Ary havelanao hataony va ny asanao?
12 Okotiela yango solo motema mpo na komemela yo bambuma mpe kosangisa yango na etutelo na yo?
Azonao itokiana hitondra ny varinao mody va izy sy hanangona izany ho eo am-pamoloanao?
13 Mapapu ya maligbanga efungwamaka na esengo nyonso, kasi, boni, lipapu mpe nsala na yango ekokani na oyo ya nkongi?
Mikopakopaka noho ny fifaliana ny elatry ny ostritsa; Nefa mahalemy fanahy azy va ny elany sy ny volony?
14 Maligbanga ebwakaka maki na yango na mabele mpe etikaka yango ete ezwa moto ya mabele,
Tsia, fa mandao ny atodiny ao amin’ ny tany izy ka mamela azy ho afanain’ ny vovoka,
15 kasi ebosanaka ete lokolo ekoki kopanza yango mpe banyama ya zamba ekoki konyata-nyata yango.
Ary tsy ahiny izay ho voaporitry ny tongotra ireo. Na ho voahitsaky ny bibi-dia.
16 Enyokolaka bana na yango makasi lokola nde ezali bana na yango te, emonaka na yango motema pasi te lokola nde esali mosala ya mpunda,
Tsy tia ny zanany izy fa ataony hoatra ny tsy azy ireny; Efa very foana izay nisasarany, nefa tsy ahoany akory izany;
17 pamba te Nzambe apimeli yango bwanya mpe apesi yango mayele te.
Fa efa nampanadinoin’ Andriamanitra ny fahendrena izy, ary Tsy nomeny anjara fahalalana.
18 Nzokande soki etelemi mpe ebandi kopota mbangu, ekoseka ata mpunda mpe motambolisi na yango.
Raha mikopakopak’ elatra toa hanidina izy, dia ihomehezany ny soavaly sy ny mpitaingina azy.
19 Boni, yo nde moto opesa mpunda makasi mpe olatisa kingo na yango pwale ya milayi?
Moa manome hery ny soavaly va ianao, na manarona vombo mihofahofa ny vozony?
20 Yo moto opumbwisaka yango lokola libanki? Lolendo ya mongongo kitoko na yango epesaka somo.
Mahay mampitsipika azy tahaka ny valala va ianao? Mahatsiravina ny hamafin’ ny fiefonefony!
21 Mpunda enyataka na makasi nyonso maboke ya mabele, esepelaka na makasi na yango mpe ekendaka liboso ya bibundeli.
Mihehy ao amin’ ny lohasaha izy ka mifalifaly noho ny heriny; Mandroso hanetra ny ady izy.
22 Eyokaka somo te, ebangaka eloko moko te, ezongaka sima te liboso ya mopanga,
Mihomehy ny tahotra izy, fa tsy mety mivadi-po. Ary tsy mianotra amin’ ny sabatra.
23 tango saki ya mbanzi eninganaka likolo na yango elongo na likonga oyo ezali kopela moto mpe mopanga.
Mifioka eny amboniny ny zana-tsipìka sy ny lefona manelatselatra ary ny lefom-pohy.
24 Epumbwaka na kanda mpe epanzaka mabele, evandaka kimia te soki kelelo ebeti.
Miriotra mafy amin’ ny fahavinirana sy ny fahatezerana izy ka tsy mety mijanona intsony, rehefa maneno ny anjomara.
25 Soki kelelo ebeti, egangaka: ‹ Ah! › Na mosika, eyokaka solo ya bitumba, koganga ya bakambi ya basoda mpe makelele ya bitumba.
Na oviana na oviana no anenoan’ ny anjomara dia mihiaka izy. Ary manimbolo ny ady izy, raha mbola lavitra, dia ny akoralava sy ny fitabataban’ ny manamboninahitra.
26 Boni, ezali na mayele na yo nde kombekombe epumbwaka mpe etandaka mapapu na yango na ngambo ya sude?
Ny fahendrenao va no mampanidina ny hitsikitsika sy mampamelatra ny elany hianatsimo?
27 Na mitindo na yo nde mpongo emataka likolo mpe esalaka zala na yango na likolo?
Noho ny didinao va no iakaran’ ny voromahery sy anaovany ny akaniny eny an-dringiringy?
28 Evandaka mpe etongaka ndako kati na mabanga, na esika ya kaka, na songe ya libanga.
Eny amin’ ny harambato no itoerany sy anaovany ny akaniny, dia eo an-tampon’ ny harambato sy ao amin’ ny fiarovana.
29 Wuta na likolo, emonaka nyama ya kolia, miso na yango emonaka na mosika.
Any no itazanany remby; Mahatsinjo lavitra ny masony.
30 Bana na yango emelaka makila. Esika ebembe ezali, mpongo ezali wana. »
Mitsentsitra rà ny zanany, ary izay itoeran’ ny faty dia any izy.

< Yobo 39 >